Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nyeja, milahatra araka ny daty
nyeja
(
11/02/2009 09:34)
FANARATSIANA RANOFOTSINY
Mba diniho rey olona fa ny FANARATSIANA DIA TSY AVY amin'ilay Andriamanitra izay angatahantsika isan'andro vavaka fitsimbinana amin'ny fiainana .
Raha mbola manaparitaka fanaratsiana na Iza n...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:15
nyeja
(
27/01/2009 06:38)
VOALAVO
VOALAVO
Mpandrava laka sy mpandavo
Ny biby antsoina hoe VOALAVO
VOAHOZONA HAMPIREFAREFA
Ka indro fa MANDRAVA EFA .
Potehiny tsy misy antra
Izay mba fananan'ny taranany
NY BIBY TSY HINO AN'...
tohiny
novalian'i nyeja ny 27/01/2009 14:12
nyeja
(
17/07/2008 09:29)
Vavak'ilay Mpangalabadinolona
Andriamanitra ô ,
Fantatry ny saiko,
kanefa dia antenaiko
Satria ny foko dia hitolona
Amin’ ilay olon-tiako ...izay efa vadin’olona .
Fantatry ny saiko
Ary efa diso haiko
‘re...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/07/2008 18:24
nyeja
(
15/05/2008 08:17)
azo atao ve Manangana dada ?
Miarahaba anareo
Efa 10 taona lasa izay nahalasanan i dada malalako, nanana anjara toerana lehibe tamin "ny fiainako izy, azo lazaina mihitsy hoe " l"homme de ma vie " ny mba mahagaga ahy dia tena ...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2008 04:44
nyeja
(
03/08/2007 14:16)
MASIAKA IANAO RY FIARAHAMONINA
MASIAKA IANAO RY FIARAHAMONINA
Nahoana no mandrangitra ady
Masiaka ianao ry Fiarahamonina
Moa ny tany ve no fady
Sa irony vavan'olona ?
Lazaina tsisy fiheverana
Irony fo izay...
tohiny
novalian'i nyeja ny 11/08/2007 05:52
nyeja
(
14/02/2007 07:38)
Antsan'ny fitiavana
"Antsan'ny Fitiavana" fankalazana ny faha 20 taona nanoratan'Ny Eja .Hiantsa tononkalo Ny Eja dia ravahan'i Tovo J'hay, Do Rajohnson, Onja sy Roxanne pazzapa4,JTM, hira sy angola mambabo fitia hat...
tohiny
novalian'i Ryana ny 25/02/2007 16:28
nyeja
(
05/07/2006 13:00)
te hividy zavatra eto iternet ?
Mba manana zavatra maro mahaliana ahy aho eto kanefa dia tsy manana ilay fomba afahana mividy izany amin'ny vola malagasy ahoana re no ataoko ?
misaotra antsika rehetra
Ny eja ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:47
nyeja
(
12/04/2006 06:36)
KORANAN\'ny ex-LYCEE MODERNE AMPEFILOHA aty Frantsa .
Manasa antsika rehetra ex-LMA rehetra aty frantsa hiaraka hikorana ao amin\'ny \"RESTAURANT MON TANA \" CRETEIL
amin\'ny 07 mai 2006 izao amin\'ny 1 ora dia misokatra ny buffet self service ...
tohiny
novalian'i Evah ny 30/06/2006 09:28
nyeja
(
01/04/2006 10:00)
Fandikana Tononkalo Ny Eja fiteny frantsay
Miarahaba antsika rehetra
Ny tenako dia mitady poety malagasy mahafehy sy manana talenta amin'ny fanoratana teny malagasy sy frantsay handika ireo tononkalo ao amin'ny boky "ilay fitia" ho amin'ny...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 04/04/2006 09:50
nyeja
(
13/02/2006 13:50)
tetik'asa misy vola
salama isika rehetra
namorona tetik'asa vaovao ny tenako, fanabeazana ny zaza malagasy hahalala bebe kokoa an'i madagasikara, "question pour un champion malagasy "natao amin'ny fiteny malagasy sy ...
tohiny
novalian'i chipoli ny 28/02/2006 13:36
nyeja
(
04/01/2006 09:53)
teny mamy iray
inty indray misy endrika fitiavana iray, ahoana ny hevitrareo ?
Ny fitiavana inoako
Fa talohanao, sina ny fitiavako
izay olo-nantenaiko ho vahatra hampitony
izao vao tena haiko,
fa...
tohiny
novalian'i lapino ny 17/01/2006 11:23
nyeja
(
27/12/2005 14:42)
Fitia niova loko
inty misy tononkalo iray mampalahelo mila ady hevitra kely avy aminareo e.
Fitia niova loko !
Raha toa ka niova loko,
nanjary antra sisa
ilay fitiavanao,
dia hionona ny foko
...
tohiny
novalian'i mapi ny 08/10/2007 08:32
nyeja
(
23/08/2005 06:11)
fitiavana anaty any .
Raha mba fantatrao
Niezaka aho hanafina
izay tempo an-tratrako ao
f'angaha tsy raharaha
raha fantatrao tsinahy
ilay faniriana
anatiko mangina.
Dia niezaka aho hitsiky
imolot...
tohiny
novalian'i miangoty ny 14/09/2005 07:39
nyeja
(
04/08/2005 05:57)
faniriana sarotra antenaina
tsy mba mitady ny hoe
tsy maintsy ho tiavinao
fa tiako ny eo anilanao
tsy manantena ny hoe
tsy maintsy ho vadianao
fa tiako ny eo anilanao
faniriana sarotra antenaina
nefa tsy az...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 08/09/2005 03:45
