Ny fijangajangana ao @ baiboly

21. rhaj0 ( 14/01/2016 19:05)
Io ny famaritana ny intellizansa azany, hozy Ralarosy..

- Ensemble des fonctions mentales ayant pour objet la connaissance conceptuelle et rationnelle : Les mathématiques sont-elles le domaine privilégié de l'intelligence ? Test d'intelligence.
- Aptitude d'un être humain à s'adapter à une situation, à choisir des moyens d'action en fonction des circonstances : Ce travail réclame un minimum d'intelligence.
- Personne considérée dans ses aptitudes intellectuelles, en tant qu'être pensant : C'est une intelligence supérieure.
- Qualité de quelqu'un qui manifeste dans un domaine donné un souci de comprendre, de réfléchir, de connaître et qui adapte facilement son comportement à ces finalités : Avoir l'intelligence des affaires.
- Capacité de saisir une chose par la pensée : Pour l'intelligence de ce qui va suivre, rappelons la démonstration antérieure.

Ka tena TSISY @ ireo mihintsy ianao ve izany r Gasy1zay??

Mody hoe "tsy mirehareha" hono i Gasy1zay, na hoe feno "humilité" hono izany, nefa tsy izao ve no hoe, mialangalana, satria miaro responsabilité ilay izy? satria mantsy, tsy hoe, zaza eny @ garabola ianao dia ny r-a-d foana no responsable.

Efa mitombo taona ho'a ianao f'aza mba manao toa io eeee...

22. rhaj0 ( 14/01/2016 19:23)
gasy1zay:
Ny Ntaolo malagasy dia tsy dia tena havanana loatra ny mifampiresaka "sexualité"

Ngo dia mila ahitsy izy ity.
Ny an-dry Gasy1zay sy ny Kristiana dia novonoin'ny Kristianisma ny (mifampi)resaka sekisoalitia, ka lasa TSY natioraly daholo ny resaka natioraly taloha rehetra..

Efa noresahina tao ohatra ny notaterin'i Flacourt rahefa nandalo taty izy t@ izay fotoan'androny, 1700s izay

http://forum.serasera.org/forum/message/m5501ebedbc1e3

Ka ireto mba jerijereo ny an'ny Razantsika eee.. Hajao hono ny ray sy reninao ry GAsy1zay aaa... dia ho hitanao @ izany fa ny jangajanganao, dia ny ao an-dohanao ao no marary (na namparariana)..

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image:

Flacourt page 85: Ils sont fort adonnés (?) à la paillardise (?) et estiment aussi celui-là malheureux qui n'a point de femme, et plus encore celui qui n'a point de mignonne. Ils ont la pluralité de femmes suivant les moyens qu'ils ont de les nourrir, ce qu'ils appellent Mampirafe... Si les hommes sont sensuels, les femmes ne le sont pas moins, et ne laissent écouler aucune occasion de passer leur temps, ayant toujours outre le mari un ou plusieurs amis, avec qui elles jouissent; si leur mari se fachent, elles le quittent fort bien, et s'en vont passer leur temps avec qui bon leur semble. Le mari étant trop heureux de les aller chercher.

Flacourt page 85: Avant que d'être mariée, elle jouent (jouissent?) tant qu'elles veulent, et se prostituent â tous venants pourvu qu'ils payent, et si un homme a manqué de les payer elle vont effrontement lui oter la pagne sans qu'il ose se défendre ... ainsi c'est la coutume du pays, que la simple fornication, entre ceux qui ne sont pas mariés, n'est point pêché envers Dieu ni envers les hommes. Les filles ne voudraient épouser un garcon qu'elles ne l'eussent éprouvé plusieurs fois, et longtemps auparavant. Entre ceux qui sont mariés, l'adultêre est seulement repité un larcin, etune injure envers les hommes, dont l'amende se paye comme pour avoir commis un larcin...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image:

Flacourt page 86: La crainte de Dieu n'est aucunement connue de cette nation qui ne vit que selon la loi naturelle et bestialle. Les petits garcopns et les petites filles se jouent (jouissent?) en présence de leurs parents qui s'en rient et qui même les incitent à cela. Quelquefois les petits garcons commettent certaines dissolutions avec des veaux et cabris en présence de leur parents sans en avoir honte... La sodomie n'est point en usage par cette nation, et leur est inconnue. il y a bien quelques hommes qu'ils appellent Tecats (?), qui sont des hommes effeminés et impuissants, qui recherchent les garcons, et font mine d'en être amoureux en contrefaisant les filles et se vetant ainsi qu'elles leurs font des présents pour dormir avec eux, et même le donnent des noms de filles, en faisant les honteuses et les modestes.
23. booboo ( 15/01/2016 09:14)
Ny resaka zay manodidina ny faritra ambany² n'ny vatana ao mihitsy no, amiko a, no ohatra ratsy @ ankamaroan'ny kristiana marobe. Vao kely ny ankizy, ka miditra @ phase d'éxploration n'ny vatany @ fanaovana masturbation dia efa ratsy izay. Bedy sy voakapoka (gné?) ilay zaza. Izay image izay no entiny mandra-paha-lehibe, hoe ratsy izany ny mahazo fahafinaretana @ vatana. Avy teo koa mbola misy ilay hoe virja no manambady. Déjà, ilay voambolana hoe madio sy maloto efa raiki-tapisaka. Côté obscure de la force

24. rhaj0 ( 15/01/2016 13:52)
dia rahefa efa manambady ao koa azany izy, dia ... i Jesosy hono dia toko faha-telo ao anaty tokatrano ao foana hono eee... ka raha à trois foana ve ny imagination ao... dia asa ho'a raha misy raharaha vanona ao am-pandriana ao eeee.. :-)
25. gasy1zay ( 15/01/2016 14:33)

rhaj0:

gasy1zay:
Ny Ntaolo malagasy dia tsy dia tena havanana loatra ny mifampiresaka "sexualité"

Ngo dia mila ahitsy izy ity.
Ny an-dry Gasy1zay sy ny Kristiana dia novonoin'ny Kristianisma ny (mifampi)resaka sekisoalitia, ka lasa TSY natioraly daholo ny resaka natioraly taloha rehetra..

Efa noresahina tao ohatra ny notaterin'i Flacourt rahefa nandalo taty izy t@ izay fotoan'androny, 1700s izay

http://forum.serasera.org/forum/message/m5501ebedbc1e3

Ka ireto mba jerijereo ny an'ny Razantsika eee.. Hajao hono ny ray sy reninao ry GAsy1zay aaa... dia ho hitanao @ izany fa ny jangajanganao, dia ny ao an-dohanao ao no marary (na namparariana)..

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image:

Flacourt page 85: Ils sont fort adonnés (?) à la paillardise (?) et estiment aussi celui-là malheureux qui n'a point de femme, et plus encore celui qui n'a point de mignonne. Ils ont la pluralité de femmes suivant les moyens qu'ils ont de les nourrir, ce qu'ils appellent Mampirafe... Si les hommes sont sensuels, les femmes ne le sont pas moins, et ne laissent écouler aucune occasion de passer leur temps, ayant toujours outre le mari un ou plusieurs amis, avec qui elles jouissent; si leur mari se fachent, elles le quittent fort bien, et s'en vont passer leur temps avec qui bon leur semble. Le mari étant trop heureux de les aller chercher.

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image:

Flacourt page 85: Avant que d'être mariée, elle jouent (jouissent?) tant qu'elles veulent, et se prostituent â tous venants pourvu qu'ils payent, et si un homme a manqué de les payer elle vont effrontement lui oter la pagne sans qu'il ose se défendre ... ainsi c'est la coutume du pays, que la simple fornication, entre ceux qui ne sont pas mariés, n'est point pêché envers Dieu ni envers les hommes. Les filles ne voudraient épouser un garcon qu'elles ne l'eussent éprouvé plusieurs fois, et longtemps auparavant. Entre ceux qui sont mariés, l'adultêre est seulement repité un larcin, etune injure envers les hommes, dont l'amende se paye comme pour avoir commis un larcin...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image:

Flacourt page 86: La crainte de Dieu n'est aucunement connue de cette nation qui ne vit que selon la loi naturelle et bestialle. Les petits garcopns et les petites filles se jouent (jouissent?) en présence de leurs parents qui s'en rient et qui même les incitent à cela. Quelquefois les petits garcons commettent certaines dissolutions avec des veaux et cabris en présence de leur parents sans en avoir honte... La sodomie n'est point en usage par cette nation, et leur est inconnue. il y a bien quelques hommes qu'ils appellent Tecats (?), qui sont des hommes effeminés et impuissants, qui recherchent les garcons, et font mine d'en être amoureux en contrefaisant les filles et se vetant ainsi qu'elles leurs font des présents pour dormir avec eux, et même le donnent des noms de filles, en faisant les honteuses et les modestes.

Dia tsy haiko aloha hoe toerana taiza no niainan'ity ranamana lazainao ity fa t@ izaho nampianarina ny riba sy ny fomba fiainan'ny Ntaolo dia tena tsy nisy resaka an'izao mintsy fony tany ampianarana, tsy misy resaka idiran'ny mahakristianina io an! Fa ny hoe nampianarina tany an-tsekoly. Ka raha diso zany fampianarana ny momba ny Ntaolo ao @ fanambeazana eto Madagasikara dia tsisy azoko atao,

Ka i rhaj0 zany dia resy lahatra fa ny dadabeny tany aloha tany dia nanana vady maromaro, ny renibeny tany aloha tany dia nandry t@ lehilahy maro sy nivarotena ary tsy nisy natahotra an'Andriamanitra, ka raha zay no maharesy lahatra anao rhaj0 dia inoy arak'zay zany.
26. gasy1zay ( 15/01/2016 14:39)

booboo:

Ny resaka zay manodidina ny faritra ambany² n'ny vatana ao mihitsy no, amiko a, no ohatra ratsy @ ankamaroan'ny kristiana marobe. Vao kely ny ankizy, ka miditra @ phase d'éxploration n'ny vatany @ fanaovana masturbation dia efa ratsy izay. Bedy sy voakapoka (gné?) ilay zaza. Izay image izay no entiny mandra-paha-lehibe, hoe ratsy izany ny mahazo fahafinaretana @ vatana. Avy teo koa mbola misy ilay hoe virja no manambady. Déjà, ilay voambolana hoe madio sy maloto efa raiki-tapisaka. Côté obscure de la force

Tsy ny sexualité no ratsy fa ny sexualité ivelan'ny mariazy, rehefa eo @ mpivady dia madio, ivelan'ny fanambadiana dia maloto. Raha hanaraka ny fampianaran'ny baiboly ianao dia izay ilay izy, raha anaraka ny fampianaran'izao tontolo izao ianao (psychanalyse, sexologue) dia hoy izy hoe aza mi se culpabiliser @ zany fa normal zany, ataovy zay hitanao fa mitondra épanouissement ho anao.

Ka dia anjaranao no misafidy hoe iza no omenao lanja, ny maha kristianiana (zava-panahy) anao sa ny mahaolomelona nofo anao (filàn'ny nofo).
27. rhaj0 ( 15/01/2016 15:17)
Asa ahoana ny fandraisanao ny raki-tsoratr'i Flacourt. Inty ny momba azy:
https://en.wikipedia.org/wiki/Étienne_de_Flacourt

I Flacourt izany no, tany @ taona 1650 tany, no nandalo tao Mada, ary dia nandrakitra an-tsoratra izay hitany. Olona velona izy fa TSY personnage fictif. Tsy ny mombamomba ny mponina sy ny fombafombany tao ihany no noraketiny, fa ny momba ny biby sy zava-maniry koa.

Rahefa fantatrao izay, dia ... asakasakao @ izay hoe, ahoana ny andraisanao io raki-tsoratrany io. Dia ahoana no andraisanao ny "nampianarina" anao.. mety hoe ahoana ny nosesefana anao tao@ sekoly Katolika tao. Eritrereto tsara.

Miresaka ianao hoe manana vady maromaro ny dadan'ny dadan'ny... dadabeko. Eny... Ny tetiharana siriko izao dia ilay farany @ vady 12, eny roa ambiny folo, ilay farany @ vady 12 an'Andrianampoinimerina no toa ao..

Ka asa tokoany ianao sy ny aminao... ngo dia ianao koa azany ka (mino fa) "no-creer"-n'Andrmntra avy t@ bolabola-tany eee ??... :-)
28. gasy1zay ( 15/01/2016 15:23)

rhaj0:

Asa ahoana ny fandraisanao ny raki-tsoratr'i Flacourt. Inty ny momba azy:
https://en.wikipedia.org/wiki/Étienne_de_Flacourt

I Flacourt izany no, tany @ taona 1650 tany, no nandalo tao Mada, ary dia nandrakitra an-tsoratra izay hitany. Olona velona izy fa TSY personnage fictif. Tsy ny mombamomba ny mponina sy ny fombafombany tao ihany no noraketiny, fa ny momba ny biby sy zava-maniry koa.

Rahefa fantatro izay, dia ... asakasakao @ izay hoe, ahoana ny andraisanao io raki-tsoratrany io. Dia ahoana no andraisanao ny "nampianarina" anao.. mety hoe ahoana ny nosesefana anao tao@ sekoly Katolika tao. Eritrereto tsara.

Miresaka ianao hoe manana vady maromaro ny dadan'ny dadan'ny... dadabeko. Eny... Ny tetiharana siriko izao dia ilay farany @ vady 12, eny roa ambiny folo, ilay farany @ vady 12 an'Andrianampoinimerina no toa ao..

Ka asa tokoany ianao sy ny aminao... ngo dia ianao koa azany ka (mino fa) "no-creer"-n'Andrmntra avy t@ bolabola-tany eee ??... :-)

Ka za anie tsy mandrara anao hino zay eritreretinao fa fomba amam-panaon'i dadabe sy nenibenao rhaj0 e! Raha zay no maharesy lahatra anao hoe toetran'ny razambenao dia tsy maninona.

29. rhaj0 ( 15/01/2016 15:56)
gasy1zay:
Ka za anie tsy mandrara anao hino zay eritreretinao fa fomba amam-panaon'i dadabe sy nenibenao

Hafahafa ihany izy izany... eto izany, @ Gasy1zay, dia misy idiran'ny "finoana" ny fahalalana ny "zava-nisy" (fomba amam-panao) taloha.

Hotry ny hoe soratra ao @ Baiboly ve no fandraisanao io raki-tsoratr'i Flacourt io? Dia raisina "am-pinoana" ilay resaka???

Dia tena "mino" izany ianao fa TSY nanana vady 12 izany i Andrianampoinimerina. Ary ny dadaben'ny dadaben'ny... dadanao tao dia TSY mba nanao izany fomban-tany izany, fa tena virijiny koa zareo talohan'ny nanambadiany, araka ny Soratra Masina, ary iny no vady tokana nosafidian'Andrmntra ho azy mandra-pahafatiny tao...

Dia tsoriko fa dia sampona mihintsy ho'a nareo izany ry Gasy1zay ee.. tena giravibe ilay emprise-n'ny kristianisma ao @ sainao ao... giravy.. giravy!
30. gasy1zay ( 15/01/2016 17:01)

Hafahafa aona e? Ianao no ohatrany allérgie @ ilay hoe mino, tsisy azoko atao @ zany, raha vao mampiasa an'io teny hoe "mino" io ve ny olona dia hangidihidy ianao rhaj0 a! :) calme fotsiny fa sao miakatra tosi-dra eo an!

Aleo omeko ohatra ianao dia hitanao hoe ny mino dia tsy midika hoe kristianina ianao,

Rehefa miteny ny anglisy hoe : I believe that ...dia inona no handikanao azy ? Mino aho sa misy mot hafa?
Hoy hono i Dalai Lama :I believe that the very purpose of life is to be happy, @ rhaj0 zany nampiasa believe izy dia Kristiana?

Rehefa miteny ny frantsay hoe: Je crois que ...dia inona no handikanao azy? Mino aho sa tsia?
Raha misy miteny hoe "ne crois pas ce tout ce qu'il a écrit (flacourt ohatra)" dia ahoana no andikanao azy @ teny gasy tsy mampiasa hoe "inoana"

za zany tsy allergique @ ilay teny hoe believe, croire, mino dia tsy mampaninona ahy ny manoratra azy fa ianao zany dia hitady mot hafa foana mba hi évitena ireo "mot" ireo.

Lasa HS ilay izy fa misy namana allérgique @ teny gasy hoe mino, finoana, inoana sns... azafady tompoko :)
31. rhaj0 ( 15/01/2016 17:40)
Ka ilay "raki-tsoratra", izay efa kopia original mihintsy no amen'ilay rohy io ambony io,
nefa dia hotrhotry ny lazainao fa "eritreritro"... tsy hafahafa ve izany?..

Inty azany ilay image raha ohatra ka tsy tonga any @ ilay rohy teo ianao eee...
(ngeza ilay izy dia manakorotana kely ny pejy, fa tsy maninona izany)

F'efa takatrao izany eee... TSY mitovy fisainana i Gasy1zay sy Rhaj0.
Dia mampalahelo ahy ho'a ianao fa dia potiky ny kristianisma mihintsy
ny sainao ao izany eee...

Enga anie ny ankizy izay mandalo eto, mba misoka-tsaina dia mamahabaha
ny toa io "raki-tsoratra" io.. Io ilay izy, original ary réél io, fa tsy fictif.
32. booboo ( 16/01/2016 08:56)
(mana-be raha2 ilay mitady ilay bla2 ho quoter-na @ tel, fa miverina @ ilay navalin'i Gasy1zay ahy aho o)

Tsy madio fotsiny fa mahafinaritra ara-bakiteny indrindra raha miaraka @ vadiny no ahitan'ny roaroa epanoissement sexuel. Hitsio aho raha diso, fa izay koa nefa dia efa ratsy, maloto satria plaisirs de la chaire. Amiko manokana, ilaina ary manampy ny fampianaran'izao tontolo izao, eny na ho an'ny samy mpivady aza ! Vatana koa isika fa tsy fanahy fotsiny, ary ilaina koa ny mahafantatra ny fandehan'io. ohatra akaiky kely, reaction physiologique ny an'ny lhl ny misy erection vao maraim-be, dia raha tsy misaina kely lay vhv dia hanao boto kely isan'andro satria hoe devoara io, na hieritreritra hoe obsede ny vadiny. Ny masturbation n'ny zaza phase mandalo hahazoany ny base fahatsapany sy fahitany ny vatany ( image positive de son coorps )rehefa lehibe izy. Sa misy mampianatra resaka manodidina ny sexualite araka ny tsara imason' Atra ao anaty baiboly, mba ho epanouis ny mpivady rehefa mi-crac crac boum boum ? Fanontaniana sincere io an.
33. endriny ( 18/01/2016 06:54)
hono ho'a ary Atra ve tsy nijangajanga?

Vadin'olona no nataony bevohoka (Vadin'i Josefa no nataon'Atra bevohoka niterahany an'i Jesosy)
34. rhaj0 ( 18/01/2016 11:59)
booboo:
misy mampianatra resaka manodidina ny sexualite araka ny tsara imason' Atra ao anaty baiboly

Ny @ "Sex ao anaty Baiboly" dia efa noresahina lavabe tato
http://forum.serasera.org/forum/message/m53e4e38ba3133

rhaj0:
...fa hoe kay tena tsisy olana ny miresaka sex (ao anaty Baiboly) fa ny Kristiana (sasany) foana no prude ao...

H@ mamely anabavy/reny/anadahy/ray/homosekisoaly/vadin-drahalahy/andevo/makorelina ka h@, rahefa mandeha ny imagination, ka kisarisary tsinona no ao, soft porn toa foreplay na oral sex, ka h@ hard porn, h@ viol..

fa io izany ry Endriny dia miampy ny insémination artificielle sy césarienne ary hymenoplastie, ary dia "mandrakizay" eee... :-)
35. rhaj0 ( 18/01/2016 14:40)
Ka (mitady) miresaka "masturbation" i Booboo. Ka dia inty azany hono hoz'i Jesosy en personne eee...

Matio 5:28 Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
30 Ary raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao;

ka tena tapaho any hono ilay tanana, hoz'i Jesosy, en personne, rahefa mitady hikitikitika an'ilaiaka, fa "maloto" izany eeee... ;-)

Dia inty anefa ange jereo tsara ee... mitovitovy @ io ihany no nataon'ilay laolona ato

http://www.lapresse.ca/international/asie-oceanie/201601/17/01-4940689-pakistan-un-imam-arrete-pour-avoir-incite-un-adolescent-a-se-trancher-la-main.php
raha mi-blasfemia i kotokely, dia ampirisihin'ilay Imam hanapaka ny tanany. Dia notapahin'ilaikely tokoany moa. Fa dia miakatra Fitsarana ilay Imam eee..

Ka inona no maha-samy hafa an'i Jesosy sy ilay Imam eto izany eeee....

36. gasy1zay ( 18/01/2016 15:51)

booboo:

(mana-be raha2 ilay mitady ilay bla2 ho quoter-na @ tel, fa miverina @ ilay navalin'i Gasy1zay ahy aho o)

Tsy madio fotsiny fa mahafinaritra ara-bakiteny indrindra raha miaraka @ vadiny no ahitan'ny roaroa epanoissement sexuel. Hitsio aho raha diso, fa izay koa nefa dia efa ratsy, maloto satria plaisirs de la chaire. Amiko manokana, ilaina ary manampy ny fampianaran'izao tontolo izao, eny na ho an'ny samy mpivady aza ! Vatana koa isika fa tsy fanahy fotsiny, ary ilaina koa ny mahafantatra ny fandehan'io. ohatra akaiky kely, reaction physiologique ny an'ny lhl ny misy erection vao maraim-be, dia raha tsy misaina kely lay vhv dia hanao boto kely isan'andro satria hoe devoara io, na hieritreritra hoe obsede ny vadiny. Ny masturbation n'ny zaza phase mandalo hahazoany ny base fahatsapany sy fahitany ny vatany ( image positive de son coorps )rehefa lehibe izy. Sa misy mampianatra resaka manodidina ny sexualite araka ny tsara imason' Atra ao anaty baiboly, mba ho epanouis ny mpivady rehefa mi-crac crac boum boum ? Fanontaniana sincere io an.

Marina ny anao fa ny RS sy ny épanouissement sexuel dia tsy fahotana eo @ mpivady, ary raha ny hevitro dia ny dikan'ilay tsy tsara raha irery rahalehilahy dia noho izay antony izay, ka Andriamanitra namorina ny vavy ho vadin'ny lahy mba hameno ny banga @ lafiny rehetra (sentiment, sexe, équilibre, famille, asa ,...).

Tsy misy manakana antsika koa hianatra momba ny sexologie raha hampandroso ny fanambadiana ny tanjona fa tsy ny hampitombo filàna ivelan'ny fanambadiana.

Mikasika ny masturbation indray dia hitako hoe tsy mety satria miteraka fitsiriritana ilay izy (fantasme), satria efa nambaran'i rhaj0 io fa ny fitsiriritana dia efa fahotana, ka ianao ve mihevitra fa ilay lehilahy/vehivavy manao io tsy misy sarina vehivavy/lehilahy tonga ao an-tsainy @ io? ka raha ado tsy manambady izy dia iza no fantasmeny ao?

37. gasy1zay ( 18/01/2016 15:54)

rhaj0:

Ka ilay "raki-tsoratra", izay efa kopia original mihintsy no amen'ilay rohy io ambony io,
nefa dia hotrhotry ny lazainao fa "eritreritro"... tsy hafahafa ve izany?..

Inty azany ilay image raha ohatra ka tsy tonga any @ ilay rohy teo ianao eee...
(ngeza ilay izy dia manakorotana kely ny pejy, fa tsy maninona izany)

F'efa takatrao izany eee... TSY mitovy fisainana i Gasy1zay sy Rhaj0.
Dia mampalahelo ahy ho'a ianao fa dia potiky ny kristianisma mihintsy
ny sainao ao izany eee...

Enga anie ny ankizy izay mandalo eto, mba misoka-tsaina dia mamahabaha
ny toa io "raki-tsoratra" io.. Io ilay izy, original ary réél io, fa tsy fictif.

Tsy haiko raha mba maka recul ianao rhaj0 @ zavatra ambaranao fa dia ohatrany mapme ilay lojika an!

Amin'i rhaj0 zany dia izao, tena nisy ilay mpanoratra, tena nisy ilay taratasy nosoratany
midika izany fa marina ny zavatra nosoratany.

Zay ve?
38. rhaj0 ( 18/01/2016 16:02)
Eny, "tena nisy ilay mpanoratra, tena nisy ilay taratasy nosoratany".. Ny @ hoe "marina ny zavatra nosoratany" dia ... eranao io ee.. rahefa mi-cross-check ianao, toa ny nozarain'i Endriny tamintsika teto, dia ho hitanao inona ny préjugé-ny, inona ny objectif...

Fa rehefa fantatrao fa nanoratra nitantara ny momba ny zava-maniry tao Dago koa ilay rangahy, niaraka tamina kisarisary, dia ... io ho'a dia "asakasakao" izany eee... Ka na ho arianao izany ny raki-tsoratr'i Flacourt, na ny ampahany, na izy iray manontolo, @ base-n'ny inona: hoe satria tsy mifanaraka @ Baiboly, sa tsy mifanaraka @ eritreritrao, sa ...
39. rhaj0 ( 18/01/2016 16:10)
gasy1zay:
Mikasika ny masturbation indray (..) ianao ve mihevitra fa ilay lehilahy/vehivavy manao io tsy misy sarina vehivavy/lehilahy tonga ao an-tsainy @ io? ka raha ado tsy manambady izy dia iza no fantasmeny ao?

Ny olona anie ry Gasy1zay mety hoe "visual" dia manisy sary antsaina izany, na mijery sary koa, dia tonga dia tonga @ orgasme.
Mety koa anefa TSY "visual", fa "physical", ka tena "mampiasa tanana"... io ilay tanana asain'i Jesosy "tapahina" rahefa "manafintohina"
Ilay olona na ado koa, mety tena "sensual" ary mihaino tsara ny tsapan'ny nerf (sexuel-ny) ao, ary maka fahafinaretana @ izany

hi hi hi... averina foana fa mba mivoaha ihany ho'a @ box-kely ao ary hadinoy any @ izay ny resak'i Belazao ao, dia mba sokafy ny saina @ "fampianaran'izao tontolo izao", hoz'i Booboo izay... 'ndana mihintsy aloha mi-se matsirobe rahalina fa tssss.... :-)
40. gasy1zay ( 18/01/2016 16:34)

rhaj0:

Eny, "tena nisy ilay mpanoratra, tena nisy ilay taratasy nosoratany".. Ny @ hoe "marina ny zavatra nosoratany" dia ... eranao io ee.. rahefa mi-cross-check ianao, toa ny nozarain'i Endriny tamintsika teto, dia ho hitanao inona ny préjugé-ny, inona ny objectif...

Fa rehefa fantatrao fa nanoratra nitantara ny momba ny zava-maniry tao Dago koa ilay rangahy, niaraka tamina kisarisary, dia ... io ho'a dia "asakasakao" izany eee... Ka na ho arianao izany ny raki-tsoratr'i Flacourt, na ny ampahany, na izy iray manontolo, @ base-n'ny inona: hoe satria tsy mifanaraka @ Baiboly, sa tsy mifanaraka @ eritreritrao, sa ...

Ka ianao toa ohatrany miala pas rehefa anontaniana mivantana koa! Za anie tsy nanda hoe nisy izy na tsy nanoratra izy e, fa tsy resy lahatra aho hoe tena mpivarotena sy polygame ny gasy t@ 1600, fa averiko hoe raha zay no fahitsapanao fa toetran'ny razambenao dia tsy maninona fa raiso @ zay faharesen-dahatrao ao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6916