Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nofinofy, milahatra araka ny daty
nofinofy ( 01/08/2011 06:38)
Fanodikodinana zaza tsy ampy taona, mba hazavao azafady
Toy izao ilay tantara: Nisy tovolahy 2 nahita vehivavy 2 (efa mananjanaka ny iray ampinonoany eny aminy fa mbola tanora(tsy fantatra ny taonany), ary ny iray dia tanora eo amin`ny 16 taona eo). Namp... tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 14:46
nofinofy ( 23/02/2009 16:42)
TGV TSY MENATRA
Tsy mahalala menatra sady tsy lehilahy ilay Andry TGV. vao tsy herinandro akory izay no nivazavaza teny amin'ny 13 mai fa tsy misy fifampidinihina azo atao intsony fa alaina ny ministera, ny presidan... tohiny
nofinofy ( 18/02/2009 11:56)
Iza ireo mody miakanjo fotsy ireo?
Izaho dia olona tsy mpivavaka be, fa nahagaga ahy ny nahita ireo mpiandry handeha hialoha lalana. Tsy ao Antananarivo aho io manoratra io, ka tsy dia mazava amiko ny fandehan’ny tantara. Fa izao :... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:41
nofinofy ( 13/02/2009 09:03)
Izany ka tena demokrasia
Mahagaga ahy mihintsy ity lazaindry zalahy hoe demokrasia ity : Terena ny mpiasan’ny zone franche tsy hiasa Terena hakatona ny toerampianarana sy ny toerampiasana Sns…… Ny olona anie tsy ada... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/02/2009 10:15
nofinofy ( 06/10/2008 16:51)
Ary ahoana ny any Madagasikara?
Efa sahy manambara ampahibemaso ny zavatra tsy mety ataon'ireo izay heverina hoe finoana lehibe ny any ampita. Ny any Madagasikara anefa toa mbola atao ramatahora foana ny vahoaka ka tsy sahy milaza r... tohiny
novalian'i nofinofy ny 25/10/2008 05:14
nofinofy ( 02/09/2008 15:34)
TRATRA KOA I MASERA
Nisy vaovao androany (02 septembre 2008) tamin’ny gazety MADAGASCAR TRIBUNE, fa nisy MASERA tratra nifrôdy. Tsy tokony hisy intsony ny fifanenjehana na ny fifanaratsiana ato anatin’ity site ity... tohiny
nofinofy ( 01/07/2008 08:41)
Detournement de mineur: Ahoana marina izy ity?
Namaky valina fandihadihana iray teto Madagasikara aho (mahakasika ny fahasalamana io) , dia indro ataoko eto ny voasoratra ao (no comment): [i]12.8 ACTIVITÉ SEXUELLE CHEZ LES JEUNES Âge aux pre... tohiny
novalian'i aloalo ny 16/07/2008 06:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0228