Liste des messages

Liste des messages, inserés par ikalamako, par ordre de date
ikalamako ( 26/09/2015 07:14)
Parodia-n'ny hira 'Rava'
Ampirimina ato indray aloha ity, toy ny nanangonana ny parodian'i Hanambady aho : Dia tapaka tanteraka tokoa moa zany ny jiro ety Ambohipo Facture anefa efa voaloa, niakatra be le tamin’ Aout Ny fi... suite
répondu par mpisotrtoaka le 30/10/2015 09:13
ikalamako ( 20/05/2009 17:34)
Antsirabe : Lundi de Pentecôte
Bezoro daholo, Ho anareo ao Antananarivo sy Antsirabe ary ny manodidina. Ho fitokanana ny atelier d'art [b]"Bezoro e!"[/b] izay natsangana ao Antsirabe : fiaraha-mikorana ny tontolo andron' ny ala... suite
répondu par endrika01 le 01/06/2009 10:48
ikalamako ( 10/01/2009 22:13)
"Arahaba" avy amin'i raozygasy.
Rehefa mihamatotra sy mihamahazo vahana ny fiaraha-[b]mitsiky[/b] ;-) dia toa itony no vokany : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x7zo01_arahaba20090001_people... suite
répondu par vale le 11/01/2009 18:40
ikalamako ( 30/12/2008 23:07)
Arahabaina sefo tratry ny fitsingerenan'ny nahaterahana a !
[b]Raha tonga ny fetin'i Hery Dia andrehetana jiro, Tolorana sary sy boky, Anaovana laoka matsiro[/b] an an an fa : [b]Ny akanjo sy laoka hono tsy tiany Ny bà fafany hatrany, Ny tiany raha... suite
répondu par vale le 31/12/2008 18:27
ikalamako ( 30/09/2008 12:04)
Fifaninanana Kilonga 2009
Fifaninanana mahakasika ireo manana zanaka kely, karakarain'ny vohikala Kilonga.com. Amin'ny teny vahiny ilay izy ka http://kilonga.wordpress.com/appel-a-temoins/... suite
ikalamako ( 29/08/2008 16:50)
Horonan-tsary fanokafana alim-pikorana tao Roma.
Horonana mirakitra ny fanokafana ny alim-pikoranana niarahan'ny namana serasera tamin'ny Malagasy tao Roma tamin'ny 15 aogositra 2008 : http://dailymotion.alice.it/rrrvolantsoa/video/x6l7rs_takarivamp... suite
répondu par fijo le 10/09/2008 21:23
ikalamako ( 17/08/2008 23:53)
Fihaonana namana serasera eto Roma - andro 4.
Efa lasa aninkeo maraina : Eric, Lova, Mimosa ary Lanto Hanainga rahampitso tolakandro : ds mianakavy Mbola tavela eto Roma : rakaroka mianakavy sy izahay mpiandry tanàna Noho izany androany no f... suite
répondu par mangidy le 22/08/2008 12:56
ikalamako ( 17/08/2008 00:54)
Fihaonana namana serasera ao Roma - andro 3
Ny antoandro nihinana ny mofomamy nokasaina hohanina omaly nandritra ny fety saingy nahemotra hohanina androany indray. Tany an-dranomasina ny tolakandro, saika hanao barbecue fa tsy afaka indray di... suite
répondu par fijo le 22/08/2008 20:37
ikalamako ( 16/08/2008 09:38)
Fihaonana namana serasera eto Roma - andro 2/2
Tafafoha ihany :oops: Tsy tafiditra tamin'ny mangiran-dratsy nony tafody ny sary fa tena nisy olana ny connex dia mbola niandry an'i sefo azo antsoina anio maraina vao voavaha ny olana :? Rakaro... suite
répondu par mangidy le 17/08/2008 16:54
ikalamako ( 15/08/2008 14:25)
Fihaonana namana serasera eto Roma - andro faharoa/1
Sary ihany aloha no azo alefa hatramizao fa tsy dia misy kabary loatra fa feno be ny fotoana :-P http://www.slide.com/r/wEr1B_TrtD8aM7K5aKE-Vc6VJORkrHnV?view=original Saingy ireto sary roa man... suite
répondu par rakaroka le 18/08/2008 18:38
ikalamako ( 14/08/2008 22:58)
Fihaonana namana serasera ao Roma - Andro voalohany.
Tonga ihany ilay andro e ! Iza daholo no namaly "izaho izay" tamin'ny vaky lapelina androany ? Avy eto an-toerana : - angie ombam-bady, mpikarakara be fandavantena sy zotom-po (merci njy) - sef... suite
répondu par rakaroka le 19/08/2008 06:31
ikalamako ( 07/07/2008 13:33)
Namana Serasera Dago : misaotra.
Tsy alefako any amin'i Prezidà irery izy ity, na mailaka manokana ho an'i zoky ravatorano fa aleo atao eto satria dia [b]ianareo rehetra anatin'ny Fikambanana no isaorana[/b], na dia efa maro aza ny ... suite
répondu par Gasymetissy le 18/04/2016 21:11
ikalamako ( 27/05/2008 18:09)
Bô versera kalasnou !
Raha tonga ny fetin'i kalasnou Izaho manolotra moa Manolotra aho sady miteny Bà ny takolaka rou (l) (l) (l) (l) [img]http://farm3.static.flickr.com/2364/2528779704_674380d5f3.jpg[/img]... suite
répondu par vale le 27/05/2008 23:31
ikalamako ( 20/05/2008 12:55)
Antso avo ho fanampiana an'i Kamba.
Efa nisy tamintsika angamba no nahita sy namaky teto amin’ny tontolon’ny blaogy ny tantaran’i Kamba, zaza herintaona mipetraka any Majunga izay manana takaitra hatrany an-kibon-dreniny. I Dia... suite
répondu par sipagasy le 07/06/2008 14:44
ikalamako ( 25/03/2008 23:16)
Zoaie Versera Harilova !
hay ve versera anio dia tsy arakay, tssss Soa fa misy ny serasera koa ity lesy ny fiarahabana avy amin'ny namana ah ! : [img]http://farm4.static.flickr.com/3246/2362657612_96bcc4d059.jpg?v=0[/img]... suite
répondu par ikalamako le 27/03/2008 22:25
ikalamako ( 24/03/2008 10:25)
Zoaie Versera Jentilisa !
[img]http://www.moov.mg/forums/smileys/004.gif[/img] Dia mirary soa be dia be r'ise a !:-*... suite
répondu par harilova le 27/03/2008 07:54
ikalamako ( 21/03/2008 14:54)
Zoaiezy Paka daholo.
[b]Ho an'ny namana rehetra eto amin'ny serasera.org :[/b] [img]http://farm3.static.flickr.com/2117/2350032378_728bba6d29.jpg[/img] [img]http://www.moov.mg/forums/smileys/096.gif[/img] [img]htt... suite
répondu par Stretch le 23/03/2008 11:48
ikalamako ( 16/03/2008 21:40)
Zoaie Versera Cutie sy Nikopol
[img]http://www.moov.mg/forums/smileys/004.gif[/img] Mirary soa hatrany e [img]http://www.moov.mg/forums/smileys/yees!.gif[/img]... suite
répondu par Veloo le 19/03/2008 17:30
ikalamako ( 14/03/2008 22:56)
Zoaie versera zoky ravatorano sy sipagasy !
=D =D =D =D =D [img]http://farm3.static.flickr.com/2369/2333239965_2e696e7288.jpg?v=0[/img] :-* :-* :-* :-* :-*... suite
répondu par sipagasy le 19/03/2008 16:32
ikalamako ( 23/02/2008 11:55)
Kdo Bonnanif ho an'i Rabeza01
Bonnanif Rabeza, dia hitako hoe nisy anarana nitovy dia mba atao Kdo hono zany ity e : http://nyhirako.weebly.com/5/post/2008/02/tarika-sammy.html :-*:-*:-*... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0312