Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ral_, milahatra araka ny daty
ral_ ( 09/04/2013 12:02)
fihetseham-po amin'ny teny malagasy
Miarahaba ny namana rehetra, Maro ny fihetsem-po tsapan'ny olombelona fa tsy dia fantatra foana hoe ahoana ny hanehoana azy. Ankohatry ny fihetseham-po efa mahazatra antsika ( toy ny hoe faly, mal... tohiny
ral_ ( 06/04/2013 09:54)
Fanorona tsy misy vela
Maiarahaba antsika rehetra, Ho antsika izay tia kilalao nentin-drazana ary mahalala tsara ny fitsipiky ny fanorona. Ahoana ny eritreritsika tsirairay ny momba ny vela? mety efa nisy nametraka ihany ... tohiny
novalian'i ral_ ny 09/04/2013 11:38
ral_ ( 10/03/2013 19:23)
Mac gyver
Salama daholo isika rehetra Inona avy ny zavatra na fitaovana efa nampiasainao tsy tamin'ny tanjona namoronana azy? ohatra: efa nampiasa antsy mofo aho nataoko tournevis; efa nampiasa finday aho ... tohiny
novalian'i ral_ ny 20/04/2013 12:21
ral_ ( 09/03/2013 16:49)
Lasa teny sinoa?
Salama daholo Nangalarin-dry zalahy ve ilay haisoratra.org fatoa tena tsy misy azoko intsony ny ao anatiny sa ny solosaina mpiasaiko no mamadika tarehintsoratra? nefa misy sarina sinoa maromaro ilay s... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/03/2013 00:32
ral_ ( 01/02/2013 11:54)
Slow manja
Miarahaba ny rehetra Misy duo mitondra ny lohateny hoe mila anao izay mpandeha tamin'ny onjam-peo tamin'ny taona 85-89 tany ho any. Misy fiverenana taha ka izao (tonony) Ny soisory, ny alahelo ,ny ad... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007