FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA

21. tealala ( 21/08/2015 09:20)
>>RBNIR dia hiverina amin'ny fanontaniako efa napetrako taminao aho amin'ilay resaka didy folo, tena ajainareo marina ve izy io sa dia tenenina fotsny ?
22. Naval_a ( 21/08/2015 09:23)

bor2lais:

strong3:

ireto telo na roa ireto izao no mipoitra eto:

RBNIR # RAFIERITRERETANA # ....

ireo dia misoratena fa izy hono no ilay irak'Atra manokana ho mpitory eto amin'ity nosy ity

ary amin'ny alalany irery ihany no azahoan'ity nosy ity (sy izao tontolo izao) famonjena

Ary (niverina) maniry tahaka ny anana indray izy (ato amin'ity sehatra ity) tato ho ato a ! :-)

Refa maniry otrn ny anana izy dia botika no ilazana azy @ izay . Diniho anie!
23. bor2lais ( 21/08/2015 09:32)

Naval_a:

hihihi ! Izany hono Hery a ! Lasa botika ilay forum ô ! Ary mety ho lasa tsenabe mihitsy raha izao no mitohy ! Tsy forum intsony no iantsoana azy amin'izay fa Kaperinaomy e !
:-)
24. ranthson ( 21/08/2015 10:10)

RBNIR:

>>>rantson tsy tiako ny miady hevitra amin'ny resaka Fanahy Masina eto noho ity teny ity « fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy, » (Mar.3:29)
fa raha mety aminao mba harao ilay fandaharana fa hohitanao ao ny MARINA rehetra e!
Izaho mino fa hohitanao ao ilay tianao anontaniana ery ambony (satria hitako sy tsapako fa avy amin'ilay marina tokoa ianao raha araka ilay fomba firesakao ery ambony namana....

Ka izay no tiko anontaniana ry RBNIR ô, mba valio tsotra fotsiny hoe " misy ao aminay dia izao ny porofo fa misy batisan'ny Fanahy Masina ato aminay .... " izaho efa mahalala ilay porofo fa ianao ve mahalala? raha mahalala ianao dia omeo eto, raha misy ao aminareo. fa ao baiboly ao ny valiny.
25. ranthson ( 21/08/2015 10:13)

RBNIR:

ranthson:

Valio raha misy an'ireo voalazako teo ao aminareo e! sahia miteny e!

Mbola tsy ampy ireo an!
« Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin'ny olona masina sady ankohonan'Andriamanitra, » (Efe.2:19)
« natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra; » (Efe.2:20)

Ny atao hoe apostoly dia olona iray nofidian'i Jesosy mivantana ary nampianariny mivantana ihany koa.....

Ekeko tsara mihintsy. Marina izany. eo @fanorenan'ny Apostoly sy ny Mpaminany.... Fa mba valio fotsiny ilay fanontaniko iray teo momba ny Fanahy Masina,
26. RBNIR ( 21/08/2015 10:33)

Dia aleho fa alefatsika hafatra manokana namana....
27. ranthson ( 21/08/2015 10:40)

Mba misy te ahalala anie ato ry namana RBNIR e, d angatahinao andro indray ve leiz e!
28. ranthson ( 21/08/2015 10:48)
Mar 1 :8, "izaho efa nanao batisa anareo tamin'ny rano fa izy kosa hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina."
Jao 3 :5 "lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy".
na mitandrina ny didy rehetra aza ianareo, na mahafantatra ny marina rehetra amin'ny fahalalanareo nef tsy ateraky ny Fanahy dia very.
Ny Fanahy Masina tombokase idiranareo amin'ny fiainana mandrakizay, ny devoly tombokase 666. anjaranao no misaintsaina hoe misy io tombokase io ve ao amin'ny fiangonanao, mitandrina ny didy ko ve? mino an'i Jesosy ve? misy hetsiky ny finoana ve?
29. Naval_a ( 21/08/2015 11:05)
ataoko ihany tsy mihome mahita an'ireto deba marobe ato ireto fa tena hihihih za ny farany .

Ny tenin'Andriamaniytra io anie ry zalahy tsy natao hanaovana deba ie fa natao hakatoavina sy hihaina fotsiny dia zay!

Raha izao no tohizana na tonga ary ny faran'izao tontolo izao dia mbola ento ihany nareo hifandahatsa ny marina sy ny tsy marina!

Ary izany rehetra izany no anisany manakana ny fifohazam-panahy tsy hisy satria variana mifandahatra sy mifandresy lahatra fa tsy mba mihezaka mijery fitaratra sy handinin-tena eo anatrehan'Andriamanitra mihitsy.

Azo atao foana ny mahita soratra masina hiarovan-tena refa izay no ilaina kanefa mampandroso ve izany ?

Ary iza moa izaho sy ianao no hitsara ny mpanompo ny hafa fa izay mahafaly ny Tomponao ato dia ampy zay!

FEHINY:

Habakoka 3 : 17 -18 " Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra, Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy. "
Isaia 01 : 13 ".... Tsy zakako ny fivoriana masina haroharoam-paharatsiana!"
Isaia 01 : 18 "Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah: Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, Dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy."
30. bor2lais ( 21/08/2015 13:45)
Naval_a:

ataoko ihany tsy mihome mahita an'ireto deba marobe ato ireto fa tena hihihih za ny farany

Ela be vao fantatro hoe kay débat ve no tianao tenenina ! :-)
31. rhaj0 ( 23/08/2015 12:32)
Naval_a:
Ny tenin'Andriamaniytra io anie ry zalahy tsy natao hanaovana deba ie fa natao hakatoavina sy hihaina fotsiny dia zay!

Ka ny zava-misy re ry Naval_a dia, izay mipoitra rehetra eto dia babany avokoa, samy milaza fa izy no mitondra ny "tenin'Andriamanitra" ary izy dia tena "mankatoa sy miaina" @ "tenin'Andriamanitra ranofotsiny" (sy tena izy). Dia mamely (ankolaka) izy fa izay hafa rehetra, dia TSY toa azy (manao ny) "tena izy"

Ny hitako, dia
1- izay ao anaty Baiboly, raisiny ara-baki-teny (h@ tantaran'i Noah sy Lota ohatra)
2- izay ao anaty Baiboly, dia TSY raisiny ara-baki-teny fa "ara-panahy" hono (ny Baiboly miresaka mivantana ny fifampitondrana @ vehivavy, nefa dia lazainy fa metaphore-n'ny fiangonana hono)
3- izay TSY ao anaty Baiboly, dia raisiny ara-baki-teny, na koa raisiny "ara-panahy" hono (ny doctrines avoakan'izao olombe rehetra izao)

Dia nefany toa mifanipaka ny resaka anankitelo ireo. Dia lasa "debat" hoz'ianao Naval_a, ka mampivanitika anao...

Izaho koa aloha dia mivanitika sahala aminao mijery an-dreo ee... :-)
32. RBNIR ( 24/08/2015 04:57)

rhaj0:

Faly misera namana,
« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)

Tahaka ny tamin'ny andron'i JEsosy KRISTY ihany ny zava-misy ankehitriny namana,

Nitory Izy, nisy ny nino dia nandray tsara, nisy kosa tsy nino fa nandray Azy ho zavatra hafa,

Tsy asiana adihevitra fa dia ny fanantenana dia mba ho maro ny hino namana, FAMONJENA NO TANJONA manakaiky ny fotoana hoy aho....

Samia hotahin'Andriamanitra namana...
33. saaori ( 24/08/2015 06:34)

RBNIR:

Strong3:

hahahah!!!

ka iza aminareo sy ny episkopo no tena marina eh???

samy mpampihorohoro eto hoe tompony

fa ny ahy dia fanatatro izay inoako

Fantatro tsara ny fampianaran'i episkopo (tsy ny azy irery fa efa maro no narahiko tsara alohan'ny nanapahako hevitra ) fa tsy misy mitovy amin'ilay hitako iry namana....
Tsy misy tombotsoako ny hilazana izany satria izaho tsy pasitera (ary tsy mitady ho pasitera) fa manana ny antompivelomako aho!!! Fantatro fotsiny fa izy irery no manana ny marina dia izay, ny marina marina ihany!!!!!
episkopo irery ihany no tena marna rh tianao ho fantatra!jereo ny site rtvyahoshuah.com! de araho tsara fa io no tena marina
34. ranthson ( 24/08/2015 06:42)

saaori:

Tsy marina io amiko, ahoana no foananareo ny didy 10? very izay tsy mtandrina ny didy. Tsy misy didy rava izany ankoatry ny famorana sy ny fanatitra alatsa-drà.Nareo mintsy le mpaminany sandoka mampiely fampanaran-diso mtondra ny olona hoan'ny amin'ny fahaverezana.
35. ranthson ( 24/08/2015 07:03)
Vakio ny matio 5:17-18 "Aza ataonareo fa tonga handrava ny lalàna....fa hanantanteraka", lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, tsy hisy ho foana akory amin'ny lalàna na dia litera iray mandrapaha foana ny lanitra sy ny tany".
rom 3:31 "koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika?sanatria izany ! fa mampiorina tsara ny lalàna isika".
vaiko ny mat 24 rehetra, dia eo amin'ny mat 24 :10-11 "Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro, Ary noho ny haben'ny tsi-fakantoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro". fa izay maharitra hatra@ farany no ho vonjena".

foana marina ve ny didy? diso hevitra tanteraka ianareo episkopo fa mihevera-tena. tsy aleo tsy mivavaka fa ho very ihany. aleo manala azy ety an-tany manao ze mafinaritra,satria samy ho very ihany na ivavaka na tsy ivavaka raha ivavaka ao!!!
36. saaori ( 24/08/2015 07:16)

[quote=Strong3]
hitanao izay, i episkopo izany dia 0 eo imason'ny vitao ny asan'ny fahamarinana :-)

ary i vitao ny asan'ny fahamarinana dia 0 eo anatrehan'i episkopo :-)

de iza koa no mbola fiangonana miseho hotopony ato???? :-)

fa maninona moa raha mitory fotsiny dia manaiky ny fihasamihafana dia manaiky ny marina ara-baiboly ; ary izay hita fa tsy izy ao anaty fampianaran'ny baiboly dia foanana ao anaty fiangonana
indrindra izay tsy maharaka mise a jour dia mila manaraka...

ireo toetsaina miseho hotompony izay no tena olana. hoe ianareo irery no marina sy nomena fahefana hitory ... mdr :-) xptdr hihihih :-) :-) :-)
[salama eh!EPISKOPO no tena tompony ra tianao ho fantatra!tompony fahamarinana io ah!IZY irery ihany no sahy manambara anzany eto ambony tany!donc IZY irery ihany no marinaquote]
37. RBNIR ( 24/08/2015 07:25)
saaori:

izay, ny marina marina ihany!!!!!
episkopo irery ihany no tena marna rh tianao ho fantatra!jereo ny site rtvyahoshuah.com! de araho tsara fa io no tena marina
[/quote]
Salama namana,
Efa nanaraka tsara ny fampianarany aho namana!
Mampalahelo fa tsy manaja ity tenin'i JEsosy izy...
« Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara*; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.[» (Mat.19:17)

Ilay didy hahafahan'ny olona miditra ao amin'ny fiainana mihitsy no tsy tandremany namana...Satria raha mamaky ny tohin'io Mat.19:17 io ianao dia mahita fa ny didy ao amin'ny didy folo no asain'i Jesosy tandremana raha te hiditra ao amin'ny fiainana...

« Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Mat.19:18)
« Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20:12-16), ary: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19:18). » (Mat.19:19)

TE HIDITRA ANY AMIN'NY FIAINANA AHO NAMANA ary ianao koa entaniko mba hitandrina ny didy raha te hiditra any amin'ny fiainana....

JESOSY ANIE TSY MANDAINGA E!!! efa omeny an-tsika io ny condition hidirana any amin'ny fiainana namana....
38. saaori ( 24/08/2015 07:46)
ny tena fiainana ri namana de ao @YAHOSHUAH irery ihany! ts mis anzany any @jesosy! ra ny momba ny didy folo ndray de efa rava io!ts natao atsika gasy io! RA TE AHITA FIAINANA IANAO DE MIDIRA ATY @ YAHOSHUAH!
39. RBNIR ( 24/08/2015 07:48)
andao ary hoe tsy tononina ny anarany dia manontany anao aho hoe maninona no tsy manaja an'io Mat.19:17-19 io izy e???
40. saaori ( 24/08/2015 08:01)

[quote=RBNIR]
andao ary hoe tsy tononina ny anarany dia manontany anao aho hoe maninona no tsy manaja an'io Mat.19:17-19 io izy e???
[ra resaka didy folo olo no teneninao de ts natao atsika hafa firenena io ! ar manina enao no tsi sahy miditra @le anarana? satri diso le jesosy!mba mandinihy ry namana ah!/quote]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3583