Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mio21, milahatra araka ny daty
Mio21
(
30/04/2009 13:08)
Herinandro farany ho an'Ingahy Ra8 ity...
Herinandro farany ho an'Ingahy Ra8 ity herinandro ity, izao fisamborana an'Ingahy Manandafy izao no faratampon'ny famaizana ataon'ny HAT ho an'ny Ra8 sy ny mpomba azy ankoatran'ny fisamborana azy tena...
tohiny
novalian'i Mio21 ny 02/05/2009 07:17
Mio21
(
12/04/2009 14:32)
Ra8 = TGV (tohiny)
Tanteraka ny kajikajy politikako, tanteraka ny faminaniako.
Lohahevitra niaingana :
Samy mpitantana orinasa, samy tsy olonantoko, samy nanangana haino amanjery, samy nirotsaka ary samy lany Maire.
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:30
Mio21
(
22/12/2008 17:07)
Io ary hoa ilay efa nahiako ela be!
Hatraiza ny fatahoran'ny Ra8 an'i Andry TGV ? Efa natahorany hatrany amboalohany io bandy kely io.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47f8cb4b4a961
Ampiako hoe : Ra8 tsy t...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 08/01/2009 10:59
Mio21
(
21/04/2008 19:44)
Mort ou Tchitchi ?
[i]Somary niangaliana kely mihitsy ny nanoratako azy mba ahafahanareo maka sary an’eritreritra sy miaina tsara ohatran’ny tena hoe nanatrimaso mihitsy eo ampamakina azy.[/i]
[u]Misy fanontaniana ...
tohiny
novalian'i Falyiarivo ny 24/04/2008 22:18
Mio21
(
20/04/2008 09:55)
Zé mahafantatra
Mankaiza ny manga sy ny papay rehefa miady?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 10:43
Mio21
(
16/04/2008 21:21)
Aleo hazava foana ny resaka
Za dia mbola manamafy fa raha ireo mpitondra rehetra nandalo teo dia Ra8 (fa tsy TIM) no anisan'ny tsara sy azo lazaina hoe mbola manana taha ambonimbony kokoa na dia efa nihena be dia be aza izany ra...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 00:24
Mio21
(
11/04/2008 06:30)
Aleo hazava ny resaka
Iza no Filoha tapipahaizana dia iza no Filoha Bado sy vendrana?
Ny eto amintsika dia toerana politika (place politique) ny Filoha, na tapipahaizana io na bado. Ny fahaizana kobakambava, mampandry adr...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/04/2008 00:53
Mio21
(
06/04/2008 13:08)
Andry TGV = Ravalomanana
Samy mpitantana orinasa, samy tsy olon’antoko, samy nanangana haino amanjery, samy nirotsaka ary samy lany Maire.
Ravalomanana : nahay naka ny fon’ny vahoaka dia nirotsaka tampoka tsy nampoizinâ€...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 17:21
