BONZAY

1. ora ( 05/06/2014 07:31)
Mba mahafinaritra ahy ireny hazo BONZAY ireny e, sao mba misy afaka manolo-kevitra hoe ahoan no fomba fambolena azy ireny, ny fikarakarana azy sns e
novalian'i ora ny 12/06/2014 08:37
2. bichette ( 06/06/2014 10:26)
ny tena bonzai angamba dia tena any amin'ilay mpivarotra no anontaniana ! misy manko tsy vrai bonzai !
3. bichette ( 06/06/2014 10:28)
http://www.youtube.com/watch?v=6xGzBj7RRVI
4. ora ( 12/06/2014 08:37)

bichette:

http://www.youtube.com/watch?v=6xGzBj7RRVI


Misaotra an bichette amin'ilay fanampiana eee, mankasitraka รด
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5039