Liste des messages

Liste des messages, inserés par hadji, par ordre de date
hadji ( 16/10/2014 02:52)
fifaninana mamoaka hevitra politika
tena mbola mitarika amin'ny elanelam bato lavitra dia lavitra i rabaradaka sy i andrywii... suite
répondu par force02 le 23/10/2014 10:03
hadji ( 22/04/2014 04:39)
mba mangataka valiny maika avy any aminareo namana mpahay lalana
Miarahaba anareo namana rehetra nahatratra ny paska aloah e,... Misy olona manendrikendrika ahy fa nangalatra zavatra tao aminy hono izaho tany amin'ny taona 2011 dia tamin'ny asabotsy teo izy no ni... suite
répondu par Fitokisana le 10/06/2014 21:26
hadji ( 02/02/2014 09:10)
fitandroana ny filaminana
hono hoy aho e. "mbola azo itokisana ve ny polisy sy zandary raha hanaterana olona avy nangalatra?" ary mba firy amin'ireo polisy sy zandary mandritra ny fifamivoizana no mahalala ny lalana mifehy ny ... suite
répondu par hadji le 02/05/2014 04:12
hadji ( 02/02/2014 09:02)
ANTSO AVO HO ANTSIKA MPITATITRA
Isika mpitatitra dia mizaka ny fisondrotana solika matetika ka tokony tsara raha apetraka dien'izao ny tokony ho saradalana raha tonga 4000 ariary ohatra na 3500 ariary ny iray litatra amin'ny gas oil... suite
hadji ( 14/10/2013 03:26)
bulletin unique
hono hoy aho e efa mahay mampiasa azy ve ianao? dia rehefa inona dia vato maty io biletà io? ny mahavariana ahy dia hoe aiza ny vola nanaovan'ireo propangady nefa ny krizy mafy be ... suite
répondu par danbal le 24/10/2013 18:13
hadji ( 17/07/2013 15:55)
mila vonjy maika be
mba homeo vaha olana ry namana mety ho sitrana ve ny cancer eo @ nono aiza no mety misy mpitsabo mahay... suite
répondu par tiris8786 le 13/04/2015 17:22
hadji ( 24/05/2013 08:01)
HALATRA FIARA ATY TOAMASINA
mirongatra ny fanafihana mita basy eto Toamasina ny halatra fiara manaraka ihany fa tokony ho mailo namana a fiara 4*4 pick up no lasan-dry lairony teny Ankirihiry sady mbola vaovao be an... suite
répondu par tanimamiko le 17/07/2013 13:31
hadji ( 14/05/2013 08:37)
inona ny atao sakofo @ alahady pentekoty ho avy izao
aiza no misy ny tsara e ... suite
répondu par hadji le 17/05/2013 11:03
hadji ( 20/04/2013 05:34)
mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika s...
mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika sa mitrongy vao homana ny malagasy e mila valiny izahay ry andrywi an... suite
répondu par misratana le 27/04/2013 09:45
hadji ( 11/01/2013 12:29)
FRERE ARTHUR
aiza no mety ahitana ilay hiran'i RANAIVOSON RICHARD sodokan'ny randrabao sy ilay lolo boasary an'i Anne Marie zanany nahazo TOP16 tamin'ny fotoan'androny ... suite
répondu par tsipolitra le 30/01/2013 15:04
hadji ( 11/01/2013 12:23)
can 2013
Efa ho avy izy ty fa asio kozy bobaka ity CAN 2013 ity e... suite
répondu par nilex le 21/01/2013 13:32
hadji ( 11/01/2013 12:21)
SAINO KELY
REPOBLIKA FAHA-4 VE ISIKA IZAO SA TETEZAMITA E? miangavy an'i Andriwi mba hamaly ... suite
répondu par andrywui le 11/01/2013 19:09
hadji ( 11/01/2013 12:18)
sipa miodina
Fa mninona kay ny sipa efa manambady izay vao miodina fa t@ fahatanorana tsy natao... suite
répondu par RRR14 le 22/07/2014 07:51
hadji ( 04/01/2013 13:24)
mino an'Andriamanitra iray tsitoha...
mba mahavariana ihany ity mpivavaka hoe hitokona izahay rehefa miova ny pasitera fa ahona e? tao Tana tao no nisy anio an!... suite
répondu par nilex le 07/01/2013 13:52
hadji ( 04/01/2013 13:23)
mino an'Andriamanitra iray tsitoha...
mba mahavariana ihany ity mpivavaka hoe hitokona izahay rehefa miova ny pasitera fa ahona e? tao Tana tao no nisy anio an!... suite
répondu par didi10 le 08/01/2013 06:22
hadji ( 24/09/2012 07:33)
TOAMASINA
Ahoana ity lalana eto @ ville tamatave ity fa ratsy noho n'ny lalana makany alaotra (RN44) sa miandry propagandy @ taonjato faha firy ?... suite
hadji ( 06/09/2012 05:24)
SAMY ISIKA
FA MANINONA KAY NO MAMPIRAFY NY OLONA REHEFA MANAMBADY SY MIHATSARA NY FARI-PIANANY ... suite
répondu par bazylou le 02/04/2013 00:35
hadji ( 05/09/2012 16:37)
SAINO KELY
HATRAIZA NY FETRAN'NY FIATIAVANA TANINDRAZANA SY NY SEZA LAZAINA MISY MARITIORA FOANA REHEFA MISY SAKOROKA NEFA MAIKA HAKA SEZA NY VAHOAKA KOA MORA TAIRINA E... suite
répondu par hadji le 06/09/2012 04:43
hadji ( 29/08/2012 04:14)
krizy
mafy loatra ty krizy ty fa mihamijaly ny osa ary miha malemy ny matanjaka fa ny mpanao politika miady seza ahona ny hevitrao?... suite
répondu par hadji le 31/08/2012 19:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.028