Testamenta vaovao/Testamenta taloha

221. tealala ( 23/08/2016 13:36)
Fanamarihana kely fotsiny:
tealala : nanokatra ny lohahevitra (Testamenta vaovao/Testamenta taloha)
Ka mba tsy hiovan'ny lohahevitra tena zavatra hafa mihitsy dia mba hahitsiko kely ianareo mirahalahy hoe miverena ry zareo amin'ilay lohahevitra azafady indrindra
222. RBNIR ( 23/08/2016 13:36)
Jakoba no atao hoe Israely izay loharano nipoiran'ny taranak'israely ankehitriny....Tsy bedin'Andriamanitra izy tamin'izany.......
223. tealala ( 23/08/2016 13:39)
Fa maninona kosa anefa ilay boky no feno diso e?
Ary henoko koa fa tsy mahazo mampiasa "Airtel" ny tanora ao aminareo ao, marina ve izany? Dia inona no antony?
224. RBNIR ( 23/08/2016 13:44)
Angalako teny ao amin'ny testameta taloha v i tealala e,

Ary maninona no airtel irery no anontanianao fa ilay iray tsy nolazainao??? satria efa fantatrao ny valiny????

Sa ilay iray mibaribary be ny fanimbana ataony fa ilay airtel otran'ny manjavozavo????
225. tealala ( 23/08/2016 13:57)
Angalao teny ao amin'ny testameta taloha raha ao ny valiny ka.
Ilay iray tena tsy fantako, dia ilay anton'ilay airtel koa tsy fantako (amin'ny fo madio no ilazako izany fa tsy hoe zavatra hafa) - fa mba hialako amin'ilay heritreritra hoe doctrine an'i Pasiteranareo manokana izany.
226. tealala ( 23/08/2016 13:58)
ilay iray mibaribary be ny fanimbana ataony tsy fantako.
227. RBNIR ( 23/08/2016 14:01)
ny loholona sy ny diakona tealala dia natao hitandrina ny ankohonan'Andriamanitra (vakio ny 1 Tim3)

Manana adidy lehibe sy masina tokoa izireo amin'ny fitandremana ireo ankohonan'Andriamanitra ireo...

Izy ireo no atao hoe "mpitily" ihany koa koa raha mahita izy fa misy ny loza manambana ny ankohonan'Andriamanitra dia adidiny ny miteny sy mananatra hiarovana ny zanak'Andriamanitra....
228. RBNIR ( 23/08/2016 14:08)
tealala:

Angalao teny ao amin'ny testameta taloha raha ao ny valiny ka.


Io ary ry tealala dia enga anie ka tsy hahakivy anao io satria tsy mampiova ny maha tsy misy kilema an'Andriamanitra akory io namana.....

http://www.aimer-jesus.com/erreurs_bible.php
229. rhaj0 ( 23/08/2016 14:16)
RBNIR:
taloha dia mbola neken'Andriamanitra ny fifanambadian'ny mpihavana akaiky
rhaj0:

Aiza ho aiza ao @ Baiboly no misy an'io ry RBNIR; mba ameo toko aman'andininy hoe raha mba mety.
RBNIR:
Ampiasao ny saina, ahoana no hahatanteraka izany raha tsy mifanambady ny taranak'i adama sy Eva????

Izay izany ny an-dry RBNIR.. Mba "ahatantateraka" izay "voasoratra" (dia voasoratra), dia ... asiana lojika-na RBNIR : "azo atao ny inceste"; ary akapok'i RBNIR ho Andrmntra akoriny azany no "tompon'ny hevitra".

Fa tsy mi-click @ RBNIR hoe, kely dia kely ny fitombenan'ilay scenario-m-baiboly, ka hehezin'ny akoho toka-nify.


ka io fomba fisainana RBNIR ry Tealala, hoe ny "lojika-na RBNIR" dia ambony noho ny (toko aman'andininy) Baiboly, dia io amelezany anao io koa aa.... Na TSY mitombona ny scenario, na DISO akoriny azany, araka ny adi-hevitra anareo mirahalahy mianaka eto io, dia ... asiana "lojika-na RBNIR", izay ambony noho ny toko aman'andinim-Baiboly, ka dia ... "na-diso-tokony-nahitsy-fa-tsy-nahitsy" azany, dia ... "fehiny: tsisy-diso".
230. RBNIR ( 23/08/2016 14:25)
ny biby koa nataony lahy sy vavy dia nomeny tso-drano hoe mamenoa ny tany......
231. RBNIR ( 23/08/2016 14:26)
fa marina fa taty aoriana dia hita fa inceste ihany ilay izy ka dia nilatsaka ny didy hoy aho.....
232. tealala ( 23/08/2016 14:29)

RBNIR:

tealala:

Angalao teny ao amin'ny testameta taloha raha ao ny valiny ka.


Io ary ry tealala dia enga anie ka tsy hahakivy anao io satria tsy mampiova ny maha tsy misy kilema an'Andriamanitra akory io namana.....

http://www.aimer-jesus.com/erreurs_bible.php

Efa hitako io site-nao io fa mbola tsy nahazo valiny aho
Fa ity no navalina olona efa converti tamiko "Il y a là sûrement des messages, comme quand il nous est dit qu'Israël est resté en Egypte, soit 400 ans, soit 430, soit 280 qui a été la durée exacte (mais les autres ont aussi une signification : 430 par rapport à l'annonce faite à Abraham, 400 par rapport à la naissance d'Itz'hak qui était comme étranger, déjà, sur cette terre, puisque les Cananéens l'habitaient. Donc, le peuple est effectivement resté 280 ans, mais les deux autres chiffres ont une signification spirituelle par rapport à l'exil, d'une certaine façon, d'Itz'hak, etc"
Ny ao indray aza taitra ianao fa misy valiny avy amin'ny sages d'Israel, ary efa hitany daholo ireo e :-D, aza adinontsika fa en hebreu anie io zavatra io ry RBNIR e :-D
233. RBNIR ( 23/08/2016 14:29)
satria raha tohizana dia manjary mitovy amin'ny biby ny olombelona ka dia hoy Andriamanitra hoe...

« Aza misy mila izay havany akaiky handry aminy ianareo: Izaho. no Jehovah. » (Lev.18:6)
234. RBNIR ( 23/08/2016 14:31)
tealala:

Efa hitako io site-nao io fa mbola tsy nahazo valiny aho

Afaka mamaly anao io, raha efa hitanao io nefa tsy nampaninona anao ny nanaiky ny testameta taloha, dia otran'izay ihany tsy tokony hampaninona anao koa ny hanaiky ny testameta vaovao....
235. RBNIR ( 23/08/2016 14:33)

tealala:


RBNIR:

tealala:

Angalao teny ao amin'ny testameta taloha raha ao ny valiny ka.


Io ary ry tealala dia enga anie ka tsy hahakivy anao io satria tsy mampiova ny maha tsy misy kilema an'Andriamanitra akory io namana.....

http://www.aimer-jesus.com/erreurs_bible.php

Efa hitako io site-nao io fa mbola tsy nahazo valiny aho
Fa ity no navalina olona efa converti tamiko "Il y a là sûrement des messages, comme quand il nous est dit qu'Israël est resté en Egypte, soit 400 ans, soit 430, soit 280 qui a été la durée exacte (mais les autres ont aussi une signification : 430 par rapport à l'annonce faite à Abraham, 400 par rapport à la naissance d'Itz'hak qui était comme étranger, déjà, sur cette terre, puisque les Cananéens l'habitaient. Donc, le peuple est effectivement resté 280 ans, mais les deux autres chiffres ont une signification spirituelle par rapport à l'exil, d'une certaine façon, d'Itz'hak, etc"
Ny ao indray aza taitra ianao fa misy valiny avy amin'ny sages d'Israel, ary efa hitany daholo ireo e :-D, aza adinontsika fa en hebreu anie io zavatra io ry RBNIR e :-D


be dia be ny fanakianana ao fa tsy ireo fotsiny tealala an,
236. RBNIR ( 23/08/2016 14:37)
fa na inona na inona, tsy mampiova an'Andriamanitra izany satria ohatra chronique = tantara = otran'i etiena nitantara e! vakio ange ny asan'ny apostoly raha tsy tantara nataon'i etiena e....
237. rhaj0 ( 23/08/2016 15:01)
RBNIR:
vakio ange ny asan'ny apostoly raha tsy tantara nataon'i etiena e....

Bravo RBNIR... kay "tantara" ity "asan'ny apostoly"... Ary "valamaty", satria ianao RBNIR ihany no niteny fa (isy DISO ilay izy.

koa raha "tantara valamaty" ilay izy, inona no mampivaralila anao ao, dia m(amp)atahotra anao ao, koa zavatra TANTARA VALAMATY lay izy, hoz'ianao ihany.
238. tealala ( 23/08/2016 15:02)
ie haiko fa be dia be.. raha ianao io izao dia avilavilan'i rhajo mihitsy rehefa mamaly na ny zavatra teneninao aza sarotra ny hino azy..
Ny antsika fotsiny izao dia samihafa ny fijery an'ilay bibilava tao amin'ny sahan'edena, ny anao bibilava miteny sady ketrika be, ny ahy olona fa anarany ny hoe bibilava (misy olona hoe ralambo no anarany, misy anarana amin'ny teny hebreu hoe Ours, vorona olona anefa ireo)
bibilava amin'ny fampianarana noraisinay dia olona ihany phisiquement mitovy amin'i Adama, ary i Adama dia tsy anarana fa "homme" mahantra vahambolana moa izany ny tany sasany dia "Adam" homme fa tsy mitovy amin'ny hoe "ich" homme ihany koa "icha" femme (ataovy ao an tsaina foana hoe hebreu ny Torah) nouveau testament grecque
bibilava : noho ny fananany toetrana bibilava angamba izy izay
ary taty amin'i Noah, niova ao iany ilay resak'areo sy rhajo, dia aza adiny fa nisy biby maloto sy biby madio nampidirina tao.
239. rhaj0 ( 23/08/2016 15:21)
Tena lalina kosa izany Genesisin'i Tealala izany raha izany.
1- misy Lilith izay vady voalohan'i Adam; i Eva no vady faharoa.
2- misy olona hafa izay manana toetra "bibilava" koa tao Edena.

Ka iza indray azany ry Tealala no "olona voalohany" aa...

Ataovy an-kira ... O iza iza... fa sarotsa be n'enareo :-)

240. tealala ( 23/08/2016 15:24)

rhaj0:

Tena lalina kosa izany Genesisin'i Tealala izany raha izany.
1- misy Lilith izay vady voalohan'i Adam; i Eva no vady faharoa.
2- misy olona hafa izay manana toetra "bibilava" koa tao Edena.

Ka iza indray azany ry Tealala no "olona voalohany" aa...

Ataovy an-kira ... O iza iza... fa sarotsa be n'enareo :-)

ra rahjo ty ôtran manao resaka aller/retour a, efa noresaintsika tamina lohahevitra hafa izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1483