Ny fijangajangana ao @ baiboly

41. rhaj0 ( 18/01/2016 16:56)
gasy1zay:
tsy resy lahatra aho hoe tena mpivarotena sy polygame ny gasy t@ 1600

eny azany eee... fa toatoa ny ahoana azany ny gasy (ao @ imagination-nao ao) eee.. i Andrianampoinimerina izao tany @ 1800 tany dia polygame. Fa ilay hoe "mivaro-tena" indray k'lou dia, raha ny fahitako azy, toa anao manome peratra diamondra an'Ivadinao tao ihany no nataon'ny razanao.

Fa iverenako ny (tohin'ny) resak'i Booboo fa toa sarona ilay izy. Ity hoe mba hazavao aminay ry Gasy1zay, fa zavatra tena zava-dehibe..

rhaj0:
Ka (mitady) miresaka "masturbation" i Booboo. Ka dia inty azany hono hoz'i Jesosy en personne eee...

Matio 5:28 Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
30 Ary raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao;

ka tena tapaho any hono ilay tanana, hoz'i Jesosy, en personne, rahefa mitady hikitikitika an'ilaiaka, fa "maloto" izany eeee...

Dia inty anefa ange jereo tsara ee... mitovitovy @ io ihany no nataon'ilay laolona ato

http://www.lapresse.ca/international/asie-oceanie/201601/17/01-4940689-pakistan-un-imam-arrete-pour-avoir-incite-un-adolescent-a-se-trancher-la-main.php
raha mi-blasfemia i kotokely, dia ampirisihin'ilay Imam hanapaka ny tanany. Dia notapahin'ilaikely tokoany moa. Fa dia miakatra Fitsarana ilay Imam eee..

Ka inona no maha-samy hafa an'i Jesosy sy ilay Imam eto izany eeee....
42. rhaj0 ( 18/01/2016 17:45)
Fa io azany ho'a mba hoe
Matio 5:30 ... raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho...

Ary io izany i Jesosy, dia toa ilay Imam any Pakistan, dia mampirisika ny hanapahan"ilay mpanaraka azy ny tanany.

Fa inty vao mainka loza.
Matio 19:12 ... ary misy ionoka, izay nanao ny tenany ionoka noho ny fanjakan’ ny lanitra.

Io izany Jesosy mampirisika ny olona izay maniry ny "fanjakan’ ny lanitra" ho lasa Eunuque. Io indray dia tena ilay filahiana mihintsy no tapahina eee...

hi hi hi... ngo dia hanao toa izay koa aloha ianao ao ry Gasy1zay.. fa dia asa hoe, inona no ho atao, satria tsy afaka ny hakarina any @ Fitsarana i Jesosy f'IZY azany efa maty kouh...
43. gasy1zay ( 18/01/2016 17:58)

rhaj0:

gasy1zay:
tsy resy lahatra aho hoe tena mpivarotena sy polygame ny gasy t@ 1600

eny azany eee... fa toatoa ny ahoana azany ny gasy (ao @ imagination-nao ao) eee.. i Andrianampoinimerina izao tany @ 1800 tany dia polygame. Fa ilay hoe "mivaro-tena" indray k'lou dia, raha ny fahitako azy, toa anao manome peratra diamondra an'Ivadinao tao ihany no nataon'ny razanao.

Fa iverenako ny (tohin'ny) resak'i Booboo fa toa sarona ilay izy. Ity hoe mba hazavao aminay ry Gasy1zay, fa zavatra tena zava-dehibe..

rhaj0:
Ka (mitady) miresaka "masturbation" i Booboo. Ka dia inty azany hono hoz'i Jesosy en personne eee...

Matio 5:28 Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
30 Ary raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao;

ka tena tapaho any hono ilay tanana, hoz'i Jesosy, en personne, rahefa mitady hikitikitika an'ilaiaka, fa "maloto" izany eeee...

Dia inty anefa ange jereo tsara ee... mitovitovy @ io ihany no nataon'ilay laolona ato

http://www.lapresse.ca/international/asie-oceanie/201601/17/01-4940689-pakistan-un-imam-arrete-pour-avoir-incite-un-adolescent-a-se-trancher-la-main.php
raha mi-blasfemia i kotokely, dia ampirisihin'ilay Imam hanapaka ny tanany. Dia notapahin'ilaikely tokoany moa. Fa dia miakatra Fitsarana ilay Imam eee..

Ka inona no maha-samy hafa an'i Jesosy sy ilay Imam eto izany eeee....

Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.

Ny dikany dia ny mifantasme manao firaisana @ vehivavy 1 tsy vadinao dia efa mitovy @ fijangajangana ka dia fahotana,

Ary raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao;

Ny tanana an-kavanana lazaina eto dia tsy voatery ny tananao ankavanana fa manambara ny vadinao,tadidio fa ny lahy sy ny vavy mivady dia ho nofo 1 ihany izy 2 , ny tiana ambara izany dia :
raha ny vadinao no mitarika anao hanota/hisaraka amin'Andriamanitra dia aza manaraka/manaiky azy, sarobidy aminao ny tananao ankavanana, tsy manana afatsy 1 ianao nefa raha hitondra anao any @ helo izy dia afoizo.

44. rhaj0 ( 18/01/2016 19:13)
gasy1zay:
tsy voatery ny tananao ankavanana fa manambara ny vadinao

Averiko indray ilay "voasoratra" :

Matio 5:28 Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
29 Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina [Ny teny Grika adika hoe manafintohina amin’ ny Testamenta Vaovao, dia mamandrika no tena dikany] anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin’ ny helo.
30 Ary raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no ho lasa ho any amin’ ny helo.

Dia efa io mazavabe io fa miresaka ny maso sy ny tanana IZY, izay "momba ny tenanao", koa metaphorer-'i Gasy1zay ho "ilay vady" indray hono no tian'i Jesosy lazaina.

Dia tena malhonnete kosany ianao ry Gasy1zay aaa.. dia tsy menatra akoriny ianao manodikodina ny dikan'ny soratra izay mitatitra ny nolazain'i Jesosy!!...
45. gasy1zay ( 18/01/2016 19:26)

tsy tianao ndray le fanazavana dia lazainao fa malhonete i gasy1zay rhaj0 an! ao fa tsy hanazava tsony aho e! :)
46. gasy1zay ( 18/01/2016 19:28)

rhaj0:

gasy1zay:
tsy voatery ny tananao ankavanana fa manambara ny vadinao

Averiko indray ilay "voasoratra" :

Matio 5:28 Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
29 Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina [Ny teny Grika adika hoe manafintohina amin’ ny Testamenta Vaovao, dia mamandrika no tena dikany] anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin’ ny helo.
30 Ary raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no ho lasa ho any amin’ ny helo.

Dia efa io mazavabe io fa miresaka ny maso sy ny tanana IZY, izay "momba ny tenanao", koa metaphorer-'i Gasy1zay ho "ilay vady" indray hono no tian'i Jesosy lazaina.

Dia tena malhonnete kosany ianao ry Gasy1zay aaa.. dia tsy menatra akoriny ianao manodikodina ny dikan'ny soratra izay mitatitra ny nolazain'i Jesosy!!...

Fanontaniana hoan'i rhaj0 ary e! Kristianina iza no efa nanapaka ny tanany noho io teny io?
47. rhaj0 ( 18/01/2016 19:52)
gasy1zay:
tsy tianao ndray le fanazavana dia lazainao fa malhonete i gasy1zay...
rhaj0:
Dia efa io mazavabe io fa miresaka ny maso sy ny tanana IZY, izay "momba ny tenanao", koa metaphorer-'i Gasy1zay ho "ilay vady" indray hono no tian'i Jesosy lazaina.

ntss... mamoron-dresaka ianao ry Gasy1zay aa... Sa indray, kay moa TSY takatrao, fa resaka "masturbation" io resak'i Jesosy io. Jereo tsara.
- "mijery vehivavy hila azy" -- io izany ilay "mijangajanga", @ ilay "filàna", fa mi-convoiter an-dravhv izay tsy vadiny
- "ny masonao ankavanana no manafintohina" -- ny maso mijery tsy mitondra mody, hozy ny gasy
- "ny tananao ankavanana no manafintohina anao" -- io izany ilay tanana no manome fahafaham-po ilay "filàna"

gasy1zay:
Kristianina iza no efa nanapaka ny tanany

Ka t@ ilay Imam tatsy Pakistan koa anie, tsisy moslimo nanapaka ny tanany izy tao eee... fa io izao Ikotokely nanao dia io oainina io.

Fa rahefa fanatika, dia manaraka ara-baki-teny, dia toa ilay Ikotokely @ gazety io eee.... na moslimo izy na kristiana.

Ohatra izao, ilay "mameliveli-tena" (flagellation) izay "nampirisihin'ny Soratra Masina" ho an'izay tena tia hanaraka an'i Jesosy... dia nataon'i Tekakwita tokoany anie izay, ary izay no nahafaty azy. Dia nohosorana ho "masina i Tekakwitha. izany ve tsy "fampirisihina" ny tovovavikely hi-se flageller koa mba ho laza "masina" ???

Efa noresahina lavabe tato ny momba an'i Tekakwitha sy ireo Kristiana hafa mitapison fa manaraka ara-bakiteny ny ao Baiboly ao 9na ny fampianaran'i Jesosy).
http://forum.serasera.org/forum/message/m561f965690be3#m5620ff7a78b9c

Fa dia mba honnête sy TSY miangatra ry Gasy1zay aaa...
48. gasy1zay ( 18/01/2016 21:03)

Rehefa mijery zany i rhaj0 dia ny masony ankavanana ihany no mahita ilay vehivavy, asa na nipihimaso izy na lasa piraty masoila ,
Dia raha gaucher zany dia aona :) inona no tapahina?
49. rhaj0 ( 18/01/2016 21:08)
Eny azany eee..

gasy1zat:
tsy voatery ny tananao ankavanana fa manambara ny vadinao

ny Baiboly arak'i Gasy1zay:

Matio 5:28 Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
29 Fa raha ny masonao, tsia, ny vadinao ankavanana no manafintohina [Ny teny Grika adika hoe manafintohina amin’ ny Testamenta Vaovao, dia mamandrika no tena dikany] anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin’ ny helo.
30 Ary raha ny tananao, tsia, ny vadinao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no ho lasa ho any amin’ ny helo.

.. tena mila daozi-na Baiboly betsabetsa(ka) io, ary toa izay vao mazavabe ;-)
50. gasy1zay ( 18/01/2016 21:12)

rhaj0:

gasy1zay:
tsy tianao ndray le fanazavana dia lazainao fa malhonete i gasy1zay...
rhaj0:
Dia efa io mazavabe io fa miresaka ny maso sy ny tanana IZY, izay "momba ny tenanao", koa metaphorer-'i Gasy1zay ho "ilay vady" indray hono no tian'i Jesosy lazaina.

ntss... mamoron-dresaka ianao ry Gasy1zay aa... Sa indray, kay moa TSY takatrao, fa resaka "masturbation" io resak'i Jesosy io. Jereo tsara.
- "mijery vehivavy hila azy" -- io izany ilay "mijangajanga", @ ilay "filàna", fa mi-convoiter an-dravhv izay tsy vadiny
- "ny masonao ankavanana no manafintohina" -- ny maso mijery tsy mitondra mody, hozy ny gasy
- "ny tananao ankavanana no manafintohina anao" -- io izany ilay tanana no manome fahafaham-po ilay "filàna"

gasy1zay:
Kristianina iza no efa nanapaka ny tanany

Ka t@ ilay Imam tatsy Pakistan koa anie, tsisy moslimo nanapaka ny tanany izy tao eee... fa io izao Ikotokely nanao dia io oainina io.

Fa rahefa fanatika, dia manaraka ara-baki-teny, dia toa ilay Ikotokely @ gazety io eee.... na moslimo izy na kristiana.

Ohatra izao, ilay "mameliveli-tena" (flagellation) izay "nampirisihin'ny Soratra Masina" ho an'izay tena tia hanaraka an'i Jesosy... dia nataon'i Tekakwita tokoany anie izay, ary izay no nahafaty azy. Dia nohosorana ho "masina i Tekakwitha. izany ve tsy "fampirisihina" ny tovovavikely hi-se flageller koa mba ho laza "masina" ???

Efa noresahina lavabe tato ny momba an'i Tekakwitha sy ireo Kristiana hafa mitapison fa manaraka ara-bakiteny ny ao Baiboly ao 9na ny fampianaran'i Jesosy).
http://forum.serasera.org/forum/message/m561f965690be3#m5620ff7a78b9c

Fa dia mba honnête sy TSY miangatra ry Gasy1zay aaa...

Ianao zao no hitako manaraka ara-bakiteny eto rhaj0 fa saingy ianao fanatika @ endriny hafa.
Dia tsy nisy Kristianina nanao masturbation mintsy ve zany nanomboka taona 33 (andron'i JK) hatramizao? Tadidio fa ny kristianina niova fo mety mpanota fahiny an, ary nisy nanota efa niova fo fa mbola lavo ihany indraindray na azon'ny fakam-panahy, naninona no tsy nisy nanapaka ny tanany ankavanana (na havia) ?
51. rhaj0 ( 18/01/2016 23:32)
tsisy nanapaka ny tanany re ry Gasy1zay, satria tonga saina ny olona fa mila voa tsy hary i Jesosy aaa...

Aiza nama koa hoe:
- amidio ny fananana eee...
- ario ny reninao eee...
- dia io, tapaho ny tanana eee...
- flagellation eee...
- aza itsitsiana rotsa-kazo eee...

gasy1zay:
Dia tsy nisy Kristianina nanao masturbation mintsy ve

hi hi hi... tairo ao ho'a rahalina ry Gasy1zay a... dia kOpy ianao hoe, TSY voatery mieritreritra an'i Angelina Jolie io, fa raha ampiasainao poignet io dia tonga ihany.

Dia izay jeu de poignet-nao izay, no ilay lazain'i Jesosy @ ilay hoe:
Matio 5:20 ... raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy...

Dia eritrereto tsara.

Satria ianao nanao "masturbation" (t@ tanana), dia "nijangajanga" koa izany, na dia TSY ilay "masonao ankavanana no manafintohina" (nijery ilay viavy nitsirian'ny filànao ao)
52. rhaj0 ( 19/01/2016 11:27)
[size=4]Gasy1zay oooo... Gasy1zay oooo... mbola tsy vita foana ve izao matsirobasio izao eeee... dia 'ndana manasa tanana k'lou 'ngo dia petsa ny klavie oooo...[/size]

Fa inty azany misy namana, ary efa mitsotra izy ary milaza fa "mila fanampiana" ary "mila hevitra". Ka inona azany no lazaina(re)o.. Jereo tsara fa efa "mifona isan andro @ Tompo" izy ao io, nefa dia mbola fanina ihany..

http://forum.serasera.org/forum/message/m568fc7486874d#m569d4cf0e039b

milafanampiana:
mila hvt aminareo aho, mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo, ny olana misy dia izao, niaraka t@ olona efa 7 ans niarahana dia nisaraka, samy mbola tsy matotra ngamba t@ izany satria vo samy nanao sipa, nefa tsy nifankafohy, misaraka dia miaraka dia otr zay foana, nony farany anefa t@ izay le sendra nisaraka ddia nisy vhv niaraka taminy d izaho koa nisy lhl niaraka tamiko dia vety teo dia samy nanambady; efa 10 nisarahana izahay izao, samy efa niteraka ny azy 2 lah, ny anay 3 mianadahy. Nandritra io 10 taona nisarahana io tdia niaraka teny ihany izahay sy io sipako io, ary bevohoka mihintsy ary aho t@2009. izy koa nisy fotoana niteny tamiko oe andao hiteraka dia miara mikarakara materiellement fa za no mitaiza ny zaza dia any aoriana elabe ampafatarina an ilay zaza izy tena rainy. Hay tena bevohoka tokoa aho. Nony nolazaiko izy t@ izany dia otran tsy taitraa dia navelako teny, zao izy manotanitany foana oe firy taona izao ny zanzk ndry? dia tsy aiko oe le oza no tiny anontaniana dia notanisaiko ts11 teo, za kou mody fanina. Ny ilaiko fanampiana eto oe fotoanany ve izao ny hilazako fa io zanako faharoa izay 6 ans 1/2 io ilay zanany, sa aleo andrasana eny. Niarahaba bonne année ahy izy dia izao no nolazainy oe "je te souhaite d être très heureuse dans tous les aspects de ta vie.",otran oe ef te hampiditra io resaka io kou v izy @ io voeux io sa fifanandrifian javatra? tsy dia resaka oe vola loatra fa ilay fitiavana tsy mety maty mihintsy, Miala tsiny fa somary lava:misaotra anareotena miezaka fa tsy tafala hatreto

ka inona no lazainao Kristiana tsara sitra-po amin'azy... ianao Kristiana "tena izy" sy mahay Baiboly, ary "tarihin'ny FM" na any @ "3eme etage", ianao (miezaka mafy) tsy mpanota, ianao be fitiavana ary tia ny namanao, inona no lazainao amin'azy.

53. gasy1zay ( 19/01/2016 14:32)

Ka maro koa anie ny kristianina mahafehy tena na tysy tapahiny aza ny tanany e! :)
54. rhaj0 ( 19/01/2016 14:45)
gasy1zay:
Ka maro koa anie ny kristianina mahafehy tena na tysy tapahiny aza ny tanany e! :)

Izay ilay lazaiko hoe "atao @ izay mampetimety ny baolina" izy io, fa TSY arahina h@ teboka amam-paingo eee...

Dia eto izany, na dia "mampianatra mazava" azany i Jesosy hoe, "rahefa manafitohina dia tapaho", dia hoz'ianao hoe, "nanafintohina fa TSY ho tapahiko" ry Jesosy, f'aza mba mila voa tsy hary kosa eee... fa ny "tian'i Jesosy ambara" dia hoe, mba "mahaiza mifehi-tena"... ka dia hiezaka ianao izany "hifehy tena" ary tsy hamerina intsony eee...

Mety izay baolina izay kah... izaho indray ve moa haninona @ izany.. :-)
55. gasy1zay ( 19/01/2016 14:55)

rhaj0:

[size=4]Gasy1zay oooo... Gasy1zay oooo... mbola tsy vita foana ve izao matsirobasio izao eeee... dia 'ndana manasa tanana k'lou 'ngo dia petsa ny klavie oooo...[/size]

Fa inty azany misy namana, ary efa mitsotra izy ary milaza fa "mila fanampiana" ary "mila hevitra". Ka inona azany no lazaina(re)o.. Jereo tsara fa efa "mifona isan andro @ Tompo" izy ao io, nefa dia mbola fanina ihany..

http://forum.serasera.org/forum/message/m568fc7486874d#m569d4cf0e039b

milafanampiana:
mila hvt aminareo aho, mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo, ny olana misy dia izao, niaraka t@ olona efa 7 ans niarahana dia nisaraka, samy mbola tsy matotra ngamba t@ izany satria vo samy nanao sipa, nefa tsy nifankafohy, misaraka dia miaraka dia otr zay foana, nony farany anefa t@ izay le sendra nisaraka ddia nisy vhv niaraka taminy d izaho koa nisy lhl niaraka tamiko dia vety teo dia samy nanambady; efa 10 nisarahana izahay izao, samy efa niteraka ny azy 2 lah, ny anay 3 mianadahy. Nandritra io 10 taona nisarahana io tdia niaraka teny ihany izahay sy io sipako io, ary bevohoka mihintsy ary aho t@2009. izy koa nisy fotoana niteny tamiko oe andao hiteraka dia miara mikarakara materiellement fa za no mitaiza ny zaza dia any aoriana elabe ampafatarina an ilay zaza izy tena rainy. Hay tena bevohoka tokoa aho. Nony nolazaiko izy t@ izany dia otran tsy taitraa dia navelako teny, zao izy manotanitany foana oe firy taona izao ny zanzk ndry? dia tsy aiko oe le oza no tiny anontaniana dia notanisaiko ts11 teo, za kou mody fanina. Ny ilaiko fanampiana eto oe fotoanany ve izao ny hilazako fa io zanako faharoa izay 6 ans 1/2 io ilay zanany, sa aleo andrasana eny. Niarahaba bonne année ahy izy dia izao no nolazainy oe "je te souhaite d être très heureuse dans tous les aspects de ta vie.",otran oe ef te hampiditra io resaka io kou v izy @ io voeux io sa fifanandrifian javatra? tsy dia resaka oe vola loatra fa ilay fitiavana tsy mety maty mihintsy, Miala tsiny fa somary lava:misaotra anareotena miezaka fa tsy tafala hatreto

ka inona no lazainao Kristiana tsara sitra-po amin'azy... ianao Kristiana "tena izy" sy mahay Baiboly, ary "tarihin'ny FM" na any @ "3eme etage", ianao (miezaka mafy) tsy mpanota, ianao be fitiavana ary tia ny namanao, inona no lazainao amin'azy.

Ilay tranga toy izao mintsy rhaj0 no nanokafako ity lohahevitra ity satria dia tena malahelo tokoa ny tena mahita ny lanja omen'ny tanora malagasy ny fanambadiana. Dia hitanao koa ngamba fa ny fijangajangana dia tena manimba ny fiainantsika ary indraindray dia tsy mahatsapa isika heo misy asan'ny maizina/satana/devoly ao ambadika ao fa voafitak'ilay ratsy @ hoe fitiavana, fitahiny @ bika aman'endrika ( toy ilay paoma tsara tarehy tao edena fahiny).

Nanontany ny hevitry ny kristiana i rhaj0,dia izao no avaliko, tadidio fa ny devoly rehefa maka fanahy ny olombelona dia tsy devoly misy rambo sy tandroka toy ny @ film/dessin animé no hitarika anao hanota, fa dia olombelona nofo sy ra (Ohatra : Eva nanome paoma an'i Adama, Delilah namitaka an'i Samsona, Batseba nandro nisarika an'i Davida, ...), ka io vehivavy manoatra io dia fakampanahy ho azy ilay tovolahy niaraka taminy fahiny ary dia mampalahelo fa tsy vitany mintsy ny miady @ ilay fakampanahy fa dia lavo foana izy, io no ambaran'ny baiboly hoe rehefa mijangajanga ianao na manota dia lasa voafatotry ny ota, ka na dia te hiala @ izany aza ianao dia tsy afaka fa dia io misy fakampanahy manenjika anao io foana.

Raha ny tokony ho ataony amiko an! Voalohany aloha tokony miaiky izy fa tsy mety ny ataony, na tsy hiteny @ vadiny aza izy fa dia miaiky eo anatrehan'Andriamanitra fa nanota ary tena vonona ny hiala @ izany, faharoa mila mangataka amin'Andriamanitra mba hanampy azy hiala/hiady @ io fakampanahin'ny fijangajangana io, raha mbola voafatotra ao izy dia tsy hilamina mintsy ny fiainany. Fahatelo tokony manapaka ny lien @ io sakaizany fahiny io izy raha tena vonona ny hiova, fahahefatra tokony apetrany eo apelatan'Andriamanitra ny fiainany fa Andriamanitra mahalala ny tokony ho ataony, manoro lalana, manampy azy tsy ho lavon'ny fakampanahy.

Mikasika ilay hoe zanak'ilay sakaiza fahiny ve ny zanak'izy mivady dia sarotra ny hamaly hoe tena 100% zay tokoa ve sa tsia, raha zay no tranga aona no tsy nahafantatra ingahy vadiny raha toa ka tsisy possibilité hoe izy no rain-jaza? Raha za aloha dia hoe mila fantarina tsara hoe fa maninona izy no mihevitra hoe tena ilay raika lahy taloha no rain-jaza.
56. rhaj0 ( 19/01/2016 16:10)
gasy1zay:
Voalohany aloha tokony miaiky izy
milafanampiana:
mahatsapa fa diso
gasy1zay:
faharoa mila mangataka amin'Andriamanitra mba hanampy azy
milafanampiana:
mifona isan andro @ Tompo
gasy1zay:
fahahefatra tokony apetrany eo apelatan'Andriamanitra ny fiainany
milafanampiana:
isan andro @ Tompo

Raha ny fahitako azy, dia efa "ao" izy @ ireo toro-hevitrao anankitelo ireo. Fa io izy mbola fanina io, satria (angamba) TSISY "bitsika" reny angaha izany??

gasy1zay:
Fahatelo tokony manapaka ny lien @ io sakaizany fahiny io

Raha ny fahazoako an'io, dia io dia mifototra @ hoe, satria ny vadiny vadiny ihany, ka dia mila tapahiny ny fifandraisany @ TSY-vadiny. Lojikam-baiboly.

Eo no TSY itovizan'i Gasy1zay (mpino) sy izaho (tsy mpino).

Ny fahitako ny valin-tenin'i Gasy1zay, dia
- TSY nahavaha ny olana ho'a ny 1.2.4-nao, fa io izy mbola fanina "mila hevitra" eto io
- ilay 4.-nao dia tena TSY revy "an-kahalalahana". Satria ve tafatsoropaka nanambady izy, nefa ny fony sy ny sainh ohatra mbola atsy @ ilairaikalahy, dia ho "terena sy vozonana" ho ao mandrakizay izany izy???
=== TSY mitondra vaha-olana ny revim-baiboly (raha ny fahitako azy). Ary dia ho potika ny fiainan'ny olona. (ankoatry ny zaza sy izy roalahy, dia ilay "mpanota" koa mbola "olona" an...)

Ny ahy ity no toro-hevitro..

rhaj0:
Ka raisina @ ilay hoe "izay tsy mety arenina" izany izy io ee..

1- ilay ankizy (marina) aloha no priorité.. Izy izany tsy fantany hoe ilay Iraikalahy no rainy. Ka dia mila lazaina aminy io. Asa hoe, ohatra ireny kamboty na zaza natsangana ireny, rahoviana no metimety indrindra ny hilazana aminy hoe, iza no rainy? Raha ny eritreritro, dia atao arak'izay alohany, fa dia hazavaina tsara fotsiny ny fipetraky ny raharaha.

2- ilay Ivadinao ao izany tsy mahalala ny toe-draharaha. Ilay Iraikalahy koa azany toa tsy mahalala koa. Ka dia (mila) lazaina amin-dreo io, dia izay fandraisany azy ao. Raha mitady hisaraka/hiaraka izy, dia izay izany.. tsisy terena sy vozonana io, f'aleo izy no manapa-keviny any.

Ny fahitako azy, dia "transparence" foana ny vaha-olana ee... Rahefa tsotra saina sy fo sy fiaina ianao, dia mivaly ho tsara foana io. Fa ianao moa, teo ianao kinafinafina, dia izao indray hotry ny mitady hi-manipule solution, sa izaho no diso hevitra. Fa na ho ela na ho haingana dia hivoaka eo foana ny marina, ka mety antitra ianao vao ho arian'olo eee.... Fa dia, raha ny hevitro, dia tsory ny fiainana ary dia hatreho ny lamozika eeee...

57. gasy1zay ( 19/01/2016 16:27)

Raha ny fahazoko azy dia io faha3 io no mbola mahafanina azy rhaj0,maninona izy mbola fanina satria izy mbola tsy mahafoy ity sakaiza fahiny ity na dia fantany aza fa tsy mety izany, azonao ve ilay izy rhaj0 a! Raha misy mitarika anao hanota dia ialao ( toy ilay tanana, maso sns...) fa ny fahitako azy izy dia mbola mifandray @ ilay olona mitarika azy @ fijangajangana izy ( na dia tsy misy contact physique intsony aza mety mbola misy ilay any antsaina). Tokony hiteny izy hoe tsy nety ny nataontsika ka aleo tsy mifanerasera intsony.

Ny transparence indray dia azy sy ny vadiny izany (raha ny hevitro) fa tsy voatery idiran'ilay olotiany taloha,fa io mila entina am-bavaka mafy mba hilamina ilay tokantrano rehefa hilaza ny marina @ vadiny izy fa tsy sanatria tonga any @ divaorsa.
58. rhaj0 ( 19/01/2016 16:54)
Ny fahazoako ny anao (revim-baiboly) izany ho'a dia
- any @ ilay hoe "ny vadiny dia vadiny ihany", "efa natambatr'Atra" hono
- ary ny divaorsa dia tsy ekena koa, satria hoe, "efa natambatr'Atra" hono ho'a
- ary ilay miaraka @ Ilairaikalahy moa dia efa nanota fady, ka dia tokony (efa) ialana, ary ifadiana iverenana

Ka ny vahaolana aminao dia ny "hilaminan'ny tokatrano"... "vavaka" sy Atra no mitondra @ izany.

Dia ho ahy atheista indray

- izany "vavaka sy Atra" izany dia "imagination"-nao ao, ka raha tsara inspiration ao ianao, na fetsy imaginativement, dia mety tafita ho tsara ihany.
Fa eto izany, dia tena "tsisy bitsika" tonga amin-dranamana, na koa, tsy mety tonga @ ilay "bitsika mampetimety ny baolina", satria izany "bitsika" izany dia "tsisy" fa childish imagination fotsiny ihany, dia io fanina ary mbola "mila fanampiana" io izy

- Ny hoe "ilay vadiny dia vadiny ihany", "tsy tsara ny divaorsa", "tsy tsara ny mampirafy"... dia fitondra-tena safidy. Safidy fa tsy hoe "terena na vozonana". Fa raha ohatra ka "terena na vozonana" ianao, na iretsy roalahy, dia ... ho potika ny fiainana ao eee...

Ny ahy izao ny imaginer-ko vaha-olana, dia "cartes sur table" tsotra fotsiny ee... resak'olon-dehibe.. tsy mila miady fa atrehina ho'a ny lamozika.

- hoy ramatoa, io ny toe-draharaha
- dia hoy ilay vadiny, ka tena tsy mety amiko intsony izany, fa dia mirava ny baolina; arahina ny procedure divorce
- na hoy ilay vadiny, fa mbola tiako ianao, fa dia raha mbola vonona ny hiaraka amiko ianao dia ndao.
- dia mety hoy ilay ramatoa, ka ny foko sy ny saiko anefa any @ Ilairaikalahy, fa dia tairo azany ny procedure divorce
- dia hoy ilairaikalahy, ka izaho anefa tsy te-hisaraka @ vadiko
- dia hoy i ramatoa, eny azany fa dia "ho zakaiko, ho zakaiko"... arahina ny procedure
- ny @ zaza indray dia, anjaran'ny tribonaly koa no mandanjalanja, hoe iza no hitaiza azy. Tsy vao izao no misy tranga toa io eo @ sosaity..

hotrhotr'izany ee... tsisy terena sy vozonana ao, fa samy olon-dehibe mahalala ny mahasoa azy sy ny fi(s)ainany.
59. gasy1zay ( 19/01/2016 17:04)
Raha amiko mpino indray dia tsotra, fiainana tafasaraka @ Andriamanitra noho ny ota dia miafara @ korotana/fahoriana foana ka raha te hiadana ianao dia aleo miverina aminy aloha fa hainy na ny mamaha ny olana rehetra eo @ fiainana @ fomba mahagaga, fa fotsiny mino izany ve ianao? Tsy misy tsy hain'ny mino hoy ny baiboly.
60. rhaj0 ( 19/01/2016 17:16)
Iieee.. dia hitako ery ilay Kristiana TSY-mpanota, fa saingy diso paika kely fony nanambady, ka lasa niaraka mandra-pahafatiny amina olona tsy mifanaraka ara-po sy saina sy kibo aminy.

Dia iny izy lasa mitondra ny anarana hoe, ny Andriambavin'ny Fiaretana (ary tsy andevon'ny Fahafinaretana hono).

@ anaran'ilay "imagination" daholo izany. Miaritra ny maimbo ao. Fa fotsiny, (azo) imaginer-na ho manitra ilay maimbo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0925