FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA

41. RBNIR ( 24/08/2015 08:06)
saaori:

andao ary hoe tsy tononina ny anarany dia manontany anao aho hoe maninona no tsy manaja an'io Mat.19:17-19 io izy e???
[ra resaka didy folo olo no teneninao de ts natao atsika hafa firenena io ! ar manina enao no tsi sahy miditra @le anarana? satri diso le jesosy!mba mandinihy ry namana ah!/quote]

F'angah adinonao namna fa .....« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)

Ary angah moa tsy fantatrao koa fa taloha anie dia efa nisy hafa firenena "nahazo" nitandrina ny didin'Andriamanitra e?
« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isa.56:6)
« Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra. » (Isa.56:7)
42. ranthson ( 24/08/2015 08:10)

saaori:

ny tena fiainana ri namana de ao @YAHOSHUAH irery ihany! ts mis anzany any @jesosy! ra ny momba ny didy folo ndray de efa rava io!ts natao atsika gasy io! RA TE AHITA FIAINANA IANAO DE MIDIRA ATY @ YAHOSHUAH!

za aloa tsy amery ny fanahiko any e! Andana ary mangalatra e! andana mamono olona, mijanganjangà
Ny didy 1er : Izaho no YAHOSHUAH Andriamanitrao sns...., mifanipaka anie zany hevitrareo e! foana ko izany io?
43. saaori ( 24/08/2015 08:20)

ranthson:

[quote=saaori]

[fa ngah ra we rava ny didy folo de anao anzany? ho anao io zao fataorana ny lalàm-panorenana no mahatonga anao ts mangalatra nefa iz no maitanze ataonao any? midira aty @YAHOSHUAH DE HO ITANAO IZANY TS MAHAY MANOTA IZANY! ato no mis ny fahataterahana ra tianao ho fantatra!quote]
44. ranthson ( 24/08/2015 08:26)

Ay fantatrao iany fa tsy azo atao izany? ka inona ny nahalalanao azy oe tsy azo atao? satria io didy io no nahalalanao azy. tsy foana izany io fa nareo ko mitandrina ihany. Raha tsisy ny didy 10 dia tokony azo atao ireo.
45. RBNIR ( 24/08/2015 08:29)
saaori:

[fa ngah ra we rava ny didy folo de anao anzany? ho anao io zao fataorana ny lalàm-panorenana no mahatonga anao ts mangalatra nefa iz no maitanze ataonao any? midira aty @YAHOSHUAH DE HO ITANAO IZANY TS MAHAY MANOTA IZANY! ato no mis ny fahataterahana ra tianao ho fantatra!quote]

Inona moa namana ny atao hoe OTA? « Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jao.3:4)
Ny atao hoe OTA dia fandikana ny lalàn'Andriamanitra...
Milaza ianao hoe "tsy mahay manota" nefa misy didy iray tsy tandremanareo ao amin'ny didy folo (ny didy momba ny Sabata)...

Adinonareo ity...« Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. » (Jak.2:10)
« Fa Ilay nanao hoe: "Aza mijangajanga" no nanao hoe koa: "Aza mamono olona" (Eks. 20.13, 14). Fa raha tahìny tsy mijangajanga ianao, kanefa mamono olona ihany, dia mpandika ny lalàna ianao. » (Jak.2:11)

Dikany na dia mahatandrina ny didy hafa aza ianao nefa tsy mitandrina ny Sabata dia mpandika ny lalàna ianao izay (MPANOTA IHANY ianao izay namana....)
46. RBNIR ( 24/08/2015 08:31)
>>> saaori, mbola tsy novalianao ity....

F'angah adinonao namna fa .....« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)

Ary angah moa tsy fantatrao koa fa taloha anie dia efa nisy hafa firenena "nahazo" nitandrina ny didin'Andriamanitra e?
« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isa.56:6)
« Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra. » (Isa.56:7)
47. saaori ( 24/08/2015 08:33)
tsia! le didy 10 anie misy eh! fa ts natao atsika hafa firenena fa natao ho an'israel mba hidirany ao @tany kanana!fa ts natao ho an'izay ho any andanitra mihitsy
48. ranthson ( 24/08/2015 08:33)

saaori:

ranthson:

[quote=saaori]
ny tena fiainana ri namana de ao @YAHOSHUAH irery ihany! ts mis anzany any @jesosy! ra ny momba ny didy folo ndray de efa rava io!ts natao atsika gasy io! RA TE AHITA FIAINANA IANAO DE MIDIRA ATY @ YAHOSHUAH!

za aloa tsy amery ny fanahiko any e! Andana ary mangalatra e! andana mamono olona, mijanganjangà
Ny didy 1er : Izaho no YAHOSHUAH Andriamanitrao sns...., mifanipaka anie zany hevitrareo e! foana ko izany io?
[fa ngah ra we rava ny didy folo de anao anzany? ho anao io zao fataorana ny lalàm-panorenana no mahatonga anao ts mangalatra nefa iz no maitanze ataonao any? midira aty @YAHOSHUAH DE HO ITANAO IZANY TS MAHAY MANOTA IZANY! ato no mis ny fahataterahana ra tianao ho fantatra!quote]

ohatra, @ code de la route misy oe" interdiction de stationner même une seconde", panneau io. Tsy azo ijanonana mihintsy eo @ilay toerana izany.
rehefa aty aoriana, nesorina teo ilay panneau satria nofoanana ilay oe tsy ijanonana eo. moa ve mbol tsy ipetrahan'ny fiara ihany eo. lazaiko anao fa hipetraka eo ny fiara satria le lalàna napetraka teo tsisy intsony.
Dia ohatr'zay ihany ko ny didy 10, ra rava ilay didy 10 dia tokony azo atao izany ireo !!!
49. RBNIR ( 24/08/2015 09:36)

saaori:

tsia! le didy 10 anie misy eh! fa ts natao atsika hafa firenena fa natao ho an'israel mba hidirany ao @tany kanana!fa ts natao ho an'izay ho any andanitra mihitsy

Tsy mahavaly tsara namana an...
Hoy ilay nanontany Azy hoe « Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô*, inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?» (Mat.19:16)

Ahazoana fiainana mandrakizay no nolazainy fa tsy hoe mba hahazoany ny tany kanana!!!
50. tealala ( 24/08/2015 10:33)

RBNIR:

saaori:

[fa ngah ra we rava ny didy folo de anao anzany? ho anao io zao fataorana ny lalàm-panorenana no mahatonga anao ts mangalatra nefa iz no maitanze ataonao any? midira aty @YAHOSHUAH DE HO ITANAO IZANY TS MAHAY MANOTA IZANY! ato no mis ny fahataterahana ra tianao ho fantatra!quote]

Inona moa namana ny atao hoe OTA? « Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jao.3:4)
Ny atao hoe OTA dia fandikana ny lalàn'Andriamanitra...
Milaza ianao hoe "tsy mahay manota" nefa misy didy iray tsy tandremanareo ao amin'ny didy folo (ny didy momba ny Sabata)...

Adinonareo ity...« Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. » (Jak.2:10)
« Fa Ilay nanao hoe: "Aza mijangajanga" no nanao hoe koa: "Aza mamono olona" (Eks. 20.13, 14). Fa raha tahìny tsy mijangajanga ianao, kanefa mamono olona ihany, dia mpandika ny lalàna ianao. » (Jak.2:11)

Dikany na dia mahatandrina ny didy hafa aza ianao nefa tsy mitandrina ny Sabata dia mpandika ny lalàna ianao izay (MPANOTA IHANY ianao izay namana....)

Marina ny anao ry RBNIR, dia ilazao i Pasitera fa sao dia tsy tadidiny
51. RBNIR ( 24/08/2015 10:36)
tealala:

Marina ny anao ry RBNIR, dia ilazao i Pasitera fa sao dia tsy tadidiny

????
52. tealala ( 24/08/2015 10:45)

RBNIR:

tealala:

Marina ny anao ry RBNIR, dia ilazao i Pasitera fa sao dia tsy tadidiny

????

amin ilay lalàna momba ny sabata e
53. RBNIR ( 24/08/2015 10:50)
tealala:

amin ilay lalàna momba ny sabata e

Raha olona tsy mino sy mandray an'i Jesosy ho Tompony anie tsy hahalala mihitsy ny fomba nitandremany ny SABATANY e!
54. tealala ( 24/08/2015 10:55)

RBNIR:

tealala:

amin ilay lalàna momba ny sabata e

Raha olona tsy mino sy mandray an'i Jesosy ho Tompony anie tsy hahalala mihitsy ny fomba nitandremany ny SABATANY e!

Dia lazao an izany ary ireo Jiosy voalohany nanatanteraka an izay talohan i Jesoa hatramin izao isika miteny izao e, nareo anie vao omaly no nahay an io dia mba atoro e
55. RBNIR ( 24/08/2015 11:07)

Tsy nahay an'io ny Jiosy fa Jesosy no mahay an'io (izay no nahatonga ny critiquen'ny jiosy )satria NOVAHAN'I (fa tsy noravany) Jesosy ny namatopatotra ny Sabata rehetra ....
« Nefa vao mainka nitady hamono Azy ny Jiosy, tsy noho ny namahany ny amin'ny Sabata ihany, fa noho ny nilazany koa fa Andriamanitra no Rainy, ka nanao ny tenany ho mitovy amin'Andriamanitra Izy. » (Jao.5:18)
56. tealala ( 24/08/2015 11:13)

Izany hoe ireo jiosy izany dia nanaraka ara-bakiteny ny sabata hatramin izay ka hatramin izao?
57. RBNIR ( 24/08/2015 11:38)
tealala:

Izany hoe ireo jiosy izany dia nanaraka ara-bakiteny ny sabata hatramin izay ka hatramin izao?
[/quote]
Rehefa tsy mandray Azy ho Tomponao aloha ianao aza manantena mihitsy hahay ny fitandremany ny Sabatany e!...
58. tealala ( 24/08/2015 12:18)
[/quote]
Rehefa tsy mandray Azy ho Tomponao aloha ianao aza manantena mihitsy hahay ny fitandremany ny Sabatany e!...
[/quote]
Eny ary ko nareo izany zao no milaza fa mahay azy ko, dia ho itantsika eo indray ar izany ny tohiny :)
59. tealala ( 24/08/2015 13:45)

RBNIR:

tealala:

Izany hoe ireo jiosy izany dia nanaraka ara-bakiteny ny sabata hatramin izay ka hatramin izao?

Rehefa tsy mandray Azy ho Tomponao aloha ianao aza manantena mihitsy hahay ny fitandremany ny Sabatany e!...
[/quote]
(1)Raha misy mpaminany na mpanonofy mitranga eo aminao, milaza famantarana na zava-mahatalanjona aminao, (2)sady tanteraka tokoa ny famantarana na ny zava-mahatalanjona nolazainy, nataony hoe: Andeha hanatona andriamani-kafa sy hanompo azy, nefa andriamanitra tsy fantatrao izany, (3)dia aza mihaino ny tenin'izany mpaminany na mpanonofy izany akory, fa mizaha toetra anareo Iaveh Andriamanitrareo, hahalalany raha tia an'ny Tompo Andriamanitrareo amin'ny fonareo rehetra sy amin'ny fanahinareo rehetra hianareo. (4)Iaveh Andriamanitrareo no araho, izy no atahory; tandremo ny didiny, ekeo ny feony; manompoa azy, ary mifikira aminy (Det 13 : 1;4)
60. Hajarilala7 ( 24/08/2015 16:09)
Ianareo anie samy milaza daholo fa "manana ny fahamarinana". Zahao toetra é!

Vao ny FOTOTRY NY TRANO anie dia efa misy kilema é!

- Hita ao anaty Baiboly ve ny anaram-piangonanareo??? Raha misy iza no toko hanome azy? :
- Iza no Filohan'ny fiangonanareo???
- Aiza ny Foibe???

Nitory izany ve ireo Apostolin'Andriamanitra mitondra OZONA anie raha vao Filazantsara hafa é! Galatiana 1/ 8

Valio ara-tSoratra Masina ireo aloha! Miainga any amin'ny fototra ny "fanorenana ny trano", raha trano naorin'Andriamanitra" Miasa foana mantsy ny mpanao trano raha tsy ny Tsitoha no manorina azy!!

Azo omena toko sy andin'ny Soratra Masina daholo ireo tompoko raha tianareo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2535