Fanontaniana - Fanadinana
81. RBNIR
(
29/06/2016 14:49)
Misy zavatra arovan-drhajo mafy ao!!! hatreto aloha dia mbola "secret"...
Sa ts'izany rhajo????
Sa ts'izany rhajo????
82. rhaj0
(
29/06/2016 18:00)
radoratsimba:
reefa PD na lesbo enao zany hoe olona hafa ny vatana d hafa ny sex dia milamintsaina.
ataovy eo ihany (ny tsy mahay miaina) fa mahazo ny daka tsy hita maso avy @ Papa eo ...
rhaj0:
Ka dia hozy izany ny Papa hoe, MILA MIALA TSINY, MANGATAKA AZAFADY @ LGBT izany ny (Kristiana) Katolika eee...
http://www.cnn.com/2016/06/26/world/pope-apologize-gays/index.html
"The Church must ask forgiveness for not behaving many times -- when I say the Church, I mean Christians! The Church is holy, we are sinners!"
- not behaving === "tsy mahay miaina" ve no dikan'io ?
- sinners === "mpanota matevin-koditra" ve no dikan'io ?
RBNIR:
P.S : ilay divay misy secret
hi hi hi.. hotry ny potion magique-n'i Asterix?
Esy e ry RBNIR: na izany potion magique any na tsy izany, izany "secret" izany dia soatoavin'ny Kristiana angambany. @ izao 2016 izao dia efa TRANSPARENCY... Efa hoe TSY hotr'anareo daholo ho'a ny olona eee... impiry mamerina an'io aho fa tsy mety mi-click mihintsy... bon dié de bon dié... :-)
83. RBNIR
(
30/06/2016 04:46)

Diso ilay nolazainao hoe mpimamo Jesosy sy ilay nolazain'ny fariseo sy mpanora-dalàna hoe fatra-pitia divay IZY......(fomba fijerinareo ivelany daholo fotsiny ihany izany).... fa ny réalité dia tsy misy fantatrareo...
Tahaka ny tombatombana rehetra ataon'i rhajo amin'ny fiainan'ny "tena kristianina eto izay marihiko fa diso avokoa.....
Rehefa tsy mahafantatra re rhajo dia mianara aloha a, (ilay fampianarana tsy misy kilema no tokony ianaranao vao miresaka ianao)....fa tsy ny fampianarana efa niova B 2000 taona lasa taty aoriana...
84. rhaj0
(
30/06/2016 10:32)
Ka ampianaro, na ampahafantaro eto azany hoe, ahoana ny fanasitranan'i Herinirina, na i Jesosy akoriny azany, ny meningite eee...
Dia lazaiko mialoha ny fahitako azy :
-- marary ilay zaza, voan'ny meningite, ary dia miakatra ny maripana
-- io fa mafana.. hozy ry RBNIR/Herinirina/Jesosy.. mafana = afobe.. tena miala any ny devoly.. ivavaho... ivavaho..
-- miakatra ihany ny maripana, ary manomboka mikonaina ilay zaza
-- tena feon-devoly... hozy ry RBNIR/Herinirina/Jesosy.. atsipazo avo any an-danitra ny tanana, dia iankohofy mafy ao, dradradradrao ny anaran'ny Ray...
-- miakatra miakatra ihany ny maripana, ary manombola mi-delire ilay zaza
-- tena mivaly ny vavaka, misaotra Ray, fa io fa hivoaka ny devoly ... hozy ry RBNIR/Herinirina/Jesosy.. Ka ho alefa aiza ny Devoly.. ao @ Baiboly toa hoe nalefan'i Jesosy tany @ kisoa.. aiza ny kisoa, aiza ny kisoa...
-- dangy ilay zaza !!!
-- hhheeee... izay no lahatr'Andrmntra.. hozy ry RBNIR/Herinirina/Jesosy.. Ka voninahitra anie ho Azy irery ihany

85. RBNIR
(
30/06/2016 20:24)
rhaj0:
Ka ampianaro, na ampahafantaro eto azany hoe, ahoana ny fanasitranan'i Herinirina, na i Jesosy akoriny azany, ny meningite eee...
Efa nambarako fa ny fahagagana (asa lehibe) misy tanjona....Mba hampibebaka ireo olona mahita azy....
Vakio ny baiboly e!....Azoko tsara ange ny problemanao rhajo e! mitady porofo ianao ho an'ny tenanao manokana vao hino!!!
Ao amin'ny baiboly izay rehetra nanana izany toe-tsaina izany dia izao no navalin'i Jesosy azireo....
Mitovy amin'ireto ianao « Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy misy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin'i Jona ihany. Ary nandao azy Jesosy ka lasa. » (Mat.16:4)
86. RBNIR
(
30/06/2016 20:26)
rhaj0:
Dia lazaiko mialoha ny fahitako azy :
Soa fa notsindrinao tsara hoe "ny fahitanao azy" (fomba fijerinao izay hoy aho fa ny tena izy hafa mihitsy....
87. rhaj0
(
01/07/2016 13:05)
- Tsy mety mitantara ny fanasitranana ny méningite fataon'i Herinirina ho'a i RBNIR eee...
- im-10 kely aho manontany hoe misy firy ianareo ao, fa dia tsy mety valin-dRBNIR koa ee..
- ny fanontanian'i Lahindroy manginy fotsiny...
hi hi hi... tsara rahefa mahatsapa-tena fa "mahamenatra" ny ataon-dry RBNIR/Herinirina/Jesosy ao, ka dia TSY hay ho tantaraina kah... sa ahoana RBNIR ??? :-)

88. RBNIR
(
04/07/2016 05:41)

Na tsy mahazo resaka v na mody fanina sa manodikodina resaka rhajo a!.....
1- Ilay voalohany efa novaliana fa Jesosy tsy nisakana ny olona mihitsy handeha hanantona mpitsabo, ary koa ny fahagagana dia misy tanjona matoa ataon'An'Andriamanitra fa tsy hoe ataotaony fahatany....(ny tanjona dia ny mba hibebahan'ny olona araka ity teny manaraka ity)...
« Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin'ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny. » (Mat.11:21)
Ary ny olona fatra pitady demonstration (tahaka anao) dia tsy hahazo mihitsy araka ny voasoratra...« Ary raha mbola niangona ny vahoaka betsaka, dia nilaza hoe Izy: Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. Mitady famantarana izy; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin'i Jona; » (Lio.11:29)
2- misy firy? mety ho kely aminao mety ho betsaka amin'ny sasany, mety ho antonony ho an'ny hafa, fa na kely ho an'ny sasany ary betsaka kosa ho an'ny hafa
Dia izay voasoratra tsy maintsy ho tanteraka...« Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. » (Joba 8:7)
Tahaka an'i Jesosy : niainga tamin'ny 12 lahy......
89. RBNIR
(
04/07/2016 12:09)
Fa maninona no tsy mba mety tonga amin'ny olona sasany ny fahagagana ary tsy mba miseho amin'ny hafa ny voninahitr'Andriamanitra????
« Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy misy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin'i Jona ihany. Ary nandao azy Jesosy ka lasa. » (Mat.16:4)
Mandiniha tena, ianao v aloha Mino Azy marina? efa niala tamin'ny fijangajanga marina v? ary efa nanadio ny fanahinao tamin'ny ràn'ny zanak'ondry????
Fantaro Andriamanitra fa aza malaky manome tsiny Azy, mibebaha, fa raha tsy mibebaka ianao tsy hahazo mihitsy......

90. rhaj0
(
04/07/2016 15:57)
1- ka dia TSY manasitrana meningite izany i Herinirina eee... tsara izany kah... ngo dia m(amp)iadaladala sahala @ ireo (kristiana) sasany, ka "vavaka" no asesy dia manantena ny ho sitrana.. toa ireo "mpiandry" izay "manala devoly" hono, dia manaofaofa tsihaitsihay ao, dia hoe lasa @ izay ny aretina.
Ianaro ihany ho'a i Mandela ee... izy efa antitra marary ho faty iny, dia hoz'izy hoe, "useless" izany vavaka izany, fa ameo fanafody aho eee...
2- ny isan'ny olona manaraka an'i Herinirina izany dia tena "mifanisa @ volom-pe ohatra ee.. eo @ 100 eo ho eo. Ka ny profeta #12 izany mahavita 100. DIa asa ho'a rahoviana ny 7.000.000 no ho avotra ee... nataoko fa mba vita kajikajy hoe ny 1/12-n'ny 7 milliards no an'i profeta #12.. hi hi hi... kay ilay 1/12-n'ny ao @ vohitrakely... :-)
- Ka ilay Andrmntra (imaginaire) mihintsy no TSY mahavita azy izany eeee...
- sa, i RBNIR no mi-imaginer resaka mazia-mazia-fahagagana ao, dia akapony any @ Andrmntra ny manao ity mazia-mazia, nefa TSISY an'izany akoriny, na mazia na Andrmntra... :-)
Ianaro ihany ho'a i Mandela ee... izy efa antitra marary ho faty iny, dia hoz'izy hoe, "useless" izany vavaka izany, fa ameo fanafody aho eee...
2- ny isan'ny olona manaraka an'i Herinirina izany dia tena "mifanisa @ volom-pe ohatra ee.. eo @ 100 eo ho eo. Ka ny profeta #12 izany mahavita 100. DIa asa ho'a rahoviana ny 7.000.000 no ho avotra ee... nataoko fa mba vita kajikajy hoe ny 1/12-n'ny 7 milliards no an'i profeta #12.. hi hi hi... kay ilay 1/12-n'ny ao @ vohitrakely... :-)
RBNIR:
Fa maninona no tsy mba mety tonga amin'ny olona sasany ny fahagagana ary tsy mba miseho amin'ny hafa ny voninahitr'Andriamanitra????
- Ka ilay Andrmntra (imaginaire) mihintsy no TSY mahavita azy izany eeee...
- sa, i RBNIR no mi-imaginer resaka mazia-mazia-fahagagana ao, dia akapony any @ Andrmntra ny manao ity mazia-mazia, nefa TSISY an'izany akoriny, na mazia na Andrmntra... :-)
91. RBNIR
(
05/07/2016 06:34)
Tsy hoe imaginaire fa nitondra porofo fa tsy mety raisin'ny sasany....(marobe no nijoro vavolombelona) hatramin'ny nahatongavan'i Jesosy ka hatramin'izao, saingy lazain'ny sasany hoe adala na very saina avokoa....
92. rhaj0
(
05/07/2016 11:29)
"victime" ary, na satria, "bado" (toa ireo tsy mahay mamaky teny sy manisa) no teny nampiasaiko aloha eee... satria olona marefo/malemy/fragile/... misy tsy ampy @ filany, na filana fototra (besoin fondamental) na filana fahalalana... ary dia (mora) "voambaka" sy "voarebireby"
fa i RBNIR izany no manondro-tena ho "adala" sy "very saina" ao... hi hi hi ... tsara rahefa mahatsapa-tena kah... :-)
Fa confirmE izany fa :
- TSY manasitrana meningite i RBNIR/Herinirina/Jesosy.. dia ahoana koa ohatra izany ny @ cancer ??
- an-jatony ny mpanaraka an'i RBNIR/Herinirina.. dia hotry hotry ny ahoana ho'a ny coffre-n'i Herinirina ao ee ??... manjabe ilay costard fotsin'ilery iny kosa kouh...

93. RBNIR
(
05/07/2016 11:33)
confirmé izany???
Ianao angeh ry rhajo no mitabataba an'izany eto e.....Izay lazainao v no marina????

94. RBNIR
(
05/07/2016 11:41)
misy antony manokana matoa tsy voizina ny resaka fanasitranana na fitahina na fahavokisana na koa mitovitovy amin'izany....
Hoy i Jesosy indray andro :
« Jesosy namaly azy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Mitady Ahy ianareo, nefa tsy noho ny nahitanareo famantarana, fa noho ny nihinananareo ny mofo ka voky. » (Jao.6:26)
Ny natioran'olombelona io nolazain'i Jesosy io
Raha hilaza eto aho hoe tena manasitra izahay dia ho avy tokoa ny olona nefa tsy ho fantany akory ny tena tokony hataony sy ny antony hivavahany...
Raha hilaza eto aho hoe tena mahavoky ny mankaty aminay, dia ho avy tokoa ny olona nefa tsy ho fantany akory ny tena tokony hataony sy ny antony hivavahany.....
Antony tokana : fikatsahana fiainana mandrakizay (vie éternel)... dia aleo izay no hotenenina , ny ankoatran'izay gadoa ho an'izay "tena nino".....
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:33)

95. rhaj0
(
05/07/2016 16:07)
Izao indray izany hono (ny fahazoako azy) eee...
Manasitrana meningite, na koa cancer akoriny azany, eny, manasitrana ihany ry RBNIR/Herinirina/Jesosy.. f'izany hoe, condition sine qua non, tena mila tena ao @ ilay "tena izy" na "tsisy kilema" aloha ianao izay vao ho sitrana.
Fa raha mbola tsy ao ianao, dia ... matimaty toa ny lalitra ao foana ihany, na dia efa "nivavaka be", araka ny fahatakaranao, na izay "bitsika" renao ao, ny @ izany hoe "vavaka" izany.
Dia io ho'a, torak'izay koa ireo zaza voatavo tsy mifandraka gasy izay dangy isaka ny 10 minitra izy teo. Ka zareo mbola TSY ao @ ilay "tsisy kilema", ka dia tsisy kile ny ahavelona azy miala @ malnutrition chronique giravy ao eee...

96. RBNIR
(
05/07/2016 17:11)
rhaj0:
Fa raha mbola tsy ao ianao, dia ... matimaty toa ny lalitra ao foana ihany, na dia efa "nivavaka be", araka ny fahatakaranao, na izay "bitsika" renao ao, ny @ izany hoe "vavaka" izany.
Tsy misy fantatrao anie ny fivavahana e,! mivavaka be???? fantatrao v ny atao hoe mivavaka Be???,
97. rhaj0
(
05/07/2016 21:08)
RBNIR:
fantatrao v ny atao hoe mivavaka Be???
ny fahita(ko) azy ivelany aloha, dia ireo izay tsy andro tsy alina dia "mangataka" amin'Azy @ fo sy saina madio ao, araka izay mba fahaizany azy ao.
F'n'enao moa ry RBNIR dia toa hotry ny hoe, izay arak'izay fampianaran'i Herinirina-tsisy-kilema azy ao ihany no atao hoe "mivavaka", ary dia hotry ny paiso daholo ny kristiana namanao hafa rehetra. Nefa ho'a tsy hainao na "tsy fantatrao" akory izay resakany (imaginaire) ataon'ireo hafa ireo amin'Azy.
98. RBNIR
(
06/07/2016 04:50)

1- Marina ilay fanamarihina mikasika ny hoe mivavaka Be : « Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman'alina, ary moa hitaredretra va Izy? » (Lio.18:7)
2- Dia faly mandray anao ho isan'ny kristianina ary rhajo
Fomba fijery marina sy mahitsy no atao : rehefa marina ny lazainy tsy afaka mihitsy aho hilaza hoe lainga izany.....Ohatra akaiky io ambony io.....Ohatra akaiky koa ny nolazaiko tamin'i stahtam tato....
Rehefa marina dia marina n'iza na iza no miteny azy......
Toy izany koa rehefa diso dia diso na iza na iza no miteny azy......
99. rhaj0
(
06/07/2016 10:57)
Ka mba ameo valiny mahitsy azany ity ry RBNIR, fa ilazanao miodikodina toa tandrimo eo ee..
-1-- voavaly vavaka ve ny olona mba mivavaka @ fo sy sainy madio ao, ARAKA NY FAHATAKARANY izany mivavaka izany, sa
-2-- ireo izay tena @ ilay "TSISY-KILEMA" ihany no voavaly vavaka ?
Ka 1- sa 2- ???

100. RBNIR
(
06/07/2016 11:16)
Efa novaliko tatsy fa tsy maninona averina eto indray!!!
ka ilay izy hoy aho tsy hoe izaho no milaza izany fa IZY e!!!
« Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny.. » (Jao.9:31)
Dia hiteny indray ianao hoe iza no tsy mpanota???
Izay ilay fampianarana tsy misy kilema izay.....Ahoana no atao hahafaka ny olona tsy ho andevon'ny OTA intsony????
Tokony ho fantatry ny olona mantsy fa ao Aminy dia tsy misy ota.....
« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [* Na: hitondra] » (1 Jao.3:5)
« Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy. » (1 Jao.3:6)
IO ILAY SECRET NY FIAINANA MANDRAKIZAY DRADRADRADRAIKO ETO!!! Izay tonga amin'io toerana io no manana ny fanantenana fa tena handova ilay FIAINANA MARINA IZY......
ARAHO ILAY FANDAHARANA!!! TIANAO JESOSY!!!!
MISAOTRA AN ANDRIAMANITRA LEHIBE FA EFA MISY ILAY FANDAHARANA IHANY KOA IZAO AO AMIN NY I BC ISA-MARAINA AMIN'NY 5ORA SY SASANY IHANY KOA......