Liste des messages
Liste des messages, inserés par hesham, par ordre de date
hesham
(
10/06/2006 13:54)
tsiron`aina
Noho ny fitiavantenan`ny lhl indraindray dia mbola betsaka ny vhv tsy mahalala akory ny hoe tsiron`aina , tena resaka marina io an .
Nisy bandy zay fa 2 mn dia lasa ny azy ary rehefa lasa dia mijanon...
suite
répondu par Fiffi le 15/06/2006 08:33
hesham
(
09/06/2006 13:03)
Namana hamonjy fety any Washigton
Miarahaba antsika namana rehetra.
Mba mitady namana aho hamonjy ilay fety fankalazana ny fahaleovantena amin`ny 23 juin any Washigton raha misy. Tsy te ihanahana zany za ny tena marina hihihihi.
Mis...
suite
répondu par Zina le 16/06/2006 13:28
hesham
(
07/02/2006 19:24)
Pepiniere Ambohidahy
Sao mba misy mahafantatra an`i Corinne , nipetraka tao 67 ha atsimo , vavy tokana 3 ny anadahiny , nianatra tao @ pepiniere Ambohidahy koa t@ 1991- 1992 (second & 1ere, nee en 1977 , nianatra tao @ ...
suite
répondu par Herimiafina le 21/02/2006 02:15
hesham
(
11/01/2006 15:39)
omeo hevitra
Miarahaba antsika rehetra oo dia mba mila hevitra koa ee.
Misy olona maniraka ahy hanadro Malagasy hon`ny olona 12 kanefa dia tsy hitako izay andrahoina fa mba omeo hevitra izaho satria mety ahazo ki...
suite
répondu par hesham le 28/01/2006 16:00
hesham
(
18/12/2005 17:13)
firy herinando ny tsisy xxx vao tampitra ee!
Fa rovina vo tampitra ny tsy fampiasana xxx ee . Mijaly mintsy zay tia xxx tony eee.Asio amizay eee le xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D...
suite
répondu par fijo le 23/12/2005 19:58
hesham
(
14/12/2005 02:57)
tiako ianao
Amintsika malagasy manko otran`ny afahafa be ny milaza hoe \"tiako ianao \" amin`ny namanao tsotra na dia tena tianao ary ilay namanao otran`ny hoe tsy sahy miteny hoe tianao izy fa @ fihetsika no ane...
suite
répondu par Karenjy le 20/12/2005 20:00
hesham
(
11/12/2005 23:14)
Stanley williams "Tookie"
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
...
suite
répondu par fijo le 23/12/2005 20:09
hesham
(
24/10/2005 01:23)
Maninona raha tsy ...
Maninona kay ny vehivavy sasany tsy mety raha tsy manao makiazy .Misy dia tsy sahy mivoaka trano mihintsy raha tsy manao an`io , volomaso esorina , lokomena sns ... ....
suite
répondu par lilbon le 17/11/2005 11:12
hesham
(
19/10/2005 03:08)
mi charge pil
Mbola mi charge pil anga herimiafina??...
suite
répondu par Herimiafina le 24/10/2005 20:09
