Liste des messages

Liste des messages, inserés par aristar, par ordre de date
aristar ( 06/03/2006 17:14)
AJAX
Ho an'ireo izay te-hianatra ny AJAX dia ity misy solution haingana hianaran'aza sady gratuit (Community Edition) raha tsy commercial na institutionnel ilay site hamboarin'aminy. http://www.backbase.c... suite
répondu par aristar le 08/03/2006 16:59
aristar ( 02/02/2006 19:31)
ankamatatra
Manao inona no maimbo ny etotra ? Valiny : ao aorina rehefa tsy misy mahafantatra... suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:14
aristar ( 01/09/2005 20:33)
Andy Razaf
Ho any ireo tanora tsy mahafantatra dia misy jazzman gasy malaza (cousin an'i Fats Waller) Andy Razaf (December 16, 1895 – February 3, 1973), (born Andriamanantena Paul Razafinkarefo also Razafkeri... suite
répondu par miarina le 19/10/2005 07:29
aristar ( 26/08/2005 20:33)
Firefox + HTML Validators + Web Developer extensions
Ho an'ireo izay te hanoratra pejy HTML madio manaraka ny standard W3C faha tsy code propriétaire dia ireto misy fitaovana mora hampiasaina: - Firefox - extension Web Developer - extension HTML Val... suite
répondu par tsima le 03/10/2005 06:15
aristar ( 06/08/2005 07:40)
Fatal error & Not Found
Misy problème kely rehefa manidy session : [b]Fatal error: Cannot redeclare class db in /home/serasera/www/library/classes/ez_sql/ez_sql.php on line 0 [/b] sy rehefa mijery ny momba azy : [b]Not... suite
répondu par hery le 06/08/2005 16:21
aristar ( 04/08/2005 10:40)
WGA (Windows Genuine Advantage Validation Tool)
Nanomboka t@ 26 Jolay dia tsy hafaka mi-télécharger na manao Windows Update any @ Micro$oft (afatsin'ny Security updates( intsony ireo rehetra manana [i]version piratée[/i] ny OS Windows XP na XP P... suite
répondu par mikara le 07/08/2005 11:13
aristar ( 03/07/2005 07:49)
Teny frantsay avy @ teny gasy
Betsaka ny teny gasy avy @ teny frantsay faha misy teny frantsay avy @ teny gasy koa. Ireto misy vitsivisty hitako ka raha misy mahita hafa dia lazao. filanzane (malg: filanjana) raphia (malg: ro... suite
répondu par mandrindra le 12/07/2005 09:18
aristar ( 26/05/2005 21:07)
Adblock
Ho an'ireo izay mampiasa Mozilla na Firefox dia faly faha mora kokoa ny mi-bloquer my pubs (Ads) isan'karazany nefa manirikiry ilay onglet "[b]Adblock[/b]" eo ambanin'ny lien misy sary rehetra raha ts... suite
répondu par fraz le 27/05/2005 08:10
aristar ( 13/05/2005 23:50)
Mahay ny malagasy
http://infogasy.dyndns.org/forum/posts/list/43.page... suite
répondu par rhevinilsen le 13/08/2005 19:36
aristar ( 06/05/2005 12:45)
Toro-hevitra kely
Une mouche vient se poser sur la croupe d'un taureau, celui-ci lui balance un coup de queue...et la rate. Quelques secondes plus tard, l'effrontée se pose sur son dos, re-grand coup de queue, re-rat... suite
répondu par dadabe le 14/05/2005 11:04
aristar ( 05/05/2005 22:57)
Bug ao @ Forum
Hery â ! Misy bug kely ao @ forum rehefa manao "Copier/Coller" référence saisie au kilomètre. Tsy férré ilay tableau nefa tsy misy [i][b]Preview[/b][/i] dia ilay texte tsy wrapper dia rehefa las... suite
répondu par hery le 06/05/2005 16:05
aristar ( 05/05/2005 06:57)
Manifestation anti-avortement
Eritreritra mandalo momban'ny manifestation anti-avortement hitako matetika any Etazonia sy eto Europa [b]Considérer l'avortement comme un geste criminel revient, si l'on pousse plus loin la réflex... suite
répondu par fijo le 15/06/2005 04:29
aristar ( 03/05/2005 01:45)
:: Ny namana be isa
Misy bug kely eo @ [b]:: Ny namana be isa[/b] ré-initialiser isakin'ny minitra vitsivitsy... suite
répondu par Veloo le 09/05/2005 16:32
aristar ( 02/05/2005 17:09)
Tahiry biz'oroka volana may
Ô ry Hery â ! ray toa sy tonga ny tahiry biz'oroka roa t@ volana may... suite
répondu par Veloo le 09/05/2005 16:33
aristar ( 28/04/2005 21:18)
Bug biz'oroka
Tsy mandeha intsony ny "Hampitombo tahiry" ao @ biz'oroka tao ahorina kelin'ny nifandra monina ny takelaka. Tsy misy dokam-barotra intsony eto @ sera² ve ny antony ? Rehefa izany tokony esorina ilay... suite
répondu par iartistika le 08/05/2005 19:26
aristar ( 25/04/2005 20:46)
Enculeur de mouches !!!
D'aucuns diront que j'encule des mouches et ils ont raison mais il y a une chose qui me chagrine sur le footer de la page d'accueil de serasera c'est la phrase : "Hafainganan'ity takelaka ity 0.08891... suite
répondu par hery le 28/04/2005 17:21
aristar ( 08/03/2005 18:22)
Faille de sécurité momban'ny sary
Misy [b]faille de sécurité[/b] momban'ny sary ao @ [b]Free[/b]tsy sahala ny ao @ [b]FreeSurf[/b]. Raha mampiasa an'i Teleport Pro na Teleport Ultra dia hazo siphonner daholo ny sary ao @ Free (http... suite
aristar ( 06/02/2004 20:40)
Attention virus !!!
Naharay mail hoe [Namana]HELLO aho ka voasakana faha Virus io ary adiny iray avy eo dia nandefa mail iray i Hery fa tsy avy any @ io. Ho any ireo namana tsy manana anti-virus mise à jour isan-andro ... suite
répondu par hery le 07/02/2004 20:31
aristar ( 11/01/2004 19:21)
Virus ve sa tsia ?
Mba mila fanazavana avy @mpiandraikitran'ny sehetra aho na ny olona izay mahafatatra momba ity zavatra mitranga matetika @ordinaterako intelo na efatra isan'anjo. Norton Internet Security Professio... suite
répondu par aristar le 17/01/2004 12:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4231