Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i cmbolatiana, milahatra araka ny daty
cmbolatiana ( 05/05/2009 10:51)
ze mitsikoro mokotse - Manaly
Manahoana daholo e Mba mangataka ny hiran'i Manaly "Ze mitsikoro mokotse" izay mba manana fa mahafinaritra ilay hira kanefa tsisy fantatray ilay teneniny. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Bditra ny 18/06/2009 16:10
cmbolatiana ( 21/01/2008 10:38)
I fall in love with the DJ
Salut daholo Sao dia mba misy afaka mandefa par mail ho ahy io hira io, tsy tonokira no tadiaviko fa ilay hira mihintsy audio na mp3 na vcd tsy maninona. Misaotra mialoha dia ity ilay mail : goglie7... tohiny
cmbolatiana ( 18/01/2008 05:01)
tia foana
Mba mangataka tonokiran'i Bodo sy Poopy Tia foana zay mba manana ô, misaotra mialoha e... tohiny
cmbolatiana ( 16/10/2007 05:16)
DAH MAMA
Manao ahoana daholo ô Dia tsisy manana tonokiran'i Dah Mama mihintsy ve ato na ny iray aza? mahagaga ihany an. Mba mitady re izay manana e, izay misy tiako daholo ny hirany. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:50
cmbolatiana ( 07/09/2007 11:39)
Toy ny raozy vao maraina
Manahoana daholo e, mba mangataka io tonokira io "Toy ny raozy vao maraina" hira efa talohaloha ihany fa mety mba misy manana kosa e. Misaotra eeeeeeeeee... tohiny
cmbolatiana ( 05/09/2007 10:17)
DAH MAMA
Manao ahoana daholo Mba mangataka tonokiran'i Dah Mama aho izay manana fa tena tiako daholo ny hiran nefa tena tsy haiko ilay tonony. Dia mbo manantena aho fa misy mitovy revy amiko ato. Misaotra m... tohiny
cmbolatiana ( 18/07/2007 11:53)
Danse sportive
Mila fanampiana aho reto a, tena mandidy ahy ny dokotera mba hanao sport ka maniry aho ny hanao danse sportive eto Tana no misy ahy. Misy afaka mba manome tél na adresse ahafahako manao izany ve? Mi... tohiny
novalian'i julianna ny 07/09/2007 04:25
cmbolatiana ( 01/06/2007 13:03)
Ricky / lay fofonao manitra fitiavana e
Mitady ny tonokiran'i Ricky miaraka amin'ilay vehivavy iny ilay misy hoe : tsy mety afaka ato an-tsaiko mihintsy fa hoe... ilay fofonao manitra fitiavana eee ... tohiny
cmbolatiana ( 11/04/2007 10:50)
ricky sy rotsy
Manahoana daholo e ! Mba tiako ilay hiran'i Ricky sy Rotsy iny fa mba omeo tononkira aho izay manana e ! tsy tadidiko ny lohateny fa izy misy hoe... ilay tsikinao manitra fitiavana e Misaotra mialoh... tohiny
cmbolatiana ( 15/11/2006 11:38)
zanaka mpiôsika
Mba mangataka ny tonokiran'i Solo mianadahy izay manana zanaka mpiôsika ny lohateny Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ninih ny 15/11/2006 14:08
cmbolatiana ( 11/10/2006 11:18)
mitady hira ô
Miarahaba anareo rehetra indray. Mba mitady ireto tononkira ireto raha manana ianareo dia mba alefaso anaty tonokira azafady - The regret is never before (Bodo) - Bianco (Bodo) - Tsy haiko ny titre... tohiny
cmbolatiana ( 02/10/2006 11:22)
tsy hainay ny hangina
Manao ahoana daholo ô Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "Tsy hainay ny hangina"ao amin'ny fihirana fanampiny reto izay mba manana fa mampientanentana be io hira io a Misaotra mialoha :wink:... tohiny
novalian'i fiderana ny 06/10/2006 14:17
cmbolatiana ( 22/09/2006 11:15)
serana
Mba mitady ny hiran'i Rija ramanantoanina hoe Serana izay manana o... tohiny
novalian'i fiderana ny 26/10/2006 07:08
cmbolatiana ( 11/08/2006 10:06)
sipa voadona
Salut daholo, tsy sanatria akory aho ka soe sipa voadona fa mba mitady ilay tononkira hoe "sipa voadona" iny kaiamba ilay izy fa nohirain'i Lôla sy Hery tamin'ny spéctacle voalohany nataon'i Lôla t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/08/2006 16:46
cmbolatiana ( 21/03/2006 10:15)
Ambilô zaho
Mba omeo tonokiran'i Jean Rigo Ambilô zaho ... tohiny
novalian'i djohary ny 16/05/2006 21:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0172