Liste des messages

Liste des messages, inserés par ora, par ordre de date
ora ( 24/04/2018 13:20)
Lay Tononkalo nosoratan'i RADO
Sao mba misy manana Tahiry ilay Tononkalo ANAKIRAY nosoratann'i RADO izay soratako eto ambany manaraka izao ianareo? (tsy tadidiko ny LOHATENY) Sombitsombiny tamin'ny votoatiny ihany no mba hany tsaro... suite
ora ( 21/11/2016 13:16)
lay tonokalon'i ZARA AINGA
sao mba afaka mahazo ny tonon'ilay tonokalo momba ilay Ray aman-dreny nifampiresaka tamin-janany izay nalfa nianatra aty Andrenivohitra iny ve ry Hery? inona ny lohateniny?... suite
répondu par hery le 21/11/2016 18:46
ora ( 09/07/2014 10:54)
BOIS DE ROSE DOROINA ngah!!!
io zany lay tonga amin'ny fitenenana hoe ALEO LO TOA IZAY AN-KAVANA e, henjehina ery ny olona amin'io resaka Andramena io nefa izao dia ho DORANA, tsy aleo ve amidy hivadika ho vola mba hanarenana ny ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 29/07/2014 10:37
ora ( 24/06/2014 09:03)
poivre vert
nisy fandaharan izay tamin'ny fahita lavitra mikasika azy io fa tena tsy tratrako, sao mba misy afaka manome izay zavatra tsara entin'io poivre vert io nareo azfd, dia ahoan ny fomba fampiasana azy i... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/01/2015 08:23
ora ( 20/06/2014 11:39)
mikasika ireny fomba fametrahana ny sotro ireny rehefa avy mihinana
izao hono zany no dikan'ireny e [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/52585ab1743c521b962688024daed27e.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/52585ab1743c521b962688024daed27e.jpg[/... suite
répondu par nannie le 21/06/2014 12:49
ora ( 16/06/2014 12:45)
sainam pirenena malagasy
@ zao ankatokin fetim-pirenena isika malagasy izao, satria ny fananana ny saina no marikin'ny fiandrianan'ny firenena anakiray dia mba te hanontany anareo aho hoe ahoan ny tena mikasika io sainam-pi... suite
répondu par ora le 25/08/2014 07:00
ora ( 12/06/2014 08:42)
TENA RARAKA
Mba mahafinaritra kosa ny nameloman'i Syril sy melky an'iny hira iny an, fa MISY SOSO-KEVITRA IHANY ty: mba tohizana amin'ny hira hafa ilay tantara dia jerena raha zakan'i Syril ndray i Stéphanie na ... suite
répondu par ora le 13/06/2014 09:50
ora ( 05/06/2014 07:31)
BONZAY
Mba mahafinaritra ahy ireny hazo BONZAY ireny e, sao mba misy afaka manolo-kevitra hoe ahoan no fomba fambolena azy ireny, ny fikarakarana azy sns e... suite
répondu par ora le 12/06/2014 08:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077