FIANGONANA
81. Hajarilala7
(
08/08/2015 06:02)
Strong3:
aaa kousa eh, aza dia raisina arabakiteny be hoe mpitarika dia tsy ahalala hoe : « Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana*; ary Izy no mpamonjy ny tena. [* Gr. eklesia] » (Efesiana 5:23)
lasa ianao indray no mampné raha dia diso mandray ny hafa ho tsy ahatakatra mihitsy
Ahoana ny voasoratra ao amin'ny bokin'i Matio 23/ 10 ? "...Iray ihany no mpitarika anareo dia Kristy"
82. bor2lais
(
08/08/2015 09:46)
Hajarilala7:
Ahoana ny voasoratra ao amin'ny bokin'i Matio 23/ 10 ? "...Iray ihany no mpitarika anareo dia Kristy"
Misy Fiangonana Kristiana mandà an'io angaha ?
83. Hajarilala7
(
09/08/2015 15:36)
Matoa Kristy niteny an'io dia misy io fa tsy hiteny(haminany) zavatra tsy hisy Izy.
84. rhaj0
(
09/08/2015 15:48)
raha fahiny t@ l'an 0, tao @ vohitra kely niainan'i Kristy kosany io "mpitarika tokana" io dia mety e... Izao ve efa hita izao fa amina milliards ny Kristiana, dia tsy mba hisy sous-sefo ve eee... Sady i sefobe koa anie efa tsy eo ee...
85. Hajarilala7
(
10/08/2015 06:11)
rhaj0:
raha fahiny t@ l'an 0, tao @ vohitra kely niainan'i Kristy kosany io "mpitarika tokana" io dia mety e... Izao ve efa hita izao fa amina milliards ny Kristiana, dia tsy mba hisy sous-sefo ve eee... Sady i sefobe koa anie efa tsy eo ee...
Ny Soratra Masina dia natao ho andry no misy fa ny Loha dia Kristy raha Fiangonana no lazaina. Tsy izay rehetra mivory na miangona anie dia lazaina Fiangonana raha Baiboly Kristiana no lazaina! Ny Fiangonana dia vadin'i Kristy, dia izay nateraky ny "rano sy Fanahy"....... Ny milaza tena ho Fiangonana no betsaka, izay tsy Fiangonana fa vehivavy ara-tsoratra Masina. Ny Fiangonana koa anefa dia vehivavy fa vadin'i Kristy.
Izay manan-tsofina entina mihaino aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny Fiangonana.
86. bor2lais
(
10/08/2015 09:10)
Hajarilala7:
Matoa Kristy niteny an'io dia misy io fa tsy hiteny(haminany) zavatra tsy hisy Izy.
Tamin'Izy niteny an'io mbola tsy vita ny asam-pamonjena nataoNY : tsy mbola nisy ny Kristiana ! :-)
Ny ana(re)o mantsy afangarona(re)o ny filohan'ny Fiangonana izay tompon'andraikitra voalohany ara-panjakana sy ny hoe "Jesoa Lohan'ny Fiangonana" ! Manomeza ohatra Fiangonana milaza azy Kristiana ka manana filoha tsy manaiky fa Jesoa no Lohan'ny Fiangonana azafady ! Dia mbola azo lazaina fa Kristiana ve izany olona na Fiangonana izany ? :-)
87. rhaj0
(
10/08/2015 11:25)
Mbo azavazavao hoe ny @ Mormons ...
Ity misy resaka ny amin-dreo...
http://www.bbc.co.uk/religion/religions/mormon/beliefs/christian.shtml
Dia mba azavazavao koa hoe ny @ TJ ?
Hozy wiki hoe
https://en.wikipedia.org/wiki/Jehovah%27s_Witnesses

88. Hajarilala7
(
10/08/2015 14:39)
bor2lais:Raha ny hitako ao anaty Baiboly aloha dia IRAY ny Loha, dia Kristy, fa tsy misy hoe tompon'andraikitra voalohany ara-panjakana sy ny hoe lohan'ny Fiangonana.
Hajarilala7:
Matoa Kristy niteny an'io dia misy io fa tsy hiteny(haminany) zavatra tsy hisy Izy.
Tamin'Izy niteny an'io mbola tsy vita ny asam-pamonjena nataoNY : tsy mbola nisy ny Kristiana ! :-)
Ny ana(re)o mantsy afangarona(re)o ny filohan'ny Fiangonana izay tompon'andraikitra voalohany ara-panjakana sy ny hoe "Jesoa Lohan'ny Fiangonana" ! Manomeza ohatra Fiangonana milaza azy Kristiana ka manana filoha tsy manaiky fa Jesoa no Lohan'ny Fiangonana azafady ! Dia mbola azo lazaina fa Kristiana ve izany olona na Fiangonana izany ? :-)
Hoy ianao : "Manomeza ohatra Fiangonana milaza azy Kristiana ka manana filoha tsy manaiky fa Jesoa no Lohan'ny Fiangonana azafady !"
< Izay anie ilay hoe Kristy sandoka é! Ilay filohan'ny Fiangonana tsy Kristy no atao hoe Kristy sandoka. Raha izaho ve manaiky fa filoham-pirenena ara-dalàna fa izaho koa filoham-pirenena dia ahoana hoy ianao? Raha misy manao fitafiana Polisy nefa tsy polisy dia ahoana no filaza azy?
89. bor2lais
(
10/08/2015 15:23)
hajarilala7:
Raha ny hitako ao anaty Baiboly aloha dia IRAY ny Loha, dia Kristy, fa tsy misy hoe tompon'andraikitra voalohany ara-panjakana sy ny hoe lohan'ny Fiangonana.
Hoy ianao : "Manomeza ohatra Fiangonana milaza azy Kristiana ka manana filoha tsy manaiky fa Jesoa no Lohan'ny Fiangonana azafady !"
Izay anie ilay hoe Kristy sandoka é! Ilay filohan'ny Fiangonana tsy Kristy no atao hoe Kristy sandoka. Raha izaho ve manaiky fa filoham-pirenena ara-dalàna fa izaho koa filoham-pirenena dia ahoana hoy ianao? Raha misy manao fitafiana Polisy nefa tsy polisy dia ahoana no filaza azy?
:-)
1. Tsy valianao ange ny fanontaniako e : "Manomeza ohatra Fiangonana milaza azy Kristiana ka manana filoha tsy manaiky fa Jesoa no Lohan'ny Fiangonana azafady !"
2. Ny fampianarana azona(re)o na nasesika ao an-dohana(re)o no mahatonga ana(re)o ieritreritra fa Kristy sandoka ny filohan'ny Fiangonana !
Averiko indray fa ny rantsan-tananao 3 ange manondro anao daholo rehefa manondro olona ianao e ! :-)
Ny fisainana(re)o no miampanga ana(re)o ! :-)
90. rhaj0
(
10/08/2015 16:28)
bor2lais:
Averiko indray fa ny rantsan-tananao 3 ange manondro anao daholo rehefa manondro olona ianao e !
Mampome koa ity revirevin'i Bor2lais @ "manondro" ito.. in-1 mandeha koa hoe, aza ny fanondro no jerena fa ilay tondroina.. :-)
Fa ilay manondro ve tsy hoe, rehefa "atsotra" ilay ratsan-tanana eee ? f'angaha ilay rantsana 3 mitsotra ? Sa moa manondro permanent izany ny ratsan-tanana rehetra amin-dry Bor2lais eee... manahirana izy izany kah.. Fa dia afeno rey olona ny tananareo fa ngo dia lazain'ilery hoe manondro tsy fanondro eo vao loza.. :-)
91. Hajarilala7
(
11/08/2015 06:59)
bor2lais:Nisy Polisy sandoka ve tsy manaiky fa tena polisy ireny any amin'ny commissariat ireny??? Sa tsy maintsy hitady polisy sandoka hanaiky an'ireny izay vao hoe marina izany???
hajarilala7:
Raha ny hitako ao anaty Baiboly aloha dia IRAY ny Loha, dia Kristy, fa tsy misy hoe tompon'andraikitra voalohany ara-panjakana sy ny hoe lohan'ny Fiangonana.
Hoy ianao : "Manomeza ohatra Fiangonana milaza azy Kristiana ka manana filoha tsy manaiky fa Jesoa no Lohan'ny Fiangonana azafady !"
Izay anie ilay hoe Kristy sandoka é! Ilay filohan'ny Fiangonana tsy Kristy no atao hoe Kristy sandoka. Raha izaho ve manaiky fa filoham-pirenena ara-dalàna fa izaho koa filoham-pirenena dia ahoana hoy ianao? Raha misy manao fitafiana Polisy nefa tsy polisy dia ahoana no filaza azy?
:-)
1. Tsy valianao ange ny fanontaniako e : "Manomeza ohatra Fiangonana milaza azy Kristiana ka manana filoha tsy manaiky fa Jesoa no Lohan'ny Fiangonana azafady !"
2. Ny fampianarana azona(re)o na nasesika ao an-dohana(re)o no mahatonga ana(re)o ieritreritra fa Kristy sandoka ny filohan'ny Fiangonana !
Averiko indray fa ny rantsan-tananao 3 ange manondro anao daholo rehefa manondro olona ianao e ! :-)
Ny fisainana(re)o no miampanga ana(re)o ! :-)
Tsy misy loha roa izany!
Efesiana 5:23 "Fa ny lahy no lohan’ny vavy, dia tahaka an’i Kristy koa no Lohan’ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena." Mapirafy izany "fiangonana" izany raha roa ny loha! TANDREMO!
Filipiana 1/ 18 : 1:18 "Ary Izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ny maty, mba ho lohany amin’ny zavatra rehetra Izy."
Mibebaha ianareo dieny izao, sao tara!
Tsy misy Filoha roa izany! Na ny fanompoana aza dia nambaran'i Jesosy fa tsy hainareo ny manompon'Andriamanitra sy Mamôna!
92. Hajarilala7
(
11/08/2015 07:04)

Efa nisy olona nampiasa vola sandoka ka tsy manaiky fa ny vola nivaoka any amin'ny Banque centrale no marina? Inona no mampa-sandoka ny sandoka raha tsy misy ny marina?
93. bor2lais
(
11/08/2015 09:06)
Hajarilala7:
Tsy misy Filoha roa izany! Na ny fanompoana aza dia nambaran'i Jesosy fa tsy hainareo ny manompon'Andriamanitra sy Mamôna!
:-)
Raha tohizana ny ao amin'ny saina(re)o ange dia : "tsy misy mpiandry (ondry) roa izany fa tokana ihany tena Mpiandry, noho izany sandoka daholo izay milaza azy fa mpiandry (ondry)" ! :-)
Nefa ambarany fa izay miditra tsy mandalo amin'ny vavahadin'ny vala (mpigirobaka) ihany no antsoiNY hoe mpiandry sandoka !
Toraka izany koa io resaka filoha lavina(re)o io : tsy mpigirobaka araka ny ao anaty saina(re)o akory izy ireo fa Izy Lohany izay ekeny sy tompoiny no nampiditra azy ireo tao am-bala !
:-)
Hajarilala7:
Mibebaha ianareo dieny izao, sao tara!
:-)
Ireo rantsana 3 manondro anao e !
:-)
94. rhaj0
(
11/08/2015 11:48)
[size=8]
bor2lais:hi hi hi... ary ilay rantsana faha-11 an'i Bor2lais ao izao, manondro lanitra sa manondro tany? :-)[/size]
Ireo rantsana 3 manondro anao e !
:-)
95. rhaj0
(
11/08/2015 11:50)
[size=8]Raha "tara" izany i Bor2lais (fa tsy nibebaka) dia .. mety manondro lanitra ny rantsany faha-11 oooo :-)[/size]
96. bor2lais
(
11/08/2015 12:33)
Miala tsiny aminao ramose raha toa ka hatreo ihany no takatrareo ao @ box 2 étages (vatana+saina) ao e ! Nataoko ho an'ny 3 étages (vatana+saina+fanahy) mantsy ilay nosoratako ! :-)
97. rhaj0
(
11/08/2015 12:50)
[size=8]okey dokey... 3 indray izany ny chiffre magique-n'i Bor3lais :-)[/size]
98. Hajarilala7
(
12/08/2015 06:50)
Bord2lais < Ho an'ny mpiandry ondry, misy olona dia izay avy amin'ny Fanahy Masina izay nirahin'ny Tompo no mpiandry ondry fa tsy i Kristy irery ary i Petera no isany nasainy niandry ondry. Raha misy olona mpiandry (=mpitandrina) raha avy amin'ny Fanahy Masina izany dia tsy sandoka.
"Mahadiso hevitra anareo ny tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina!"
Ny fahasoavan'i Jesosy Tompo ho aminareo!

99. bor2lais
(
12/08/2015 09:12)
hajarilala7:
Bord2lais < Ho an'ny mpiandry ondry, misy olona dia izay avy amin'ny Fanahy Masina izay nirahin'ny Tompo no mpiandry ondry fa tsy i Kristy irery ary i Petera no isany nasainy niandry ondry. Raha misy olona mpiandry (=mpitandrina) raha avy amin'ny Fanahy Masina izany dia tsy sandoka.
Ary tsy io Petera lazainao io ihany koa anefa ve no isan'ny namorona ny antsoina ankehitriny hoe diakona hanampy azy ireo satria tsy ho arany daholo (hoy izy) raha sady hanao ny ara-panahy izy no hanao ny ara-tsôsialy ?
:-)
hajarilala7:
"Mahadiso hevitra anareo ny tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina!"
:-)
100. Strong3
(
13/08/2015 09:15)
dia manaiky ny tsimisiAtra aho , marina ihany ny tenin'ny soratra masina hoe : ny adala amin'zao tontolo izao no atao hampahamenatra ny hendry :-)
dia tsy ilaina marina tokoa ve ny sous-chef hahahah... :-) :-) toa baorné sy kouinsé amin'ny mpitarika tokana ilay resaka
Ny I Kor 14 sy ny Ef 4 dia mba manazava ny hisian'ny mpitandrina sy mpitarika , fa asa na iza lohatra ilay tian'isé ho mpitarika ny fiangonana eto madagasikara?
nareo irery ve?