Liste des messages

Liste des messages, inserés par benkintana, par ordre de date
benkintana ( 15/09/2009 05:04)
iza no tena tompon'andraikitra @ zao blocage zao
"Pour que de nouvelles négociations puissent aboutir à des résultats positifs, il faut au minimum que la communauté internationale s’engage à réellement sévir contre les responsables du bloca... suite
répondu par Banndi le 15/09/2009 21:36
benkintana ( 12/09/2009 23:45)
Fa inona marina aloha no tena olana ho an'ny tgv ato @ sera2
Nandinika foana ny tenanay ,naka an-tsakany sy an-davany fa rehefa tena nodinihiko dia toa mitaraina ny TGV fa ny serasera dia TIM ,ny tenako manokana anefa dia mahita fa samy mahazo mamoaka ny heviny... suite
répondu par benkintana le 14/09/2009 16:01
benkintana ( 19/08/2009 16:33)
Handihizan-draPikatti le halloween
tantara BD sisa ny ato,le kely foana hotran'ny dessins animés reny foana no manala ato =D> ... suite
répondu par dadabe le 22/08/2009 03:54
benkintana ( 07/08/2009 11:25)
LES 4 AS
AS DE CEOUR=RAVALOMANANA , Saro-tiavina toa ny ranon-i Betsiboka,mody tia tanindrazana nefa ny paosiny tsy mety feno AS DE TREFLE=RAJOELINA Niaritra trefla tao fa tsy maintsy niroso refa ritr... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:43
benkintana ( 22/07/2009 23:43)
MISY MISY IHANY NY BAOMBA ATO AMINAY ATO
Anaka isany, Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions ,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina i... suite
répondu par benkintana le 23/07/2009 22:50
benkintana ( 16/06/2009 04:24)
MPANISA ANDRO HA HA HA! NIVADIKA MPAMPIADY FOKO HA HA HA
Lany tao @ fanisana andro i andrywui dia zao mampiady foko zao sisa no mba hany hery hainy hatao Zavatra tsy han'elah anefa fa tsy mandaitra zany na hivovoh mafy ao elah aza Zany foana no antaon'ire... suite
répondu par xxx le 16/06/2009 14:20
benkintana ( 03/06/2009 00:36)
Foza orana kay le ctd charles
Teny Roissy d'efa nampilaza ny tao @ tgv tana ny vol AF nandehanany Naraiko hatreny courbevoie Nomeko ny tahamaina fa saika hanompa Nampatsiahivoko azy kely reny fanaony reny koditra be fa nivalo m... suite
répondu par fijo le 03/06/2009 21:17
benkintana ( 23/05/2009 23:03)
Aza mitady vola maizina zany ndrematoa Andry
Misy resaka intercepter-ny satelitanay fa mifandray @ sy mitady vola maizina ianareo ka dia mampitandrina izahay fa tsy madio io vola io fa ianareo no mety voafandrika ao... suite
répondu par xxx le 24/05/2009 19:33
benkintana ( 14/05/2009 09:08)
ARY NAKAIZA DAHOLO NY TGV TSY HITA MIARO NA MANOHANA NY HEVI
Tisy hita afa tsy andywui irery ny tgv androany maraina ,fa aiza ary ianareo no tsy misy milaza ny hevitrareo ,sa kivy daholo fa tsy nilatsaka ny nantenaina :lol: ... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 15:15
benkintana ( 14/05/2009 05:47)
MITENENA AMPAHIBEMASO IANAO RY ANDRY TGV !!!
Ilazao ny vahoaka Malagasy fa tsy hirotsaka hofidina presidà ianao Andry tgv ,izay efa manana ny tianay apetraka eo , arakao no tianay hambara dieny tsy mbola misafoaka dia mialà teo renimalala,... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 08:31
benkintana ( 07/05/2009 15:59)
HAY ve namabe ihany le xxx é
Tratran-draHery ao ambany ao lery hoa e, ary efa fampiasan'i andryui ihany io ps io , ary elah ty zany tim refa xxx , de mifadika tgv refa mipoitra klé :-D :-D :-D :-D ... suite
répondu par fijo le 07/05/2009 19:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0235