Testamenta vaovao/Testamenta taloha
181. RBNIR
(
22/08/2016 17:24)
rhaj0:
Anaty fonosana fotsiny.. Misimisy ihany ny namana gasy fantatro, aty ivelany aty, dia.. mahatsikarokaroka any zareo, ary dia .. indrisy ry tava-tsosisy hoy aho sy ny fomba fijeriko, fa dia hotry ny vasoka @ antsanga tsy aman'orana sy abobo nasesiky ny Kristianisma (tradisionely) tokoany zareo, ary dia lasa mivadika... Bodista na Moslimo na koa izany Jiosy toa an'i Tealala io eee... na koa ireo sekta na kristiana evanzelika aty ireny
Ny olona mivadika dia olona manantena zavatra tsara kinanjo ratsy no hitany....Normale be izany, ny ankamaroan'ny fivavahana kristianina ankehitriny dia efa tafahataka lavitra tanteraka tokoa amin'ilay tsy nisy kilema fahiny.....
Fa efa miverina Jesosy mampianatra ankehitriny, dia ho hita marina tokoa ny maha tsy misy kilema azy ary maro no tsy maintsy hiverina indray.....
182. rhaj0
(
22/08/2016 17:26)
z'afady fa TSY (te-ho) Jiosy kay i Tealala, fa @ izy ilay (izilay) "miverina @ originelle" eee..
fa na izany na tsy izany, dia anatin'ny sobikan'ny Mpino ao daholo ihany nareo ee.. iray harona ao ianao Tealala sy RBNIR, ary io mifanipaka io..

184. rhaj0
(
22/08/2016 17:33)
dia hay ve ilay "tsisy-kilema" koa ka "fahiny", hozy ry RBNIR ee... Dia tena iray harona tokoany izany ianao sy Tealala kouh.. hitako no io mifanipaka io :-)
Fa raha rava izao Babiloana ao Moyen-Orient izao, dia ... tsy mahakasika ny any Ambatoloana any Dago izany eee... Ianao anefa @ io ry RBNIR akaiky kokoa an'Ambatoloana, ka inona no mampikirapaka anao eo.. Sady @ izay zareo "samy Andrmntra" no mifandravarava ao.. Ianao angaha Andmntra ry RBNIR ???

185. RBNIR
(
22/08/2016 17:43)

Planina ataon'Andriamanitra io ry rhajo a!
Etsy andaniny ampahafantarina ilay tena IZY ary atoro ny olona ny tena fomba fanompoana sy fanomezana voninahitra Azy,
Etsy ankilany ravana izay tsy izy rehetra....
Vokany : Andriamanitra 1 sisa no hijoro eo dia tsy iza fa ilay tena marina....
Efa manomboka hita soritra izany ankehitriny, tsy ho ela dia ho hita hiharihary ny fahatanterahany,
Saingy aorina kelin'izay indray dia hitsangana ilay bibidia, ary dia hizara 2 indray ny kristianina.... Ny iray taritin'ny bibidia izay hiaraka amin'ny nation unies (hametraka religion uniques et universelle izay tsy didin'Andriamanitra no ao fa didy nifanarahan-drizareo= didin'olombelona).......
Etsy ankilany kosa ireo olona izay mbola hifikitra amin'ilay tsy misy kilema ihany izay mitana mafy kosa ireo didin'Andriamanitra na dia hamoizany ny ainy aza....
Araka ilay tenin'i tealala hoe aleo ny ho avy no hitsara kanefa afaka mandinika isika fa tena efa mizotra mankany isika izao.....
186. RBNIR
(
22/08/2016 17:48)
I babylona lehibe ankehitriny dia efa zary lasa symbole "terreur" ary maro no efa mivohy fankahalana azy ary ny olona ao aminy aza efa manomboka mandositra avokoa.....
Tsy ho ela dia hisy handray fanapahakevitra ny aminy.....
Ianao tealala dia hangina rehefa tanteraka izany saingy hahavonjy anao v izany e???? tsy efa tara loatra????
torak'izany koa ianao rhajo

187. rhaj0
(
22/08/2016 18:18)
IO ho'a ry RBNIR mba ianaro ihany ny Tantara sy Jeogirafia ee... Ireo rehetra ireo, dia t@ fotoan'androny (-3000 an a l'an zero+) sy Jeogirafia (moyen-orient) tany.
Ahoana koa azany no (mbola) ieritreretanao foana ho'a hoe
- i Babilaona no atahoranao iantombohan'ny faharavana. (io tanAna io izao, nataok'ty tsy efa nasian'i Bush t@ adin'Irak izy teo)
- na koa, ireo Tribus tao Moyen-Orient no antsoina hoe "firenena rehetra"
- ary ilay "bibidia", izay "la bete" @ teny frantsay.. ahoana koa azany no mbola hirevirevenao an'izany nefa ny anao ny taona efa mandroso be k'le....
- Dia ianao @ io ao Dago... ary efa mahita interinety, ka mahatakatra zavatra bestaka @ izay (fa tsy toa ireo nihidy t@ vohitrakely fahiiny ho'a, dia TSY nahalala n'inon'inona fa migoka izao abobo rehetra izao)
Tena tsy azoko mihintsy...

188. lahindroy
(
22/08/2016 19:15)
[/quote]
Planina ataon'Andriamanitra io ry rhajo a!
... hitsangana ilay bibidia, ary dia hizara 2 indray ny kristianina.... Ny iray taritin'ny bibidia izay hiaraka amin'ny nation unies (hametraka religion uniques et universelle izay tsy didin'Andriamanitra no ao fa didy nifanarahan-drizareo= didin'olombelona).......
Iza avy no azo antoka fa ho ao ?
ry rhajO mbakin-dry tealala ary angamba aza ny tenany koa ...
Etsy ankilany kosa ireo olona izay mbola hifikitra amin'ilay tsy misy kilema ihany izay mitana mafy kosa ireo didin'Andriamanitra na dia hamoizany ny ainy aza....
eto kosa dia afaka manome "ny lelalko ho an'ny saka" aho fa ry RBNIR no lohalaharana ao
asa kosa izay fihodiny raha toa ka ny planin-dry Brahma sy ry Vishnou no ho tanteraka :
iza no mbola ho lasa ho bibitsaonjo na tototzy rehefa maty ?
ankamantatra io
fanamarihana
tena mba tsy rariny kosa raha mbola ry RBNIR ihany no tonga dia voavonjy klé!
189. RBNIR
(
23/08/2016 01:45)
rhaj0:
IO ho'a ry RBNIR mba ianaro ihany ny Tantara sy Jeogirafia ee... Ireo rehetra ireo, dia t@ fotoan'androny (-3000 an a l'an zero+) sy Jeogirafia (moyen-orient) tany.
Ahoana koa azany no (mbola) ieritreretanao foana ho'a hoe
- i Babilaona no atahoranao iantombohan'ny faharavana. (io tanAna io izao, nataok'ty tsy efa nasian'i Bush t@ adin'Irak izy teo)
- na koa, ireo Tribus tao Moyen-Orient no antsoina hoe "firenena rehetra"
- ary ilay "bibidia", izay "la bete" @ teny frantsay.. ahoana koa azany no mbola hirevirevenao an'izany nefa ny anao ny taona efa mandroso be k'le....
- Dia ianao @ io ao Dago... ary efa mahita interinety, ka mahatakatra zavatra bestaka @ izay (fa tsy toa ireo nihidy t@ vohitrakely fahiiny ho'a, dia TSY nahalala n'inon'inona fa migoka izao abobo rehetra izao)
Tena tsy azoko mihintsy...
Salama rhajo a!
1 mila mamaky tsara ato indray aloha ianao mamantatra tsara hoe iza ilay babylona lehibe (renin'ny fijangajangana) izay horavana,
Rehefa rava io reniny io dia ho rava ho azy daholo koa ireo zanany rehetra.....
2- vakio ato ka fa tsy bibidia ara-bakiteny akory no andrasana fa ny mifanohitra amin'izany (olona miseho ho tsara fanahy be tsy misy otran'izany, nefa hahavita hampamono izay tsy mety miankohoka eo anatrehany)
190. RBNIR
(
23/08/2016 01:56)
lahindroy:
fanamarihana
tena mba tsy rariny kosa raha mbola ry RBNIR ihany no tonga dia voavonjy klé!
Salama lahidroy,
Dia tsy hay mihitsy aloha izay ho voavonjy fa dia IZY irery no mahafantatra amin'izany saingy kosa tadidio fa :
1 tamin'ny andron'ny safodrano dia Noa valo mianaka irery ihany no avotra
2 raha nanontaniana i Jesosy hoe ho maro v no ho voavonjy dia izao no navaliny :« Miseseha hiditra amin'ny varavarana ety ianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka. » (Lioka 13:24)
3 rehefa ho avy ilay bibidia ka hiavaka 2 mazava tsara ny mponina eto ambonin'ny tany dia n'iza na iza miankohoka (mankasitraka sy manaraka) eo amin'ilay bibidia sy ny sariny dia azo antoka fa ho very avy hatrany....
Koa tsy aleo v dieny izao dia miomana tsara ka manao ny sitrapon'Andriamanitra araka ilay nampianaran'i Jesosy azy fahiny (indro averiny ampianarina indray ankehitriny)....
Amin'izay milamina ny sainao ary afaka matoky ny fanahinao fa tsy ho very na inona na inona hitraka eo......
191. lahindroy
(
23/08/2016 09:28)
RBNIR:

akory lahaly ?
ô ry RBNIR a !sao dia mba sangisangy fotsiny kosa ireny natolotry lahindroy omaly ireny kanefa dia tsetsamanao toriteny foana !
mba mitsikitsiky ihany indraindray e!
fanitsina kely ery ambony
...rajhO sy tealala ary ny ...tenanay (fa tsy ny tenany akory)
192. rhaj0
(
23/08/2016 11:26)
RBNIR:
1 tamin'ny andron'ny safodrano dia Noa valo mianaka irery ihany no avotra
letia eee... tena mbola ao @ Noah-siriky-ny-goaika foana kosa ho'a i RBNIR fa tsy mety mivoatra saina ee...
Dia izy 8 mianaka izany no nanao inceste tao izany. Izay tokoany ilay nahatezitra be an'i Bainina fa nopehan'ilay bandikely izy..
RBNIR:
3 [url=http://www.smartbaiboly.org/online#Apokalypsy%2014:9-11]rehefa ho avy ilay bibidia
Tena hotry ny "mivavaka" mafy ho'a ianao izany ry RBNIR, mivavaka ny "ahatongavan'i Bibidia", @ izay faly ianao fa tanteraka tokoany ny "faminaniana".
Dia izay foana no andanianao ron-doha sy jiro ao... mais vraiment.. .ca va pas la tete? :-)
193. RBNIR
(
23/08/2016 11:58)
rhaj0:
Dia izy 8 mianaka izany no nanao inceste tao izany. Izay tokoany ilay nahatezitra be an'i Bainina fa nopehan'ilay bandikely izy..
Tsy misy inceste izany tao fa olona efa samy nanana ny vadiny ny tao ry rhajo a, ary taloha mbola nisy fotoana naharitraritra ihany neken'Andriamanitra ny fifanambadian'ny mpihavana akaiky....
194. RBNIR
(
23/08/2016 12:12)
lojika be izany hoe amin'ny fomba ahoana marina tokoa moa no hahafahan'ilay teny hoe mamenoa ny tany ho tanteraka raha ohatra ka tsy hanaiky an'izay ilay Andriamanitra???
Saingy taty aoriana kosa dia napetraka amin'izay ny didy.....

196. tealala
(
23/08/2016 12:14)
Mbola misy hoe "Héli Joseph" ao amin'ilay Luc
Izany hoe mitontona ao amin'i Josefa ihany ilay nataon'i Lioka

197. RBNIR
(
23/08/2016 12:21)
ka ianao mihitsy aza dia efa mahita sahady fa na dia tany amin'ny testameta taloha aza dia efa tsy nitovy koa....inona indray no olana??? sa rehefa any no tsy mitovy dia mety fa raha taty aoriana dia tsy mety hoy aho?????
199. RBNIR
(
23/08/2016 12:26)
abblyam sy abblya......zava-dehibe ho an'ny sasany io tsy fitovizana io an....fa tsy zavadehibe amiko aloha e
200. tealala
(
23/08/2016 12:26)
mitadiava site silamo indray hoe aloha sao dia tena tsy mitovy marina..Sady raha tianao ho fantatra dia ny Torah dia tsy "livre d'histoire" akory.