Ny fijangajangana ao @ baiboly

61. gasy1zay ( 19/01/2016 18:09)

rhaj0:

Iieee.. dia hitako ery ilay Kristiana TSY-mpanota, fa saingy diso paika kely fony nanambady, ka lasa niaraka mandra-pahafatiny amina olona tsy mifanaraka ara-po sy saina sy kibo aminy.

Dia iny izy lasa mitondra ny anarana hoe, ny Andriambavin'ny Fiaretana (ary tsy andevon'ny Fahafinaretana hono).

@ anaran'ilay "imagination" daholo izany. Miaritra ny maimbo ao. Fa fotsiny, (azo) imaginer-na ho manitra ilay maimbo.

Ny fampitahorana toy izao no mamitaka ny olona tsy hatoky an'Andriamanitra ka lasa manandrakandrana ka dia tonga @ ilay hiran'i Mahaleo hoe efa tara loatra angamba ...

Andriamanitra rhaj0 rehefa manome vady anao dia tena ilay sahaza anao, ilay tena mety aminao @ lafiny rehetra, (Jereo i Isaka sy Rebeka fa tsy nifankahita endrika akory fa nentina ambavaka dia tena nety) fa saingy mampalahelo fa vitsy na dia ny kristianina aza no maharitra miandry izany vady avy @ Jehovah zany.
62. rhaj0 ( 19/01/2016 20:00)
Ka ilazao an'izany azany ilay ranamana Milafanampiana io eee...

Ntssss.... Dia tsy hitanao ve fa erreur ilay fanambadiany, fa TSY hoe "Atra no nanome vady azy" izany izy io???

Niaraka iretsy fony tanora, dia niaraka-nisaraka-niaraka... dia nony nisaraka kely nefany, dia samy nampiaraka hafa tany, dia taitaitra tao, dia nanambady ilay ilany tany. Nefa kay izy roaroa no tena mifanintona ao. Na moa izany, mety hoe, ilay ramatoa no tara @ Ilairaikalahy, fa ilehio mety hoe, zara aza mipeka.

Ary ilay ramatoa Milafanampiana anie ka tena mpivavaka koa eee... Iza no nilaza taminao fa tsy nivavaka izy talohan'ny nanambadiany io vadiny io?? Dia "valim-bavaka" io vadiny ao io??

Fa ny anao ve moa tsy ho hoe, raha vao mivaralila ny tranga, dia tonga dia hoe, "tsy nahay nivavaka" fa "nanandrakandrana" izy, tsy nahay niandry an'i Jehovah, dia izay no vokany.

Be dia be ny tranga hoe, dia tena Kristiana, tena mpivavaka @ fo madio ilay olona. FA rahefa misy ny "erreur de jugement", dia izay izany, "erreur" ny anao. Fa tsy izao Atra (ao @ imagination-nao sy ny hafa) izao foana no lazaina fa nankatsy nankaroa... hoe "tsy nohenoinao" na "tsy nandrasanao", na hoe nandahatra ny fiainanao ao io IZY, dia ho akapokapokao ho izao Atra izao daholo no mankatsy mankaroa...

Raiso ny andraikitra, raiso an-tanana ny fiainanao, dia hatreho ny lamozika ho'a...

Dia hoy zahay atheista hoe, efa lazaina foana fa "useless' izany "mivavaka" izany, hozy Mandela izay. Fa hadihadio tsara ny tranga ao, dia ataovy mazava transparent sy tsotra ny fi(s)ainana sy ny fo sy ny saina... dia mandeha ho azy io eee...

63. rhaj0 ( 19/01/2016 20:02)
Na izao no soso-kevitro ho anao ry Gasy1zay..

Rahefa misy tranga, dia anaovy abstraction k'lou hoe, TSISY Andrmntra nanao an'izao sy izao izany teo, fa ezaho ho hazavaina terre-a-terre aloha ny resaka...

Dia rahefa lasa lalina sy lavitra ny rezonema, ka rehefa tapi-dala-kaleha iny, dia... akapohy ho Andrmntra @ izay eee..

Fa tsarovy fotsiny, fa ho anay Atheista, dia "mihantona" eo ny resaka, satria rehefa "tapi-dala-kaleha" dia tampona izany ny dOmy izao, fa ny Ankizy any aoriana no hanazava azy..
64. rhaj0 ( 20/01/2016 14:15)
na izao koa ry Gasy1zay aa..

Eritrereto indray azany ilay Zazavao. Dia tena @ fony manontolo, @ hatsaram-pony madio, io ilay "zaza manantona AZY" io, dia tena mivavaka i Zazavao ny hariva, dia hoe, araka ny filazanao Gasy1zay azy, dia hoe "apetrany eo apelatan'Andriamanitra ny fiainany".

Dia izy izany ho'a zazavao, fa tsy hotr'anareo veteran mahay (mi-interpreter) izao pitsipitsin'ny Baiboly izao. Fa izy koa zazavao @ fiainana. Ka dia tonga azany ny "erreur de jugement" na "erreur d'appreciation". Ohatra io manambady kitaitaitra io. Na hoe, na dia efa manambady azany izy, dia mbola nangala-pihinana ihany, ary dia niteraka batard io.

Dia ahoana... io ilay batard.. nefa aiza ilay "apetrany eo apelatan'Andriamanitra ny fiainany" no toa TSY nahavita inona fa io mamorika io, ka lasa kitoatoa ny fiainana??? Dia efa io (mety ho) potika io ny fiainan"ilay batard, sy ny fianakms kely ao...

Dia mbola hoz'ianao Gasy1zay izao hoe, "tsy nahay nivavaka i zazavao", na hoe, ka tena mbola ao @ "planin'Atra" io batard io, fa mahatokisa, fa tohizo foana ilay "apetrany eo apelatan'Andriamanitra ny fiainany"..

Ny marina re ry Gasy1zay, dia TSISY izany Andrmntra ("mandray ampelatanany ny fiainanao") izany, fa ianao, eny ianao ihany no erany. Dia aza mba atsipitsipy @ izany Andrmntra (imaginaire) izany ny kitoatoa ao @ fiananao ao, satria ianao zazavao, fa raiso an-tanana ny fiainanao, dia hatreho ny lamozika eee....

65. gasy1zay ( 20/01/2016 15:13)

Ka rariny ianao raha miteny izany satria ianao mety tsy nahatsapa ny fitahiany teo @ fiainanao ary azoko tsara izany satria :
Voalohany ianao mety tsy nangataka taminy akory
Faharoa na efa nangataka aza ianao mety tsy nahazo valiny satria sady tsy ampy finoana ianao (raha ny fahitako azy) no mety tsy mbola niala t@ fahotanao ianao t@ nivavaka, tadidio fa ny fahotana dia manakana ny valimbavaka

Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin’ Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.

Farany, ianao dia materialista, tsy ilay hoe tia vola akory, fa mila zavatra tsapan'ny tanana sy hitan'ny maso, nefa Andriamanitra dia Fanahy ka fanahy ve moa azo tsapain-tanana, ka rehefa sarotra aminao ny mino ny tsy hita maso dia tsy misy na inona na inona afaka ataoko,
fa tsy midika izany hoe tsy miasa eo @ fiainako izy, mety marina hoe tsy miasa eo @ fiainanao izy noho ireo antony nambarako teo ambony ireo.

66. gasy1zay ( 20/01/2016 15:31)

rhaj0:

Ka ilazao an'izany azany ilay ranamana Milafanampiana io eee...

Ntssss.... Dia tsy hitanao ve fa erreur ilay fanambadiany, fa TSY hoe "Atra no nanome vady azy" izany izy io???

Niaraka iretsy fony tanora, dia niaraka-nisaraka-niaraka... dia nony nisaraka kely nefany, dia samy nampiaraka hafa tany, dia taitaitra tao, dia nanambady ilay ilany tany. Nefa kay izy roaroa no tena mifanintona ao. Na moa izany, mety hoe, ilay ramatoa no tara @ Ilairaikalahy, fa ilehio mety hoe, zara aza mipeka.

Ary ilay ramatoa Milafanampiana anie ka tena mpivavaka koa eee... Iza no nilaza taminao fa tsy nivavaka izy talohan'ny nanambadiany io vadiny io?? Dia "valim-bavaka" io vadiny ao io??

Fa ny anao ve moa tsy ho hoe, raha vao mivaralila ny tranga, dia tonga dia hoe, "tsy nahay nivavaka" fa "nanandrakandrana" izy, tsy nahay niandry an'i Jehovah, dia izay no vokany.

Be dia be ny tranga hoe, dia tena Kristiana, tena mpivavaka @ fo madio ilay olona. FA rahefa misy ny "erreur de jugement", dia izay izany, "erreur" ny anao. Fa tsy izao Atra (ao @ imagination-nao sy ny hafa) izao foana no lazaina fa nankatsy nankaroa... hoe "tsy nohenoinao" na "tsy nandrasanao", na hoe nandahatra ny fiainanao ao io IZY, dia ho akapokapokao ho izao Atra izao daholo no mankatsy mankaroa...

Raiso ny andraikitra, raiso an-tanana ny fiainanao, dia hatreho ny lamozika ho'a...

Dia hoy zahay atheista hoe, efa lazaina foana fa "useless' izany "mivavaka" izany, hozy Mandela izay. Fa hadihadio tsara ny tranga ao, dia ataovy mazava transparent sy tsotra ny fi(s)ainana sy ny fo sy ny saina... dia mandeha ho azy io eee...

Hiverenako kely ilay ranamana nozarainao teto ny tantarany, marina ny anao fa tena mety diso safidy izy nanambady ny vadiny satria toa tsy tena tiany izy matoa tsy vitany ny nanadino ilay fahiny na dia efa vadiny aza io vadiny io.

Fa araka ilay nambarako etsy ambony dia tsy afaka ny hiteny ianao hoe io ilay vady avy @ Andriamanitra satria raha nanota ianao (nijangajanga t@ ilay sakaizany fahiny) nefa tsy mbola nibebaka ( nisaraka taminy, niaiky fa diso ary vonona ny hiala @ zany fahadisoana izany) dia mety tsy hihaino azy Andriamanitra (hanome azy ilay vady tena mety aminy @ lafiny rehetra).

Ka io no mahatonga ny tokantrano maro simba ankehitriny eny fa na dia kristianina aza ireo mpivady, nijangajanga ( firaisana ivelan'ny mariazy fahiny) nefa tsy mbola nifona na niaiky heloka t@ izany.
67. rhaj0 ( 20/01/2016 15:39)
gasy1zay:
na efa nangataka aza ianao mety tsy nahazo valiny satria sady tsy ampy finoana ianao no mety tsy mbola niala t@ fahotanao ianao

"izaho" aloha TSY nangataka izany mihintsy t@ fiainako ee.. na t@ izaho mbola kely, ka nino ilay "nain kely manao akanjon'i superman" azany, dia tsy tsaroako nangataka iinona aho, fa mandrevirevy eo fotsiny, hoe mitaingi-tsoavalikely IZY, dia misiditsidina eny.. ets... bref, revirevy fantastique no revireveko, fa TSY fiainana terre-a-terre.

Fa ireo olona Kristiana, tena mpivavaka, ary @ fo madio, na koa ireo zaza (saina), dia ireo no tonga dia pehanao ho "sady tsy ampy finoana ianao no mety tsy mbola niala t@ fahotana" rahefa sendran'ny kitoatoa sy vorika ao @ fiainany ao..

Dia izay izany ny anareo ee... Raha i Zazavao ve moa ho'a mbola minobe (fa ampinoanao) fa "apelatan'Andriamanitra ny fiainany", na fiainana io vorika na tsy vorika... dia atao ahoana raha mbola milona ao ihany izy, nefa efa azavaina fa...
68. rhaj0 ( 20/01/2016 15:45)
gasy1zay:
dia mety tsy hihaino azy Andriamanitra

RAhefa sendran'ny tya-tsy-omby-vdoy izany ny Kristiana, na dia Kristiana faran'izay lafatra azany izy ao, dia "mety tsy hihaino azy Andriamanitra" hono izany e...

i Andrmntra izany no nanao bemarenina hono eee..

ka hono ho'a... manao myope ve ianao ao ohatra, ka rahefa antitra dia mety ho voan'ny decollement de la retine? .. i Andrmntra no bemarenina izany raha toa ianao ka voan'izany ee...
69. gasy1zay ( 20/01/2016 16:11)

Fa vitanao ve rhaj0 ny handray an-tanana ny fiainany no tsy avelanao izy hoany @ Andriamanitra e? Tena nisy soa noraisiny t@ fanarahana ny Tompo matoa izy tamana, ka raha efa niaina ny fiarahana @ Andriamanitra ianao dia afaka mitsara hoe tsara na ratsy, fa raha zavatra tsy mbola niainanao akory moa ahoana no ahafahanao milaza ny momba azy?
70. gasy1zay ( 20/01/2016 16:19)

rhaj0:

gasy1zay:
dia mety tsy hihaino azy Andriamanitra

RAhefa sendran'ny tya-tsy-omby-vdoy izany ny Kristiana, na dia Kristiana faran'izay lafatra azany izy ao, dia "mety tsy hihaino azy Andriamanitra" hono izany e...

i Andrmntra izany no nanao bemarenina hono eee..

ka hono ho'a... manao myope ve ianao ao ohatra, ka rahefa antitra dia mety ho voan'ny decollement de la retine? .. i Andrmntra no bemarenina izany raha toa ianao ka voan'izany ee...

Ny fiarahana amin'Andriamanitra rhaj0 tsy midika hoe azonao daoly izay eritreretinao sy angatahinao an! Io no mbola mahadiso hevitra kristianina maro ankehitriny dia miova fiangonana fa maheno hoe ary hono toa tena miracle be :)
Na tianao aza ny zanakao tsy omenao azy daoly ny zavatra angatahiny e? Dia toy zay koa io Andriamanitra io, avelany ho lasa filohampirenena ve ny kristianina iray ohatra nefa lasa mpanao kolikoly izy raha tonga eo, ka raha tena mandray an-tanana ny fiainanao izy dia mijery hoe raha omeko ity ve ity zanako ity dia mbola hatahiry ny finoany, hivavaka, haresy ny fakampanahy sns...

Ny fiarahana amin'Andriamanitra dia tsotra, izay mahasoa anao sy tena mety aminao no omeny anao, izay ahazoanao ny fianana mandrakizay no tena tanjona voalohany fa ny vady sy zanaka hendry, vola aman-karena, fahasalamana, manaraka anao izany fa @ ilay sahaza anefa fa tsy ilay harena na vady mampanadino an'Andriamanitra.

71. rhaj0 ( 20/01/2016 16:24)
marina ny anao.. TSY vitako. Fa ny ampirisihiko dia ny mba handraisany, izy tenany, ny fiainany an-tanana.

Rahefa tonga ny vorika sy ny kitoatoa mantsy, ohatra @ io trangan'i Milafanampiana io, dia... misy zazakely koa tafiditra @ korontana ao. Ka dia tsy maintsy miteny hoe, ka nareo tsinona minomino foana, fa hoe, misy, quelque part, quelqu'un, "mandray ny fiainanao am-pelatanany".

Hainao tsara ihany ny "haromotanao", rahefa miteny toa anao izay mihintsy koa ny temoins de jehovah, ka tsy mety mitsabo ny zanany, satria hono izany hozy ilay Atra imaginaire.
72. gasy1zay ( 20/01/2016 16:40)

Ka tsy azoko hoe i Milafanampiana ve noho izy mino an'Andriamanitra no nahatonga ireo olana manjo azy ireo raha ny eritreritr'i rhaj0? Fa ny athé ve zany tsy misy mampirafy, tsy nisy niverina t@ ex-ny? tsy mbola nisara-panambadiana sns???

Fa aiza ao @ baiboly ianao rhaj0 no misy mampirisika hanao ny nataon'i Milafanampiana? Efa averiko hoe tsy mifanaraka @ voalazan'ny baiboly ny fitondrantenan'ny olona maro ankehitriny na dia kristianina aza toy ny fanaovana firaisana @ olotianao nefa tsy vadinao (fijangajangana) ary anisany nanokafana ity lohahevitra ity.

Fa i rhaj0 moa zany hoe voa mafy i Milafanampiana dia ny conclusion'i rhaj0 zany dia satria i Milafanampiana kristianina no nahatonga ny olany toy izao?
73. rhaj0 ( 20/01/2016 16:52)
gasy1zay:
Ny fiarahana amin'Andriamanitra dia tsotra, izay mahasoa anao sy tena mety aminao no omeny anao...

Eny ho'a... "mety aminao" ny miaina mitsipozipozy ao anaty insécurité any Dago.
Io ilay lazain'ilay ranamana hindu hoe, raha mazia-mazia-mirakla, ka hoe, "teraka" tany Inde nefany ianao, dia mety lasa "bodista" botabotakely...

gasy1zay:
izay ahazoanao ny fianana mandrakizay no tena tanjona voalohany

Eny ho'a... rahefa vorika sy kitoatoa ny fiainanao ao, satria TSY vitan'Atra (imaginaire) ny nanarina izany, hono, ary tsy lazaina akoriny azany fa "planiNY" mihintsy izany vorika kitoatoa izany, dia ilay "fiainana mandrakizay" indray no arangaranga eee...
74. rhaj0 ( 20/01/2016 16:55)
gasy1zay:
Ka tsy azoko hoe i Milafanampiana ve noho izy mino an'Andriamanitra no nahatonga ireo olana manjo

Efa hoe, TSISY izany Andrmntra imaginaire izany, fa ny nataon'i Milafanampiana tao ihany no nahavoa azy. Ary ilay finoany dia TSY nahafahany mi(s)aina madio sy mazava.
75. gasy1zay ( 20/01/2016 18:15)

rhaj0:

gasy1zay:
Ka tsy azoko hoe i Milafanampiana ve noho izy mino an'Andriamanitra no nahatonga ireo olana manjo

Efa hoe, TSISY izany Andrmntra imaginaire izany, fa ny nataon'i Milafanampiana tao ihany no nahavoa azy. Ary ilay finoany dia TSY nahafahany mi(s)aina madio sy mazava.

Misy izy fa tsy inoanao e!
76. rhaj0 ( 20/01/2016 18:26)
Hoy aho hoe, TSISY Andrmntra, ka dia TSISY idiran'izany @ nanjo an'i Milafanampiana.

Hoy Gasy1zay hoe, MISY Andrmntra. Ka inona azany ny anjara andraikitr'i Andrmntra @ io manjo an'i Milafanampiana io ??

Ampatsiahiviko indray fa, azo raisina ho "tena mpivavaka" i Milafanampiana. Hoz'izy:
"mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo".

Ny hamarinana na ny halalinan'ny finoany ao, dia tsy anjaranao Gasy1zay no manombatombana eto, fa an'azy sy izay inoany ao izany. Na hoe, tombatombano ao azany, dia tonga dia peho mafy ao ramatoa, fa tena tsisy hadisoan'Atra ny (tsy) nanao n'inon'inona ka nahatonga io savoritaka @ fiainan'ilay zaza ao io, fa i ramatoa no (nofitahan'ny) devoly latsaka an-tany
77. gasy1zay ( 20/01/2016 20:40)

Ianao mintsy rhaj0 no tsy mamaky ny zavatra soratako fa dia zay tianao ho hita ihany no hitanao,

Hoy Gasy1zay hoe, MISY Andrmntra. Ka inona azany ny anjara andraikitr'i Andrmntra @ io manjo an'i Milafanampiana io ??

Valiny : tsy misy, satria efa nambarako hoe tafasaraka t@ Andriamanitra izy noho ny fijangajangana

Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin’ Andriamanitrareo

Za tsy miteny mintsy hoe tsy mino izy fa ny ambarako dia tsotra na dia mino aza ianao dia tsy afaka ny handray valim-bavaka, tsy afaka hahita ny voninahitra, fitiavana, herin'Andriamanitra raha miaina anaty ota.

Izay no antony hilazako hoe raha te ho afaka izy dia mila manantona an'Andriamanitra ary hanapaka ny fifandraisana @ ilay sakaizany fahiny izay mitarika azy @ fakampanahy.
78. rhaj0 ( 20/01/2016 21:00)
okey dokey.. izao izany ny chronologie-ny

- Mpivavaka be ramatoa
- dia fony tanora, dia ni(s)araka t@ Ilairaikalahy. Asa io izao raha efa naman'ny mijanga izy eto, satria dia sûr fa misy kilenditendika ao
- nanambady ramatoa. Satria i ramatoa izany mpijanga, dia TSY norahirahian'Atra intsony izy, ary dia TSY ilay vady "namen'Atra" azy ilay bandy. Nefa entre-temps, @ izy "mifona isan andro @ Tompo" io, dia mety efa voavela, ka dia mety ilay vady "namen'Atra" azy ihany ilehio izany.
- fa nijanga ramatoa, ary dia narian'Atra indray
- dia lasa niteraka batard i ramatoa, satria tsy notahin'Atra intsony ho @ilay hoe, "mba manao kilentidentika ihany fa tsy mitoe-jaza" eee...

Fa tena "mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo" hono i RAmatoa ao, fa tena... hotry ny TSISY valim-bavaka, fa tena mbola io fanina io ihany... dia "mila fanampiana" @ (Kristiana sy... Atheista) namany :-)

izay izany ny lojikan'i Gasy1zay, na hoe, ny lojikam-Baiboly ???
79. rhaj0 ( 21/01/2016 16:19)
Izao indray azany ny lojikako...

- Mpivavaka be ramatoa
- dia fony tanora, dia ni(s)araka t@ Ilairaikalahy. MIvavaka foana ihany ramatoa, fa tsisy "bitsika" milaza azy direct hoe, aza manao kilentidentika, ka dia tao izy roaroa izany
- nanambady ramatoa. Satria ny vavaka mandeha foana, dia "nino" ramatoa fa ilay vady "namen'Atra" azy ilay bandy.
- fa voasintona any @ Ilairaikalahy indray ramatoa. MIvavaka foana ihany ramatoa, fa tsisy "bitsika" milaza azy direct hoe, aza manao kilentidentika @ Ilairaikalahy, ka dia nitohy ny kilentidentika
- dia lasa niteraka batard i ramatoa. Satria ny vavaka mandeha foana, dia "nino" ramatoa fa fahasoavana "namen'Atra" azy ilay zaza.

Fa eto vao tonga saina i ramatoa, hoe ahoana io zaza io, ho lazaina ve hoe iza no tena rainy. Tena vorika izany situation izany. Tena "mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo" hono i Ramatoa ao, fa tena... hotry ny TSISY valim-bavaka, ka tena mbola io fanina io ihany... dia "mila fanampiana" @ (Kristiana sy... Atheista) namany :-)
80. gasy1zay ( 21/01/2016 16:37)

rhaj0:

Izao indray azany ny lojikako...

, fa tsisy "bitsika" milaza azy direct hoe, aza manao kilentidentika @ Ilairaikalahy, ka dia nitohy ny kilentidentika

Baiboly=tenin'Andriamanitra ka tsy mila bitsika direct ianao raha olona mino fa tenin'Andriamanitra no voarakitra ao, raha mahay mamaky teny sy manoratra ianao ka te hahalala ny sitrapon'Andriamanitra dia tsy mila miandry bitsika manokana fa mamaky baiboly,

Ataoko ngamba fa tsy mila mamaky ela ianao dia hahita fa fahotana ny fijangajangana.

Na tsy namaky aza izy, kristianina mino ngamba ataoko fa mahalala ny didy folo ny ankabeazany.

Ka raha hilaza ianao fa kristianina tsy mahalala fa tsy tokony hijangajanga izy raha tsy misy feon'Andriamanitra hiteny azy hoe :"Aza mijangajanga ...na aza mampirafy..." dia tsy mpino ohatranao ihany izy fa dia miandry hahita maso sy hahare @ sofina, hitsapa @ tanana vao hino.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7461