Liste des messages

Liste des messages, inserés par pitchou, par ordre de date
pitchou ( 13/12/2007 12:49)
Azafady kely aloha e!
:D mba mety azo atao v m'sié le maire mba tsy alefa mafy lôtra le tgv ndrao mivadika eo ka hamoi-doza? :D:D:D sô d manko tsy tafiditra ny gara eo fa misy manodikodina eny am-panidinana kou? d mbÃ... suite
répondu par pitchou le 14/12/2007 18:34
pitchou ( 10/12/2007 11:43)
androany sisa ny propandy a! mba jereo klo ny zava-bitany e!
8 volana monja hoy rafaly d jereo ny asa vitanay ... tena milay zahay tsy maka entrepreneurs ndrao lasany ny saosy (fa tsy miditra am-paosy) zahay ihany no manao ny asa rehetra (h@ famorian-ketr... suite
répondu par xxx le 11/12/2007 09:23
pitchou ( 06/01/2006 18:28)
samy maika ve sa misy tsy te-hihaino?
Ny mahazatra dia mifandimby manao lahateny ny olona maromaro manana andraikitra be eto @ firenena rehefa mamonjy ny lamesa voalohan'ny taona eny Iavoloha. Raha i Sefo Senat no tena nasiaka t@ herintao... suite
répondu par fijo le 31/01/2006 22:07
pitchou ( 01/05/2005 16:36)
voninkazo vaovao
mandroso dia mandroso haingana tokoa ny fikarohana momba ny voninkazo ka raha mandeha any ivelany ianao dia mahita karazany vao noforonina betsaka! misy lalana henjakenjana ihany anefa mifehy ny fampi... suite
répondu par kally le 05/05/2005 09:53
pitchou ( 01/05/2005 15:26)
inona no mety kokoa?
betsaka ny tanora sahiran-tsaina rehefa mahavita ambaratongam-pianarana iray, indrindra raha misy manery eo @ fiainana: hanohy fianarana ve (hatrany @ master, na doc) sa hiasa aloha? samy misy mahats... suite
répondu par dadabe le 30/05/2005 15:46
pitchou ( 17/10/2004 03:37)
fanahin\'inona?
Nioron-koditra izay nahita sy nahare ity zava-nitranga vao aingana ity: zazakely vao 4 taona: nopotserina ny masony ka lasa jamba tanteraka, notapahina ny tanany, nodarohana ny lohany ... Nahoana loa... suite
répondu par fijo le 26/10/2004 21:17
pitchou ( 28/09/2004 10:40)
tataom-bato ka ny avo ihany no tovonana
Nareo v tsy nahamarika hoe raha olona ambony na manamanana no maty d midodododo daholo ny olona rehetra ary otran\'ny atao izay ampisongadina @ le solon-javatra atolotra mba ho tadidin\'ny vangiana. F... suite
répondu par fijo le 11/10/2004 21:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0237