Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i myari, milahatra araka ny daty
myari
(
03/04/2009 09:11)
HAT fakofakon'olona
Mba liana ihany ny tena mba hoe iza avy izany ireo mba hampetraka ao @ ity hoe HAT ity rehefa nojerena tokoa dia hita fa dia ireo fakofakon'olona izay efa naloan'ny vahoaka daholo no mitambatra ao, hi...
tohiny
novalian'i pink ny 03/04/2009 21:24
myari
(
30/03/2009 07:36)
ontsa ny fo mijery ireo mba panohana ny TGV
Hatramin'izay aho dia nieritreritra ihatrany hoe mba misy manana ny mahaizy ihany ny mpanaraka an'i TGV rehefa tena dinihina anefa ankehitriny dia maha ontsa ny milaza azy satria tsy hita mihintsy iza...
tohiny
novalian'i papala ny 31/03/2009 13:06
myari
(
28/03/2009 21:38)
Vao tsy herinandro akory dia efa mihosin-drĂ TGV
Mafy tokoa izany tampoim-pahefana izany ka dia manaonao foana , tena vorona azon'adala tokoa ity ka dia ataony @ izay mahamety azy na dia hivarinana akady aza.Izao no alehany rehefa cap sat sy ny foza...
tohiny
novalian'i irihat ny 30/03/2009 12:44
myari
(
27/03/2009 07:41)
Rehefa ny machine administrative no mikatso dia veloma lava
Aleo i TGVendrana hiziriziry hanohy ny maha prezidan'ny fokotan'i Ambatobe, fa ny any no azony baikobaikona sy hampitahorina @ capsat fa ny mpiasam-panjakana kosa tsy ho azony @ izay baikon'olona tsy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 15:55
myari
(
25/03/2009 21:57)
atao toy ny FRS ireo CAPsat ireo, ary tsy ho ela
Aoka isika rehetra manomboka izao hijerijery tsara ny momba ireo miaramila izay manaradia ny Cap sat ireo fa tsy ho ela intsony ny fivadihan'ny tantara , raha avela @ izao mantsy ireo miaramila mpikom...
tohiny
novalian'i tafondro ny 26/03/2009 00:18
myari
(
25/03/2009 07:06)
izao no tena vahoaka!!
Nahatsiaro ilay tenin'i TGV aho hoe ny vahoaka no manaraka azy, ankehitriny anefa dia sady avy folo heny ny nanaraka azy no eny an-dalambe ary miha mitombo hatrany isan'andro , ary raha mitohy izao di...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 25/03/2009 12:25
myari
(
21/03/2009 11:18)
diplomaty hambanana basy!!
ny tanana zatra mitsotra hony.... izao fahazarana manambana basy izao dia tsy hitsahatra . Efa voahambana daholo moa hatramin'izao ny karazan'olona maro , miaramila , pasitera, hcc ary @ farany dia ny...
tohiny
novalian'i yuka ny 21/03/2009 15:54
myari
(
21/03/2009 10:07)
lojikan'izao botolo izao!!!
NY zava-nisy hatramin'izay rehefa misy fiovam-pitondra eto madagasikara dia ireo olona na ireo vondron'ny mpitondra miala no manao fanampotehana toy ny fanampoahana tetezana , fanaovana barazy sns ......
tohiny
novalian'i ralevazou ny 21/03/2009 11:05
myari
(
20/03/2009 14:30)
tapidalan-kaleha
vao tsy herinandro akory ny mandat n'ingahy prezy dia toa ho tankina sahady,amiko aloha izany ny tena ilana an'io dessin anime fitondrana io dia mba iandraikitra ny aide humanitaire izay hany sisa azo...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:32
myari
(
19/03/2009 20:18)
tsy ny hampandroso velively no tanjona fa hanjanaka
Ny mahamaika an'i la frantsa dia ny hampiditra hangana dia haingana ireo sosiete stratejikany izay hitrandraka ny harenan-tsika fotsiny sahala @ ataony @ tany afrikanina rehetra ireny . raha tsy mati...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:58
myari
(
19/03/2009 19:29)
Aoka hazava tsara manomboka izao!!!!!!!!
Efa mitovy kilasy @ somalie sy ireo tany afrikanina maro mijaly ankehitriny satria efa kilasin'izao tontolo izao na dia tsy ao anatiny aza i Frantsa, satria efa lasa tany tsy demokratika araka ny faha...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:50
myari
(
18/03/2009 20:39)
Na fokontany iray aza to tsy zakan'ity Prezida ity
Izany mitondra fanjakana izany anie , dia mila fiomanana tsara ahafahana mamefy ny firenena iray manontolo , tsy hoe fokotanin' Ambatobe akory ka vitan'ny fanakaramana jiolam-boto sy fanomezana baiko ...
tohiny
novalian'i papala ny 19/03/2009 06:00
myari
(
18/03/2009 19:35)
Dia tena mihevitra ve i TGV fa dia efa tena prezida tokoa , vao tapk'andro fotsiny aza dia efa be ireo firenena na fikambanana , na olontsotra na mpanao politika naneho ny heviny@ ity fanjakan-jiolam...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:12
myari
(
12/03/2009 19:52)
ho diso tetika eo!
Nilaza indray ilay lazaina hoe lehiben' ny tafika izay nanora-tena fa tsy hampiantra ilay ultimatum 72 H, @ izay fotoana izay mantsy dia hanana fotoana tsara ry zareo hanampiana an'i TGV hanohy haka n...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:49
myari
(
03/03/2009 11:37)
revy general fa tsy greve generale
tena tsy azon'ny olona mihintsy ny hevitra tian'i TGV ho lazaina fa toa mifanohitra @ tiany atao foana ny zavatra mitranga , teo hoe ville morte , toa tsy hita izay fankatoavana izany , izao indray h...
tohiny
novalian'i ratavao ny 03/03/2009 14:27
