Liste des messages
Liste des messages, inserés par razafyaina2o15, par ordre de date
razafyaina2o15
(
21/10/2016 09:00)
tsetratsetra tsy aritr fotsin
manao ahoana daholo .salama ny zavatra mampalahelo ahy fotsiny @ resakaJIRAMA dia ny any @ partie nay any dia tapaka ary matetika mitsy dia tsy miverina raha tsy ny ampitso maraina...
suite
razafyaina2o15
(
10/06/2016 11:49)
Manao ahoana daholo
misy mpianatra maromaro m...
Manao ahoana daholo
misy mpianatra maromaro mianatra ny serasera dia mba nametraka fanontaniana kely tamiko ary amintsika rehetra ko momb ny fahaiza miaina na eny an- dalambe eny na eny @ za...
suite
répondu par razafyaina2o15 le 03/04/2017 11:45
razafyaina2o15
(
01/06/2016 07:58)
Manao ahoanadaholo ianareo e!
eritreritr manda...
Manao ahoanadaholo ianareo e!
eritreritr mandalo fotsiny ny ahy ty reny busren ve hoadiavoatery mifanenjikatoy reny foan e! aizakatsy mijer mitsy hoe mis olon miandry ne izy eo @ arret eo fa...
suite
razafyaina2o15
(
26/04/2016 12:21)
sarimihetsika
manao ahoana daholo! ny sarimihetsika malagasy kosa aloha zao dia tena mivoatra tsikelikely e! tsara fa tohizina hatrany fa tena hatao toy ireny hoe hiainana reny mihintsy izy dia vao maika tsara h...
suite
répondu par hery le 22/12/2016 09:06
razafyaina2o15
(
26/04/2016 12:11)
ny teny tiako ho lazaina anie dia ilay kolontsain...
ny teny tiako ho lazaina anie dia ilay kolontsaina malagasy zay ten very tanteraka mihintsy e! satria maty ny tekonlogia vaovao , ny fomba amam panao malagasy toa tsy hita taratra intsony reo ank...
suite
répondu par hery le 27/04/2016 08:17
razafyaina2o15
(
25/04/2016 08:37)
manao ahoana daol; anisan ny kolontsain tsara i...
manao ahoana daol; anisan ny kolontsain tsara indrindra ny famakiana boky ; ireny no tsara ato maro eto amintsikafa tsy ny trano fanaovany jeu akory ny cyber ! ilaina reny fa...
suite
répondu par 5laody le 30/04/2016 10:24
razafyaina2o15
(
22/04/2016 12:22)
FIHAVANANA
ankehitriny toy tsy hita taratra intsony zany hoe fihavanana zany ! asanoho ny fiainanamihasarotra hatrany ve sa noho ny fisian ny teknologiavaovao sa noho ny inona tsy hay intsony ; vola ! ...
suite
répondu par rhaj0 le 08/05/2016 15:30
razafyaina2o15
(
22/04/2016 12:03)
FANATSARANA SY FITANDROVANA NY ZARIDAINA
MIARAHABA
endriky ny tanana rehetra na eny ambanivohitra na ety andrenivohitra ny zaridaina ka tokony hajainasy kolokoloina fatratra izy ireny ; mitondra rivotra tsara ary mampazotozoto ...
suite
razafyaina2o15
(
22/04/2016 08:18)
e! ty tananantsika
farahovian ihany hoa ny olona maromaro sasantsasany vao mb hhay hiaro zany hoe fanananaiombonana zany e! toy zaridaina ny jiro ny wc ny zavatrarehetra mahafinaritra eny an dalana manaingo ny ...
suite
répondu par razafyaina2o15 le 26/04/2016 05:00
razafyaina2o15
(
21/04/2016 12:31)
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka ton...
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka tonga ny disadisa eny na dia eo @ manodidinaaza ! nef tikony hahatsapa ny tsirairay fa misy hatrany ny fifampiresahanamba hilaminan zany fiaraha mo...
suite
razafyaina2o15
(
21/04/2016 12:22)
fanabeazana
miainga avy any @ ray aman dreny aloha ny fanabeazanavao miampita@ mpanabe sy ny mpampianatra satria saorotra ny mitondraazy raha ts ny ray aman dreny no mandray andraikitra! miangaavy any ny olana...
suite
répondu par razafyaina2o15 le 17/06/2016 06:20
