Liste des messages

Liste des messages, inserés par lionelmessy, par ordre de date
lionelmessy ( 10/07/2010 13:49)
Paul le Poulpe
Hatramin'izao aloha matoky anao aho ry lery fa aza mandiso fanantenana ahy kosa @ Espagne , fa raha tsy izahy na hamidiko toi na ataoko kaly [img]http://a7.idata.over-blog.com/500x422/1/84/98/06/phot... suite
répondu par LionelMessy le 12/07/2010 15:47
LionelMessy ( 03/07/2010 13:07)
ARENTINE VS ALLEMAGNE
VIVA ARGENTINA Mandresy ny Argentine ary izaho manokana no hamono ilay but Argentine 1-0Allemagne... suite
répondu par lionelmessy le 10/07/2010 13:49
LionelMessy ( 25/06/2010 10:43)
PORTUGAL VS BRESIL
BRESIL 3-1 PORTUGAL Ny Argentine ihany no ahy voalohany ka hatramin'ny farany... suite
LionelMessy ( 23/06/2010 12:58)
Mitohy hatrany ny pronostic
USA 2-2 Algerie Slovenie 2-1 Angleterre Ghana 2-1 Allemagne Australie 0-2 Serbie Dia izay ny @ iny aloha ,mandra-pitafa indray... suite
répondu par LionelMessy le 03/07/2010 13:09
LionelMessy ( 22/06/2010 12:07)
Fara veloma ho an'ny Frantsay
Mampamangy indrindra , vita hatreo ny aminy Bafana bafana1 - 0 Frantsay ... suite
répondu par milamm le 27/06/2010 17:09
LionelMessy ( 22/06/2010 12:03)
Fara veloma ho an'ny Frantsay
Raha izao no fanomanana natokana ho @ mondial dia aza manantena , tsy ahazo but mihoatra ny 3 izany ry zalahy ireo ,nefa i Mexique mety handeresy an'i Uruguay mba hialany an'i Ekipako , ARGENTINE vs G... suite
répondu par terrywui le 22/06/2010 13:37
LionelMessy ( 17/06/2010 17:20)
Raha tsy manamarika ny Frantsay, maharesy .....
Raha tsy maharesy eto ry zalahy ireo dia ahorony ny entana lalàna mody asiana olona Maxique vs Uruguay efa ho match nul io... suite
répondu par hery le 18/06/2010 08:21
LionelMessy ( 11/06/2010 11:59)
Manombok'izao ary dia ataovy ny fanamby
Afrique du Sud vs Mexique zà maka Afrique du sud France vs Uruguay zà maka Uruguay ... suite
répondu par mandrindra le 14/06/2010 14:23
LionelMessy ( 09/06/2010 11:36)
Frantsay tsy ho champion izany e, aza manonofy
Rama Yade a déclenché dimanche dernier une de ces polémiques dont elle a le secret. En critiquant le choix d'un hôtel 5 étoiles "clinquant" pour l'hébergement des Bleus en Afrique du Sud, la tur... suite
répondu par LionelMessy le 13/06/2010 13:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0196