Ny fijangajangana ao @ baiboly

81. rhaj0 ( 21/01/2016 17:48)
gasy1zay:
tsy mila mamaky ela ianao dia hahita

Tena mba miangatra ianao ry Gasy1zay. Ianao izany no "tsy mila mamaky ela dia hahita", fa ahoana kosany ny namanao kristiana hafa...

Ohatra fotsiny ny zaza eny @ garabola. Dia nampianarina nino izy, dia ninobe izy, dia mivavaka @ fony manontolo ao. Fa TSY "namaky ela" ny Baiboly izy. Dia iny izy azany fa mikitikitika ny sex-ny ao, dia manao masturbation ao. Dia hoz'ianao izany hoe, "mpanota mpanota!!", ary dia ampianao latsa kely hoe, "tsy mahagaga raha arian'Atra".

gasy1zay:
kristianina tsy mahalala (..) raha tsy misy feon'Andriamanitra hiteny azy (..) dia miandry hahita maso sy hahare @ sofina, hitsapa @ tanana vao hino.

Ka misy sa tsy misy azany ilay "feon'Andriamanitra" eee ???
Hita sy re ary azo tsapain-tanana azany ve izao (atao na feo)-n'Atra izao eee ???

Raha ny fahitako azy, dia TSISY MISY izany... aiza no tsy mihanahana ganaganabe io foana ny Kristiana maro.

Io ilay ivanitihako eto hoe, ka "mivavaka-mikimpy-maso-toa-constipe", nefa rahefa misoktra ilay maso, TSISY n'inona miova eeee... esy eee :-)
Dia tambazana hoe, any @ "fiainana mandrakizay" re no tena izy eee....
82. gasy1zay ( 22/01/2016 14:33)

rhaj0:

Raha izao isika miteny izao tsy misy Andriamanitra miteny ka henon'ny sofinao olombelona araka ny eritreretanao azy rhaj0 a! Misy ihany ireo milaza fa niakatra tany an-danitra dia niresaka t@ JK sns... Fa raha ny baiboly no arahina, dia efa tsy misy intsony io fa ny Fanahy Masina no nirahiny, i Paoly no exception tao aorian'ny niakaran'i JK tany an-danitra hoe " nisehony" ma nahare ny "feony" tsy t@ fahitana satria izy no apostoly nofidian'Andriamanitra farany ( na dia mbola misy aza ireo milaza ny tenany ho apostoly nantsoina manokana ankehitriny), namono tena i Jodasy rehefa namadika dia nosoloana an'i Paoly, jereo ny Apokalypsia fa misy apostoly 12 ao fa i Jodasy aloha tsy ho anisany.

Raha ny marina zany dia tsy misy feon'Andriamanitra henonao intsony izao fa fitarihan'ny Fanahy Masina no misy @ zao androntsika izao,

t@ testamenta taloha : niresaka nivantana t@ olona nosafidiany Andriamanitra, dia avy eo niresaka t@ mpaminany t@ fahitana na naniraka ny anjely.

Tonga teto an-tany Jesoa nanomboka teo @ testamenta vaovao, dia izy no milaza ny sitrapon'Andriamanitra satria izy ilay teny tonga nofo, ilay zanak'Andriamanitra velona. Raha naheno ny teniny zany ianao raha niaina t@ izany dia naheno ny feon'Andriamanitra.

Rehefa niakatra tany an-danitra izy dia nilaza fa tsy afaka hanaraka azy any @ izay alehany ireo mpianany na koa isika olombelona fa haniraka ny Fanahy Masina izy hitaridalana, hanolotsaina, hananatra antsika olombelona.

Niteny izy hoe mivavaha fa hamaly anareo aho, hihaino anareo aho , fa izy tsy niteny hoe miandrasa fa haheno feoko nareo.

Tsisy inona inona miova hoy rhaj0, dia hoy aho hoe ny @ fiainanao ngamba zany satria ianao tsy nangataka ka inona moa no ho azonao eo, fa izaho ohatra na ireo kristianina fantatro dia maro no niova teo @ fiainany rehefa nanaraka ny Tompo.

83. rhaj0 ( 22/01/2016 14:59)
gasy1zay:
tsy misy feon'Andriamanitra henonao intsony izao fa fitarihan'ny Fanahy Masina no misy

Nataok'ty hoe Atra = JK = FM... Fa ekena azany fa "tarihiNY" indray izany izao hono, hozy gasy1zay, fa tsy "itenenaNY" intsony ee...

DIa io izany hotry ny marionnette ianao ao izany, sa hoe, téléguidé? dia raha téléguidé dia hotry ny hoe, ianao ihany no tompon'antoka @ izay mahavoa anao ao, satria ny téléguidage mbola afaky ny akipakao.

Izany hoe hotry ny ilay mampody ondry any am-bala izany eee... dia hypnotisé-n'ny hotry ireny fakir misioka bibilava ireny izany ny ondry, fa misy foana ny minia manampi-tsofina dia mihoa-pefy eee...

Izay izy io an?...
84. gasy1zay ( 22/01/2016 15:34)

raha izay no izy dia tsy nisy kristiana nanota intsony na dia 1 aza, Andriamanitra ry rhaj0 mananatra, manolontsaina anao fa ianao foana ny tompon-tsafidy hoe hanaraka ny teniny sa tsia.

Ary Izaho hangataka amin’ ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra [Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

fa ny Mpananatra [Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] , dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin’ ny Ray amin’ ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.

Ka ianao izao rhaj0 efa nandre azy t@ nisy culpabilisation tao anatinao rehefa nanao zavatra tsy mety , dia i milafanampiana koa naheno azy rehefa tsapany hoe tsy nety ny nataony niaraka t@ ilay sakazany fahiny na dia efa nanambady aza izy. Fa ilay zavatra re moa i rhaj0 raha tsy megaphone henon'ny sofiny tsy hino izy.

85. rhaj0 ( 22/01/2016 17:58)
gasy1zay:
Andriamanitra mananatra, manolontsaina anao fa ianao foana ny tompon-tsafidy hoe hanaraka ny teniny sa tsia.

okey dokey.. izao indray izany n yfahazoako azy..

Ho an'ny mpino izany, hozy i Gasy1zay, dia
1- misy Atra "mananatra" (fa "tsy misy feon'Atra" izany anefany), ary ny FM "mitarika".
2- Ary ny asan'ny Atra/FM, dia mampisy "culpabilisation tao anatinao rehefa nanao zavatra tsy mety" ianao.
3- Fa na izany azany, dia ny tsi11 no "tompo-tsafidy".

Izay ve?..
86. rhaj0 ( 22/01/2016 18:52)
Ny ahy Atheista indray nefany, dia

1- TSISY izany "Atra/FM" izany, fa "imagination" (collective)-ndraolona daholo fotisny izany
2- raolona dia miaina anaty fiaraha-monina, izay manana ny soatoaviny sy izay fifampitondrana efa ifanarahana eo. Dia izay no tarafin'ilay "saina" raha (tsy) mety ny atao.
3- ny tsi11 dia mi-vivre (et laisser vivre) ary tompon'andriaikitra manontolo ny ataony ao (sy ny vokany).

Ka raha araviko, araka ny fahazoako azy, ny an'ny mpino sy ny atheista, dia ilay "saina" misaina an'ny Atheista izany, no akapoky ny Mpino ho "Atra/FM". Izany hoe, raha ny fahazoako azy, mba "misaina" (mitaratra @ izay soatoavina ekeny) ihany ny Mpino, toa ny Atheista, fa kosa, izany dia lazainy fa Atra/FM no "mitarika na manolontsaina" azy @ izany. Raha "tsara" (araka ny soatoavina nifanekena) ny ataony, dia lazainy fa Atra no tompon'antoka, raha "ratsy" kosa, dia i Devoly no tompon'antoka, na hoe i raolona no bemarenina.

Sahona?? :-)
87. RBNIR ( 22/01/2016 23:43)
rhaj0:

1- TSISY izany "Atra/FM" izany, fa "imagination" (collective)-ndraolona daholo fotisny izany

Hafa ange hoy aho ny immagination e!
Fa hafa koa ny réelement vécu!

Ianao tsy mety mino mihitsy hoe "tena misy" ary mbola misy mandraka androany itony voalaza itony.....

Ity izao niseho tamn'i kornelio

« [Ny amin'i Kornelio] Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin'ny antokon'ny miaramila atao hoe Italiana; » (Asa.10:1)
« ary mpivavaka tsara sady natahotra an'Andriamanitra izy mbamin'ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tanin'ny olona sady nivavaka tamin'Andriamanitra mandrakariva. » (Asa.10:2)
« Ary izy nahita miharihary tamin'ny fahitana, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahasivy antoandro, fa, indro, nisy anjelin'Andriamanitra niditra tao aminy ka nanao taminy hoe: Ry Kornelio. » (Asa.10:3)
« Ary nony nibanjina azy izy, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Ahoana, Tompoko? Ary izy nanao taminy hoe: Ny fivavakao sy ny fiantranao dia efa tafakatra ho fampahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra. » (Asa.10:4)
« Koa ankehitriny maniraha olona hankany Jopa, ka ampanalao Simona anankiray, izay atao hoe koa Petera; » (Asa.10:5)
« mitoetra ao amin'i Simona mpandon-koditra izy, eo amoron-dranomasina ny tranony. » (Asa.10:6)
« Ary rehefa lasa ny anjely izay niteny tamin'i Kornelio, dia niantso roa lahy tamin'ny mpanompony izy sy miaramila mpivavaka anankiray isan'izay nanaraka azy isan'andro. » (Asa.10:7)

Raha ohatra i kornelio ka kristianina dia azo eritreretina ihany hoe influencé tamin'ilay fivavahana izy dia nanjary nanana "immagination araka ilay nambaranao"....Saingy raha mamaky tsara hatramin'ny farany ianao dia i petera apostoly tsy nahafantatra an'i kornelio dia torak'izany koa i kornelio tsy nahafantatra ny apostoly petera velively....

Ity kosa nitranga tamin'ny apostoly paoly ka nampiova azy,

« Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy; » (Asa.9:3)
« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)
« fa mitsangàna, ka mankanesa ho any an-tanàna, dia holazaina aminao izay mety hataonao. » (Asa.9:6)
« Ary ny olona izay nomba azy tamin'ny nalehany dia nitsangana tsy nahateny, ary nandre ny feo izy, nefa tsy nahita olona. » (Asa.9:7)

Raha ohatra koa i paoly apostoly ka kristianina dia azo eritreretina ihany koa ilay hoe "immagination collectif" saingy i paoly anefa dia sady tsy vitan'ny hoe tsy kristianina fa tena anisan'ny mpanenjika ny kristianina mihitsy......

Ato indray koa dia misy iray "vao aingana" no nisehony sy "nampianariny"........

Farany efa nambarako taminao hoe misy zavatra "fantatro" tsy fantatrao, misy zavatra "iainako" tsy iainanao, fa tahaka ny fisiako sy ny fisianao ny fisiany, ary tahaka ny firesahanao amiko ny "firesahany" amin'izay olona rehetra "tiany horesahina"......
Fahatanterahan'ity teny ity izay hoy aho taminao....
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, » (Jao.14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jao.14:17)

Ka averiko indray, "hafa ny immagination", ary "hafa koa ny réel" rhajo.....
88. rhaj0 ( 25/01/2016 12:09)
Ka tantaran'ny Baiboly foana no asesikao anie e... Ilo ilay hoe "Ny Baiboly No Manamarina Ny Baiboly".

Fa ahoana azany no fandraisanao io Baiboly io eee... ankoatry ny hoe, "boky masina sns.,.", dia toatoa ny inona no handraisanao azy:
- ohatra @ anglisy/amerikana dia misy karazany 4: poetry, fiction, nonfiction, and drama, ...
- na koa ohatra ho an'ny frantsay, dia misy karazany : roman, poesie, theatre, fable, biographie, parodie, memoire,...

Fa amiko dia, tsy mila lazaina akoriny f'efa hainao izao, fa dia "fable" sy "fiction" ny Baiboly eee.. Mety hoe, (misy) personnage reel (angambany), fa ny tantara dia tena, matetika loatra, dia an-jaza eee... na raha te-ho correct kokoa, dia ho an'ny imagination eee...
89. RBNIR ( 25/01/2016 12:36)

Ny baiboly dia nosoratan'ireo vavolombelona nofidin'i Jesosy, ary araka ny Soratra masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany izany....
« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Pet.1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Pet.1:21)
90. rhaj0 ( 25/01/2016 14:42)
Ka "biographie" an'i Jesosy izany ny Baiboly (TV) aminao, raha ny fahitako azy. Iieee.. azo raisina ho izay koa. Dia samy nitantara ny fiainan'i Jesosy tao izany ry izy 4 miral ohatra, araka izay fahitany azy t@ izay.

Dia araka ny resaka tatsy moa, dia (indraidray) toa mifanipaka ihany ny fitantarana. Ka dia io izany dia raisinao ho'a izay tiatianao ao ampametimety izay baolinao ao eee...
91. RBNIR ( 26/01/2016 04:43)

JESOSY = FAMANTARANA NY AMIN'NY FISIAN'ANDRIAMANITRA
Hoy izy tamin'ny famaranana ny asany....« Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin'ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny. » (Mat.11:21)

Nofidiana ireo vavolombelona mba hanamarina an'izany ASA LEHIBE NATAONY IZANY ary koa hanoratra mba ho tantara mipetraka ho an'ny faramandimby....
92. rhaj0 ( 26/01/2016 11:23)
Ka tsy Biographie indray izany ny Baiboly, raha ny fazahoako ny fazahoan'i RBNIR azy, fa hotry ny "grimoire du Grand Schtroumpf" :-)
93. RBNIR ( 26/01/2016 11:36)
rhaj0:

Ka tsy Biographie indray izany ny Baiboly, raha ny fazahoako ny fazahoan'i RBNIR azy, fa hotry ny "grimoire du Grand Schtroumpf" :-)

Aoka tsy hivaona ny resaka : mitady ny marina isika,
Jesosy no nilaza fa nanambara ny marina dia nifidy olona izy nataony vavolombelona.
Nanoratra ireo vavolombelona dia noraiketina anaty baiboly
Baiboly = Fahamarinana

Ianao mitoky amin'ny théorie lazaina fa niseho tany amin'ny 13 milliard d'année any,
Izaho mitaona ny olona hitoky amin'ny fahamarinana (tantara tena nisy araka ireo daty nomena), nisy vavolombelona nahita ary niaraka nanamafy ny nitranga.....
Dia anjaran'ny tsi11 sisa no misafidy......
94. rhaj0 ( 26/01/2016 12:34)
Ka rahefa miresaka Baiboly anie ianao ry RBNIR, dia hotry ny hoe dia "misy formule secret et magique miraculeux" tsy takatr'i Schtroumpf à lunettes ao, fa i Grand Schtroumpf ihany no efa mahalala, fa "fahamarinana" io anaty grimoire io, ary efa nisy "vavolombelona nanamafy".. :-)

Dia nefa ny resak'i Grand Schtroumpf tsisy mifandraika @ zava-misy sy ny fahalalana ary "fahamarinana" de l'an 2015...

Aza mba mihidy ao anaty box-kely ao ho'a, fa mba mandehana mba mi-google dia mba araho ny vaovao farany @ Siansa, fa dia ho hitanao fa tena tsisy idiran'ny Baiboly ny zava-baovao rehetra vao hita izao io, na hatrany Dago io, na hatrany @ galaxie tsy hita pesimpesenina any, na koa izay sivilizasiona hafa rehetra taloha tany...

Dia sokafo ny saina (sy ny fo), fa ngo dia mba azo cocher-na ihany ho anao ilay case hoe, "apte à vivre en société" (de l'an 2015), ao @ fiche de santé-nao ao eee... :-)
95. RBNIR ( 26/01/2016 13:07)
Ka izay ilay izy, ilay voamarina sy nisy vavolombelona 2000 taona lasa sa ilay theorie misavoana amin'ny reska 13 milliard d'année??? Dia safidy io Rhajo a!
P.S : Jesosy tsy nandrava ny teo aloha fa nanantanteraka an!! Izay rehetra voasoratra tany aloha dia nohamafisiny,
Noho izany ny olombelona dia niandoha avy tamin'i Adama sy Eva ary izao tontolo izao dia noforonin'Andriamantra fa tsy araka ilay théorie misavoana toy ny bing bang et sns....
Il y a treize milliard d'année ......(tena marina e!) dia i rhajo koa amin'izay dia mihorakoraka be hoe tena marina e!!! Aleo mino an'izay toy izay mino ilay voamarina ary nisy vavolombelona maro samihafa nahita 2000 taona lasa????
Lojika v isika amin'izany sa???
96. rhaj0 ( 26/01/2016 15:02)
Raha ny fazahoako ilay 13 milliards d'années, dia rahefa atao ny dihy miverina (compte à rebours) dia tonga hatreo ny fahalalan-draolona ny @ ity univers ity.

ohatra jereo eto..
https://en.wikipedia.org/wiki/Chronology_of_the_universe

Ka io ry RBNIR, dia ny (ankabeazan'ny) zava-misy rehetra, h@ izao isika miteny izao, ka h@ io 13M lasana io, dia (plus ou moins) voazava. Mandehana ho'a miara-mandry @ google fa ho ganga ianao fa lasa lavitra mihintsy ny fivoaran'ny fahalalan-draolona (raha miolotra @ fantatra t@ l'an zero).

Dia ny "vavolombelonao" sy ny fahalalany de l'an zero ve no itompoanao ry RBNIR? T@ izany anie ka tsy fantany akory hoe, ny tany anie ka boribory, na koa hoe, efa misy Madagasikara any ho any. Dia ni-délire tao rizareo dia .. io ianao mbola mi-délire io foana h@ izao?? aoka ho'a...
97. Strong3 ( 27/01/2016 09:52)
Miarahaba aloha fa ela tsy nitsidika! :-)

fa ilay fiovana miandalana aloha dia mahay eh!

tonga dia lahy sy vavy daholo no nataony mivohatra fa tsy misy teo anelanelany na zava-kafa
na olombelona na biby na zavamaniry de io fa hoe lahy sy vavy
na ( + ) sy ( - )

nandritra izay 13M d'ané izay de tsy nanampivoarana le transformation fa de ireo ihany de manaiky tsotra ny siansa hoe: TSY NOFORONINA IREO FA TONGATONGA HOAZY SY KISENDRASENDRA NO NAMPISY IZAO REHETRA IZAO

fa ny mba itovizany amin'ny créationniste angamba dia mba mino koa zareo hoe : niandoha tamin'ny tsinisy de izao no ... hihihih :-)
98. rhaj0 ( 27/01/2016 11:45)
Dia arahabaina soa eee... efa lasa saina aho hoe, tsy hitahita ny namana Strong3, ka 'ngo dia mi-deprime irery any azany izy, satria tonga saina, fa dia tena finoanoam-poana marina ity nasesika taminy ity.. hi hi hi.. fa toa tsy niova (fo) izy eee... :-)

Dia efa tenenina foana ry Strong3, nefa dia hheeee... mbola be pouiquoui ihany... efa hoe, io aloha ny fahalalana izao, ka dia izay izany. Mbola ho avy ny fanazavana any aoriana.

Efa hoe, TSY hoe rahefa TSY takatry ny hoza-dohanao ny resaka izao, dia lasa ianao mamoromporona finoanoam-poana ao. TSY tahaka anao anie ny olona rehetra eee... TSY mila izany hoe, "niandoha tamin'ny tsinisy" izany vao lasa matory (ny saina).
99. RBNIR ( 27/01/2016 12:24)
rhaj0:

Raha ny fazahoako ilay 13 milliards d'années, dia rahefa atao ny dihy miverina (compte à rebours) dia tonga hatreo ny fahalalan-draolona ny @ ity univers ity.

Ny compte à rebours nomeko anao tsy misy incertitude ny daty 18 juillet 64 no daty azo raisina farany manakaiky sy tena manaporofo ny tantaran'i Jesosy
100. rhaj0 ( 27/01/2016 13:59)
Ahemory h@ taona zero azany ny fotoana, dia heverovereto hoe, inona no mba tao an-tsain'i Jesosy raha izay no zava-(tsy)nisy niainany tao.
http://forum.serasera.org/forum/message/m56a8c87ee9a9b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5461