FIANGONANA

21. RBNIR ( 23/07/2015 03:04)

rhaj0:

"Kapila kapa" kosa izany resakao izany ry RBNIR aaa...

RBNIR:
2- Jesosy Kristy Tompo indray kosa no mifidy olona mivantana ... (vakio fa ireo apostoly 12 lahy .....
3... ampianarana tsy misy kilema ... (ny baiboly 100%)

F'angaha moa efa NISY Baiboly, indrindra ny TT, t@ andro niainan'ireo apostoly 12 ry RBNIR aaa ??? :-)

Baiboly = Torah + filazan-tsara nentin'i Kristy
22. RBNIR ( 23/07/2015 03:05)
Baiboly = Testamenta taloha (Torah) + Testameta vaovao (filazantsara nentin'i Kristy)
23. hajarilala7 ( 23/07/2015 05:54)

rhaj0:

"Kapila kapa" kosa izany resakao izany ry RBNIR aaa...

RBNIR:
2- Jesosy Kristy Tompo indray kosa no mifidy olona mivantana ... (vakio fa ireo apostoly 12 lahy .....
3... ampianarana tsy misy kilema ... (ny baiboly 100%)

F'angaha moa efa NISY Baiboly, indrindra ny TT, t@ andro niainan'ireo apostoly 12 ry RBNIR aaa ??? :-)
Efa nisy tokoa ny Baiboly na Soratra Masina tamin'ny andro nitorian'ny Apostoly
24. hajarilala7 ( 23/07/2015 05:58)
Ny Apostoly dia "fanorenana", ary raha misy Apostoly vaovao dia hisy fanorenana vaovao indray izany???? Efa vita anie ny fanorenana é! Eo am-panaovana ny finition n'ny "trano" sisa, fa tandremo!

Izany ilay voalazan'ny Soratra Masina hoe milaza ny tenany ho Apostoly kanjo tsy izy "Apostoly sandoka" na ihany koa "synagogan'i Satana".
25. RBNIR ( 23/07/2015 06:14)
hajarilala7:

Marina ilay hoe eo amin'ny finition isika izao saingy ny fampianarana tsy miova....
Ary tsy misy afatsy Jesosy no mahay ny fampianara,
Tsy maintsy miverina Izy mampianatra satria tsy filazan-tsara hafa no nolazainy fa hotoriana vao hotonga ny farany fa ilay filazan-tsara fahiny ihany.....
26. RBNIR ( 23/07/2015 06:15)
Efa nataony ilay niverina nampianatra tamin'ny apostoly paoly......
27. Hajarilala7 ( 23/07/2015 09:52)
Tsy Jesosy intsony izay tety an-tany no mampianatra fa ny Fanhy Masina! Jaona 14 - 16 no nilazany fa maha-tsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany dia tsy ho avy aty aminareo ny Fanahy fa Izy ni hampianatra sy hitari-dalana.
28. bor2lais ( 23/07/2015 10:57)
RBNIR:

Hoy Jesosy hoe : « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)

VAKIO TSARA FA HOY IZY HOE HOTORIANA (futur) AMIN'IZAO TONTOLO IZAO ITY FILAZANTSARAN'NY FANJAKANA ITY (tsy filazan-tsara hafa fa ilay filazantsara notoriany 2000 taona lasa ihany) DIA VAO HO TONGA NY FARANY.......

RBNIR:

Faly misera aminao indray ry namana bor2lais

:-)
29. RBNIR ( 23/07/2015 11:07)

Hajarilala7:

Tsy Jesosy intsony izay tety an-tany no mampianatra fa ny Fanhy Masina! Jaona 14 - 16 no nilazany fa maha-tsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany dia tsy ho avy aty aminareo ny Fanahy fa Izy ni hampianatra sy hitari-dalana.

Ka iza ary hoy i namana no nilaza tamin'i paoly hoe Izaho no Jesosy izay enjehinao (Asa.9:5)
Dia iza koa ilay Jesosy nampianatra an'i paoly mivantana araka ilay Gal.1:11,12?
30. rhaj0 ( 23/07/2015 11:48)
hajarilala7:
Ny Apostoly dia "fanorenana", ary raha misy Apostoly vaovao dia hisy fanorenana vaovao indray izany???? Efa vita anie ny fanorenana é!

hi hi hi.. ka raha ny fazahoako azy (ka mampivanika ahy io) dia... toa io lazainao io ihany anie ny nolazain'ny Jiosy t@ i JC fony t@ fotoan'androny ee :
--- Atra efa io iarahana miavavaka io, kanefa i JC dia voatondron'ny Jiosy fa "manao ny tenanao ho Andriamanitra." ---

Ka "hisy ... Atra ... vaovao indray izany", hozy ny Jiosy... :-)
31. Hajarilala7 ( 23/07/2015 12:55)
Dia nampianatra an'i Paoly nivantana izany Jesosy? Dia nahita an'i Jesosy ve i Paoly?

Jesosy Tompo Izay efa eo amin'ny voninahiny, i Paoly Apostoly aza tonga jamba nahita ny hazavana indray mandeha fotsiny,

i Jaona tonga tahaka ny maty nahita Azy. Dia misy milaza fa tonga eo aminy isan'andro Jesosy mampianatra azy.
sns...........................
Atao inona izany ny Fanahy Masina raha mbola eo Jesosy??? Mba diniho ihany é! Mivavaha ihany sao voafitaka isika.

Tsy afaka nomena ny Fanahy raha tsy efa niala tety Jesosy Tompo, ary ho eo amin'ny fahafenoiny Izy izao, sao dia heverin'ny olona fa kilalao ity fitoriana Filazantsara ity.
32. bor2lais ( 23/07/2015 13:07)
RBNIR:

ATO AMIN'ITY ROHY ITY misy lehilahy azoko antoka fa nofidiany marina tokoa...
Tsy nahita azy nofidian'i Jesosy mivantana aho ary tsy nahita azy nampianariny mivantana ihany koa fa ny azoko hijoroana vavolombelona dia ny fampianarana izay zarainy ankehitriny dia 100% mitovy amin'ny fampianarana nozarain'i Jesosy Kristy fahiny...
Manana baiboly moa aho hahafahako manamarina izany....
Tsy izy irery anefa fa araka ny fanambaran'i Jesosy taminy dia misy iray hafa koa any ampitan-dranomasina any (mbola tsy nolazainy hoe aiza mazava) efa voafidy tahaka azy io koa....

Tsy ho ela dia hovoafidy koa ireo 10 ambiny sisa izay hameno ny isan'izireo ho 12....

:-)
RBNIR:

Faly misera aminao indray ry namana bor2lais

:-)
RBNIR:

Raha misy namanao mirimorimo mankany an-kady, tsy ho jerenao fotsiny ve izy raha tena tia azy ianao !

Manakaiky dia manakaiky ilay hady RBNIR fa mba mifohaza amin'izay a ! :-)
33. Hajarilala7 ( 23/07/2015 16:02)
Tsy any am-pitan-dranomasina na an-danitra no angalàna na ahazoana ny Tenin'Andriamanitra fa eto misy! Ny Soratra Masina no manambara izany.
34. tealala ( 23/07/2015 16:22)
mba te anontany aho oe inona kay no tena hevitr ilay Det 5 :6-8 ?
35. fihents ( 24/07/2015 06:26)

tealala:

mba te anontany aho oe inona kay no tena hevitr ilay Det 5 :6-8 ?

"Deot 5 : 6 - 8 : (6) Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nanandevozana. (7) Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany. (8) Aza manao sarin-javatra voasikotra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra any amin'ny lanitra ambony, na izay eto amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany."

(6) Tandinon'ny Kristiana amzao io r'isé a, i Mosesy no Kristin'ny Jiosy tamzany ka nanafaka azy tamin'ny fanandevozan'ny Egyptiana, amzao kosa Jesosy no Kristin'ny olona rehetra izay nanaiky azy ka nanafaka azy t@ fanandevozan'ny satàna.
I Mosesy sy Jesosy dia samy fitaovan'i Jehovah Atra, fa ny maha-samihafa azy, ny iray fanavotana ara-nofo fa ny iray fanavotana ara-panahy. Ny antony nanavotana ny zanak'Isiraely mantsy dia mba hahatanteraka anlay teny fikasan'Atra tamin'i Abrahama hoe "avy aminao (Abrahama) no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany", tsy Mosesy nefa io resahiny io fa Jesosy satria i Mosesy dia Jiosy ian no navotany ary ara-nofo fa tsy ara-panahy.

(7)(8) Jehovah irery ihany no Andriamanitra, Jesosy Kristy kosa anefa dia vavahady ahafahana mifandray Aminy (Jehovah) "Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankany @Ray raha tsy @ alàlako. Ary Atra d'efa niteny hoe "Izy no zanako malalako sy sitrako, Izy no henoy". Jesosy Kristy zany no passeport-tsika mankany @ Ray. Tsy misy afaka mifandray amin'Atra raha tsy @ alàlan'i Jesosy Kristy, ny ahy r'isé tsy mba misy sary vongana na sarin-javatra ao an-trano ah, même na sarin'i Jesosy aza, noho io teny io, juste hoe mamaky Baiboly dia miaina izay voasoratra ao, mivavaka, mihaino toriteny, mihira fiderana sns... fa tsy handohalika eo anoloan'ny sary vongana miitsy lou e ! lay mivavaka ané tsotra be fa ts dia asarotina be, mamaky teny, miaina ny teny , dia hita ny vokany eo@ fiainana. Ny hoe Atra telo izay iray kosa (Ray - Zanaka - Fanahy Masina) dia hilazàna fa tsy afa-misaraka ireo lamina telo ireo, Ray mpamela heloka, Zanaka kosa mifona ho antsika, Fanahy Masina mpananatra sy mampatsiahy antsika fa zanak'Atra isika, izany hoe, raha tsy misy ny mpananatra (FM), tsy fantatra ny fahadisoana, ary rehefa fantatra lay fahadisoana, dia mifona, ary misy ny mpitondra izay fifonana izay eo anatrehan'i Ray (Jesosy), ary misy ny mpamela heloka (Jehovah).

Làlana tokana ihany dia Fibebahana aloha, izay no hialàna @ fanandevozan'ny satàna, dia mitafy an'i Jesosy Kristy, io lay hoe mitafy hodibiby fa tsy ravin'aviavy toy ny an'i Adama sy Eva tamzany.
Mitafy Hodibiby = tandindon'i fitafiana an'i Jesosy Kristy
Mitafy ravin'Aviavy = ireo olona izay mihevitra fa ny asa soa sy ny karazany no mahavonjy, nefa miaina anaty fahotàna iany e ! Finoana arahan'asa no izy fa ts asa arahana finoana, raha ny asa no lasa mialoha dia lasa fireharehana lay izy, fa finoana alou vao asa, Finoana tsy arahan'asa kou nefa dia maty araka ny tenin'Atra. Izany hoe mifampiankina ny Finoana sy ny Asa, fa ny ordre no mila fantarina.

Tia antsika Jesosy ry namako. Amen.
36. Hajarilala7 ( 24/07/2015 06:50)
Inona ataoa hoe "FIBEBAHANA" ????
- Teny lazain'ny olona maro io "fibebahana" io , toriny kanefa tsy fantany ny dikany!
- Jesosy Kristy, Jaona Mpanao batisa, Petera Apostoly no isan'ireo nitory an'io "fibebahana" io raha ao anaty Baiboly.
- Misy mivavaka amin'Andriamanitra izay tsy fantany akory isan'izany ny "fibebahana" io, Andriamanitra dia ny Teniny.
37. tealala ( 24/07/2015 07:00)

fihents:

Salama, misaotra namaly, tsy laviko ny hevitrao fa amiko Andriamanitra dia tokana ihany tsy manampahataperana, noho izany tsy mila olonkafa aho raha iresaka aminy, izy ihany no ananako tsy manana hafa ankoatr'azy aho izay no teniny. Mazava be anie io teniny io e, ary misy dikany matoa nataony didy voalohany, raha io no tsy arahina dia aleo lavina ilay 9 ambny.
38. fihents ( 24/07/2015 07:17)

tealala:

amiko Andriamanitra dia tokana ihany tsy manampahataperana, noho izany tsy mila olonkafa aho raha iresaka aminy

Manaja r'isé a !

Sao voafitaka amzany sé, fa Jesosy irery ihany no làlana sy fahamarinana ary fianana, tsy misy mankany amRay afa tsy @ alàlany, sa tsy mino ny Testamenta Vaovao ve zany sé ? fa na raisintsika kou aza ny Testamenta Taloha, nampiasa mpaminany sy olona maro Atra mba ahafahan'ny zanak'Isiraely nifandray Taminy (Mosesy, Ely, Josoa sns). Amzao fiainantsika izao dia ny Fanahy Masina no mampifandray antsika Aminy @ alàlan'i Jesosy Kristy.

Nizara toy izao anié ny fifandraisan'Atra tamin'ny zanak'olombelona e !
Adama sy Eva k@ Mosesy = Jehovah mivantana no miteny na Anjely no nirahiny
Mosesy k@ Jesosy Kristy = dia ny mpaminany
Nahaterahan'ny JC k@ niakarany = Jesosy Kristy
Pentecôte k@ zao = Ny Fanahy Masina.

Tsy maintsy manaiky isika fa Jesosy Kristy no nampiavana antsika t@ Ray raha te ho voavonjy e ! ary Jesosy anié tsy olona e ! zanak'Atra Izy ! Tia antsika Jesosy ry namako.
39. fihents ( 24/07/2015 08:57)

Hajarilala7:

Inona ataoa hoe "FIBEBAHANA" ????
- Teny lazain'ny olona maro io "fibebahana" io , toriny kanefa tsy fantany ny dikany!
- Jesosy Kristy, Jaona Mpanao batisa, Petera Apostoly no isan'ireo nitory an'io "fibebahana" io raha ao anaty Baiboly.

Amiko lou rsé dia ôtran'lay tantaran'ilay zanaka adala io Fibebahana io, Jesosy miitsy no nitantara azy, f'angah misy heviny hafa ? sao izaho no tsy mahalala fa mba lazao ian ny rahalahin'isé.

Hajarilala7:

- Misy mivavaka amin'Andriamanitra izay tsy fantany akory isan'izany ny "fibebahana" io, Andriamanitra dia ny Teniny.

ôtran tsy azoko tsara lay tian'isé holazaina???? Mankasitraka.
40. tealala ( 24/07/2015 10:23)

fihents:

tealala:

amiko Andriamanitra dia tokana ihany tsy manampahataperana, noho izany tsy mila olonkafa aho raha iresaka aminy

Manaja r'isé a !

Sao voafitaka amzany sé, fa Jesosy irery ihany no làlana sy fahamarinana ary fianana, tsy misy mankany amRay afa tsy @ alàlany, sa tsy mino ny Testamenta Vaovao ve zany sé ? fa na raisintsika kou aza ny Testamenta Taloha, nampiasa mpaminany sy olona maro Atra mba ahafahan'ny zanak'Isiraely nifandray Taminy (Mosesy, Ely, Josoa sns). Amzao fiainantsika izao dia ny Fanahy Masina no mampifandray antsika Aminy @ alàlan'i Jesosy Kristy.

Nizara toy izao anié ny fifandraisan'Atra tamin'ny zanak'olombelona e !
Adama sy Eva k@ Mosesy = Jehovah mivantana no miteny na Anjely no nirahiny
Mosesy k@ Jesosy Kristy = dia ny mpaminany
Nahaterahan'ny JC k@ niakarany = Jesosy Kristy
Pentecôte k@ zao = Ny Fanahy Masina.

Tsy maintsy manaiky isika fa Jesosy Kristy no nampiavana antsika t@ Ray raha te ho voavonjy e ! ary Jesosy anié tsy olona e ! zanak'Atra Izy ! Tia antsika Jesosy ry namako.

Ekeko, fa ny olona t@ izany ve zany nanompo an i Mosesy, Ely, Josoa sns ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2277