Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jampela, milahatra araka ny daty
jampela
(
10/11/2006 07:40)
ny hafatry Môpera e!
Aza mba manao hadisoana ihany eto amin'ny ity serasera ity fa ...avy de anaovandry Fiffi teny anavona sy vali-boraingina tsotra izao mintsy!Dia izay e:Ny aza voany ihany hoy Môpera!!!...
tohiny
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:09
jampela
(
09/11/2006 20:13)
Ahoana kay mba hevitrareo amin'ilay hoe:asiana "assenceur"?
Asiana assenceur ao @ rovan'i Manjakamiadana!!!Ahoana ny vevitrao amin'izany???...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 18:11
jampela
(
08/11/2006 06:56)
re:re:TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HIVITRO
MISAOTRA ERAM-PO ERAN-TSAINA NY NAMANA REHETRA ATO @ SERASERA FA TENA OLON-KENDRY IANAREO NAMALY NY ANTSO! ...
tohiny
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:05
jampela
(
07/11/2006 15:05)
RE:TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HEVITRO!
nisy namako nitaraina fa mba nanontany zavatra efa nitranga tato @ serasera izy dia teny anavona no novinalin'ny namana azy!dia izay no nanosika ahy mody tsy nahalala nanontany sy nanao soso-kevitra m...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 08/11/2006 05:52
jampela
(
06/11/2006 11:19)
TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HEVITRO
Nieritreritra aho hoe:maninona moa raha mba mihaona mivantana isika Mpankafy ny 123Madagascar rehetra eto Madagascar e!
Ohatra hoe atao endrika fitsangatsanganana ilay izy.
dia toy izao ohatra no fa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/11/2006 17:15
jampela
(
06/11/2006 10:02)
NAHOANA NO LAZAINA FA LAVA VOLO JESOA?
Valin'ny ankamantatra ôôô!Averiko kely aloha ilay fanontaniana:maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa? Ny valiny? satria ny olona rehefa mivavaka dia miteny foana hoe:METEZA IANAO§ME...
tohiny
novalian'i kala ny 13/11/2006 08:22
jampela
(
04/11/2006 17:10)
Ankamantatra ôôô!
Ankamantatra ôôô!!!!:roll:
Fa naninona ary no nolazain'ny olona fa lava volo Jesoa?...
tohiny
novalian'i shao ny 15/11/2006 15:02
jampela
(
04/11/2006 16:57)
Inona ary zany???????????????
Ankamantatra ô!ô!ô!
Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???...
tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:03
jampela
(
01/11/2006 08:06)
porofo-pitiavana
Ry tovovavy namana,ny tsy fanehoanao ny hevitrao momba ny antony handavanao ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana dia midika fa marina ny fangatahan'ny olona miaraka aminao hanao firaisana aloh...
tohiny
novalian'i ratonga ny 10/01/2007 23:46
