Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lionelmessy, milahatra araka ny daty
lionelmessy ( 10/07/2010 13:49)
Paul le Poulpe
Hatramin'izao aloha matoky anao aho ry lery fa aza mandiso fanantenana ahy kosa @ Espagne , fa raha tsy izahy na hamidiko toi na ataoko kaly [img]http://a7.idata.over-blog.com/500x422/1/84/98/06/phot... tohiny
LionelMessy ( 03/07/2010 13:07)
ARENTINE VS ALLEMAGNE
VIVA ARGENTINA Mandresy ny Argentine ary izaho manokana no hamono ilay but Argentine 1-0Allemagne... tohiny
LionelMessy ( 25/06/2010 10:43)
PORTUGAL VS BRESIL
BRESIL 3-1 PORTUGAL Ny Argentine ihany no ahy voalohany ka hatramin'ny farany... tohiny
LionelMessy ( 23/06/2010 12:58)
Mitohy hatrany ny pronostic
USA 2-2 Algerie Slovenie 2-1 Angleterre Ghana 2-1 Allemagne Australie 0-2 Serbie Dia izay ny @ iny aloha ,mandra-pitafa indray... tohiny
LionelMessy ( 22/06/2010 12:07)
Fara veloma ho an'ny Frantsay
Mampamangy indrindra , vita hatreo ny aminy Bafana bafana1 - 0 Frantsay ... tohiny
novalian'i milamm ny 27/06/2010 17:09
LionelMessy ( 22/06/2010 12:03)
Fara veloma ho an'ny Frantsay
Raha izao no fanomanana natokana ho @ mondial dia aza manantena , tsy ahazo but mihoatra ny 3 izany ry zalahy ireo ,nefa i Mexique mety handeresy an'i Uruguay mba hialany an'i Ekipako , ARGENTINE vs G... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/06/2010 13:37
LionelMessy ( 17/06/2010 17:20)
Raha tsy manamarika ny Frantsay, maharesy .....
Raha tsy maharesy eto ry zalahy ireo dia ahorony ny entana lalàna mody asiana olona Maxique vs Uruguay efa ho match nul io... tohiny
novalian'i hery ny 18/06/2010 08:21
LionelMessy ( 11/06/2010 11:59)
Manombok'izao ary dia ataovy ny fanamby
Afrique du Sud vs Mexique zà maka Afrique du sud France vs Uruguay zà maka Uruguay ... tohiny
LionelMessy ( 09/06/2010 11:36)
Frantsay tsy ho champion izany e, aza manonofy
Rama Yade a déclenché dimanche dernier une de ces polémiques dont elle a le secret. En critiquant le choix d'un hôtel 5 étoiles "clinquant" pour l'hébergement des Bleus en Afrique du Sud, la tur... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077