FIANGONANA

61. fihents ( 31/07/2015 13:37)
Manaja rsé !
rhaj0:

Hono ho'a azany ry Fihents... inona no maha-samy hafa anao @ TGV na Augustin na i Organes t@ ireny coup d'etat t@ 2009 ireny ??
T@ ireny, dia nivavaka mafy mihintsy rizareo ireo, mba hahomby ny coup d'etat. Nisy youtube iray naneho an-dry Augustin sy/na Organes hoe, tena soa fa notahian'A.tra zareo, ary dia nahomby ny coup d'etat. Nivavaka TOA ANAO io rizareo, ary dia "nahare feo" hoe... "tairo @ izay". I Ny Hasina azany moa, dia nilaza t@ Ambassa amerikana mihintsy ho'a hoe, "divine inspiration" ny hanohanany an'i TGV (sy ny coup d'etat).
Ka inona no maha-samy hafa na mampitovy anao Fihents @ TGV ??? Samy "ao anaty boky" izany ianareo ?

Ndriiiiii, miditra raharaha pôlitika ndray ngah tsika zao ? za lou ny resaka pôlitika dia ts maharaka lôtra, fiatsarambélatsy no betsaka ao.

Sam mlaza kristiana dôly ané na ny TGV na ny TIM rsé e ! tsy takatry ny sain'isé ny manipulation'ny satàna amzany, io zao sé d'efa azon'ny satàna fa Atra no nahatanteraka ny coup d'état 2009 voalzan'isé, tsy raharahan'ny satàna ané ny oul na mlaza ho mpanompon'Atra aza e ! Jesosy Kristy aza efa niteny hoe hisy ny mpaminany sandoka, ary hisy koa ny hitonotena fa izy no Kristy, isé kou né oà afaka manao fitaovan'ny satàna hahatanteraka ny programany e ! f'aza miditra amzany lou fa aleo ny programan'i Kristy atao dia ny Fitoriana ny Filazantsara.

Raha ny amiko ndray, tsy manin ané na ampitoviansé amndreo ny tenako e ! Iza no hanameloka ny olom-boafidin'i Jehovah, Izy no manamarina Azy. Mlamna tsara jerinakà hiatrika fitsarana rahatrizay miala ety rsé a. Tia anao Jesôsy.

ity lou mba asio maso ian sao mba mety hampiova làlana, fa mana-tsafidy sé an !

https://www.youtube.com/watch?v=3FDyArAaako
62. rhaj0 ( 31/07/2015 14:14)
fihents:
https://www.youtube.com/watch?v=3FDyArAaako

Dia tena MINO an'ireo kisarisary montage ireo ve ianao ry Fihents ??? tena mino, tena mino ??? ary ara-baki-teny ?????? Hoe "tortures" no miandry ?

Koa na hisy azany izany "tortures" izany re ry Fihents, dia hijery fotsiny izany ilay "Nahary Izao Tontolo izao" an... IZY koa mantsy no "nahary" ny "tortures"...

Tairo ao azany ny anareo kouh... ifalio sy ireharehao ho'a ny tsy hampa-torturE anao SY ny hampa-torturE ny namanao Kristiana hafa... Nareo samy Kristiana ihany mantsy no voakasik'ireo (ao @ imaginatoin-nareo ao)..

Ny Moslimo izao, TSY torture toa ireo ny azy, fa latsaka anaty vilanibe misy rano mangotraka fotsiny eee... tonga dia sady may no maty an-drano fa tsy mijafajafa hotry nareo Kristiana...

Ny Razanao izao lasa any Ambondrombe. Ny an'ny Atheista moa dia rahefa vita ho'a ny mekanika dia maty e... vita. Point final. Ny Bodista indray lasa ... akoho ohatra.

Fa dia samia mandrevirevy ny reviny ao izany eeeee :-)
63. fihents ( 31/07/2015 14:45)
Manaja rsé a !

Eny ary e ! tsy afaka hanery ansé ngeh ny Tompo e ! Manome safidy Izy. Fa roa ian ny làlana après la mort : na Paradisa na Farihy afo sy sôlifara, tsy mis ankoatrireo, efa nisafidy zao sé, mbola afaka miova "tant que t'es encore vivant", samy oul eto zao ve dia samy hanana ny toerana alehany après la mort ??? tsy logique zan, "Izaho no Làlana sy Fahamarinana ary Fiainana hoy Jesosy kristy, tsy misy mankany @Ray afa-tsy @ alàlako". Mba fantatry sé mou no maha-samihafa ny karazana fivavahana ankoatry ny Kristianisma, Seul les Chrétiens prêche la BONNE NOUVELLE. OK donkey ouz sé zay, c'est à toi de décidé, et de subir la conséquence de ta décision. Mais Dieu t'as déjà montré la bonne voie mon ami. Jésus T'aime. Tsy hahita an'i fihents ato tsoun sé f'efa afaka @ i fanadinana ny ràn'isé i fihents. Tia anao Jesosy ry namako. Manantena ny hahita ansé an am-paradisa indray andro any.
64. Hajarilala7 ( 31/07/2015 15:40)
Mba mety hitarika ho amin'ny FAMONJENA ve ny resaka eto sa dia resaka foana???
65. elie5 ( 01/08/2015 13:25)
Hamafisiko kosa hoe:*N'aiza naiza hiangonan'2 na 3 ""Ka @ anarako" dia eo afovoany aho.Zay le izy.
66. Strong3 ( 03/08/2015 06:44)

rhaj0:

TSY mahasahy miteny i Strong3 fa hoe "mahare feo"... fa maninona loatrany azany ...

Fa anareo izay "mahare feo".. dia mba tantarao hoe, inona no "renareo" ? mba ameo ohatra izay nihatra na nampiharina t@ fiainanareo tao... misaotra mialoha e..

inona ary no teneniko anareo eo, zavatra tsy mahakasika anareo ve , dia holazalazaina eto...
fa fanentanana no ataoko hoe: midira aloha lalina dia afaka mifampitantara na marina na tsia ilay resaka :-)

raha mba manana baiboly enao dia vakio ny Asa 2 sy ireo fifampiresahana nisy ao amin'ny baiboly ao... fa ilay hoe ao amin'ny eritrertra akory tsy hoe diso fa anisan'ny singa iray amin'ny fomba hiresahany.
fa tsy hoe izay ny anao dia tsy maintsy izany ihany no ao amin'ny baiboly. fa misy karazany hiresahan'Atra ao, ary maro no miaina izany.
67. RBNIR ( 03/08/2015 08:15)
Strong3 :

Andriamanitra dia afaka maneho ny voninahiny amin'ny olona....
Saingy tadidio mitaky fahamasinana amin'ny tsirairay IZY fa tsy kilalao izany ry namana....
« Koa lazao amin'ny olona hoe:
Manamasìna ny tenanareo ho amin'ny ampitso, dia hihinan-kena ianareo; fa nitomany teo anatrehan'i Jehovah ianareo ka nanao hoe: Enga anie ka hisy hanome hena hohaninay! fa soa no hitanay tany Egypta; dia homen'i Jehovah hena ianareo, ka hohaninareo. » (Nom.11:18)
« Ary hoy Josoa tamin'ny olona: Manamasina ny tenanareo: fa rahampitso dia hanao fahagagana eo aminareo Jehovah. » (Jos.3:5)
Raha mitady ny voninahitr'Andriamanitra ianao, ny zavatra takiny voalohany dia fanamasinana ny tena....
Ahoana no ahahatanteraka ny fahamasinana ao amin-tsika?
« ....dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana. » (Rom.6:19)

Mba hahatanteraka ny fahamasinana dia atolotra avokoa ny momba ny tena rehetra ho mpanompon'ny fahamarinana....

Inona ny fahamarinana (na inona ny marina)?
« Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao ? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko. » (Jao.18:37)

Izay nambaran'i Jesosy no marina (io ilay hoe fampianarana tsy misy kilema)

Araho ato fa misy anankiray mampianatra azy io aty Madagaskara......

Izao anefa, manoro hevitra aminao aho hoe aleo fikatsahana ny fiainana mandrakizay no antony hanosika anao hitady fahamasinana fa tsy hoe te hahita ny voninahitr'Andriamanitra akory (ireo zanak'israely na dia nahita ny voninahitr'Andriamanitra aza dia mbola mora nanadino ihany ary tsy nahasoa ny sasany tamin'izireo akory ny fahitana an'izany)...
Ianao kosa raha hitady an'Andriamanitra dia aoka mba noho ilay fikatsahana ny fiainana mandrakizay irery ihany....
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:33)

Samia ho tahin'ny Tompo ry namana isany....

68. Hajarilala7 ( 03/08/2015 09:20)

RBNIR:

Tena mahalala any sitrapon'Andriamanitra ve ianao?
Inona no ahazoana "FAHAMASINANA" arakan'Andriamanitra an! Misy mpisikidy koa mantsy milaza io!

Ho aminareo anie ny Fahasoavan'Andriamanitra Tsitoha!
69. RBNIR ( 03/08/2015 10:27)

Hajarilala7:

Inona no ahazoana "FAHAMASINANA" arakan'Andriamanitra an! Misy mpisikidy koa mantsy milaza io!

Ho aminareo anie ny Fahasoavan'Andriamanitra Tsitoha!

Tsy aiko izay hataon'ny mpisikidy any namana fa io ny soratra Masina manoro ny olona ny lalana hahazoana fahamasinana....Dia miainga amin'ny fanompoana ny fahamarinana....
« ....dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana. » (Rom.6:19)
ainsi maintenant livrez vos membres comme esclaves à la justice, pour arriver à la sainteté.
Ny tanjona FAHAMASINANA (SAINTETE)
Ny lalàna : fanompoana ny fahamarinana......

Ny an'ny mpimasy tsy fantatro (ianao ngamba mety mahalala ny momba izay)???

70. tealala ( 03/08/2015 11:35)

fihents:

tealala:

Ekeko, fa ny olona t@ izany ve zany nanompo an i Mosesy, Ely, Josoa sns ?

Manaja r'isé tealala a !
Tsy nanompo, fa nanaraka satria ireo olona ireo no nomenan'Atra consigne ahafahan'ny zanak'Isiraely hifandray Aminy. Amzao kosa dia Jesosy Kristy @ alàlan'ny Fanahy Masina, tsy mahay mivavaka isé raha tsy ny Fanahy Masina dia ny Fanahy avy @Kristy no mampianatra mivavaka, tsy tafiditra ao an-tranon'i Ray isé raha tsy @ alàlan'i Jesosy Kristy. Sady avaho tsara r'isé lay hoe Mosesy sy ny namany dia olona tahaka antsika ian, fa i Jesosy Kristy ané dia zanak'Atra e ! manam-pahefana feno, Izy dia niteny miitsy hoe "Efa nomena Ahy ny fahefana ety an-tany sy any an-danitra", ary Jehovah Ray dia efa nanamafy hoe "Ity no zanako malalako, Izy no henoy" teo am-panaovana batisa an'i Jesosy Kristy no nisian'izay tranga izay. Mahereza r'isé mamaky Baiboly fa ao no misy ny fahamarinana rehetra f'aza mandeha @ heri-tsaina zany, voafitaky ny fahavalo (satàna) amzany sé fa fetsy ané io fahavalontsika io e ! Mahereza, tia anao Jesosy.

tsy oe tsy mahay mivavaka fa mivavaka mivantana amin' Jehovah. "Ity no zanako malalako, Izy no henoy" testamenta vaovao no mis an io fehezanteny iray io, afaka amarininao ao amin'ny testamenta taloha ar ve io?
71. Hajarilala7 ( 04/08/2015 05:38)
RBNIR:

Hajarilala7:

Inona no ahazoana "FAHAMASINANA" arakan'Andriamanitra an! Misy mpisikidy koa mantsy milaza io!

Ho aminareo anie ny Fahasoavan'Andriamanitra Tsitoha!

Tsy aiko izay hataon'ny mpisikidy any namana fa io ny soratra Masina manoro ny olona ny lalana hahazoana fahamasinana....Dia miainga amin'ny fanompoana ny fahamarinana....
« ....dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana. » (Rom.6:19)
ainsi maintenant livrez vos membres comme esclaves à la justice, pour arriver à la sainteté.
Ny tanjona FAHAMASINANA (SAINTETE)
Ny lalàna : fanompoana ny fahamarinana......

Ny an'ny mpimasy tsy fantatro (ianao ngamba mety mahalala ny momba izay)???

Shalom! Salama!

Ianao Malagasy mahafantatra fa misy olona miteny hoe "Masina! na tany masina" fa tsy masina amin'Andriamanitra izany.

Hampianatra anao aho ambangovangony ny mahatonga "FAHAMASINANA" arakan'Andriamanitra :

Misy zavatra telo no ahazoana "fahamasinana" :
1- Tenin'Andriamanitra = Rano = Tenin'i Kristy => FINOANA : Efesiana 5/ 26, Jaona 17/ 17, Romana 10/ 17.

2 - Ràn'i Kristy => Batisa Hebreo 10/ 29, Hebreo 13/ 12, Asa 2/ 38

3 - Fanahy Masina : Romana 1/ 4, Romana 6/ 19, 2 Tesal 2/ 13, 1 Petera 1/ 2

Ireo telo ireo koa no manambara an'i Kristy 1 Jaona 5/ 6-8.

Ny mahavoa ny olona mahaihay kely Soratra Masina sns... dia tonga dia miavona, ny daholo be no lazaiko amin'io! Dia manao valin-teny boontana fotsiny. Mitory zavatra tsy fantany!!! Fibebahana tsy fantany ny dikany nefa toriny sns... dia hany ka maro no voafitaka.

Ho aminao anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo!

72. Strong3 ( 04/08/2015 07:10)

« Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy sy manamarina ny alehako. » (Salamo 18:32)
« Iza no hiampanga ny olom-boafidin'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy. » (Romana 8:33)
Andriamanitra no manamarina ny olona amin'ny alalan'i Jesosy Kristy TENIN'ANDRIAMANITRA.
FA TSY HOE: ny tenin'Atra na tenin'i Kristy... satria
hoy i Jesosy: « Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin'ny Ray Izay naniraka Ahy; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany. » (Jaona 6:44)
__ « ary tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: "Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina ho fahamarinany izany" (Gen. 25.6), ary natao hoe "Sakaizan'Andriamanitra" izy (Isa. 41.8). » (Jakoba 2:23)
NOHO IZANY: ny finoana an'Atra no hanamarinany ny olona iray ho marina. (tsy hoe tsy ilaina ny ezaka vaki-teny ho fahalalana izay niteraka ny finoana; fa ny finoana no singa fototra ahakasika an'Atra)

2 - Ràn'i Kristy => Batisa Hebreo 10/ 29, Hebreo 13/ 12, Asa 2/ 38
ity angamba toa efa asan'Atra amin'ny fanamarinana (detail) fa tsy fototra. satria izay no antony nanomezany io ZAnany io [color]

3 - Fanahy Masina : Romana 1/ 4, Romana 6/ 19, 2 Tesal 2/ 13, 1 Petera 1/ 2 [color=blue] marina ihany izany, araka ny soratra masina , saingy mba te hametraka za hoe: efa iainana ve aloha ilay izy io sa théorie be fotsiny ny resaka Fanahy Masina??? ..

Ireo telo ireo koa no manambara an'i Kristy 1 Jaona 5/ 6-8.
« Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak'Andriamanitra? » (1 Jaona 5:5)
« Izy ilay avy tamin'ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. » (1 Jaona 5:6)
« Fa misy telo izay manambara, » (1 Jaona 5:7)
« dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo. » (1 Jaona 5:8)
« Raha mandray ny fanambaran'ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran'Andriamanitra; fa ny fanambaran'Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany. » (1 Jaona 5:9)
« Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy. » (1 Jaona 5:10)
« Ary izao no fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany. » (1 Jaona 5:11)
« Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana. » (1 Jaona 5:12)
DIA FAKAFAKAO TSARA IZAY AMBARA RY SAKAIZA MBA HO FENO NY FANAMBARANAO :-)

Ny mahavoa ny olona mahaihay kely Soratra Masina sns... dia tonga dia miavona, ny daholo be no lazaiko amin'io! Dia manao valin-teny boontana fotsiny. Mitory zavatra tsy fantany!!! Fibebahana tsy fantany ny dikany nefa toriny sns... dia hany ka maro no voafitaka.
hein..! sao mba midokatena toa andry mpanao publicité eto koa ity isé , __ hatreto mbola tsy feno ny hevitra omen'isé, nefa toa haingam-bava ery izato izy!!! :-) de ny olona no lazaina fa miavona hahaha
Ho aminao anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo!

fahamasinana , inona no dikan'io?
_ mazava ny dika ara-bakiteny; VOATOKANA, natokana.
___ raha YHWH Atra izany no resahina dia hoe "NATOKANA HO AN'ANDRIAMANITRA"
___ raha dadarabe indray dia hoe: NATOKANA HOAN'I SAMPY IZANY

noho izany: ny resaka eto dia hoe MASINA , FAHAMASINANA ... dia midika hoe MANOKATENA HO AN'ANDRIAMANITRA TSITOHA; ka toa HS ilay fanazavana be etsy ambony raha izay heviteny izay no tsy hay. lasa zary miteniteny foana aza ny sasany nefa miseho ho mpamianatra.
Satria hoy ny soratra masina : « Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona. » (Jaona 15:16)
__ fehiny: tsy ny ezakao no ahamasina anao fa noho ny SITRAPON'ANDRIAMANITRA SY NY FINOANAO

:-) ... ataovy tsara ny fizaranao vao mitsara ny hafa enao!!! THT
73. RBNIR ( 04/08/2015 07:34)

Strong3:

:-) ... ataovy tsara ny fizaranao vao mitsara ny hafa enao!!! THT

Faly misera namana,
Tsy aiko intsony na izaho no tsy mahay mamaky teny na diso tsipelina ise ry strong fa 90% (na mety mahery mihitsy aza) amin'ny teny zarain'ise hahazoana fahamasinana dia tsy hahitana mihitsy hoe FAHAMASINANA.......
74. Strong3 ( 04/08/2015 08:17)
Diso tsipelina ... dia tsy azo ny hevi-dehibe ve sa ny hevitrin'ny soratra masina zaraiko no tsy takatra indraindray?? :-)

INONA DIKAN'NY TENY HOE FAHAMASINANA?

« fa manamasìna an i'Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8.12, 13);... » (1 Petera 3:15)

« Lozanareo, mpitarika jamba izay manao hoe: Raha misy mianiana amin'ny tempoly, dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin'ny volamena amin'ny tempoly, dia haningo-tena izy. » (Matio 23:16)
« Ry adala sy jamba! iza no lehibe, ny volamena va, sa ny tempoly izay nahamasina ny volamena? » (Matio 23:17)
« Ary koa: Raha misy mianiana amin'ny alitara, dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin'ny fanatitra eo amboniny, dia haningo-tena izy. » (Matio 23:18)
« Ry jamba! iza no lehibe, ny fanatitra, sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra? » (Matio 23:19)
« Koa amin'izany, izay mianiana amin'ny alitara, dia mianiana aminy mbamin'ny zavatra rehetra izay eo amboniny. » (Matio 23:20)
« Ary izay mianiana amin'ny tempoly dia mianiana aminy mbamin'izay mitoetra ao anatiny. » (Matio 23:21)
« Ary izay mianiana amin'ny lanitra dia mianiana amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra mbamin'izay mipetraka eo amboniny. » (Matio 23:22)

Ny fahamasinana dia miankina amin'ny fanokanan'Atra anao fa tsy ezakao manokana.

75. Hajarilala7 ( 04/08/2015 08:56)

Strong3:

Hajarilala7:

RBNIR:

Hajarilala7:

Inona no ahazoana "FAHAMASINANA" arakan'Andriamanitra an! Misy mpisikidy koa mantsy milaza io!

Ho aminareo anie ny Fahasoavan'Andriamanitra Tsitoha!

Tsy aiko izay hataon'ny mpisikidy any namana fa io ny soratra Masina manoro ny olona ny lalana hahazoana fahamasinana....Dia miainga amin'ny fanompoana ny fahamarinana....
« ....dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana. » (Rom.6:19)
ainsi maintenant livrez vos membres comme esclaves à la justice, pour arriver à la sainteté.
Ny tanjona FAHAMASINANA (SAINTETE)
Ny lalàna : fanompoana ny fahamarinana......

Ny an'ny mpimasy tsy fantatro (ianao ngamba mety mahalala ny momba izay)???

Shalom! Salama!

Ianao Malagasy mahafantatra fa misy olona miteny hoe "Masina! na tany masina" fa tsy masina amin'Andriamanitra izany.

Hampianatra anao aho ambangovangony ny mahatonga "FAHAMASINANA" arakan'Andriamanitra :

Misy zavatra telo no ahazoana "fahamasinana" :
1- Tenin'Andriamanitra = Rano = Tenin'i Kristy => FINOANA : Efesiana 5/ 26, Jaona 17/ 17, Romana 10/ 17.
« Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy sy manamarina ny alehako. » (Salamo 18:32)
« Iza no hiampanga ny olom-boafidin'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy. » (Romana 8:33)
Andriamanitra no manamarina ny olona amin'ny alalan'i Jesosy Kristy TENIN'ANDRIAMANITRA.
FA TSY HOE: ny tenin'Atra na tenin'i Kristy... satria
hoy i Jesosy: « Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin'ny Ray Izay naniraka Ahy; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany. » (Jaona 6:44)
__ « ary tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: "Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina ho fahamarinany izany" (Gen. 25.6), ary natao hoe "Sakaizan'Andriamanitra" izy (Isa. 41.8). » (Jakoba 2:23)
NOHO IZANY: ny finoana an'Atra no hanamarinany ny olona iray ho marina. (tsy hoe tsy ilaina ny ezaka vaki-teny ho fahalalana izay niteraka ny finoana; fa ny finoana no singa fototra ahakasika an'Atra)

2 - Ràn'i Kristy => Batisa Hebreo 10/ 29, Hebreo 13/ 12, Asa 2/ 38
ity angamba toa efa asan'Atra amin'ny fanamarinana (detail) fa tsy fototra. satria izay no antony nanomezany io ZAnany io [color]

3 - Fanahy Masina : Romana 1/ 4, Romana 6/ 19, 2 Tesal 2/ 13, 1 Petera 1/ 2 [color=blue] marina ihany izany, araka ny soratra masina , saingy mba te hametraka za hoe: efa iainana ve aloha ilay izy io sa théorie be fotsiny ny resaka Fanahy Masina??? ..

Ireo telo ireo koa no manambara an'i Kristy 1 Jaona 5/ 6-8.
« Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak'Andriamanitra? » (1 Jaona 5:5)
« Izy ilay avy tamin'ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. » (1 Jaona 5:6)
« Fa misy telo izay manambara, » (1 Jaona 5:7)
« dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo. » (1 Jaona 5:8)
« Raha mandray ny fanambaran'ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran'Andriamanitra; fa ny fanambaran'Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany. » (1 Jaona 5:9)
« Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy. » (1 Jaona 5:10)
« Ary izao no fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany. » (1 Jaona 5:11)
« Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana. » (1 Jaona 5:12)
DIA FAKAFAKAO TSARA IZAY AMBARA RY SAKAIZA MBA HO FENO NY FANAMBARANAO :-)

Ny mahavoa ny olona mahaihay kely Soratra Masina sns... dia tonga dia miavona, ny daholo be no lazaiko amin'io! Dia manao valin-teny boontana fotsiny. Mitory zavatra tsy fantany!!! Fibebahana tsy fantany ny dikany nefa toriny sns... dia hany ka maro no voafitaka.
hein..! sao mba midokatena toa andry mpanao publicité eto koa ity isé , __ hatreto mbola tsy feno ny hevitra omen'isé, nefa toa haingam-bava ery izato izy!!! :-) de ny olona no lazaina fa miavona hahaha
Ho aminao anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo!

fahamasinana , inona no dikan'io?
_ mazava ny dika ara-bakiteny; VOATOKANA, natokana.
___ raha YHWH Atra izany no resahina dia hoe "NATOKANA HO AN'ANDRIAMANITRA"
___ raha dadarabe indray dia hoe: NATOKANA HOAN'I SAMPY IZANY

noho izany: ny resaka eto dia hoe MASINA , FAHAMASINANA ... dia midika hoe MANOKATENA HO AN'ANDRIAMANITRA TSITOHA; ka toa HS ilay fanazavana be etsy ambony raha izay heviteny izay no tsy hay. lasa zary miteniteny foana aza ny sasany nefa miseho ho mpamianatra.
Satria hoy ny soratra masina : « Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona. » (Jaona 15:16)
__ fehiny: tsy ny ezakao no ahamasina anao fa noho ny SITRAPON'ANDRIAMANITRA SY NY FINOANAO

:-) ... ataovy tsara ny fizaranao vao mitsara ny hafa enao!!! THT

1- Hoy ianao : " hein..! sao mba midokatena toa andry mpanao publicité eto koa ity isé , __ hatreto mbola tsy feno ny hevitra omen'isé, nefa toa haingam-bava ery izato izy!!! :-) de ny olona no lazaina fa miavona hahaha"
> Tsara raha tonga dia mahatsiaro tena ho cible ianao na dia notsipihako tsara fa ho an'ny daholo be io fa tsy ho anao irery!

2- Hoy ianao : _ mazava ny dika ara-bakiteny; VOATOKANA, natokana.
___ raha YHWH Atra izany no resahina dia hoe "NATOKANA HO AN'ANDRIAMANITRA"
___ raha dadarabe indray dia hoe: NATOKANA HOAN'I SAMPY IZANY
> Fahamasina=Manokatena??? Tsy mahazava azy, satria Andriamanitra no manamasina ny olony, ny Zanany no nirahiny mba hahanteraka izany! Raha olona no manokatena dia ampy ho amin'ny fahamasinana dia tsy nilaina ny Zanany=Teniny tonga nofo=(Rano+Rà+Fanahy) satria notorontorina tamin'ny Fanahy Izy ary ireo no manambara ny Zanany ary Io Zanany io no tokony velona fa tsy ilay olona intsony Galatiana 2/ 20,

3 - Hoy ianao :"DIA FAKAFAKAO TSARA IZAY AMBARA RY SAKAIZA MBA HO FENO NY FANAMBARANAO"

> Tsy mamaky tsara ianao fa hoy izaho etsy ambony ambangovangony no nomeko fa tsy famakafakana
76. Strong3 ( 04/08/2015 11:15)
ambangovangony satria ... izay ilay azo zaraina ve ??? hihihi :-)

inona no hevitrin'ny rano hoe he?

inona nohevitrini'ny rà hoe eh?

ary ny Fanahy?

toa ny hevitro no averin'isé azavaina amiko ngamba raha tsy diso aho hihih
Fahamasinana= manokatena ... donc ; masina daholo ireo manokatena
nanazava teo ambony hoe Andriamanitra no manamasina ny olona, nasiako verset lava-be io.
de EO ISE DIA MAMERINA TOA BOLOKY NY ZAVATRA AZAVAIKO , DE IZAHO INDRAY NO AMPIANARIN'ISE ILAY FANATATRO ? HIHIHIH :-)

na cible za na tsia amin'ny resakao dia izao ihany , tsy feno ny zavatra zarainao ka tsy afaka ny hiciblé olona enao hoe ... patati patata

izay ilay fampianarana fahagola izay fotompisainana izay hoe: tsy omena daholo sao misy misongona .... ambangovangony ihany.. :-)
77. Hajarilala7 ( 04/08/2015 15:02)

Hoo an'i Strong3 < 1°-Tsy ianao no valiako fa RBNIR, mba jereo tsara ny fandehan'ny correspondance fa ianao koa izany lasa nandray ilay izy tsy maninona.

2°- Raha namerina ny voalazanao aho ka marina ny ianao dia TSARA, raha mpanompon'Andriamanitra dia "faly" fa tsy hamoaka teny toa ireny.

3°- Efa ela ihany (aman-taonany maro) no nanomezana anay ireo fa tsy teto, raha mpanompon'Andriamanitra marina dia tsy mandainga, na mihambo, na miavona fa olona manetry tena.

4° ny marina dia tsy namaky loatra ny voalazan'ise teo aloha aho fa ny an'i RBNIR ary izy no novaliko, jereo tsara svp! Tsy misakana ny mba famoahan-kevitrao anefa izany fa voamaika aza tsara!

Raha marina ka mitovy ny fahalalana dia tsara ary TENA TSARA fa tsy resaka politika na business no atao fa fanompoana an'Andriamanitra ka tsy handeha ho any amin'ny OMDA ianao na izahay ka hiteny hoe izay no namoaka an'ity na izao voalohany!

Ny fahasoavan'andriamanitra ho aminao STRONG3

78. Strong3 ( 06/08/2015 08:57)
ay!! tsara izany, fa zaho koa mamaly dia mamaly amin'ny soratra misy eto fa tsy mi-ciblé izay ao ambadika akory.
koa dia tsy misalasala aho ny mandray anjara , raha toa ka mbola hitako fa tokony handraisana anjara hihihi...

satria nahoana... satria ny evangélisation dia tsy ana na anao na an'ny hafa fa an'ny mino
noho izany sarotiny kely aho raha hitako fa toa misy teny mitady handoto rano

ka dia ialana tsiny amin'izay maneho hevitra amin'ny momba ny baiboly fa fananana iombonana io , satria samy mamono tena mitory isika nefa ny sasany mitory hafahafa ka zary ny baiboly sy ny fitoriana no mahazo loza rehefa , mitory zavatra diso na mamily ny fampianarana ny sasany.

firifiry moa izao ny olona no tsy mety mivavaka intsony noho ny fahadisoam-panantenana ???
ataon'ireo mpitory mpampanantena zavatra maro momba ny baiboly...
_ fipoahana ara bola eh, nefa toa niverina nahantrana na vao maika nihananhantra
_ delivrance enjana eh, nefa avy eo toa vao maika misy devoly ihany ny olona
_ harena , fitahaina, fahasalamanana ...sns
_ maty alarobia (dia averina atao batisa daholo ny olona nataon'ingahy pasy tamin'izy mbola nino ny maty zoma sns...)
_filaminana , fiadanana, fiainana milamina ... sns blabla

fa zavatra tahaka izany ve no ampanantenana olona araka ny iraka nomen'i Jesosy sa mba efa misy tonga saina eh???

aiza ny finoana kristiana no tsy hizara maro , efa tafakatra 400 mahery nge izao isika eto madagasikara eh, kristiana io
eritrereto hoe ; samy milaza ho tompony sy manana ny marina mety aminy ireo 400mahery ireo
__ noho izany ; samy mahita ny mariny daholo ny 430 fiangonana dia ny teny iray izany dia samy manana ny angle hijerevany azy?

aiza moa ny tsimisiAtra no tsy hiteny hoe: tsy marina absolu ny baiboly fa foroporonina ...
ka raha marina absolu marina ve nahaona no misy FIREHANA 430 FIANGONANA mitsangana , nefa ny boky iaingana iray ihany dia ny baiboly.

TENY FAMPIERITRERETANA HOANTSIKA MILAZA HO fiangonana FAVORIS eto gasikara izany...
za tsy milaza hoe "za Strong3" parfait ... fa te hiteny za hoe sao mba TOKONY HOTONGA SAINA NY MPITARIKA ANAREO TSIRAIRAY ANY?
79. Hajarilala7 ( 06/08/2015 15:27)

Mbola hiteny indray aho hoe io ilay kristy sandoka dia ilay lazaina fa "mpitarika". Iray ihany no mpitarika dia i Kristy fa tsy olona, amin'ny alalan'ny Fanahiny. Mbola tohin'ny ary amin'ny lohahevitra hoe "Kristy sandoka"
80. Strong3 ( 07/08/2015 09:48)
aaa kousa eh, aza dia raisina arabakiteny be hoe mpitarika dia tsy ahalala hoe : « Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana*; ary Izy no mpamonjy ny tena. [* Gr. eklesia] » (Efesiana 5:23)

lasa ianao indray no mampné raha dia diso mandray ny hafa ho tsy ahatakatra mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1116