razafyaina2o15 - 22/04/2016 12:03
|
![]() endriky ny tanana rehetra na eny ambanivohitra na ety andrenivohitra ny zaridaina ka tokony hajainasy kolokoloina fatratra izy ireny ; mitondra rivotra tsara ary mampazotozoto sy mampifalifaly mandritra ny tontolo andronao . e! jereo ny tananan 'olon any ivelany any tanana mahate ho tia ; ny hevitro de ataovy toy ny zaridainao @ fanolokoloinazany deho hitanao fa ten hafazany hoe endrik ny zaridaina mitondra fahavitrihina izay |