Fanontaniana - Fanadinana
101. rhaj0
(
06/07/2016 16:09)
Q1-- voavaly vavaka ve ny olona mba mivavaka @ fo sy sainy madio ao, ARAKA NY FAHATAKARANY izany mivavaka izany
R1-- TSIA: Andriamanitra tsy mihaino...
Eny azany kouh... ny voatavo tsy mifandraka no ni-caricaturiser-ko azy, fa ireo Kristiana marobe TSY manao afa-tsy arak'izay FAHATAKARANY azy ao izany, na dia mirevy (voambaka) ao @ fo sy saina madio azany, dia mihinan'ny tsakaokany ao daholo.
hi hi hi... ka olana ve izany ? mety TSY olako k`lou fa dia reveo ao izany eee...
Q2-- ireo izay tena @ ilay "TSISY-KILEMA" ihany no voavaly vavaka ?
R2-- ENY: izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny
Eny ho'a azany eee.. Dia rahefa TSY mivaly ilay "hatakao", ohatra hoe, "mba ho salama", na koa hoe, "tahio ny sakafonay" (feno sulfites), dia nahazo NON izany ianao rahefa mbola mivaralila ao eee...
Esy ee... Ka io izany ry RBNIR, ireo sulfites tao @ saucissons norangorangosanao fony tanora, izay mahatonga ny cancer, na koa ireo alikaola nogohanao, izay nanimba moramora ny taovanao ao, dia n'inon'inona vavakao ao, n'inon'inona courbettes ataonao ao, dia raiso hoe, hahazo ny daka avy @ Andrmntra (imaginaire) ianao izany, satria izay ny lalany eee... cancer sy rein potika ets...

102. RBNIR
(
07/07/2016 06:16)
Ary noheveriko hoe ianao ange io lazainao hoe "kristianina" mivavaka araka ny fahatakarany tianao ambara io e????? Noheveriko hoe efa nanandrana ianao ka tsy nety dia izay no nampivadika anao ho tsy mpino......Dia mihezaka aho manazava aminao ny mety ho antony tsy nahazoanao tamin'izany fotoana izany.....
Raha "tena kristianina" mantsy dia tokony ho fantany tsara fa mila manao ny sitrapon'Andriamanitra izy fa tsy manao araka izay takatry ny sainy fotsiny ihany........

103. RBNIR
(
07/07/2016 06:36)
rhaj0:
Esy ee... Ka io izany ry RBNIR, ireo sulfites tao @ saucissons norangorangosanao fony tanora, izay mahatonga ny cancer, na koa ireo alikaola nogohanao, izay nanimba moramora ny taovanao ao, dia n'inon'inona vavakao ao, n'inon'inona courbettes ataonao ao, dia raiso hoe, hahazo ny daka avy @ Andrmntra (imaginaire) ianao izany, satria izay ny lalany eee... cancer sy rein potika ets...
Ny tena marina diso adiresy ihany ianao nankaty amiko nanontany an'io satria ny fampianarana tsy misy kilema tsy mampanantena olona zavatra ety an-tany (harena, fanasitranana vady sns...)
Fa tokana ny fampanantenana dia.... FIAINANA MANDRAKIZAY ANY AMIN'ILAY TANY VAOVAO SY LANITRA VAOVAO....
« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jao.3:31)
« koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany. » (Jao.3:32)
Ny resaka harena sy fanasitranana sy ny vady sns...ireny no atao hoe zavatry ny tany rhajo!!!
Diso adiresy raha ireny no katsahina, normal Be ilay reactionao satria ianao dia voasoratra fa isan'ny mpikatsaka fatratra an'ireny....« Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:32)
Raha vao matérilista aloha dia mazava ho azy tsy ho afa-po amin'ilay fampianarana tsy misy kilema mihitsy izy....
104. rhaj0
(
07/07/2016 14:27)
Esy e ry RBNIR... RAhefa miseho fa aberrant/ridicule/.. ny resaky sy fampianaran-dry RBNIR/Herinirina/Jesosy, dia miolana kely indray i RBNIR, ka hoe, izay zava-drehetra iainana ankehitrio eto, na izay resaka rehetra atao eto, dia TSISY dikany daholo, fa ilay "fiainana mandrakizay" ihany no ady eo.
Koa na marary, na mahantra, na mivaralila tahak'n'inona azany ianao izao ao io, dia TSISY dikany koa izany, fa ilay "fiainana mandrakizay" hatrany no banjinina.
Ary ilay "fampianarana tsisy-kilema" koa azany, dia TSISY fampiharana ahasoa anao @ izao fi(s)ainana eto an-tany izao io, na izay ataonao na irianao ho atao eto, fa ny "katsahina" fotsiny dia izao "fiainana mandrakizay" izao.
Io ho'a ry RBNIR, raha ohatra ianao fony l'an-zero, ka nihidy tamina vohitrakely, ka tsisy fantatrao izay "any ambony any", fa na ny Tany azany tsy fantatrao akory fa boribory, ary Amazonie sy Japan tsy takatry ny hoza-dohanao akoriny ny fisiany, dia rahefa ampiresahina ianao ao hoe, misy izany "fiainana any an-koatra" na koa "fiainana mandrakizay" izany, dia "mino" eee..
Fa izao ianao ry RBNIR efa 2016, ny taona mandroso, dia... aoka ho'a eee...

105. RBNIR
(
07/07/2016 14:53)
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Matio 6:33)
106. rhaj0
(
07/07/2016 15:44)
izany hoe izany (raha ny fahatakarako azy), ny nampinoana ny olona-de-l'an-zero, ary mboa io i(s)ainan'i RBNIR io.
Diia hoe.. rahefa "mibanjina" na "mikatsaka hatrany ary izay ihany katsahina", dia ilay "fiainana mandrakizay" ianao, dia ... "mandeha ho azy" na "hanampy anao izany" @ fiainana ankehitrio.
Ianao izany toa ilay boriky @ io, ka arantiranty @ hazom-pintana etsy aloha ity KARAOTY, izay ilay "fiainana mandrakizay", ary dia "hanampy anao" @ dianao eto an-tany izany eee...
Koa na mihoso-potaka ianao, na tafavarina an-kady, tsisy dikany daholo izany fa ilay KAROTY ihany banjinina, fa rahefa any ankoatry ny bonga any, indray andro any io, dia lasanao ny KAROTY eee..
Dia ny KIBAY, izay atao hoe, ilay "kapok'Andrmntra", io koa moa eo foana ampahitsy ny fidoladolanao ao izany eee...
Eny azany kouhh... 'ndao fa lalana ry... boborikiky aa... :-)

107. RBNIR
(
08/07/2016 05:51)
Lany "hevitra" v rhajo dia fanaratsiana sisa no atao b d b a!
Misaotra anao ihany aho aloha fa dia ho lehibe dia lehibe tokoa izany ny valim-pitia koa!!!
« Sambatra ianareo, raha haratsin'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko. » (Mat.5:11)
« Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa toy izany ihany no nanenjehany ny mpaminany izay talohanareo. » (Mat.5:12)

108. rhaj0
(
08/07/2016 11:17)
Tsy azoko hoe, mahita "fanaratsiana" hono i RBNIR @ io comparaison @ boriky io.. Comparaison io fa aza raisina au premier degrE eee... nareo ve ry RBNIR tsy mahay miresaka sy miady hevitra fa comparaison io, fa tsy hoe ianao RBNIR no boriky ee... Nefa anie ianao manandra-tena, dia mandoka-tena lava eto hoe, mahay mamaky Baiboly sy ny "parabaoliny" ao ihany ee...
ndao atao hoe voromailala indray izany eee...
Ka misy hono rankizy, misy voromailala iray izay, izay nasesika ao anaty lohany hoe, ny fikatsahana ny voa-na KARAOTY no tazomy mafy an-tsaina. Koa raha manidina iny i voromailala, tsy quoi raha tafatsoropaka anaty ranon-dolana ka ory lava ao, na midona lava @ poteau dia marary lava ao, fa ilay voa-KARAOTY iny foana no eritreretina, ary tsy amelana fa iny no atao azo @ ora farany.
Dia @ io izany, raha latsaka anaty ranon-dolana i voromailala, izay antony sy vokany any tsy mila hadihadiana handaniana ron-doha, fa voa-KARAOTY fotsiny eritreretina, dia mandeha ho azy ny fivoahanao ao ee.. torak'izany koa ny midona @ poteau.
Eny azany kouhh...tsentsafo mafy ao ny voa-KARAOTY... ry vorovoromailalalalala aaa... :-)

109. RBNIR
(
08/07/2016 12:18)
rhaj0:
Tsy azoko hoe, mahita "fanaratsiana" hono i RBNIR @ io comparaison @ boriky io..
Dia tena efa very daholo marina tokoa v ny "bon sens" ry rhajo a!!!
110. RBNIR
(
08/07/2016 12:20)
ena manoro hevitra anao aho, miverena mianatra fahaiza-miaina aty madagasikara fa tsy mety aminao ny any dilambato any, raha izao no mitohy dia aoka fotsiny e!!......
111. rhaj0
(
08/07/2016 14:58)
Tena hotry ny tsy takatrao ilay anganon'ny boriky sy voromailala io ambony io k'nouh. TEna mifono anatra lalina anefa izy ireo eeee... Nefa anie izany haivolana izany no nolovainTSIKA t@ Razana, fa dia toa dia narianao izany, ary dia natakalonao @ kristianisma ee.. Mampalelo be mihintsy eee... zahay aty dilam-bato indray no manaja ny an'ny Razana.. Ho asainy hiady vomanga ao ianao ry RBNIR ao akaikikainy ao f'ataovy ao ihany an...
112. RBNIR
(
12/07/2016 08:11)
rhaj0:
Ho asainy hiady vomanga ao ianao ry RBNIR ao akaikikainy ao f'ataovy ao ihany an...
Izany hoe alehonao mino ny razana (mitahy) toy izay hino AZY???!!!
113. rhaj0
(
12/07/2016 13:14)
Im-10 na in-100 akoriny aza aho miteny hoe , izaho Atheista, fa eeee... tsy mi-click @ RBNIR mihintsy fa ny dikan'izany dia TSY mino(mino) an'izao sy izao izany. Ka ahitsio kely azany ny fanontanianao eeee....
114. RBNIR
(
12/07/2016 13:16)
Atheista mbola mitady ny marina ianao......na hanafina aza dia hita amin'ny fanontaniana apetrakao fa misy doute ianao ary te hanamarina ihany....
115. RBNIR
(
12/07/2016 13:18)
hatreto mbola mety tsy resy lahaatra ianao satria diso mifikitra amin'ny lojika sy ny hita maso ary ny azo tsapain-tanana fotsiny ihany....
na izany na tsy izany tsy olona no hampahiratra anao fa raha hino ihany ianao dia IZY no hampino anao.....

116. rhaj0
(
12/07/2016 15:51)
EFA im-10 na in-100 aho milaza eto fa handranitako virtuellement ny argumentation-ko no ataoko eto, mba ahamora ny valin-teny rahefa sendran'ny questionnement reel... inona @ izay no tsy mety mi-click aminao ao ry RBNIR?? Ilay questionnement dia avy @ Ankizy ohatra
Hi hi hi... efa atheists masaka re aho eee.. efa hoe efa h@ kely aho no (tsy) mahatsapa an'izany imazination-be-vata anareo izany... :-)
Ny fahitako azy, dia I RBNIR no manomboka misy doute (kely) ny @ izao atsanga tsy aman'orana inoany ao, na ny baiboly io izany' na fara-fahakelinu, ny abobo nosesefan'i Herinirina taminy ao... aza matahora RBNIR fa mijoroa ary dia ampiasao ary atokiso ilay sainao; mba efa miasa tsara @izay anie izy ao izany eee...

117. RBNIR
(
13/07/2016 06:00)
rhaj0:
Hi hi hi... efa atheists masaka re aho eee.. efa hoe efa h@ kely aho no (tsy) mahatsapa an'izany imazination-be-vata anareo izany... :-)
Eny ary fa dia atao hoe atheists masaka ianao rehefa izay no tianao....
Ny hivavahako fotsiny dia enga anie ka tsy ity teny ity no tanteraka taminao....
« ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy. » (2 Tesaloniana 2:10)
« Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga, » (2 Tesaloniana 2:11)
« mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina. » (2 Tesaloniana 2:12)
Enga anie mba tsy hoe efa afaka nenina tanteraka taminao IZY.....
118. rhaj0
(
13/07/2016 12:10)
Ka ataovy manja ao @ imagination-nao ao azany hoe, tena mba midoladola ao koa aho izany fa sambatra koa rahatrizay ee... miara-midola ary sambatra daholo hoe isika rehetra.
Nefa moa, angaha misy dovy idoladolana akoriny rahefa lasa "fanahy" eee... ilay taola-nofo sy nofo-taolana mantsy @ io efa vovoka ambany rangolahy :-)

119. RBNIR
(
13/07/2016 13:35)
misy singa telo anatin'ny olona : aina + vatana (nofo) ary ny fanahy...
Ity fahatelo ity no ahafahana mifandray amin'Andriamanitra.....io no mampiavaka ny olona amin'ny biby Izay no mahatonga hoe ny olona ihany no mahay mivavaka fa tsy ny biby....
Rehefa maty dia ny aina miverina amin'Andriamanitra, ilay nofo raraka ary lasa lo, ilay fanahy kosa dia mizara 2 mazava, na izy mankany amin'ny fiainana na izy mankany amin'ny helo.....
Ilay nofo (enveloppe corporelle) afaka ovaovaina.....Ankehitriny io mety lo araka izao fahitan-tsika azy izao, fa rahatrizay ny fampanantenana dia....
« fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana. » (1 Kor.15:52)
« Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana. » (1 Kor.15:53)
Izao ilay izy rhajo, ity fitoriana iray ity hoy aho tsy mitovy amin'ny rehetra izay efa hitanao hatrizay....Fa ny mpitory ato dia miaina zavatra réel izay tsy hiainan'ny ankamaroan'ny olona....
Tsy izy irery anefa fa misy olona hafa ihany koa ataony vavolombelona ho an'ny hafa ka miaina zavatra réel tsy iainanan'ny olona hafa : mahatonga azireo mafy orina amin'ilay finoana sy sahy mijoro ary mampianatra ny hafa koa....
Anisa'nizany ny tenako namana....Hoy ny teny hoe : « .....ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa. » (Apok.21:8)
Aleo ho lozako raha mandainga aminao an'izany aho namana!!!
Hoy aho mamerimberina aminao hoe misy zavtra iainako tsy iainanao, zavatra fantatro tsy fantatrao fa matoa aho miteny hoe misy IZY dia tena MISY IZY namana!!! tahaka ny hiresahanao amiko no hiresahany amin'izay olona tiany horesahina.....
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

120. rhaj0
(
15/07/2016 14:09)
RBNIR:
zavatra réel tsy iainanan'ny olona hafa
hi hi hi... zavatra IMAGINAIRE ny famaritan'izany ry RBNIR aa... Imaginaire ao @ imagination-na(re)o irery ao.
Rahefa tsy reproductible independemment n'enao (izay ilay siansa) dia revirevy ao fotsiny izany ee...