FIANGONANA

101. Hajarilala7 ( 13/08/2015 14:41)

RBNIR:

Strong3 :

rhaj0:

TSY mahasahy miteny i Strong3 fa hoe "mahare feo"... fa maninona loatrany azany ...

Fa anareo izay "mahare feo".. dia mba tantarao hoe, inona no "renareo" ? mba ameo ohatra izay nihatra na nampiharina t@ fiainanareo tao... misaotra mialoha e..

inona ary no teneniko anareo eo, zavatra tsy mahakasika anareo ve , dia holazalazaina eto...
fa fanentanana no ataoko hoe: midira aloha lalina dia afaka mifampitantara na marina na tsia ilay resaka :-)

raha mba manana baiboly enao dia vakio ny Asa 2 sy ireo fifampiresahana nisy ao amin'ny baiboly ao... fa ilay hoe ao amin'ny eritrertra akory tsy hoe diso fa anisan'ny singa iray amin'ny fomba hiresahany.
fa tsy hoe izay ny anao dia tsy maintsy izany ihany no ao amin'ny baiboly. fa misy karazany hiresahan'Atra ao, ary maro no miaina izany.

Andriamanitra dia afaka maneho ny voninahiny amin'ny olona....
Saingy tadidio mitaky fahamasinana amin'ny tsirairay IZY fa tsy kilalao izany ry namana....
« Koa lazao amin'ny olona hoe:
Manamasìna ny tenanareo ho amin'ny ampitso, dia hihinan-kena ianareo; fa nitomany teo anatrehan'i Jehovah ianareo ka nanao hoe: Enga anie ka hisy hanome hena hohaninay! fa soa no hitanay tany Egypta; dia homen'i Jehovah hena ianareo, ka hohaninareo. » (Nom.11:18)
« Ary hoy Josoa tamin'ny olona: Manamasina ny tenanareo: fa rahampitso dia hanao fahagagana eo aminareo Jehovah. » (Jos.3:5)
Raha mitady ny voninahitr'Andriamanitra ianao, ny zavatra takiny voalohany dia fanamasinana ny tena....
Ahoana no ahahatanteraka ny fahamasinana ao amin-tsika?
« ....dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana. » (Rom.6:19)

Mba hahatanteraka ny fahamasinana dia atolotra avokoa ny momba ny tena rehetra ho mpanompon'ny fahamarinana....

Inona ny fahamarinana (na inona ny marina)?
« Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao ? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko. » (Jao.18:37)

Izay nambaran'i Jesosy no marina (io ilay hoe fampianarana tsy misy kilema)

Araho ato fa misy anankiray mampianatra azy io aty Madagaskara......

Izao anefa, manoro hevitra aminao aho hoe aleo fikatsahana ny fiainana mandrakizay no antony hanosika anao hitady fahamasinana fa tsy hoe te hahita ny voninahitr'Andriamanitra akory (ireo zanak'israely na dia nahita ny voninahitr'Andriamanitra aza dia mbola mora nanadino ihany ary tsy nahasoa ny sasany tamin'izireo akory ny fahitana an'izany)...
Ianao kosa raha hitady an'Andriamanitra dia aoka mba noho ilay fikatsahana ny fiainana mandrakizay irery ihany....
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:33)

Samia ho tahin'ny Tompo ry namana isany....

RBNIR ô! < Jakoba 3/ 1 : "Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany ianareo....! Ianao angaha tsy te-hahita ny voninahitr'Andriamanitra? Ianareo mitompo teny fatratra fa manana na mahita izany olona izay "nirahin'Andriamanitra", FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA sy TORITENY AVY AMIN'ANDRIAMANITRA NO ILAINA. Hoy ianao : "...Izao anefa, manoro hevitra aminao aho hoe aleo fikatsahana ny fiainana mandrakizay no antony hanosika anao hitady fahamasinana fa tsy hoe te hahita ny voninahitr'Andriamanitra akory..." Hoy Jesosy Kristy ao @ Jaona 17/ 24 : Ray ô, tiako mba ho any amiko amin'izay itoerako ireo izay nomenao Ahy, mba hahita ny voninahitro nomenao Ahy izy; fa efa tia Ahy Ianao fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao ttlo izao. Tsy isan'ireo izay nentin'i Jesosy am-bavaka angaha ianareo."Loharano eo amin'ny vavany iray tsy mamoaka mamy sy mangidy ô!" Jakoba 3/ 11 -
102. RBNIR ( 17/08/2015 09:31)
Inona moa no ilana ny voninahitr'Andriamanitra????
« Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin'ny lavenona. » (Lio.10:13)
Mba hampiaiky ny olona fa tena misy tokoa Ilay Andriamanitra Tsitoha ka tokony hibebaka izy...

Raha izay dia ekeko tena ilaina ny voninahitr'Andriamanitra....Ary izay koa ny tena antony nisehoan'i Jesosy tamin'ny mpanompony mba hampianatra ilay fampianarana tsy misy kilema efa tsy hita intsony hatr'izay taonjato maro izay ka be ny tsy nahay nanompo an'Andriamanitra tamin'ny fahamarinana intsony.....

Saingy na izany aza dia hoy i Jesosy hoe « Dia hoy Jesosy taminy: Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, dia tsy mba hety hino mihitsy. » (Jao.4:48)

Dia nohamafisiny tato io ry namana...« Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. » (Jao.20:29)
103. Hajarilala7 ( 17/08/2015 15:43)
RBNIR ô! sarotra ho an'ny olona manandra-tena ny miaiky fa diso!
104. Hajarilala7 ( 17/08/2015 15:45)
Strong3 < Hafa anie ny mpiandry é! Jesosy no tiako ho Lohan'ny Fiangonany fa tsy olona!
105. RBNIR ( 18/08/2015 05:41)
Hajarilala7:

RBNIR ô! sarotra ho an'ny olona manandra-tena ny miaiky fa diso!

Filazana ny marina no ataoko namana fa tsy fanadiovana tena akory!!! Sady izaho koa tsy mikofesy amin'ny olona fa amin'Andriamanitra!!!!
106. RBNIR ( 18/08/2015 06:01)
Na izany aza ny angatahiko anao namana hajarilala7 raha hitanao fa diso ilay lazaiko dia mba ento mazava ilay fanaporofoina amin'ny mahadiso azy dia anjaran'ny tsi11 no mandray izay sahaza azy e! Aza faly mitsikera fotsiny hoe diso diso nefa ilay mahadiso azy aza tsy porofoinao akory dia ilay marina hasolo azy koa tsy entinao akory!!!! tsy otran'ny lasa fanakianana be fahatany v ilay izy amin'izay namana, ireo izao ny toko sy andininy mazava tsara no nentiko manamafy an'ilay hoe ny olona manao batisa rehetra ao amin'ny baiboly ange dia nahazo hiraka mivantana daholo e (na avy amin'ny Ray , na avy amin'ny zanaka na avy amin'ny Fanahy Masina) raha mahita hafa ankoatran'izay (toko sy andininy mazava) ianao tokony mba entinao mazava fa tsy faly fotsiny ianao anankiana dia izaho indray no lazainao manandratena nefa milaza ny marina fotsiny aho.....Izaho koa izao nilaza fa raha ao amin'ny baiboly no vakiana dia ny olona mpanao batisa eo ampovoan-drano ary ny olona mila manantona mankeny dia mila midina ao anatini'lay rano dia mila miakatra avy tao, dia raha hitanao fa tsy marina izay dia ento ilay marina e, Milaza koa aho hoe tsy maintsy rano avy amin'ny loharano no hanaovana batisa (rano voajanahary na rano be efa nisy teo foana hatrizay hatrizay) dia mba omeo ny toko sy andininy tsy manamarina izay e! fa aza faly milaza fotsiny hoe diso diso nefa ny marina atolotrao tsy misy.....
107. Hajarilala7 ( 18/08/2015 16:05)
RBNIR < Loharano sa rano mandeha sa dobo sa rehefa ranobe dia mety???

Tsy faly mitsikera aho fa satriko aza mahalala ny marina daholo ianareo rehetra, raha tsy izany tsy niditra teto aho.

Mirary soa é!
108. RBNIR ( 18/08/2015 19:46)

Hajarilala7:

RBNIR < Loharano sa rano mandeha sa dobo sa rehefa ranobe dia mety???

Tsy faly mitsikera aho fa satriko aza mahalala ny marina daholo ianareo rehetra, raha tsy izany tsy niditra teto aho.

Mirary soa é!

Loharano no voasoratra namana : raha ny dikanteny aloha dia rano nipoiran'ny rano rehetra ka ny azo antoka indrindra aloha dia rano efa nisy teo foana hatrizay hatrizay nandritra ny taonjato maro nifandimby........raha ny eto madagascar fotsiny dia maro amin'ny carte de madagascar no misy rano tahaka an'izany efa teo foana hatrizay hatrizay fa tsy hoe vao noforonina taty aoriana.....Ilay rano mbola azo antoka tsara fa mianga avy amin'ny "source" mihitsy no ilaina e!
109. RBNIR ( 19/08/2015 05:15)

Faly misera hatrany namana,
Izany hoe, ilay rano tsy tokony ho tapaka ny fitohizany amin'ilay loharano (na ilay source)....
Mba hampahazava azy dia haka ohatra aho, raha maka rano avy ao amin'ny loharano isika ka hataontsika anaty kopy kely...Moa tsy tapaka v ny fitohizany amin'ilay source????
Dia otran'izay koa raha mitarika rano hankao amin'ny baptistère na pisicine na bassin artificielle isika moa tsy tapaka koa ny fitoizany amin'ilay source????
Dia toy izany koa raha misy deboka na lavaka lehibe iray ka avy be ny orana dia lasa bassin niforona ho azy teo....tsy mety izay satria tsy rano avy amin'ny loharano iny fa rano avy tamin'ny ranon'orona.....
Ny tena mety araka izany dia ireny ony lehibe ireny (izay nivoaka avy amina source) toy ireo ony lehibe efatra izay voalaza fa nivoaka avy tao edena....
Izay no mahatonga ilay hoe ony lehibe efa teo foana hatrizay hatrizay no mety (ranon'Ikopa ohatra) ....
Samia ho tahin'ny Tompo namana!
110. Hajarilala7 ( 19/08/2015 06:56)
Mba valio azafady fa raha tsy voavalinareo izao dia matahotra ianareo ary tsy maha-sahy mijoro amin'ny fahamarinana :Iza no nanome an'izany ani Pasteur Herinirina? Mba lazao ny marina! Aza mandainga ary aza asaina mandainga izy. Mba omeo ahy amin'ny adresse e-mail ny valiny raha tsy tianareo lazaina eto.
111. RBNIR ( 19/08/2015 07:14)

Manaraha fandaharana fa afaka miserasera aminy ianao....
112. RBNIR ( 19/08/2015 07:15)
Raha mikasika ny fampianarany kosa dia henoy hatramin'ny farany ity fandaharana partageko ity dia ho fantatrao hoe IZA no nampianatra azy.....
113. Hajarilala7 ( 19/08/2015 15:07)
RBNIR ô! aza havily ny valiny fa tonga dia lazao tsotra sa ianao dia mpanara-drenirano fotsiny? Ianao no miresaka eto ary ianao manindraindra azy anie no hanontaniako é! Aza manao tahakan'i Adama voalohany sy Eva é! rehefa tratra dia manilika hoe "izy fa tsy izaho"
114. RBNIR ( 20/08/2015 06:25)
Hajarilala7:

RBNIR ô! aza havily ny valiny fa tonga dia lazao tsotra sa ianao dia mpanara-drenirano fotsiny? Ianao no miresaka eto ary ianao manindraindra azy anie no hanontaniako é! Aza manao tahakan'i Adama voalohany sy Eva é! rehefa tratra dia manilika hoe "izy fa tsy izaho"

ka ilay fipetraky ny fanontanianao eto mihitsy no tsy azoko satria ianao izany izao mipetraka amin'ny toeran'Andriamanitra (mpanadina) ahy (izay hoarinao sahala amin'i adama) dia ny mpanompony lazainao (hoe Eva) eto raha tsy diso fandray aho???
Efa niteny aho fa tsy mikofesy amin'ny olona fa AMINY IRERY IHANY an!!!
115. Hajarilala7 ( 20/08/2015 06:33)

Tsy mikofesy ianao fa manontany aho kanefa tsy valinao. Avy amin'iza ny fampianarana entin'izany Pasteur Herinirina nolazainao fa tsy maintsy amin'ny rano mandeha avy amin'ny loharano? Sarotra aminao ve ny mamaly izany? Raha sarota dia lazao fa tsy maninona.
116. RBNIR ( 20/08/2015 06:47)

Izaho v mahalala koa hoy ianao hoe manao otran'i Adama aho (izany hoe voahadina aho izany)???
Ary tsy mamaky tsara ange ianao izany « Ary Jaona koa nanao batisa tao Ainona, akaikin'i Saleima, satria nisy loharano maro tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa. » (Jao. 3:23)

"Ary Jaona nanao batisa tao Ainona,......SATRIA NISY LOHARANO MARO TAO.....
Aminao avy amin'iza io??? moa tsy avy TAMINY V?
Izay ilay ataoko hoe aza mitsikera be fahatany fa vakio tsara aloha ilay zavatra zarain'ny olona e,
P.S : efa nijoro vavolombelona teto aho fa izao dia mino ny fanambaran'ny mpanompony satria VOAMARINA ARAKA NY BAIBOLY DAHOLO NY FANAMBARANY REHETRA ARY HITAKO FA MITOVY 100% AMIN'NY FAMPIANARAN'I KRISTY......
117. bor2lais ( 20/08/2015 09:51)
RBNIR:

P.S : efa nijoro vavolombelona teto aho fa izao dia mino ny fanambaran'ny mpanompony satria VOAMARINA ARAKA NY BAIBOLY DAHOLO NY FANAMBARANY REHETRA ARY HITAKO FA MITOVY 100% AMIN'NY FAMPIANARAN'I KRISTY......

:-)
Efa ela no nifaneraserantsika teto RBNIR ka eo amin'io nosoratanao io indrindra no mampametra-panontaniana ihany (indraindray) : azo atokisana ve (i RBNIR amin') ilay hoe mitovy 100% amin'ny fampianaran'i Kristy ?

Tsy ampy ange RBNIR ilay fanaonao hoe "voamarina araka ny Baiboly" e ! Matetika ny "forme" t@ izany fotoana izany (2000 taona lasa) ihany no hitanao fa ny "fond" dia tsy ao mihitsy !

Haka ohatra isika : araka ny fanarahana ny resakao teto hatramin'izay raha ianao no (nasaina) nanamarina ny voalazan'ny devoly rehetra nandritra ny nakany fanahy ny Tompo (raha tsy aseho ny valinteny nomen'ny Tompo) dia hilaza fa 100% ao amin'ny baiboly !

"Forme" izay (tsy diso izay fa tsy zava-dehibe) saingy ny "fond" ao ambadika (izay tazan'ny Tompo) no (toa) tsy tazanao (mihitsy) !

Mitovitovy amin'izay ny fomba fanamarinanao ara-tsoratra masina matetika raha ny hita aloha hatreto !

Izay no ilazako fa tsy io "forme" io no zava-dehibe ry RBNIR fa ny "fond" ! Tsy ny soratra no zava-dehibe fa ny Teny (hevitra ara-panahy fonosiny) !

Tsy ny habetsaky ny rano ampiasaina no mampanandanja ny batisa fa ny hevitra ara-panahy fonosin'ilay fanaovam-batisa !

:-)
Am-pitiavana be !
:-)
118. RBNIR ( 20/08/2015 10:40)
bor2lais:

Teny tokana no hamaliko anao namana,
Ao amin'ny baiboly dia misy teny tsy ilaina takarina ny heviny fa raisina ara-bakiteny satria manana hevitra réel,
misy kosa anefa tsy maintsy takarina ny heviny satria iréel ny zavatra ambarany (ohatra bokin'ny apokalipsy sy bokin'ny daniel).....afaka mijery ohatra ato ianao....
119. bor2lais ( 20/08/2015 13:56)
RBNIR:

Teny tokana no hamaliko anao namana,
Ao amin'ny baiboly dia misy teny tsy ilaina takarina ny heviny fa raisina ara-bakiteny satria manana hevitra réel,
misy kosa anefa tsy maintsy takarina ny heviny satria iréel ny zavatra ambarany (ohatra bokin'ny apokalipsy sy bokin'ny daniel)....

:-)
Ka eo indrindra no mahadiso ana(re)o, ilay heverina(re)o fa raisina ara-bakiteny satria manana hevitra réel amina(re)o iny ange mbola mety mifono hevitra ara-panahy RBNIR ô !

Aza ferana(re)o ny asan'ny Fanahy, raha tsy izany tsy Andriamanitra velona Ilay inoana !

:-)
120. rhaj0 ( 20/08/2015 15:00)
[size=12]
bor2lais:
Matetika ny "forme" t@ izany fotoana izany (2000 taona lasa) ihany no hitanao fa ny "fond" dia tsy ao mihitsy !
bor2lais:
ilay heverina(re)o fa raisina ara-bakiteny satria manana hevitra réel amina(re)o iny ange mbola mety mifono hevitra ara-panahy
bor2lais:
F'angaha aminareo rehefa tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly dia mifanohitra amin'izay ao daholo ?
[/size]
Raha feheziko izany, dia izay ao @ Baiboly izany
1- na ny voasoratra ao, dia raisina ara-baki-teny,
2- na ny voasoratra ao, dia raisina ara-keviny ara-panahy..
3- na ny tsy voasoratra ao. dia raisina ara-panahy koa

Ka dia "mety" daholo izany eee... alefaso manja (mamorona revy) fotsiny ny imagination-nao ao eee...

f'enao koa dia ifikitra @ #1 ao foana.. Rehefa tsy takatry ny olona hafa ilay revirevinao, dia lazao tsotra hotry ny filazan'i Bor2lais azy hoe, 3eme etage io eeee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442