Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i eprom, milahatra araka ny daty
eprom
(
27/04/2006 05:37)
Iza no mahay an'ireto?
Iza no mahay ny tonon'ireto hira ireto?
- Viavy tsy maha-lehilahy
- Zanak'ambanivôlo
- Kawitry ( Jerry marcos)
- Losogno anao
Misaotra mialoha eh...
tohiny
novalian'i eprom ny 02/05/2006 04:53
eprom
(
07/02/2006 03:56)
Logiciel OCR
Mahita le resaka baiboly ary aho de mieritreritra : inona no logiciel OCR tsara mety ahafahana manao hoe scanena ny boky ialana @ saisie? ...
tohiny
novalian'i lapino ny 07/02/2006 11:06
eprom
(
06/02/2006 05:30)
Fanairana mena : tazo eto Toamasina
Tsy fantatro na le tsikongona avy any la Reunion io tazo io na tsia fa ny fantatro de mahery be io tazo io eto Toamasina. Omaly de efa nisokatra daholo ny fivarotam-panafody fa tsy navela ho an'ny mpi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:12
eprom
(
30/01/2006 05:43)
môkasin
- Dada ah, ahoana kay ny fanoratra hoe môkasin?
- Euuuuuuhhh, ôay lety eh, le misy tadiny sa le tsisy tadiny?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:45
eprom
(
30/01/2006 05:38)
Mason'antitra
Tany amin'ny dokotera :
- Tena mila tsy hahita mihintsy ity masoko iray ity dokotera.
- Euuuh, tsy mahagaga io dadabe ah. Aretin'ny fahanterana no mahazo ny masonao.
- Tsy mino izany aho dokotera.
...
tohiny
novalian'i kala ny 27/02/2006 07:19
eprom
(
20/01/2006 10:33)
Von dutch
Teny antsena :
- Ohatrinona itony tisôrta itony rey anaka?
- 60.000 ireny bebe ah.
- Ohh! lafo be izy izany!!
- Vônnditsy anie ireny! Vônnditsy ôrizinal. le tena vônnditsy.
- De ohatrinon...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:21
eprom
(
02/12/2005 05:33)
Rhema, de ho ny manaraka ve?
Taorian'ny Eurd sy ny FPVM de nifanontany ny rehetra hoe iza indray ny manaraka. Re ary izao fa norarana tsy hivavaka ao Andravoahangy intsony ny Rhema. Marihina fa tsy fanakatonana akory izy ity fa f...
tohiny
novalian'i ndrena ny 07/12/2005 15:01
eprom
(
28/11/2005 14:09)
Lanitra sy afobe
Nisy bandy roalahy hono izany maty. Le iray, mpirevy toaka sy vehivavy be t@ mbola velona de nalefa tany @ afobe. Le iray indray masimasina be de tany @ paradisa. De nojeren'le bandy tany @ paradisa h...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:05
