Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nytsiry, milahatra araka ny daty
nytsiry ( 10/05/2010 09:01)
mahaleo 09 mai : 13 naratra !
L’ESTRADE S’EFFONDRE Treize blessés recensés Le concert du groupe Mahaleo, hier après-midi au palais des Sports Mahamasina a été marqué par un accident. L’estrade prévue pour les plac... tohiny
novalian'i nannie ny 10/05/2010 13:24
nytsiry ( 10/05/2010 08:50)
vaovao re tao amin'ny radio Viva izao maraina izao 10/05
Tamin'ny fandaharana "anao ny fitenenana" no nitenenan'i Rolly Mercia fa efa vita ny pitsopitsony amin'ilay governemanta vaovao ary dia rahampitso no hanambarana izany amin'ny fomba manetriketrika.Ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2010 19:32
nytsiry ( 17/10/2009 09:13)
minisitra tratra tao an tranonà sipa
Minisitra iray tratran'ny Ray aman-drenin'ilay sipa ambody omby tsy afa niala tao an'efitranon'ilay sipa ihany io an ! aiza ary izy izany ! http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_... tohiny
novalian'i jarifa ny 03/01/2010 09:18
nytsiry ( 03/09/2009 07:15)
financement parallele ouz Andry Rajoelina !
kozy an ! hialana ary tsy hiankin-doha amin'ireo mpamatsy vola mahazatra intsony ve izany ny firenena malagasy rah ireny kabary nataon'Ingahy Andry Nirina Rajoelina omaly tetsy Ambohitsorohitra ireny... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/09/2009 23:36
nytsiry ( 12/08/2009 09:09)
foana ny fanenjehana an-dRavalomanana - gazety taratra
[b]NANAMAFY NY GIC Nofoanana ny fiampangana an-dRavalomanana[/b] Niteraka resabe ny momba ny Filoha teo aloha, Ravalomanana, taorian’ny fifanarahana politika sy ny satan’ny tetezamita tany Map... tohiny
nytsiry ( 05/08/2009 08:27)
tsy hanaiky ny tafika amizao raha miverina Ravalo ???
dia nanao fanambarana tamin'ny mpanao gazety izany ireo manamboninahitra mpitarika ny tafika malagasy omaly dia nylehiben'ny tao amin'ny fiarovana,ny miaramila,ny zandary ary ny polisy fa tsy hanaiky ... tohiny
novalian'i ndenn ny 06/08/2009 22:56
nytsiry ( 01/08/2009 10:38)
fikanonan-doha tao amin'ny panorama : ady gasy hono !
efa farany izany vao nitady hevitra sy marimaritra hiraisana ireo mpanao politika malagasy ! Iza avy ary izy ireo ? Raha nijery fahita lavitra aho alina dia gaga fa mbola saika ry zareo nandrafitra i... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:49
nytsiry ( 30/06/2009 07:19)
hivarotra rano ho an'ny arabo isika malagasy
rehefa nenjehin'i Andry Rajoelina mafy ny fivarotana na fampanofana tany amin'ny koreanina tatsimo dia izao indray ry zareo izany dia hanome sy hivarotra rano amin'ny saodianina ! raha nanao valandre... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 12:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076