Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i DONGAKA, milahatra araka ny daty
DONGAKA ( 27/02/2007 12:34)
Vehivavy manisy rojovolamena @ tongotra BORDEL!
Mananjina hono ireny volamena ireny ary mino aho fa marina izany.Nefa dia misy ireo vehivavy sasantsasany manao an'izy ireny @ cheville ary hitako fa tsy mendrika ilay izy..misy aza moa dia manao pier... tohiny
novalian'i jaloko ny 28/03/2007 17:19
DONGAKA ( 22/01/2007 07:39)
RAvehivavy be karàma noho ralehilahy dia
Ny zavatra voaremarquéko matetika raha ny vehivavy no be karàma kokoa noho i ralehilahy dia manao didikofehy lehibe ary manjakazàka ao antokatrano nefa raha ny lehilahy no bekarà... tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2007 23:08
DONGAKA ( 01/01/2007 17:15)
Manomboka mihohoka ny vilia ankehitriny!....
Mety gaga angamba ianareo hoe inona ary no tian'i lery ho tenenina @ hoe : vilia mihohoka! Asa na ny hamafin'ny fiainana na ahoana fa dia mihasarotra an-kanina ny olona @ izao fotoana izao indrindra ... tohiny
novalian'i degree ny 03/01/2007 20:15
DONGAKA ( 29/12/2006 21:35)
Ahoana no ahatsapan'ny vehivavy fa mikôty azy ny kôfa iray?
Raha dinihina hono dia ny vehivavy maranitra kokoa noho ny lehilahy .Fantany ny lehilahy iray hoe mikôty azy ka eo indrindra ny fanontaniana hoe ahoana no ahalalàn'ny vehivavy iray fa manomboka mikÃ... tohiny
novalian'i lapino ny 10/01/2007 15:04
DONGAKA ( 26/12/2006 15:51)
Nahoana kay isika gasy no matim-boninahitra e?
Rehefa tena mbà nandinika aho dia ny ankabezantsika gasy dia matim-boninahitra avokoa! Raha misy fifaliana na fahoriana ohatra ka manome tso-drano dia misy ny an'ny sasany asiana hoe :avy any @... tohiny
novalian'i Kwasi ny 15/03/2007 23:45
DONGAKA ( 25/12/2006 12:47)
NOELY 2006 feno hipoka ny fiangonana...NEFA......
Raha ny fahitàna @ ankapobeny ny noely 2006 aloha dia feno olona ny fiangonana rehetra ,raha ny teto ANTANANARIVO renivohitra no jerena .Na dia teo koa aza ny cyclone sy ny andro ratsy .....Ny zavatr... tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2007 03:10
DONGAKA ( 22/12/2006 19:35)
BE NO MILAZA FA ......
Be ny milàza fa .....ny vehivavy hono rehefa tsy ampy firaisana dia MASIATSIAKA sy KOZITINA ....asa aloha izay fahamarinany... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2007 06:46
DONGAKA ( 18/12/2006 16:46)
LASAN 'NY SOLAFA Ramose....
Raha sanatrian'ny vava ka ianareo sipa no sendra an'izany ny efa manambady no tiako tenenina eto hoe lasan'ny mpiasa ny ramose nareo dia ahoana?...... tohiny
novalian'i soanja ny 29/12/2006 06:36
DONGAKA ( 18/12/2006 15:57)
Vokatra ny voankazo isan-karazany izao nefa........
Volana désambra vokatra daholo rehefa karazana voankazo ao ny : ny paiso ny manga ny letisy...ary fotoanan'ny orana ihany koa izao KANEFA dia maloto dia maloto ny tanàna. FAKO etsy fako eroa ...Avy... tohiny
novalian'i soanja ny 23/12/2006 15:56
DONGAKA ( 17/12/2006 21:52)
INONA NO TENA FANAFODY MONY E?
Somary misy mony ny havanareo ka inona no tena fanafodiny ary inona no manàla ilay tasy maintimainty iny avy eo.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/12/2006 06:20
DONGAKA ( 10/12/2006 10:51)
Ranom-potaka ka hoe manonja...
Ranom-potaka ka hoe manonja ....maika izany fa ranomasina .Mahavariana mintsy ireto mpomba ny filoha amperin'asa RAVALOMANANA MARC . Milàza fa nitondra fiovàna ny filoha RAVALO nefa moa marina to... tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:36
DONGAKA ( 07/12/2006 19:50)
Tokony ho propagandy foana ny andro!...
tokony ho propagandy foana ny andro toa ambodia mitafy hodi-janak'ondry daholo ny mpanao pôlitika...MAKA NY FON NY VAHOAKA fa refa azo izay ilaina ...tsssss... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:28
DONGAKA ( 04/12/2006 13:24)
MAZAVA BE NY ANTONY NISAKANANA AN INGAHY PIERROT
Raha ny fijerinay ny momba ny voka-pifidianana eny na dia mbola tsy ofisialy aza dia MAZAVA BE ny antony nisakanana ny filatsahan'ingahy PIERROT RAJAONARIVELO ! Tsy maintsy nisy ny 2é tour ary dia... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092