FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA

121. RBNIR ( 21/10/2015 07:43)
Ity no porofo manamarina ireo teny nozaraiko ery ambony ery...

« Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin*'ny marina, satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain'ny lainga.  » (Jao.8:44)
122. tealala ( 21/10/2015 16:18)

RBNIR:

tealala:

Izany hoe na ianao an Andriamanitra na ianao an'i satana? => misy ny fanjakan Andriamanitra dia misy ny an'i satana?

Voalazanao namana,
Fanjakan'Andriamanitra ilay mbola ho avy (Apok.21:1,2) ary natolony ho an'ny Zanany dia i Jesosy kristy
Fanjakan'i satana kosa dia eto amin'ity izao tontolo izao ity (Lio.4:6)....« Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, » (Mat.4:8)
« dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. » (Mat.4:9)

Hanokatra ny mason-tsika hatrany anie IZY namana...

Izay no mahavery anareo, manao an Andriamanitra tsy misy, mapisy hery hafa ankoatra ny azy, ny fanjakana ry RBNIR dia tokana ihany a, tsy misy pnajaka 2 izany. izany heritreritrareo izany no atao hoe "blasphème"
123. RBNIR ( 22/10/2015 02:33)
tealala:

Izay no mahavery anareo, manao an Andriamanitra tsy misy, mapisy hery hafa ankoatra ny azy, ny fanjakana ry RBNIR dia tokana ihany a, tsy misy pnajaka 2 izany. izany heritreritrareo izany no atao hoe "blasphème"

« Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drà, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra*. » (Efe.6:12)

Mazava ho azy aloha fa rehafa tsy mino an'i Jesosy Kristy ny olona iray dia tsy hino an'io teny io mihitsy!!!

Vokany, dia hiaina ao anaty maizina ao foana satria hanjakan'ilay ratsy mandrakariva ka "tsy hahafantatra" mihitsy fa misy anie ny "mazava"....
124. tealala ( 23/10/2015 17:14)

Dia miverina amin ilay fanontanina hoe iza mo ilay jesosy? dia anontany anao aho avy eo hoe inona ny didy voalohany
125. RBNIR ( 24/10/2015 17:17)
tealala:

Dia miverina amin ilay fanontanina hoe iza mo ilay jesosy? dia anontany anao aho avy eo hoe inona ny didy voalohany

Faly misera hatrany
1- IZA MOA I JESOSY?

Andriamanitra dia tsy hita maso, ary noho izany dia maro ny olona no tsy mino ny fisiany ka tsy mandraharaha izay sitrapony,

Hoy anefa Izy indray andro tamin'ny olona (niteny tamin'ny alalan'ny mpaminaniny Isaia Izy tamin'izay) "Mangataha famantarana amin'i Jehovah Andriamanitrao; eny, mangataha na ho avy amin'ny lalina ambany, na ho avy amin'ny avo ambony.» (Isaia 7:11)
Nasainy nangataka famantarana ny olona.

Saingy.....hoy ny olona tamin'izany "Fa hoy Ahaza: Tsy hangataka aho, fa tsy haka fanahy an'i Jehovah» (Isaia 7:12)
Tsy sahy nangataka ny olona satria natahotra ny haka fanahy an'Andriamanitra

Dia Andriamanitra no voatery nanome ny famantarana ho an-tsika :
" Dia hoy Isaia: Mihainoa ary, ny taranak'i Davida: Ataonareo ho zavatra kely foana moa ny hanasatra ny olona, No dia hanasatra an'Andriamanitro koa ianareo ?» (Isaia 7:13)
«Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela**. [*Na: zazavavy][**Na: Imanoela = Amintsika Andriamanitra]» (Isaia 7:14)
Io no famantarana nampanantenain'Andriamanitra ny olona : Hanan'anaka ny virijiny ka hiteraka.

Dia tanteraka tokoa io fanomezana famantarana io taty aoriana namana :« Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazain'ny Tompo ny mpaminany* hoe: » (Matio 1:22)
« Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isa. 7. 14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.» (Matio 1:23)

Io famantarana io dia tsy inona fa : «ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy*; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany.» (Matio 1:21)
I Jesosy namana no famantarana nomen'Andriamanitra an-tsika.

Nirahina hanao famantarana lehibe sady marobe Jesosy hanamporofoana fa tena misy tokoa Andriamanitra (Jereo ny boky Matio, Marka, Lioka ary Jaona) ao amin'ny testameta vaovao ao amin'ny Baiboly Masina fa ao no nanoratana ireo asa lehibe rehetra nataony.

Ary lehibe dia lehibe tokoa izany asa sy famantarana izany ka izay no mahatonga ny tantaran'i Jesosy mbola voarakitra foana na dia efa 2000 taona lasa aza izany rehetra izany.
Ataoko angamba fa ny ankamaroan'ny olona dia mahafantatra izany daholo ankehitriny.

Ireto avy anefa no tena antony nanirahana an'i JEsosy tety ka nanaovany ireny famantarana lehibe ireny :
1- Hoy Izy ao amin'ny Mat.7:21 « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.»
Antony voalohany : Hitaona ny olona rehetra mba hanao ny Sitrapon'Andriamanitra mba hahazoan'ny olona hiditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

2- « Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin'ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny.» (Matio 11:21)
Araka io teny io dia ny mba hibebahan'ny olona no tena antony faharoa nanaovana ireny famatarana lehibe ireny.

Ireo ihany no antony nanirahana an'i Jesosy Tompo tety an-tany namana,
Ampahafantarana ny olona fa dia MISY TOKOA Andriamanitra ka tokony HIBEBAKA sy HANAO NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA avokoa ny olona rehetra.

Tsy misy antony hafa fa ireo ihany.

Fa maninoa tokoa moa? Satria hoy Jesosy Tompo :
« Ary raha tonga ny Zanak'olona amin'ny voninahiny, arahin'ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny Izy;» (Matio 25:31)
« Ary amin'izany ny Mpanjaka dia hilaza amin'izay eo amin'ny ankavanany hoe: Avia ianareo izay notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana izay voavoatra ho anareo hatrizay nanorenana izao tontolo izao;» (Matio 25:34)
« Ary dia hilaza indray amin'izay eo amin'ny ankaviany kosa Izy hoe: Mialà amiko, ianareo izay voaozona, ho any amin'ny afo maharitra mandrakizay, izay voavoatra ho an'ny devoly sy ny anjeliny;» (Matio 25:41)
« fa noana Aho, fa tsy mba nomenareo hanina; nangetaheta Aho, fa tsy mba nampisotroinareo;» (Matio 25:42)

Araka ireo teny nataon'i Jesosy Tompo ireo dia ho avy ny fotoana mbola hiverenany indray ka hisy FANAVAHANA LEHIBE SADY MAHATAHOTRA AMIN'IZAY,

Ny zava-doza dia ny anjaran'ireo izay voahavaka ho eo an-kaviany. AFO MAHARITRA MANDRAKIZAY NO ANJARA HO AZY.
Afo maharitra mandrakizay izay tsy natao ho an'ny olona tamin'ny voalohany fa hoe ho an'ny devoly sy ny anjeliny ihany, saingy taty aoriana dia voatendry hanana anjara any koa ny olona rehefa tsy MIBEBAKA SY MANAO NY SITRAPON ANDRIAMANITRA.

Minoa izay nolazain'i JEsosy Tompo namana ka hinoy ny fisian'ny Afo maharitra mandrak'izay.

Tian-tsika Jesosy ,
Ankehitriny dia mitaona an-tsika rehetra aho HIBEBAKA SY HANAO NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA.

2- iNONA NY DIDY VOALOHANY?
« Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany. » (Eks.20:3)

iZA marina ILAY ANDRIAMANITRA tenenina hoe Izaho ihany?

« [Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy ny hitsarana ny firenena rehetra] Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana; » (Joe.3:1)
« Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. » (Joe.3:2)

Araka io teny io dia JEHOVAH (RAY) = FANAHY MASINA IHANY

« Izaho sy ny Ray dia iray ihany. » (Jao.10:30)

Araka io teny io dia JESOSY (Zanaka) = JEHOVAH (RAY)

« Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana. » (2 Kor.3:17)

Araka io teny io indray dia JESOSY (Zanaka) = FANAHY MASINA IHANY

===> JEHOVAH (RAY) = JESOSY (Zanaka) = FANAHY MASINA IHANY
IO ilay TRINITE MASINA na ILAY ANDRIAMANITRA 3 IZAY 1
Io no voalaza amin'ilay hoe "IZAHO IHANY" ao amin'ilay didy voalohany
Ireo ihany koa ilay hoe "isika" nolazaina fa mpamorona ao amin'ny genesisy« Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Gen.1:26)

Jesosy v Andriamanitra marina?
Valiny : « Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina*, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga] » (Isa.9:5)

Efa nambaran'ny mpaminany Isaia fa Andriamanitra IZY;

Nanamafy izany ny apostoly iray : « Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! » (Jao.20:28)
« Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. » (Jao.20:29)

Azo atao v ny mivavaka amin'i JEsosy?
« Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako* ianareo, dia hataoko izany. [*Na: mangataka zavatra amin'ny anarako] » (Jao.14:14)

===> Azo atao ny mangataka (mivavaka) Aminy mivantana ary IZY mivantana ihany koa no hamaly amin'izay fotoana izay (hataoko izany hoy IZY)

NY TOMPO ANIE HAMPAHIRATRA NY MASO REHETRA

126. tealala ( 29/10/2015 10:36)

Miarahaba ry namana, somary lava ilay valiteny fa misaotra anao hatrany namaly. Itako fa naka porofo t@ testamenta talohanareo ianao, fa itako iany koa fa tsy nahay nandray ilay zavatra notenenina tao, ny testamenta taloha moa izany dia tsy mamaky aho.
Isaie 9:5 "C'est qu'un enfant nous est né, un fils nous est accordé: la souveraineté repose sur son épaule, et on l'a appelé Conseiller merveilleux, Héros divin, Père de la conquête, Prince de la Paix." io izao lazainao fa i jesosy anefa ny tena Messie no lazainy eo, porofo : aiza ilay "paix" noetin i jesosy?
Exode 20,2
(1) "Je suis l'Éternel, ton Dieu, qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte, d'une maison d'esclavage.
20,3
(2) "Tu n'auras point d'autre dieu que moi.
20,4
Tu ne te feras point d'idole, ni une image quelconque de ce qui est en haut dans le ciel, ou en bas sur la terre, ou dans les eaux au-dessous de la terre.
20,5
Tu ne te prosterneras point devant elles, tu ne les adoreras point; car moi, l'Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu jaloux, qui poursuis le crime des pères sur les enfants jusqu'à la troisième et à la quatrième générations, pour ceux qui m'offensent;
20,6
et qui étends ma bienveillance à la millième, pour ceux qui m'aiment et gardent mes commandements.
20,7
(3) "Tu n'invoqueras point le nom de l'Éternel ton Dieu à l'appui du mensonge; car l'Éternel ne laisse pas impuni celui qui invoque son nom pour le mensonge.
tokony noteneninao hatram farany ilay verset raha tsy izany tsy ho azonao sy ny olona tahaka anao.
io verset io dia efa manohitra ny trinité anao, enao miteny hoe Ray, Zanaka Fanahy Masina, aveo lazainao fa iray ihany ireo, ilay zanaka natao sorona pffff ... efa mametra ny tsy azo ferana ianao rehefa miteny ny ray zanaka ar Fm.
127. RBNIR ( 29/10/2015 10:52)
===> izay no antony tsy maintsy hinoana Azy (an'i Jesosy) ry namana,

Rehefa tsy hino Azy ny olona iray dia izao no voasoratra:
« Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy. » (2 Jao.7)

Tsy fanaratsiana fa fampitandremana sy fanairana ny matory rehetra.....
Tsy vitan'ny hoe hiandry vasoka eo ilay olona fa efa voatsara ihany koa ary dia tsy hanana anjara any amin'ilay fiainana mandrak'izay...« [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina] » (Mar.16:16)

Hampahiratra ny mason-tsika anie IZY namana...
128. tealala ( 29/10/2015 11:01)

Izao ary anontaniko anao, rehefa tonga any amin'ny taniny daholo ireo jiosy dia inona no zavatra hitranga?
129. tealala ( 29/10/2015 11:10)
"Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina"
Hohelohina ahoana moa zany? ny tsy nataonareo an tsaina anie ka i jesosy aza nivavaka t@ ilay tsy azo tononina anarana e. Dia diniho ihany ilay zavatra tenenina aloha.
130. tealala ( 29/10/2015 18:14)
Raha izaho no mandinika dia feno kilema ny fampianarana ao aminareo, noho ny antony ianareo manaraka ireo lalàna nomena ny Jiosy manokana. Dia avy eo anefa ianareo izay ampahany fotsiny no vitanareo.
131. RBNIR ( 29/10/2015 21:14)
tealala:

Isaie 9:5 "C'est qu'un enfant nous est né, un fils nous est accordé: la souveraineté repose sur son épaule, et on l'a appelé Conseiller merveilleux, Héros divin, Père de la conquête, Prince de la Paix." io izao lazainao fa i jesosy anefa ny tena Messie no lazainy eo, porofo : aiza ilay "paix" noetin i jesosy?

Faly misera namana,

1- « Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo. » (Jao.14:27)
Mazava ho azy aloha fa rehefa tsy mino Azy (Jesosy) dia tsy hahazo an'io fiadanana io...
Tsy ho hitanao na hotsapanao ilay izy satria (tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao)

2- Efa noporoina teto fa Ray=Zanaka=Fanahy Masina = Trinité
132. tealala ( 30/10/2015 06:27)

Salama ry namana, mba hainao moa hoe maninona no tsy antsona hoe testamenta taloha ny baibolin'ny jiosy fa atao hoe Torah? dia hainao hoe ny inona no manao testament? ny anareo izao testamenta anakiroa..Andrianamitra anefa tsy mety maty, ny anareo maty teo @ hazo fijalina, manan-janaka, dieu trine ? D.ieu tsy manam-pahataperana.
133. RBNIR ( 30/10/2015 07:29)

Faly misera hatrany,

« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Pet.1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Pet.1:21)

« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)

===>Ny soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany fa araka ny nitondran'ny FANAHY MASINA azy,

2- Jesosy dia VELONA ANKEHITRINY fa tsy maty akory
134. RBNIR ( 30/10/2015 07:45)
tealala>>> azonao v ny dikan'ilay « Kanefa toy izany koa, ireo dia manonofy ka mandoto ny nofo sady mandà ny manana fahalehibiazana ary miteny ratsy* ny manana voninahitra. [* Gr. manao blasfemia; izahao Mat. IX 3] » (Joda 8)
Fantatrao v hoe iza ilay manana fahalebiazana lavina, ary iza ilay manana voninahitra hitenenana ratsy?
135. RBNIR ( 30/10/2015 07:47)
Vakio ny bokin'ny Joda namana mba tsy hahalavo anao!!! Mbola tsy tara fa manana fotoana ianao hiverenanao Aminy...
136. RBNIR ( 30/10/2015 10:34)
Inty misy anjely niankohofan'i Jaona raha niseho taminy...Hoy ilay anjely tamin'i Jaona...
« Dia hoy izy tamiko: Tandremo, aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ny mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity; Andriamanitra ihany no ivavaho. » (Apok.22:9)

Raha tsy azo atao ny mivavaka Aminy (Jesosy) dia tokony ho nilaza tahaka ilay anjely JESOSY tamin'ireto tranga ireto...

« Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! » (Jao.20:28)
« Ary, indro, dia tonga ny lehilahy atao hoe Jairo, mpanapaka ny synagoga; dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka niangavy taminy hiditra ao an-tranony. » (Lio.8:41)
« Ary rehefa hitan-dravehivavy fa tsy takona Azy izy, dia nangovitra izy ka nankeo aminy sady niankohoka teo anatrehany, dia nanambara teo anatrehan'ny vahoaka rehetra izay anton'ny nanendreny Azy sy izay nahasitranany niaraka tamin'izay. » (Lio.8:47)
« sady niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy ka nisaotra Azy; ary Samaritana iny lehilahy iny. » (Lio.17:16)

Tamin'ireo tranga rehetra ireo tsy niteny mihitsy i Jesosy hoe Aza manao izany.....
137. Tealala ( 30/10/2015 12:53)
Ary manaiky v ianao fa jiosy jesoa?
138. RBNIR ( 02/11/2015 02:36)
Tealala:

Ary manaiky v ianao fa jiosy jesoa?

Faly misera namana,
Raha izay dia izao no voasoratra....
« Fa raha mbola nisaina izany izy, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy tamin'ny nofy ka nanao hoe: Ry Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hampakatra an'i Maria vadinao; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin'ny Fanahy Masina, » (Mat.1:20)
139. tealala ( 02/11/2015 04:13)
Miarahaba anao,
Fa tsy mba misy porofo mihitsy ve avy amin nny TT anareo?
Tsy Josefa izany no rain'i Jesoa?
140. RBNIR ( 02/11/2015 04:59)
tealala:

Tsy Josefa izany no rain'i Jesoa?

Voalazanao namana!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877