Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i aladin, milahatra araka ny daty
aladin ( 22/10/2004 07:10)
malala sarotra adinoina
Iza aminao no sipa na bandy tsy adinonao mints 1- Ilay voalohany t@ fitiavan-jaza \"amourette\" vita t@ horokoroka 2-ilay sipa/bandy niara nidôdô taminao voalohany nefa mbola tsy dia havanana ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 22:25
aladin ( 04/05/2004 15:18)
MAMPIARAKA
ho anareo efa nampiaraka inona no souvenir tena tsy afaka ao an-tsainareo sy ao am-ponareo indrindra?(tsy tafiditra ao alou ny resaka sex an!) Nenah 'zao de tratran'ny orana tany ankodaoda be andro a... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 21:28
aladin ( 30/04/2004 05:14)
firariantsoa
tsy azo ketrehana ngah raha hoe azo andefasana sy handraisana an'ireny karatra firarian-tsoa na "cartes de voeux" ireny eto @ namana?mba hifandefasana refa anniversaire na occaz samihafa e!... tohiny
novalian'i aladin ny 30/04/2004 17:13
aladin ( 16/04/2004 06:38)
arme de seduction
Inona kay no tsy hitovizan'ny arme de séduction(oh:fijery,firesaka,charme,éloquence sns)@ atao hoe "sex apeal"?de inona no hifandraisany?Satria samy enti-mambabo olona @ fitiavana daholo ireo? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 22:29
aladin ( 14/04/2004 05:56)
duplicata: tena tiako ve sa......???
toy izao ilay izy:nisy oul iray niaraka tamiko taloha kanefa voatery nisaraka tsy fidiny izahay.Izy anefa tena tiako sady tia ahy koa ka na niaraka t@ olon-kafa aza aho dia tsy afaka ao an-tsaiko izy ... tohiny
novalian'i sobika ny 24/04/2004 08:56
aladin ( 16/03/2004 14:05)
mpanankarena: maditra sa handry?
tsikaritrareo ve hoe ny zanaky nympanankarena refa tsy maditra be de hendry be?tsy misy le hoe antonony. satria na izy mihanta be de manao be sitra-po de las amaditra avy eo.na izy voafehy be satria ... tohiny
novalian'i delvechio ny 13/04/2004 03:48
aladin ( 16/03/2004 13:55)
tohizo ny anarana
somary sorotsarotra kely ihany izy ity fanefa tena mampivanitika an. anaran'olona no ampiana kely de 'zay e! ohatra: FANJA -> FANJAitra tandremo fotsiny maka lagy izay voatonona an. FIJO ->FIJ... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/05/2004 15:57
aladin ( 02/03/2004 16:08)
ry zalahy pelaka
mba miheritreritra aho oa de hoe ahoana mihitsy no mba toe-tsain'dry lerony ireny e! tsy haiko hoe inona no mba tsirony azony @izany sady tsy ara natiora.de na le hanalàn'ny kil hoe pelaka aza ve de ... tohiny
aladin ( 02/03/2004 15:59)
premier pas an'ny vehivavy
tena ratsy me marina ve raha hoe ny vehivavy no mitory fitia @lehilahy e!ary satria na hoana... tohiny
novalian'i ben ny 11/06/2004 07:11
aladin ( 01/03/2004 15:31)
i ôrô sy kaopy ary i fitia
Hono ho'ahoe! ianareo ve mba mino ny fifandraisan'ny fitia amin'ny tonon'andro na hoe horoscope ireny?... tohiny
novalian'i ramaso ny 12/04/2004 05:54
aladin ( 01/03/2004 15:26)
le sortie atsy ho atsy
Izao e! efa narosoko ihany iti soso-kevitra ity.Ndeha mba hanao fitsangatsanganana indray isika ato ho ato.de ohatra hoe samy milaza izay hevitra sy toerana hitany fa mety.de ze marimaritra hiraisana ... tohiny
novalian'i aladin ny 23/03/2004 18:44
aladin ( 27/02/2004 16:51)
arts martiaux
Iza avy kay no mpanao art martiaux na haiady ato amintsika mpiserasera ato?dia inona no taranja ataonareo?... tohiny
novalian'i sahary ny 06/01/2005 09:30
aladin ( 20/02/2004 10:43)
ny fitia ve toy ny ketsa marina e!
betsaka mantsy no milaza fany tena fitiavana dia indray mitranga ihany.Nefa ny ahy toa tsy mitovy @izany.Izay miaraka amiko rehetr dia tena toa maha jamba ahy avokoa... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0212