Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ariel, milahatra araka ny daty
ariel ( 05/07/2009 17:23)
mora ny maka visa aminizao
saika hanontany aho zay naka visa vao haingana efa mora ve zany zao ny maka visa ra te ho any france satria manko toa tena sarotra be izy taloha, fa zao i tgv efa nahazo ny toerany dia mety hiverina t... tohiny
novalian'i ariel ny 07/07/2009 13:52
ariel ( 14/04/2009 16:26)
recette gateaux moka fanao aminy mariage
sao mba misy mahay resetinio gateaux io nareo lay otrany any dago reny fa tena te hihinana mafy, lay gateau feno fa mamy be doly fa hafa ihany lay otrany any amintsika dia misaotra mialoha ho anareo m... tohiny
novalian'i ariel ny 16/04/2009 18:04
ariel ( 04/02/2009 09:18)
produit mustela post accouchement iza no efa nampiasa
hiteraka aminy mois d'avril zao aho ka nisy namako zay efa nanan-janaka 3 nampiasa io produit io ka lazainy fa tsara le izy, mampihena kibo sy mampifitina ono ka sao mba misy efa nampiasa anio ato mba... tohiny
novalian'i ariel ny 25/06/2009 14:41
ariel ( 31/10/2008 09:51)
te hananjanaka lahy
efa bevoka 4mois aho za fa nareo ve mba mahalala aminy fomba gasy oe inona ny signe ahafantarana oe vavy sa lahy zaza, mba izarao re zay mahalala , efa nanao eco fa mbola tsy hita ny sexe ka mba liana... tohiny
novalian'i sophi ny 14/10/2011 08:17
ariel ( 07/05/2008 16:45)
emadex
efa nisy taminareo ve ny nandefa vola taminio (emadex) io de aona fandehany ra mandefa 100euros de otrinona ny sarany de aona mba afaka manazava ve zay mba mahalala azafady otrany mi interessé aho ma... tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:28
ariel ( 04/05/2008 16:36)
resety gateau moka
mitady resety gateux moka gasy atao aniversaire sy lay fanaovana le creme otranilay any dago reny misaotra anareo... tohiny
novalian'i ariel ny 07/05/2008 16:41
ariel ( 10/06/2006 11:14)
mitady fandefasana entana mora any dago
mitady fandefasana entana mora any dago aho zay mahafantatra teneno aho fa tena mitady aho fa tsy mahita.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 04:15
ariel ( 10/04/2006 09:40)
recette poudine
mba mangataka anio recette io zay mahay azafady merci... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 04:12
ariel ( 02/04/2006 14:41)
tana in love
nanao aona ny fahitanareo anilay tana in love iny nahafinaritra ve nisy indro kely lay izy fa inona ary anjaranareo manazava.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/04/2006 20:46
ariel ( 03/02/2006 18:43)
tena mbola misy tokoa ve ny matoatoa
nahita vaovao t@ gazety za dia hoe mbola misy h@ zao eto @tsika ny atao hoe matoatoa tena marina ve zany, miandry ny hevitrareo... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074