Fanontaniana - Fanadinana
41. RBNIR
(
28/06/2016 12:13)
rhaj0:
be dia be ny resaka teto, fa tsingolohiko fotsiny hoe... hono ho'a..
1- ho an'ny sainao tia karokaroka: tsy "habadoana" ve ohatra izany "kintana miraraka" izany ?
2- ho an'ny fonao tia olona: tsy "famingavingana reny" ve ilay toatoa ny hoe "fa mifaninona moa isika" ?
3- ary raha hitsinjo ny zanakao, sy koa ny fiaraha-monina, ka @ ilay hoe, izy dia tia "misotro", ary toa "misotro be" an... fa kosa, ny aminy dia "amarinin'ny asany"..
1- Tsy habadoana fa fahendrena (miteny amin'ny fomba hahatakaran'ny olona azy IZY.....
Mbola tsy novalianao aho, araka ny hevitrao inona no mety ho filazan'ny 99% n'ny olona an'ity? tsy kintana miraraka ve hoy aho??
2- Efa nambarako, tsy hoe famingavingana fa fametrahana ilay teboka eo amin'ny tendron'ny i (i maria reniny dia efa nampahafantarina mialoha fa ho mère porteuse fotsiny ihany izy).....Io ihany koa no porofo fa tsy miangatra Andriamanitra fa izay manao ny sitrapony irery ihany no ankasitrahana fa tsy misy resaka kitranoantrano mihitsy
3- Lasa mitovy fijery amin'ny mpanora-dalàna (tsy nino) ianao ny farany satria diso mitsingoloka loatra.....
Toy izao no hitany.....
« Tonga ny Zanak'olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ianareo: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan'ny mpamory hetra sy ny mpanota. » (Lio.7:34)
Fa ity tsy mba hitany.....
« Ary ny anankiray teo aminy dia nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny ankavanana. » (Lio.22:50)
« Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nanendry ny sofiny Izy ka nahasitrana azy. » (Lio.22:51)
VAKIO TSARA : NY SOFIN'NY MPANOMPON'iLAY NANENJIKA AZY IO NOSITRANIN'I JESOSY IO (TSY FITIAVANA V IZANY???? TSY POROFO V IZANY????)
Ny olona sitrana marobe, ireo maty natsangana....Tsy hitan'ny maso, fa zavatra hafa indray no hita dia avy eo manome tsiny hoe raha hendry IZY dia tokony mitondra porofo ho anay???
Porofo inona, moa tsy efa porofo be dia be , fa ianao no tsy nandray (na koa tsy mety handray)....
42. radoratsimba
(
28/06/2016 13:12)
i rajo ane tonga d ita oe tsy maita tory amin'al vao maeno hoe mpino i RBNIR za sns reefa miresaka aminy eto e eto fotsiny zao nareo tsy pino tsy ak2? rajo d i endriny ngamba iz zay ra tsy oe ol 1 iany nareo :D
43. RBNIR
(
28/06/2016 13:54)
VELONA SY MAHERY NY TENIN'ANDRIAMANITRA radoratsimba....
« Fa na mivily ho amin'ny an-kavanana ianao, na mivily ho amin'ny ankavia, ny sofinao dia handre teny ao ivohonao manao hoe: Ity no lalana, ka andehano. » (Isa.30:21)
Na hivily amin'ny an-kavanana ianao, na hivily amin'ny an-kavia, dia ny sofinao tsy maintsy handre ny teny mandrakariva manao hoe : ity no lalana ka andehano.......
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

44. rhaj0
(
28/06/2016 22:25)
radoratsimba:
i rajo ane tonga d ita oe tsy maita tory amin'al vao maeno hoe...
Izaho ve "mivanitika gilady" eto dia tsy hahita tory?? ;-)
Ny Kristiana no malaza, rahefa azoma alina, dia satria hozy ny Baiboly hoe, aza mirevy fa ny mpanota no mirevy, dia iny tokoany ny anao fa mihidy aman-trano ao. Nefa ho'a, ny olona any ivelany manao zoma manifika, ary dia ao RAkrisy manozonozona ny tsara revy rehetra any ivelany any, dia "tsy mahita tory", noho ny hadalany ao ihany :-)
Sa tsy izany ry RBNIR? Ary i Radoratsimba ve mba mivoaka mirevy ny azoma alina, sa "hendry" tsara mivavaka ao hono ee.. ?
45. rhaj0
(
28/06/2016 22:52)
Ka ilay "mamingavinga ny mere porteuse" hono izany, hozy RBNIR... dia efa avertie i rabofy fa azo vingavingaina, ka dia tsisy tokony hampikentrona raha vingavingaina ny rabofy eeee....
Ary ny mamolava hono, tsy maninona izany fa ampirisiho koa ny zanakao, fa na mamolava azany, rahefa mahavita izay vitany, toa Jesosy, dia izay no zava-dehibe... izany hoe, raha mamolava ianao, dia ento ihany ny fiara, ka raha tonga soa ianao, dia deraina fa toa an'i Jesosy. Fa raha voan'ny aksida kosany, dia ny hadalanao no te-ho sahala @ Jesosy (mamo lava).
Letia eee.. Fampianarana tsisy hotr'izany.. bravo RBNIR (sy Herinirina).
Ka io izany RBNIR sy ny obsession-n'ny hanamarina an'i Jesosy n'inon'inona ataony eee.. Sahala @ ireny RaR adala ireny, ka efa hita izao ny zanany fa adala na diso ohatra, dia mbola miziriziry ihany fa anjely be hono ity zanany eee...
Fa azoko ianao fa manana amour inconditionnel @ Jesosy eee.. Na misy tya azany ny moron-tongotr'akanjony, dia mbola orohanao ihany. Ka dia reveo ao ho'a izany kouh...

46. RBNIR
(
29/06/2016 05:00)

Ka tsy marina v no nolazaiko rhajo vs Jesosy (ny personnalité an'i Jesosy mihitsy) no defienao???
Dia mbola hilaza inona indray???
47. RBNIR
(
29/06/2016 05:10)
Raha io fanazavanao io mantsy dia tsotra: ianao tena tsara Jesosy kosa tena ratsy (tsy mendrika hatao model) ......
48. tranokwly
(
29/06/2016 05:29)
zay mints no tsy nitiavako ity liberté d'expression sns ity ,satria ts mbol zakan saintsik gasy iz io ,ts oe akor afak maneho hevtr (amn lafin sosialy ,politik,finoana...........;)d afak mifanarats ,
o ry rhaj0 an rehef nisafid n o kristian n olon iray d hajao n safindin (bol averk ian fts kristian za manoratr) ;d toy izan koa ianareo kristian avelao iz amn safidn , az mitondr porof akor amn z nataon Jesosy f anazy zany,
io resak finoan io an d ten bol ts aintsik n miresak anaz satria ravo sam manan n finoan n rotonta d sam t hiten oe tsiz io fa nena no iz ,na oe asevo ataon ar zao sns .........(d tong l défi)
amiko ref etinao amn faedren ny fiainan d izay no izy
rhajo: mis bok "le jeu de la vie et comment le jouer" d vakio tsar f ao amnizay ny ahy no théoriako eo amn fiainana (valiteny tamn l test)

49. RBNIR
(
29/06/2016 05:46)
Ilay izy ange tsy problemako e, fa te hampijery fitaratra an'i rhajo (izay tsy afaka mijery fitaratra) intsony aho fa tsy izao ange no asiny fa Jesosy e!! ka asakasany io fa izaho dia mananatra ihany satria misy zavatra fantatro tsy fantany, ary misy zavatra iainako tsy iainany,
Matoa aho miteny hoe tena VELONA ARY MISY IZY FA TSY ANGANO DIA SATRIA.......????!!!!
ITY FITORIANA TENY ITY DIA TSY HOE NIANATRA THEOLOGIE DIA MIZARA.....TSIA!!!! MIAINGA AMIN'NY ZAVATRA REEL!!! JESOSY NO TONGA DIA NAMPIANATRA INDRAY!!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!

50. tranokwly
(
29/06/2016 07:48)
rhaj0: efa novakinao v l boky e (le jeu de la vie et comment le jouer),io l valin l test nao , d met tokon ivern hamak FMOM kel ian koa enao an
51. rhaj0
(
29/06/2016 10:39)
tranokwly:
zay mints no tsy nitiavako ity liberté d'expression sns ity
Ao DAgo ve ianao? Tena TSY hiainanao ao DAgo (angamba) ilay (tena) izy dia izay ny anao.
Tena giravy io "credo"-nao io, fa ... mila hanokafana loha-hevitra hafa fa lasa hors-sujet eto.
tranokwly:
rehef nisafid n o kristian n olon iray d hajao n safindin
Ka io izany hotry ny hoe, hoz'ianao hoe, hajao ny ... "habadoanay" eee... na koa, ny "fanavakavahana-fataonay", na koa...
Fa efa noresahina lavabe teto io ry Tranokwly aaa...
http://forum.serasera.org/forum/message/m55e095c83f796#m55e54f3a3ab4c
Bien sûr qu'on peut se moquer des religions
Jereo tsara ao fa ilay praiminisitra aty aminay aty mihintsy no miteny an'io.
RBNIR:
fa tsy iza(h)o ange no asiny fa Jesosy
ny an'i RBNIR indray, tsy i Jesosy no asiany fa izaho :-)
z'inona koa izay izaho no hanaovanao foto-dresaka eto re ry RBNIR. Ny "public figure" sy izay superstar any atao foto-dresaka eee... "Mino" ve ianao fa ny mpandalo eto liana ny "amiko", fa tsy liana ny @ Jesosy-nao?
tranokwly:
efa novakinao v l boky e (le jeu de la vie et comment le jouer)
mbola tsy namaky aho, fa hitako @ google ity, ary dia nojereko
https://www.lumovivo.org/999/pdf/jeudelavie.pdf
Dia sapitra 1, andalana faha-10, dia hozy hono Jesosy, "izay nafafy no jinjaina"...
Ka raha mila Jesosy vao mahatakatra ny mecanisme-n'ny fambolena ianao izany, dia ... okey dokey :-)
Vazivazy iny, fa rahefa matotra ny Zaza, dia ahatakatra (foana @ farany) fa hoe, hatraiza ny vokatry ny ataony, na amin'azy, na @ namany, na @ fiaraha-monina; dia hatraiza ny retour-n'izany. Dia ahatakatra izy fa ... "vivre et laisser vivre" no fandehan'ity fiainana ity izany...
52. RBNIR
(
29/06/2016 10:48)
rhaj0:
ny an'i RBNIR indray, tsy i Jesosy no asiany fa izaho :-)
z'inona koa izay izaho no hanaovanao foto-dresaka eto re ry RBNIR. Ny "public figure" sy izay superstar any atao foto-dresaka eee... "Mino" ve ianao fa ny mpandalo eto liana ny "amiko", fa tsy liana ny @ Jesosy-nao?
Mijereva fitaratra ry rhajo a! ILAY JESOSY enjehinao (sy ambanianao) tsy fantatrao akory ny tena momba Azy fa voafitaka toy ny fariseo sy ny mpanora-dalàna ianao (ny zava-dehibe nandalo teo ambany masony indray no tsy hitany nefa iny ny tena lakilen'ny famonjena azireo.....
Diniho tsara tapaka ny sofin'ilay mpanompon'ny mpisorona B (izay nampaniraka ny hisambotra Azy) avy eo napetaka ary vavolombelona maro no teo????
Moa hitan'ilay mpisorona B v izany e?????
Dia toy izany no fahitako anao (sy ireo namanao ireo) ankehitriny......
53. rhaj0
(
29/06/2016 11:09)
Dia tena "mino" an'izany sofina "napetaka" izany ve ianao ry RBNIR?? "vavolombelona" @ io olona-taona-zero hono, ary ny mpitantara @ io fanatika. Hanaovy approche scientifique kely eee.. reproducible independemment ve izany sofina, pouah pouah.. dia voaverina mipetaka indray ??
Fa hotry ny izaho foana ho'a no Irainizeloza, rahefa manontany hoe, firy taona moa ianao ao ry RBNIR?
T@ mbola kely ho'a ny zanako, dia vazivaziako hoe, "hakimpio ny maso, hakombony ny vava, ary hidio ny sofina"... dia miolankolana kely mihintsy ny lohany "hanidy ny sofiny".. fa tsy nety eee... :-)

54. RBNIR
(
29/06/2016 11:24)
rhaj0:
Dia tena "mino" an'izany sofina "napetaka" izany ve ianao ry RBNIR??
Tahaka anao ihany mino fa nisotro divay marina tokoa i Jesosy rhajo.....
55. tranokwly
(
29/06/2016 11:25)
vakio atramn faran alo l bok vo mitatasik f las diso b l lazainao e !!!!
d mahaiz mandalin tsar ian ko fats maik n haneho hevtr diso eto e
l hoe "hajao ny habadoan;..." d mievitre v enao f enao ts manarak n hevin d mahay s hendry,f kristian ve =bado ,d inon zan le mahay s hendr mba teneno eto sode mahalian azy ireo ,
ny fihevitr n tsirairay no hajain (ts oe akor minana malot iz ka atao oe bado na adala), zay ange oa l oe lan andro mifanrats ianareo e ,zay marin angamb no nilan ity serasera it (hifanasan vangy hi5)

56. RBNIR
(
29/06/2016 11:26)
Tahaka anao ihany mino fa tena niteny an'ity teny ity marina tokoa tamin'ny reniny sy ny rahalahiny tokoa IZY rhajo...
« Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko? » (Mar.3:33)
« Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko? » (Mar.3:33)
57. RBNIR
(
29/06/2016 11:27)
Saingy ny tsy mampitovy amin-tsika dia ity rehefa tsy mety aminao dia tsy hinoanao intsony fa izay mety aminao ihany sisa raisinao......
58. rhaj0
(
29/06/2016 11:28)
ka fanontaniana aazany ho anao ry Tranokwly aaa: ianao azany ve "mino", toa an'i RBNIR, fa io sofinao io, raha tapahina, dia... pouah pouah, miverina voapetaka indray. Fa mila "mivavaka" mafy ianao. Satria izany dia efa nataon'i Jesosy ary "nisy vavolombelona" mihintsy.
Dia efa lazaiko mialoha: tsy "habadoana" ve ny mino an'izany???
Dia efa lazaiko mialoha: tsy "habadoana" ve ny mino an'izany???
59. RBNIR
(
29/06/2016 11:30)
Amiko kosa dia rehefa voasoratra dia marina avokoa, ny anjarako kosa dia ny mangataka Aminy hanoro ahy ny antony sy ny tena heviny marina.....
60. tranokwly
(
29/06/2016 11:40)
o ana n finona d faneken zavtr iray ts ita maso ts takatry ny sain ts mil porofo (lasa ts finon intson l iz r porofoina ),ny abadon kosa d ts falalana s tsy fahaizana ,ka ra malala sy mahay izay inony iz d amiko ts bado
tsotr b nge zan r rhaj0 e ,ar az lozana mi pouah pouah eo f sode mmipitika aty ny rora ka
tsotr b nge zan r rhaj0 e ,ar az lozana mi pouah pouah eo f sode mmipitika aty ny rora ka