FIANGONANA

121. Hajarilala7 ( 20/08/2015 15:18)

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR ô! aza havily ny valiny fa tonga dia lazao tsotra sa ianao dia mpanara-drenirano fotsiny? Ianao no miresaka eto ary ianao manindraindra azy anie no hanontaniako é! Aza manao tahakan'i Adama voalohany sy Eva é! rehefa tratra dia manilika hoe "izy fa tsy izaho"

ka ilay fipetraky ny fanontanianao eto mihitsy no tsy azoko satria ianao izany izao mipetraka amin'ny toeran'Andriamanitra (mpanadina) ahy (izay hoarinao sahala amin'i adama) dia ny mpanompony lazainao (hoe Eva) eto raha tsy diso fandray aho???
Efa niteny aho fa tsy mikofesy amin'ny olona fa AMINY IRERY IHANY an!!!

Tsy mikofesy ianao fa manontany aho kanefa tsy valinao. Avy amin'iza ny fampianarana entin'izany Pasteur Herinirina nolazainao fa tsy maintsy amin'ny rano mandeha avy amin'ny loharano? Sarotra aminao ve ny mamaly izany? Raha sarota dia lazao fa tsy maninona.

Izaho v mahalala koa hoy ianao hoe manao otran'i Adama aho (izany hoe voahadina aho izany)???
Ary tsy mamaky tsara ange ianao izany « Ary Jaona koa nanao batisa tao Ainona, akaikin'i Saleima, satria nisy loharano maro tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa. » (Jao. 3:23)

"Ary Jaona nanao batisa tao Ainona,......SATRIA NISY LOHARANO MARO TAO.....
Aminao avy amin'iza io??? moa tsy avy TAMINY V?
Izay ilay ataoko hoe aza mitsikera be fahatany fa vakio tsara aloha ilay zavatra zarain'ny olona e,
P.S : efa nijoro vavolombelona teto aho fa izao dia mino ny fanambaran'ny mpanompony satria VOAMARINA ARAKA NY BAIBOLY DAHOLO NY FANAMBARANY REHETRA ARY HITAKO FA MITOVY 100% AMIN'NY FAMPIANARAN'I KRISTY......

Mbola haveriko ihany ny fanontaniako : Avy amin'iza ny fampianarana entin'izany Pasteur Herinirina nolazainao fa tsy maintsy amin'ny rano mandeha avy amin'ny loharano? Sarotra aminao ve ny mamaly izany? Raha sarotra dia lazao TSOTRA fa tsy maninona.
122. Hajarilala7 ( 20/08/2015 15:22)
Ry Bor2lais, ny fanao nao dia milaza teny filozofika be foana : "Bon sens", "imagination", sns... Hazavao ara-tsoratra Masina fa zava-panahy ity fa tsy hafa.
123. bor2lais ( 20/08/2015 18:04)

Hajarilala7:

Ry Bor2lais, ny fanao nao dia milaza teny filozofika be foana : "Bon sens", "imagination", sns... Hazavao ara-tsoratra Masina fa zava-panahy ity fa tsy hafa.

:-)
Izaho kosa mbola tsy nampiasa ilay hoe "imagination" fa aza mampifangaro olona e !
:-)
Amin'ny maha zava-panahy azy mihitsy ange no mahaliana ahy hatramin'izay ka andraisako anjara eto e !

Nefa amin'ny maha sehatra ho an'ny rehetra azy dia tsy voatery ampiasa toko sy andininy foana akory ! :-) Miezaka aho mifanakalo amin'ny fiteny azon'ny rehetra nefa tsy mifanipaka amin'izay voasoratra !
:-)
124. RBNIR ( 20/08/2015 20:02)
ny an'i bor2lais "ny fombafijeriny" no tena tiany ampiasaina "fa tsy ny fombafijerin'Andriamanitra (toko sy andininy)"....
Ny fombafijerin'i bor2lais anefa dia fombafijerin'olona ihany (satria bor2lais dia olona ihany) Ahitsiho aho namana bor2lais raha diso (sao mantsy ianao tsy olona fa......)
Ny tena maharatsy an'ilay manaraka fombafijerin'olona dia ity « Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13). » (Mat.15:9)
« Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, Raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy. (Isa. 29. 13). » (Mar.7:7)
Naverin'Andriamanitra in-telo ireo teny ireo ao anaty baiboly (Isa.29:13; Mat.15:9 ; ary Mar.7:7)

Ankehitriny dia be dia be no tahakan'i bor2lais izay niala tamin'ilay fampianarana tsy nisy kilema fahiny fa dia niaina tamin'ny fampianaran'olombelona daholo ihany .....Ary ny hanitsy izany no niverenan'i Kristy (INDRAY) ankehitriny hampianatra ilay fampianarana tsy misy kilema (izay tsy misy mahay afatsy JESOSY IRERY) ihany......
125. RBNIR ( 21/08/2015 05:35)

Hajarilala7:

Mbola haveriko ihany ny fanontaniako : Avy amin'iza ny fampianarana entin'izany Pasteur Herinirina nolazainao fa tsy maintsy amin'ny rano mandeha avy amin'ny loharano? Sarotra aminao ve ny mamaly izany? Raha sarotra dia lazao TSOTRA fa tsy maninona.
[/quote]
Fa inona no mampisisika an'i hajarilala an'ity fanontaniana ity e, te hiteny v ianao hoe avy taminao no nahafantarana an'io sa??? ny zavatra nozarainao tary @ lohahevitra batisa marina tary diso namana an (ilay fomba nanazavanao ny antony hanaovana ny batisa amin'ny ony be)!! Efa nalefako any ny fanazavana...
126. bor2lais ( 21/08/2015 08:09)
RBNIR:

ny an'i bor2lais "ny fombafijeriny" no tena tiany ampiasaina "fa tsy ny fombafijerin'Andriamanitra (toko sy andininy)"....
Ny fombafijerin'i bor2lais anefa dia fombafijerin'olona ihany (satria bor2lais dia olona ihany) Ahitsiho aho namana bor2lais raha diso (sao mantsy ianao tsy olona fa......)

:-)
RBNIR tokoa an ! Variana amin'ny resaka endrika ivelany ("forme") fa tsy ny hafatra ampitain'ilay olona ("fond") no jerena sy dinihina na mitombona na tsy mitombona.

Raha mitombona ny zavatra lazaiko eto (diniho sy hamarino ara-tsoratra Masina raha ilaina) dia mba raiso ho toy ny fitaovana (kely) mba nampiasaiNY fotsiny re aho fa raha tsy mitombona kosa dia avereno aty amiko ny ahy ! :-)

Izay ilay lazaiko hoe aza feranao ny fomba fiasan'ny Fanahy Masina fa mbola miasa Izy hatramin'izao taorian'ny niakaran'ny Tompo any an-danitra rehefa nahavita ny asaNY Izy !

Miala tsiny aminao RBNIR fa raha toko sy andininy no entinao eto nefa tsy mifanandrify amin'ny tokony ho izy dia sahala amin'ny mampandainga an'Andriamanitra ianao ! Tahaka ny fomba fiasan'ilay ratsy ?

Ary tsarovy fa "forum public" ity fa tsy pilopitra : natao ifanakalozana (am-pitiavana), izany hoe ampisokatra amin'ny hafa fa tsy anidy akory !

Am-pitiavana be !
:-)
127. RBNIR ( 21/08/2015 08:51)
bor2lais:

Misy antony matoa IZY nanao hoe « Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. » (Deo.4:2)
Tsy ahy io tsy anao fa Azy irery ihany...
P.S: ILAY FOND KOA ANGE EFA VOASORATRA DAHOLO FA TSY HOE MBOLA TAKARINA E!!!!
128. bor2lais ( 21/08/2015 09:22)
RBNIR:

Misy antony matoa IZY nanao hoe « Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. » (Deo.4:2)
Tsy ahy io tsy anao fa Azy irery ihany...
P.S: ILAY FOND KOA ANGE EFA VOASORATRA DAHOLO FA TSY HOE MBOLA TAKARINA E!!!!

:-)
Saingy tsy ny rehetra (ary ianao koa isany angamba) no mahatakatra ny voasoratra raha tsy izany tsy ilaina ny toriteny (sy ny pub ataonareo eto) fa najanona eo amin'ny famakian-teny fotsiny ihany !
:-)
129. RBNIR ( 21/08/2015 13:15)
Tsy dia pub loatra , fa fampahafantarana ny marina, taloha i Jaona mpanao batisa dia resaka bouche à oreile no nahafan'ny olona namantatra azy,
Torak'izany koa i Jesosy namana, resaka bouche à oreil daholo...
Ka dia anjaran'ny tsi11 no mandinika fa raha hangina tsy hampafahantatra dia iza indray no hampahafantra azy eo???
130. bor2lais ( 24/08/2015 08:58)
Dia mazotoa manao bouche à ... "oreil" (moa izy teo ?) ao aza ianareo mbamin-dry fm foi sy ny episkopo e ! :-)
131. RBNIR ( 24/08/2015 09:45)
bor2lais:

Dia mazotoa manao bouche à ... "oreil" (moa izy teo ?) ao aza ianareo mbamin-dry fm foi sy ny episkopo e ! :-)

Ny antso dia miantefa aminao koa namana......
132. bor2lais ( 24/08/2015 09:53)

RBNIR:

bor2lais:

Dia mazotoa manao bouche à ... "oreil" (moa izy teo ?) ao aza ianareo mbamin-dry fm foi sy ny episkopo e ! :-)

Ny antso dia miantefa aminao koa namana......

:-)
SOS sekta !
:-)
133. RBNIR ( 24/08/2015 10:03)
bor2lais:

:-)
SOS sekta !
:-)

Aza diso fandray anefa, fa tsy ny hidiranao amin'ilay fiangonana fa ny hanarahanao ny fahamarinana izay takian'Andriamanitra amin'ny olona tsi11...« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)
134. Hajarilala7 ( 24/08/2015 15:57)

RBNIR:

bor2lais:

:-)
SOS sekta !
:-)

Aza diso fandray anefa, fa tsy ny hidiranao amin'ilay fiangonana fa ny hanarahanao ny fahamarinana izay takian'Andriamanitra amin'ny olona tsi11...« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)

Bor2lais, SOS sekta! raha lazaina secte kanefa manambara ny marina dia TSARA. Jesosy Kristy anie ka milaza ny MARINA kanefa tsy zakan'ny Jiosy dia lazaina fa secte. Raha tsy lazaina secte kanefa diso lalana dia any no SOS!
135. bor2lais ( 24/08/2015 17:14)

Hamafisiko koa ny ana(re)o fa : SOS sekta !
:-)
136. RBNIR ( 25/08/2015 05:27)
bor2lais:

:-)
Hamafisiko koa ny ana(re)o fa : SOS sekta !
:-)

Jesosy anie no sekta voalohany e!!!!!
137. rhaj0 ( 25/08/2015 11:01)
i Bor2lais anie manao "double entendre" rehefa miresaka eee... mila mieritreritra tsara nareo. Ngo dia diso fandray, nefany iBor2lais tena miombon-kevitra aminareo ary tena tia anareo...

SOS Sekta == saosy ny sekta ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565