Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andry44, milahatra araka ny daty
andry44 ( 15/12/2010 02:12)
Franc maçon
Manahoana daholo! Sokafan any ady hevitra hoe: aiza ho aiza ny toerana misy ny Franc maçon eto Madagasikara eo @ resaka politika? Any ivelany mantsy ny FM io tena midirigé ny politika ary mametra... tohiny
novalian'i cyril ny 15/02/2011 12:21
andry44 ( 03/12/2009 01:50)
raikitra indray ny Maputo e!!
Raikitra t@ ora farany efa alina be ny Maputo manaraka!! Mapimé ireto mpanao politika-tsika ireto kah :-D :-D Miharihary ny tsy fahampian'ny fahamatorana ka mahamenatra! Nisy voapresy mafy tao an... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:10
andry44 ( 08/08/2009 17:09)
fivavahana sy politika: mapimé
Nilaza ny radio tsy miankina iray eto Tanà fa hiraka hivavaka,hono izy 4 mirahalahy mianaka rapitso maraiana alahady vao samy mahazo mandeha @zay alehany :arrow: zany ve tsy mapimé :-D Raha nana... tohiny
novalian'i andry44 ny 11/08/2009 07:05
andry44 ( 22/06/2009 07:28)
Aiza ny marina @ty resaka sabata ity???
Manahona daholo e! Manaolohana ny zava-misy eto Madagscar izao de lasa ihany nys aina hoe aiza ny marina? Na iza no ten amitory ny fahamarianana @ ireto fiangonana sy antokom-pinoana toa mihamaro sy ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/08/2009 09:21
andry44 ( 13/06/2007 08:12)
mandefa moto
Efa nisy nandefa moto nakany Dago?Ahoana ny fomba azo antoka kay raha handefa moto mody any ?... tohiny
novalian'i mionona87 ny 28/06/2007 17:02
andry44 ( 06/06/2007 09:53)
App foto num
Mety ho tratry ny virus koa ve ry zalahy ny appareil photo numérique reny? Ohatra refa lay hamindra sary makany @ ordi iny ohatra?... tohiny
novalian'i andry44 ny 10/06/2007 19:59
andry44 ( 01/01/2007 18:13)
yahoo messenger
Miarahaba tratry ny taona aloha e! Nanao installation yahoo messenger aho;vita soamatsara izy io fa ny olana de tsy mety connecté mihitsy aho. Inona kay no mety mahatonga izany? Ilay msgr8fr io no... tohiny
andry44 ( 02/06/2006 15:50)
Faut pas rêver!!!!
Niteraka resabe teo anivon'ny haino aman-jery tany Dago sy teo anivon'ny diplomatia frantsay Madagasikara mihitsy aza ny fandaharana iray t@io Faut pas rêver io volana vitsivitsy lasa izay! Tonga ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:52
andry44 ( 31/05/2006 08:47)
Franchise
Manao ahaona doly ôoo! Mba mila fanzavana sy toro-lalana @fiakrakarana fangatahana franchise any Dago raha hitondra entana mody. Inona avy ny fepetra tsy harahina?? Misaotra betsaka ry reto a!... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2006 20:01
andry44 ( 23/05/2006 18:57)
tsy fahalala-pomba ve sa ahoana?!!
salama daholo??? Nisy olona nampitondra zavatra ahy,dossier-an'ny dadan'ilay olona io,ilaina maika be tany M/car,hono. T@izaho handeha hody any t@volana Août t@taona lasa teo. Nomeko io olona io ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 18:01
andry44 ( 19/03/2006 15:14)
fandalovan'i Koffi A. tany M/car
Nanao ahoana ny fanarahanareo tany frantsa ny fandalovany tany M/car?Mba nitatitra an'iove ny Chaîne frantsay?ny télé indrindra?... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2006 20:03
andry44 ( 23/01/2006 09:40)
B.D.
Manao ahoana ny hevtrareo raha ireny boky bande dessinée gasy taloha ireny no avadika ato dessin animée ohatra na atao film mihitsy?Toa andry Benandro,Koditra,avotra,Inspecteur Toky sy ry Bobel mban... tohiny
novalian'i andry44 ny 18/02/2006 18:36
andry44 ( 06/01/2006 19:55)
fanamoaran-dalana
Ahoana ihany ity fanamboaran-dalana any@ tanàna ity?ilay RN 44 no tiako resahana.Toa nahato indray izy io mantsy izao!Sa de atao takalon'iana@ fifidianana foana iny faritra Alaotra iny?... tohiny
novalian'i yehel ny 10/01/2006 05:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0209