Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Missie, milahatra araka ny daty
Missie
(
11/09/2007 11:04)
Kilalao tam bola kely
[b]Bold text[/b] houno waaa nareo veuh tam talou refa manao jeu tsy tratran'i lé oe[u] VARIMASAKA refa kelykely taona[/u] :-D:-D????
Za mantsy zany, refa manao mba saute à la corde miaraka am nenki...
tohiny
novalian'i Missie ny 20/09/2007 16:18
Missie
(
04/09/2007 20:18)
Hafatra
Inona avy moa hira misy ny teny oe " HAFATRA"????:-*:-*...
tohiny
novalian'i Missie ny 07/09/2007 20:50
Missie
(
31/08/2007 12:13)
ho ny ouaa reto
Refa marary moa tenda de inona remede?? :-D...
tohiny
novalian'i Missie ny 20/09/2007 12:02
Missie
(
06/11/2005 18:46)
Aona ty raha ato frantsa ty euh
Aona ty resak fahandorana tomobilina, trano, oronasa eraky Frantsa ty euh!??????? tena miparitaka mitsy lé izy juste resaka week end efa amarivony tomobilina dorna'ry zalahy! MAha lasa saina tokoa! d...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2005 22:30
Missie
(
04/11/2005 17:58)
Fitiavana marina
:lol:Aiza kay nareo mipassé reveillon???????
Aza gaga oe ato am antson'i Fo nataoko lé izy an! lé titre efa mba misy idiran'ny antson'i fo iany:lol:...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 20:43
Missie
(
04/11/2005 17:50)
iza no iza???
mandalo ato eritreritro oe: mba mifampatsiaro veuh tsika :-D asa raha mbo hahazo klioooo izy ty :-D...
tohiny
novalian'i Missie ny 21/11/2005 15:16
Missie
(
27/06/2005 07:44)
MADAGASCAR
Kikouu doly! Efa nivoaka depuis 22 lé Film MAdagascar t@ ciné! hihihihih tsara lé izy sa aona hoy ianareo:roll: aona ny impression nareo t@ lé film??? sns
Nisy teny gasy azany tao @ lé film sa t...
tohiny
novalian'i watafon ny 13/08/2005 15:11
Missie
(
22/05/2005 20:40)
Ny mahasamy hafa
Hono oa:?: inona no mahasamihafa ny Crêpinette sy ny paupiette:?:...
tohiny
novalian'i Missie ny 13/07/2005 23:27
Missie
(
18/05/2005 17:59)
eritreritra mandaloo
Zao zao ato de manontany tena oe: :?:Mba inona azany zaoo mba haton'ny namana isany @ zao fotoana zao:?:
Za zao kalou de mijery dinika ato @ serasera zao!
Ary nayeo mba manao inona kay??????:-*...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:23
Missie
(
16/05/2005 18:43)
Dire la vérité
Hono oa ry namana isany :?: fa maninona kay, misy ny oul tsy mahasaha miteny ny fahamarinana direct????? Fa tsy maintsy akolaka kely fonanany???? :?: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:50
Missie
(
14/05/2005 13:40)
Tovo J'hay
:D Fahitanareo ny hiran'i Tovo J'hay???????? :lol: ...
tohiny
novalian'i Fify ny 10/12/2005 17:34
