Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Imahaka, milahatra araka ny daty
Imahaka
(
19/08/2007 20:02)
Sao mba nandalo
Azafady ry mpiserasera o!
Sao mba nandalo teto ilay tiako
Nifamaly izahay mantsy omaly
Ka ny hafatro tsisy valiany! :?
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/08/2007 13:36
Imahaka
(
01/06/2007 10:14)
Tranplantation
Ahoana ny fampianaran'ny Fiangonana ny amin'io resaka io? indrindra ilay taova "fo" mihitsy no soloina avy amin'ny olon-kafa?
Misaotra izay afaka manome "version ofisialy". ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 06/06/2007 19:06
Imahaka
(
01/06/2007 10:07)
transplantation
Ahoana ny fampianaran'ny Fiangonana ny amin'io resaka io? indrindra ilay taova "fo" mihitsy no soloina avy amin'ny olon-kafa?
Misaotra izay afaka manome "version ofisialy"....
tohiny
novalian'i romilino ny 08/08/2007 18:21
Imahaka
(
10/04/2007 09:41)
mifandefera
Maninona tokoa moa raha mifandefitra?
http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Dah%27mama...
tohiny
novalian'i booboo ny 10/04/2007 10:25
Imahaka
(
03/04/2007 14:45)
tsara ho fantatra
Gasikara?
http://www.madagate.com/modules.php?name=News&file=article&sid=190...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 04/04/2007 11:31
Imahaka
(
28/03/2007 11:04)
I lov u
ho anao
http://www.dailymotion.com/related/1439121/video/x1fd8o_tsiliva-i-love-you/1
(l)...
tohiny
novalian'i fatakamana ny 02/04/2007 06:44
Imahaka
(
27/11/2006 19:12)
Fitsarana lehibe
Araka ny fahafantaranareo azy, Andriamanitra (Iaveh na Jehovah) mitsara araka ny asa sa araka ny finoana?
Raha ny hevitro aloha dia toa araka ny asa! nefa tsy haiko aloha fa za tsy Andriamanitra e...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/12/2006 14:42
Imahaka
(
22/11/2006 17:21)
tsaho
ary i Salmo toa manely tsaho foana no ataony e!gadraiko eo ialahy fa tohizo ihany...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:58
Imahaka
(
22/11/2006 17:03)
lasa hendry hono izy
Hoy ilay namako izay (sipa izy): Izaho leisy lasa hendry be, lasa manaja ny olon-tiako, lasa tokam-po, hatrizay tsy nahafahako nampiasa internet izay intsony. Taloha aho hoy izy, mitsaty dia raiki-pit...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 16/12/2006 18:36
Imahaka
(
22/11/2006 16:57)
Hitako ihany
Hitako androany ny maha-afrikanina antsika,
Sady atsy andrefana atsy kay ny lakan-dranon'ny mozambika,
Ny elakela-trano,
Ny elakela-bohitra,
Ny elakela-javatra rehetra tsy ankanavaka e,
Raha tsy ...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 27/11/2006 16:25
Imahaka
(
08/11/2006 08:36)
ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
Iza iry ambony iry o? :roll:...
tohiny
novalian'i enteme ny 24/11/2006 18:51
Imahaka
(
07/11/2006 07:56)
indray andro
isa ny amontana :-w...
tohiny
novalian'i enteme ny 24/11/2006 18:58
