Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i 5laody, milahatra araka ny daty
5laody ( 30/05/2015 11:15)
Tompon-daka eran-tany Kitra vehivavy
Miarahaba ny mpisera rehetra, Hanomboka ny Sabotsy 6 jiona 2015 ny fifaninana ho tompon-daka eran-tany vehivavy any Canada. Tsy dia ankalazain'ny haino aman-jery loatra izy ity ary koa tsy dia misy ... tohiny
5laody ( 14/06/2014 11:25)
Mbola ho tafakatra ve Espagne?
Ahoana ny eritreritrareo aorian'iny dimy sy iray iny? Toa mahazo tsiny be i Iker Casillas ary nifona mihitsy moa izy. Tsy dia heno kosa ny olona niteny hoe mahery kosa ireto Hollandais ireto ko. ... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/06/2014 12:06
5laody ( 22/03/2014 20:38)
Injay ilay feo
Faly sy gaga tokoa ny mpitsara ny fandaharana "The voice" any Italia raha avy nanindry bokotra hijery hoe iza izany mihira ny hiran'i Alicia Keys izany. Hay ve i Masera izany mampandihy sy mampihorak... tohiny
novalian'i hery ny 23/03/2014 10:10
5laody ( 08/11/2013 17:43)
azo atao ve ny manamboatra kabôsy
Salama daholo, Te mba hianatra hitendry kabôsy aho ka sao efa nisy nanamboatra taminareo? Misaotra amin'ny valinteny.... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/07/2014 11:53
5laody ( 08/11/2013 15:04)
vilany Ambatolampy
Miarahaba ny rehetra, Aiza ry namana isany no mety ahitana vilany cocotte ambatolampy ireny aty ivelany? cocotte 12 sa 14 sa 16 ilay fanaovana tsikonona tamin'ny mbola kely ireny? Misaotra mialoha am... tohiny
5laody ( 04/07/2013 08:24)
Vonona ve ny mpandimby?
Fantatsika ho niova vao haingana ny loholona amin'ireto firenena ireto: -Cité du Vatican -Royaume des Pays-bas -Emirat du Qatar Ary vao omaly izao no re fa hisolo ato ho ato koa ny mpanjaka any Be... tohiny
5laody ( 12/06/2013 19:11)
vonona hihinana bibikely ve isika?
Efa maromaro amin'izao ireo mpandraharaha madinika mampiasa bibikely anaovana sakafo. be proteina tokoa izy ireo ary tsy sarotra ompiana. efa maromaro ny restaurant manana menu insectes, ary misy choc... tohiny
novalian'i niryna ny 03/09/2013 03:58
5laody ( 23/05/2013 11:37)
Inona ny atao rehefa mivoaka ny airbag?
Salama daholo, Efa nisy taminareo ve sendra fifandonana fiarakodia taty Madagasikara ka nipotsaka ny airbag? Ahoana ny hanamboarana azy avy eo? Miantoka ve ny trano fiantohana? Mety misy piesy elek... tohiny
novalian'i hery ny 29/05/2013 13:30
5laody ( 16/05/2013 07:19)
Torohevitra
hanatsarana soupe chinoise Salama daholo, Anisan'ny mora vidiana sy karakaraina vetivety ny soupe chinoise amin'ny sachet ireny, ny tsininy nefa dia tsy fantatra izay fangaron'ilay sachet kely anamp... tohiny
novalian'i ora ny 24/06/2014 09:08
5laody ( 28/04/2013 18:16)
Comedie musicale
Sali daholo ahoana ny eritreritsika? tokony hitohy sa...? http://www.youtube.com/watch?v=JEexyjeR70E&list=UUvgLVxn_1Wf7IUZq0rctkSA... tohiny
5laody ( 06/04/2013 18:14)
ho an'izay tia Bessa
Miarahaba antsika rehetra ity misy hira mampahatsiaro ny hiran'i Bessa ho an' izay mpakafy azy: jereo amin'ny tube: Peter Skellern - You're a Lady mihainoa finaritra daholo.... tohiny
5laody ( 13/03/2013 18:12)
Miandry setroka fotsy
Salama daholo, Miandry mafy ny Kristiana katolika sy ny mpanao gazety hoe Iza no Papa manaraka. mbola motera diesel be nefa izao ilay trano fifidianana ka mamaoaka setroka mainty ilay cheminée, Iana... tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2013 05:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045