Fanontaniana - Fanadinana

21. rhaj0 ( 27/06/2016 12:45)
:-) hay ve ianao TSY Kristiana (koa) eee... Ka natao ho an'ny Kristiana izany ilay test raha izany k'nouh... ;-)
22. angouz ( 27/06/2016 12:46)
Raha izaho no teo @toeranao rhaj0 dia tokony decouverte scientifika bediabe eto mada ireo no atao satria izay no hitako positif fa raha opinion public fona no andaniam-potoana eto dia ho antitra hatramin'ny ity foneko ity
23. radoratsimba ( 27/06/2016 13:00)
hitan'rajo fa fandanina ftôna , ts misy mamaly le fantanina za ar mo tsy namaky atram farany akor fa blabla no betsaka
24. rhaj0 ( 27/06/2016 13:05)
Ka eto @ serasera eto isika izao: ka eto ve no anaovana "decouverte scientifique", sa ...

Io ho'a arakaraka eee... ny ahy ho'a eto no ny handranitako virtuellement ny argumentation-ko, mba mandeha tsara ny resaka rahatrizay aho voan'ny questionnement reel..

Ka rahefa mamaky ireo "test" izay mamehy resaka ireo aho, dia.. "indray andro" any mety mitapO isika, ka raha vao midogaigy ianao, dia mivanitika aho eeee ... ;-)
25. radoratsimba ( 27/06/2016 13:12)
ka tsika zao tsy itapô mints ko, enao any sodoma mo zay eto dago lol!
26. rhaj0 ( 27/06/2016 13:16)
f'eto aho aloha dia efa mivanitika gilady ee...
[size=8](tena mampi-relax ahy ato am-piasana ny eto fa lainga lainga :-)[/size]
27. radoratsimba ( 27/06/2016 13:24)
za ko ato mba mivanitika ko :D
28. rhaj0 ( 27/06/2016 13:36)
vao nahita t@ tv taty aho hoe, ny vanitika hono mahasalama. Nisy tary voan'ny tsihatsihay, dia lasa ilery nihidy tamina hotely, ary nasesiny ny candid camera nandritra ny 3 volana, ka hoe efa samy hihinan'ny tsakaokany ihany hoz'izy. Fa netinety izy hono nivoaka avy tao.

Ny Inuit (eskimo) koa hono, dia tia mivanitika. Ary izany hono no isan'ny nahafahany miaritra miaina any @ mangatsiaka be any.

Ny Razantsika koa ho'a, hozy i Flacourt, dia tia "mandany andro mivanitika"..


Fa manontania-tena. Ny Kristiana sy ny fombafombany ve tia mivanitika? TAiza ianao nahita an'i RBNIR mivanitika teto ohatra? :-)
Ntss... rahefa mipetraka ao am-piangonana ianao, mba misy vanitika ve??

Raha tsisy vanitika, dia izay no "fandaniam-potoana".
29. RBNIR ( 27/06/2016 13:39)

rhaj0:

fahitanao azy io.. ny fahitako azy, dia toa mamehy ny resaka atao eto. ;-)

Sao dia mba nahita aza i rhajo hoe i Jesosy badolahy tary ary v nahavita nitaona maro ka ahoana aho no tsy hahavita????

Atoroko v ny secret rhajo a! izaho sy ianao dia olombelona ihany, fa IZY ilay mpamorona kosa dia mahafantatra tsara izay rehetra noforoniny....

Hoy izy tamin'i Mosesy mpanompony.....

« Ary hoy Jehovah taminy; Iza moa no nanao ny vavan'ny olona? ary iza no mampahamoana, na mampaharenina, na mampahiratra, na mampahajamba? tsy Izaho Jehovah va » (Eks.4:11)
30. angouz ( 27/06/2016 13:50)

RBNIR:


rhaj0:

fahitanao azy io.. ny fahitako azy, dia toa mamehy ny resaka atao eto. ;-)

Sao dia mba nahita aza i rhajo hoe i Jesosy badolahy tary ary v nahavita nitaona maro ka ahoana aho no tsy hahavita????

Atoroko v ny secret rhajo a! izaho sy ianao dia olombelona ihany, fa IZY ilay mpamorona kosa dia mahafantatra tsara izay rehetra noforoniny....

Hoy izy tamin'i Mosesy mpanompony.....

« Ary hoy Jehovah taminy; Iza moa no nanao ny vavan'ny olona? ary iza no mampahamoana, na mampaharenina, na mampahiratra, na mampahajamba? tsy Izaho Jehovah va » (Eks.4:11)
Hah !? Inona koa ity ?
31. RBNIR ( 27/06/2016 14:00)
angouz:

Hah !? Inona koa ity ?

Hafatra ho an'i rhajo io , normal tsy takatrao , fa i rhajo anie manao defie amin'i Jesosy e!!!!
32. rhaj0 ( 27/06/2016 17:27)
defier-ko @ ahoana koa Jeosy ? @ karatE sa .. @ misotro tequila ? sa @ fiarahana @ vhv, sa @ fananana zaza sa @ inona eee ? :-)
33. RBNIR ( 28/06/2016 02:00)

rhaj0:

defier-ko @ ahoana koa Jeosy ? @ karatE sa .. @ misotro tequila ? sa @ fiarahana @ vhv, sa @ fananana zaza sa @ inona eee ? :-)

Maninona ary ianao no manohitra Azy sy ny fampianarany?
34. radoratsimba ( 28/06/2016 04:25)

RBNIR:


rhaj0:

defier-ko @ ahoana koa Jeosy ? @ karatE sa .. @ misotro tequila ? sa @ fiarahana @ vhv, sa @ fananana zaza sa @ inona eee ? :-)

Maninona ary ianao no manohitra Azy sy ny fampianarany?

safidiny io RBNIR a
35. tranokwly ( 28/06/2016 05:16)
l iz niaing tamn théorie ar lasa ady hevtr momban Jesosy,
tsiaiko oe inon no tena tin ilay nanao lohahevtr ? ts mil mivilavil an amn théorie b f tokon tong d nilaz izay tiny ambar ,tafataf mikasikn Jesosy s inon? za ts kristian f manaja n finon'iz ireo ts mil mifanao défi zan ,amiko zay manao défi d mitad hevitr fotsn anamaf zay finony na eritreriny satria bol mis mapanahy azy amnl iz
f piasan i INSTAT v rhaj0 ty e hi5?
36. RBNIR ( 28/06/2016 07:13)
ary rehefa ataoko ny kaonty matahotra an'i Jesosy ihany ry zalahy an???!!!

Efa tsara , mirosoa amin'ny lalina kokoa!!!
37. radoratsimba ( 28/06/2016 07:54)
hitan i tranokwly amin'i rajo zany tokony tsy misy ny pino amzay afaka manao izay tiny ny olombelona plaisir reetra azo atao zany hoe tsy misy moral tsony fa mitovy amin'ny biby e
38. rhaj0 ( 28/06/2016 11:35)
RBNIR:
Maninona ary ianao no manohitra Azy sy ny fampianarany?

be dia be ny resaka teto, fa tsingolohiko fotsiny hoe... hono ho'a..
1- ho an'ny sainao tia karokaroka: tsy "habadoana" ve ohatra izany "kintana miraraka" izany ?
2- ho an'ny fonao tia olona: tsy "famingavingana reny" ve ilay toatoa ny hoe "fa mifaninona moa isika" ?
3- ary raha hitsinjo ny zanakao, sy koa ny fiaraha-monina, ka @ ilay hoe, izy dia tia "misotro", ary toa "misotro be" an... fa kosa, ny aminy dia "amarinin'ny asany"..

Ka raha izany no "fampianarana" ... ohatra ho an-janako, dia potsehiko eee... koa na ho anao io koa azany ho'a, dia potsehiko eee...

tranokwly:
f piasan i INSTAT v rhaj0 ty e hi5?

Hotry ny tsy mamaky ny fampidirana ilay lohahevitra koa anie nareo izany eee... kofona @ ilay aberration angamba ve dia miparitaka na ny loha na ny resaka eee... :-) Hoy aho hoe, test hitako dia zaraiko ity.. Mba mamorona test ilay olona satria mba tiatiany ho fantatra ahoana ny fandehany. Tsy test ofisialy ahazoana doctorat-n'ny fiainana io fa ... ala-hamohamo ho'a eee...

RBNIR:
rehefa ataoko ny kaonty matahotra an'i Jesosy

i RBNIR ity mba kristiana ihany fa mahay sikidy an... taloha ho'a hoe, pouah pouah... io fa lasa mino i rhaj0, dia avy eo, pouah pouah.. io fa tsisy mpihaino intsony i rhaj0, dia izao indray "pouah pouah.. io fa matahotra an'i Jesosy i rhaj0"... Fa mety tsara ireo ao @ "imagination"-nao kah... tena mitsingolo-batita mitsongolo-body mihintsy angamba aho ao izao an... :-)
radoratsimba:
tokony tsy misy ny pino amzay afaka manao izay tiny ny olombelona plaisir reetra azo atao zany hoe tsy misy moral tsony fa mitovy amin'ny biby e

hi hi hi.. tsy nanao devoara i Radoratsimba.. efa hoe mba googler-o ho'a:
- firy isan-jaton'ny any ampigadrana no atheista?
- firy isan-jaton'ny siantista no atheista?

giravy mihintsy ny lavazy de serivoha mahazo anareo, nataon'ny kristianisma tao eee... tena resy lahatra tanteraka ary tsy hay resahina lojikany mihintsy rizareo, fa raha vao miala @ kristianisma hono, na ny fahefan-dry bainina miankanjo rebareba ny marimarina koakoa, dia "tsy misy moral intsony".
- Ireo gadra atheista izay mifanisa @ volon-tsofina ve azo ampitahaina @ ireo gadra kristiana mifanisa @ volom-pe?
- Ireo siantista atheista mifanisa @ volon-doha ve azo ampitahaina @ ireo siantista kristiana mifanisa @ volom-borona?
39. tranokwly ( 28/06/2016 11:55)
ory rhaj0 an itako tsar l oe test f magag b ana l enao mi-insiste b ,ohn oe mis seuil na pronostic enjehinao zan , zay natong anin ,
enao mints no ef fanina amntaimbava bn olon eto f itako ,enao io angamb d ten olon mor miakapofona ratena miresak mivatan amnolon itako amn famalinao zavtr mants zan ,ts maints manao vava hafahaf ,
tan amn voloan d noeveriko irony olon tena pamakafaka b iron ianao kay olon b resaka fotsn , ny olon ti manadiady s mamakafak mants ten mankasitrk tsiker isakarazan ary mahay mamal arakn tokon oiz (mis ventin )izay notenenina,
tohizo ian alo f ahay ian enao r manao exercices eto matetike
40. angouz ( 28/06/2016 12:13)
Za koa mba niertreritra hoe olona serieux lery fa to mananiany fotsiny no tena ataony eto dia isika no analany amohamo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1159