Fanontaniana - Fanadinana

61. RBNIR ( 29/06/2016 11:42)

tranokwly:

o ana n finona d faneken zavtr iray ts ita maso ts takatry ny sain ts mil porofo (lasa ts finon intson l iz r porofoina ),ny abadon kosa d ts falalana s tsy fahaizana ,ka ra malala sy mahay izay inony iz d amiko ts bado
tsotr b nge zan r rhaj0 e ,ar az lozana mi pouah pouah eo f sode mmipitika aty ny rora ka

hi hi hi hi hi
Tena tsy nihomehy kosa aho raha tsy iny ka!!!
62. RBNIR ( 29/06/2016 11:49)
fa naninona tokoa moa ilay mpisorona be no tsy nahita???

« mba hijery mandrakariva ihany izy, fa tsy hahita; ary mba handre mandrakariva ihany izy, fa tsy hahafantatra; fandrao hibebaka izy, ka havela ny helony (Isa. 6. 9, 10). » (Mar.4:12)

Enga anie ka tsy hisy amin-tsika eto ho tonga amin'izany fa giravy anie izany e!!!


63. rhaj0 ( 29/06/2016 11:52)
hi hi hi ... mahafinaritra fa mba mivanitika (ny tenany) koa i RBNIR kah... i RBNIR mantsy no mpanao pouah pouah eto... hoe pouah pouah.. io fa lasa mino rhaj0...


tranokwly:
o ana n finona d faneken zavtr iray (...) ts mil porofo

izany hono ry RBNIR aa...

tranokwly:
ra malala sy mahay izay inony iz d amiko ts bado

eny ho'a ee... "mahalala" izy (RBNIR) fa io sofinao io, dia azo "apetaka" ao anatin'ny 1 sec (rahefa mivavaka tsara). Zavatra ao anaty BAiboly izany ary nisy vavolombelona. Bravo Tanokwly!!..
64. RBNIR ( 29/06/2016 12:11)
rhaj0:

tranokwly:
o ana n finona d faneken zavtr iray (...) ts mil porofo

izany hono ry RBNIR aa...

Tena marina io teneniny io ka!!!

« .....Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. » (Heb.11:1)


Ireo fahagagana anie natao mba hibebahan'ny mafy hatoka tsy mety mino sy be hevitra ary mihevitena ho hendry e!!! (asa lehibe ny filazan'i Jesosy an'ireny)
« Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin'ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny. » (Mat.11:21)
65. RBNIR ( 29/06/2016 12:14)
rhaj0:

eny ho'a ee... "mahalala" izy (RBNIR) fa io sofinao io, dia azo "apetaka" ao anatin'ny 1 sec


Tena marina ny voalazany tena fantatro fa vitany izany « Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? » (Jer.32:27).....


66. RBNIR ( 29/06/2016 12:16)
Rehefa manana fijery "madio" ny olona iray dia avy dia fantany ny marina....mianara an'i tranokwly....


« Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy* mandra-pihavin'izay andro izay.  » (2 Tim.1:12)

Tsy adala aho akory fa mba nandia fianarana ary mba lasa lavidavitra ihany koa (na dia tsy nahatonga ahy hivoaka an'i madagasikara aza izany)........

Fa fantatro izay inoako ry rhajo a!



67. tranokwly ( 29/06/2016 12:19)
o r rhaj0 an ts azonao mints kay l iz oe ,z ataon an f zay no tiany s mila azavain oe ra ts entin aingan an amn opital io ts avotr , za nge ts mitov aminao e , z tinolon atao d aleo ataon ,FA INON AR NO MAPARARY FO B ANAO AMNDRY ZAREO REO E ? ohn oe mait l zazkel b dongy b ren za aminao ,rehef malala s mafantar iz oe mivavak d sitran tsitako z Blem anaz anie zan ,
mandinika tsar oa v mitatasik s mitehake las ts mis lanjan l iz
68. RBNIR ( 29/06/2016 12:57)
tranokwly:

mandinika tsar oa v mitatasik s mitehake las ts mis lanjan l iz


Mijereva fitaratra hoy aho rhajo a! raha izaho indray izao no niteny an'io dia tena lazainao fa hoe izao na izao.....
69. rhaj0 ( 29/06/2016 13:33)
tranokwly:
rehef malala s mafantar iz oe mivavak d sitran tsitako z Blem

RAha dokotera ianao izany, na dia niniana t@ Hypocrate azany, dia ... "tsy blem"-nao na hivaralila ao azany i RBNIR noho ny "finoany". Ohatra ireny zazavavy manao flagellation ireny, fa te-ho vadin'i Jesosy hono.. raha matimaty ao zareo, dia "tsy Blem"-nao dokotera izany eee...
70. RBNIR ( 29/06/2016 13:37)
rhaj0:

"tsy blem"-nao na hivaralila ao azany i RBNIR noho ny "finoany".

Fomba fijerinao io rhajo a! ianao ange tsy mahafantatra izay ato anatiko e!
71. rhaj0 ( 29/06/2016 13:55)
RAha ianao lehilahy lehibe ao ho'a no ... "mivaralila" fa safidinao ny hivaralila, dia ... kOpy ihany aho fa "tsy problem"-n'i Tranokwly izany eee...

Fa rahefa ny Ankizy, na koa ny Marefo sy ny Malemy no arebirebinao @ izao "finoana-de-l'an-zero" -nao ao izao, ka mahakasika ny bien-etre-ny nefany, dia ... tsy maintsy potsehina eee...

non-assistance a personne en danger.. (tsy ao anaty Baiboly izany eeee)
72. RBNIR ( 29/06/2016 14:09)
rhaj0:

non-assistance a personne en danger.. (tsy ao anaty Baiboly izany eeee)

Izany hoe ianao no juge (manana ilay mizana tena izy) afaka mitsara hoe ity tandindomindoza, iry kosa tsia......
Fehiny izay mitovy fijery aminao (tsy tandindomindoza) izay tsy mitovy kosa dia loza B amin'atambo,

Izay hoe rehefa tsy manaiky ny hiverina amin'ireo hitan'i flacourt, dia en danger daholo satria niala fomban-drazana?????
.
73. rhaj0 ( 29/06/2016 14:21)
mandehana mijery vaovao eto ry RBNIR f'aza mihidy ao an-tranokely ao miaraka @ Tranokwly aa... :-)
http://www.torontosun.com/2016/04/26/alberta-parents-found-guilty-in-sons-death-from-meningitis
74. RBNIR ( 29/06/2016 14:25)
efa impiry aho no niteny hoe aza atao lasitra 1 ny kristianina fa misy ange tsy mahafantatra akory ny tokony ataony ny kristianina e!!!
75. rhaj0 ( 29/06/2016 14:29)
efa impiry aho miteny hoe INTRINSEQUE @ fivavahana (kristiana) ireo aberration, izay mitondra amina aberration encore plus giravibe ireo.

RAhefa mivoitra ilay "habadoana", dia hozy ry RBNIR hoe, TSY zahay "tena izy" no manao an'izany fa iretsy "kristiana-vendrana" iretsy... f'aza akapoka anaty sobika iray zahay eee..
76. RBNIR ( 29/06/2016 14:41)
rhaj0:

efa impiry aho miteny hoe INTRINSEQUE @ fivavahana (kristiana) ireo aberration, izay mitondra amina aberration encore plus giravibe ireo.

RAhefa mivoitra ilay "habadoana", dia hozy ry RBNIR hoe, TSY zahay "tena izy" no manao an'izany fa iretsy "kristiana-vendrana" iretsy... f'aza akapoka anaty sobika iray zahay eee..

Tsy miresaka habadoana mihitsy aho fa miresaka fampianarana tsy izy.....sy ny fampianara tena izy (ilay tsy misy kilema)....
77. RBNIR ( 29/06/2016 14:42)
matoa voasoratra fa misy ny tsy misy kilema (io ilay avy amin'Andriamanitra mivantana) dia misy ihany koa ny voakilema....
78. RBNIR ( 29/06/2016 14:44)
ka rehefa mijery kristianina dia mba jereo ihany hoe iza no mbola mitana 100% ilay fampianarana nampianariny 2000 taona lasa ary iza kosa no efa nanary ny ankamaroan'izany....

Dia izay vao afaka miteny ianao hoe ahoana marina ilay izy....
79. RBNIR ( 29/06/2016 14:46)
P.S : ilay divay misy secret......(tsy mpimamo i JK) raha tsy izany dia tsy nosoratana ity teny ity...

« Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita* [* Izahao Lev.18.22] » (1 Kor.6:9)
« sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra. » (1 Kor.6:10)

Ny mpitazana (diso fijery) no niteny fa mpimamo IZY fa ny tena marina tsy mba nanota mihitsy IZY.....

80. radoratsimba ( 29/06/2016 14:47)
ho an i rhajo zany , reefa mino enao dia mivaralila , reefa PD na lesbo enao zany hoe olona hafa ny vatana d hafa ny sex dia milamintsaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8609