Testamenta vaovao/Testamenta taloha
281. rhaj0
(
29/08/2016 12:58)
RBNIR:
Hoy aho hoe mahafinaritra fa efa nijery ilay fandaharana ianao matoa mahafantatra azy, dia hoy interpretenao hoe "noconfirmeko" izany ireto sy ireto..... ?????? inona no ifandraisany????
OK:
1- no-confirmer-nao azany fa hoe "mahafantatra" aho.
2- Dia ireo "fantatro" notanisaiko izany.. "mahafinaritra" anao.
Ka manambatra ny 1+2 aho ka inona no maha-kaodikaody anao ao re ry RBNIR.. Hoe "fantatro" fa i Herinirina sefo-na-sekta? na ianao mpitam-bolany? Sa ilay inona ??
RBNIR:
hoy aho hoe otran'ny tsy mino ny "Fanahy Masina" ny katolika sy anglikana (tsy finoana ny Fanahy Masina notsindriko tsara...... ny interpretationao dia hoe "manao zinona ny hafa aho????? Misy ifandraisany v?????
koa raha ao @ "fanekem-pinoany" ireo katolika sy Anglikana dia mamerimberina lava isak'alahady, ny hoe "mino ny fanahy masina aho", nefa dia .. petahanao hoe, "otran'ny tsy mino ny "Fanahy Masina" zareo...
Raha mba lazain'olona koa moa, gratuitement toa io nataonao io, hoe, ianao ao io dia "otran'ny tsy mino ny fanahy masina" koa, dia mba ahoana?
282. tealala
(
29/08/2016 13:35)
Izay izany no mahatonga anareo rehefa milatsaka ilay izy dia tahaka ireny mihetsika tromba ireny? satria fanahin'i jesosy no velona ao anaty
283. RBNIR
(
30/08/2016 04:57)
tealala:
Izay izany no mahatonga anareo rehefa milatsaka ilay izy dia tahaka ireny mihetsika tromba ireny? satria fanahin'i jesosy no velona ao anaty
« fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy, » (Marka 3:29)
284. RBNIR
(
30/08/2016 06:24)
rhaj0:
RBNIR:
hoy aho hoe otran'ny tsy mino ny "Fanahy Masina" ny katolika sy anglikana (tsy finoana ny Fanahy Masina notsindriko tsara...... ny interpretationao dia hoe "manao zinona ny hafa aho????? Misy ifandraisany v?????
koa raha ao @ "fanekem-pinoany" ireo katolika sy Anglikana dia mamerimberina lava isak'alahady, ny hoe "mino ny fanahy masina aho", nefa dia .. petahanao hoe, "otran'ny tsy mino ny "Fanahy Masina" zareo...
Raha mba lazain'olona koa moa, gratuitement toa io nataonao io, hoe, ianao ao io dia "otran'ny tsy mino ny fanahy masina" koa, dia mba ahoana?
Hoy aho hoe : P.S : ny katolika sy ny anglikana otran'ny tsy mino intsony ilay fandatsahana ILAY FANAHY MASINA....
Mino ny Fanahy Masina ny katolika sy ny anglikana satria mino ny TRINITE MASINA izireo fa ny nambarako dia hoe "otran'ny tsy mino intsony ny "FANDATSAHANA" averiko ihany ny FANDATSAHANA ILAY FANAHY MASINA.....
285. rhaj0
(
30/08/2016 13:32)
RBNIR:
"otran'ny tsy mino intsony ny "FANDATSAHANA" averiko ihany ny FANDATSAHANA ILAY FANAHY MASINA.....
okey dokey... tena latsaka ilay "fandatsahana", fa mihinana latsaka aza moa misy vary koa, ka dia ialan-tsiny be dia be izany ry RBNIR aaa...
Fa ahoana indray azany izany hoe "fandatsahana ny fanahy masina" izany eee... Dia ahoana no asahianao milaza, affirmation gratuite, fa "otran'ny tsy mino" an'izany ny Kato/Angli.. mbo asio fanazavana kely fa izaho tsy "minou fotsy" eeee... :-)
286. tealala
(
30/08/2016 13:58)
RBNIR:
tealala:
Izay izany no mahatonga anareo rehefa milatsaka ilay izy dia tahaka ireny mihetsika tromba ireny? satria fanahin'i jesosy no velona ao anaty
« fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy, » (Marka 3:29)
tsy nisy niteny ratsy ny fanahy teo a, zavatra hita fotsiny izany.
287. rhaj0
(
30/08/2016 18:53)

Tantarao indray hoe ry RBNIR, ilay t@ Jesosy nanala devoly t@ olona, dia nalefany tany @ kisoa ny devoly, ary dia nitrontrongy nivarina tany an-drenirano ny kisoa...
Ka mety "devoly" indray izany ry Tealala no "nilatsaka" kouh... Fa tsy sahala @ tromba ilay fihetsika, fa .. hip-hop kosany eee.. :-)
288. RBNIR
(
31/08/2016 05:16)
tealala:
tsy nisy niteny ratsy ny fanahy teo a, zavatra hita fotsiny izany.
Sao dia tsy tokony aty amiko ianao no "manadio" ny tenanao ny amin'izany fa any AMINY namana tealala????
289. tealala
(
31/08/2016 05:20)
Tsy manadio tena aminao aho a, fa ny famaritana ilay fanahy izao no tena tsy voavalinao mihitsy.
290. RBNIR
(
31/08/2016 05:28)
Efa namaly aho fa tsy nandray ianao ary tsoriko tsy araka izay hamaritan'ny olona azy IZY fa izay hitoerany ihany no MAHAFANTATRA AZY....tsy natao ho fantatr'izao tontolo izao.....
Jaona 14
17 dia ny Fanahin’ ny fahamarinana, Izay tsy azon’ izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.
conseil d'amis "aza mijery ivelany".....Tsy mbola ao aminao IZY ka tsy fantatrao fa i paoly apostloly izay nanohitra fahiny rehefa nahafantatra AZY dia niova tanteraka ny fijeriny ary nahasahy niteny fa hay taimboraka ny fahiny fa rehefa tonga ILAY TENA IZY dia foana avokoa ireo "aloka" rehetra.....

292. RBNIR
(
31/08/2016 05:42)
tealala:
Dia inona no mahatonga ilay mihinjtrinjitra kay rehefa mivavaka?
Manana tanjona fanaratsiana ny hafatrao...aleo tsy mamaly.....
293. tealala
(
31/08/2016 05:57)
Tsy misy tanjona fanaratsina io fa mba tiako hazavainao hoe ianareo misy fanahy milatsaka foana matetika, dia maninona no mihetsiketsika be rehefa ao ilay izy? mba fanazavana no angatahina
294. RBNIR
(
31/08/2016 06:55)
« Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. » (1 Kor.2:14)
TSY MITSAHATRA NY MAMPITANDRINA!!! REHEFA TSY MAHAFANTATRA AZA MITENY TENY FOANA!!!
Tsy ho fantatrao mihitsy IZY raha tsy milatsaka ao anatinao ao......

295. RBNIR
(
31/08/2016 06:58)
Hoy ny teny hoe .....« ........fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)
Tsy misy hahafantatra Azy afats'izay hitoerany sy manana Azy ao anaty ihany....
FAMPITANDREMANA FAMPITANDREMANA AZA MIJERY IVELANY FA TSY MISY FANTATRAO NY AMIN'IO FA IZAY HITOERANY IHANY NO MAHAFANTATRA AZY.....
RAHA MITENY RATSY IANAO DIA VITA ARY TENA VITA TANTERAKA NY AMINAO!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!

296. tealala
(
31/08/2016 07:04)
Fanazavana anie no mba angatahiko fa tsy hoe manaratsy akory e.. Tsy niteny mihitsy aho teo hoe ratsy be le fihetsika rehefa milatsaka ilay izy.
298. tealala
(
31/08/2016 07:32)
dia tsy afaka manazava izany ianao ve?
Ary misy ve ao amin'ny testamenta vaovao hoe mihetsiketsika rehefa mirotsaka ny fanahy?
mba tealala ny tenako

299. RBNIR
(
31/08/2016 08:19)
« Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ..... » (Asa; 1:8)
Misy "hery" (force= energie) azo rehefa milatsaka ny Fanahy Masina ...
Hoy Jesosy : « Ny rivotra mitsoka amin'izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay ihaviany na izay alehany, dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy. » (Jaona 3:8)
Dia tanteraka izany tao amin'ny Asan'ny apostoly....« Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany. » (Asan'ny Apostoly 2:2)
Rehefa mandalo ny rivotra dia maniona ny ravinkazo?????? Hoy Jesosy "dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy....

300. RBNIR
(
31/08/2016 08:38)
Na izany aza, hafa mihitsy ny famantarana hanamarinana fa nandray ny Fanahy Masina marina tokoa ny olona iray,
Araho ny fandaharana Vitao ny Asan'ny fahamarinana isa maraina amin'ny 5 ora sy sasany ao amin'ny KOLO TV sy ny I BC (efa mandeha amin'ny canal Sat ihany koa......
AVERINA HATRANY AZA MIJERY IVELANY TSAROVY ILAY HAFATR I JESOSY « fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy, » (Marka 3:29)