FANEKENA TALOHA SY NY FANEKENA VAOVAO

81. Hajarilala7 ( 08/09/2015 07:09)

RBNIR:

Tsy mamaly ahy mivantana anie ianao izany namana e! Izaho manontany hoe nanota v i Jesosy?

Mba hampahazava azy kokoa ary e:

Rehefa nalain'ny devoly fanahy i Jesosy dia hoy Izy hoe Efa voasoratra hoe : Aza......(lalàna (ilay tsy tianao no notanisainy teo)

Ankehitriny indray kosa ianao manao ahy hoe Aza mitandrina ny Sabata fa ho very ianareo...
Dia mamaly aho tahaka Azy hoe Efa voasoratra hoe « Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasi­na azy. » (Eks.20:8) sy koa hoe « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito (vakio ny baiboly DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA ISAINA!!!!

Valiko mivantana ary eto ianao! Efa namaly aho fa tsy azonao satria ianao difotry ny fitandremana lalàna ny masonao sy ny sainao :

Jesosy tonga nofo dia mbola Testamenta taloha, teo ambanin'ny lalàna ary mbola nanan-kery ny fanekena taloha tamin'i Jesosy niteny an'io! Tsy mbola tonga ny fanekena vaovao izay tamin'ny alalàn'ny ràn'i Kristy! Araka ny Galatiana 4:4-5 Fa rehefa tonga tokoa ny fotoan’andro, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, nateraky ny vehivavy, nateraka tao ambanin’ny lalàna, Hanavotany izay ambanin’ny lalàna, mba handraisantsika ny fananganan’anaka.

Hoy koa ianao : Ankehitriny indray kosa ianao manao ahy hoe Aza mitandrina ny Sabata fa ho very ianareo...
Dia mamaly aho tahaka Azy hoe Efa voasoratra hoe « Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasi­na azy. » (Eks.20:8) sy koa hoe « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito (vakio ny baiboly DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)
VAkio tsara izay mba soratako ary averiko eto : TSARA NY LALANA ho an'ny olona tsy manana ny Fanahy Masina ho mpitaiza azy (araka Galatiana 3:24 Koa ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin’i Kristy, mba hohamarinina noho ny finoana isika, Fa rehefa tonga ny finoana, dia tsy fehezin’izay mpitaiza intsony isika.).fa mampilamina ny fiaraha-monina eto an-tany izany! Ary aleo mitandrina andro iray ireny tsy manana ny Fanahy Masina ireny mba mihena ny mpanao ratsy na ny ratsy miseho eo amin'ny fiaraha-monina
82. RBNIR ( 08/09/2015 07:26)
Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........
83. tealala ( 08/09/2015 07:49)
izany no atao hoe "excuse"
84. Hajarilala7 ( 08/09/2015 15:25)

RBNIR:

Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........
Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve?? Efa nilaza taminao ny Soratra Masina sy izaho fa mbola testamenta taloha na fanekena taloha tamin'i Jesosy Kristy mbola teo amin'ny nofo,ota, ka inona indray notsindrinao amin'izany?? Nateraka teo ambanin'ny lalàna Izy mba hanavotany izay teo ambanin'ny lalàna = tonga ota mba hamojeny ny mpanota (araka ny Soratra Masina, fanekena vaovao na dia tsy nanota aza Izy.
Sa efa vita teo ny fanavotana ny olona ambanin'ny lalàna?
Ireo mpaminany sy mpanjaka ary ny mpisorona (izay taranak'i Levy) angaha tsy nanana ny Fanahy Masina raha mbola tao amin'ny Testamenta taloha??? Ary ireo sokajin'olona ireo ihany no nandray ny Fanahy Masina noho ny hosotra dilioilo natao raminy. araka ny lalàna. Rehefa tonga ny fanekena vaovao, dia ny finoana, dia niova ny fisoronana, araka ny Soratra Masina, fanekena vaovao, dia niova koa ny zavatra rehetra.
Jesosy Kristy angaha nandrava ny lalàna? Izaho koa tsy handrava ny lalànan sao dia loza ny eto an-tany raha tsy mitandrina ny lalàna ianareo mpijangajanga, mpamono olona, vetaveta sns...ho anareo mpanota hoy ny Soratra Masina ny lalàna, araka ny Soratra Masina, fanekena vaovao, ny Fanahy Masina ho an'ny zanak'Andriamanitra. Ny fitandremana ny lalàna tsy mahavonjy intsony ary hanamarinana ny olona ho zanak'Andriamanitra, araka ny Soratra Masina.

Any amin'ny olona tsy manana ny Fanahy Masina dia azo "tsindrinareo" tsara izay tianareo tsindrina satria tsy mahalala ny zavatra rehetra ireny, araka ny Soratra Masina !

Aza menatra manontany ny toko sy andinin'ny Soratra Masina raha tsy hitanareo na tsy fantatrareo!
Hanokatra ny sainareo anie Kristy Jesosy! AMEN!
85. RBNIR ( 08/09/2015 21:36)
Hajarilala7:

RBNIR:

Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........
Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve??

Voalazanao namana,
Hoy mantsy ianao tary amin'ny lohahevitra Fampianarana tsy misy kilema tary hoe:
" Vakio tsara fa tsy ny didy folo rehetra nolazainy eto fa ny fitandremana ny andro sabata tsy nolazainy. Raha ny Didy Folo no tiany ho lazaina dia tsotra be ny hoe : Tandremo ny Didy Folo.
Mbola haveriko ihany tsy maninona izao :
1 -Mbola teo ambaninin'ny lalàna izay nomena tamin'ny alalan'i Mosesy no miseho ny tantara eo.
2- Tsy Mbola nomena ny Fanahy Masina dia lalàna no mpitaiza. Galatiana 5/ 18 : Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
3- Mbola fanekena taloha no niseho ny tantara noresahin'ny Soratra Masina eto."
Nanazava aho tamin'io hoe efa nilatsaka ny ra nefa mbola nitandrina Sabata ireo mpianany,

Eto indray ianao dia milaza fa hoe "mbola niandry ny Fanahy", dia io indray koa ary ny porofo fa rehefa tonga ny Fanahy dia mbola notandremana ihany ilay lalàna fa tsy rava tsy akory namana.... Ary i Jesosy mihitsy no nitandrina azy fa tsy hoe olon-kafa akory na dia tonga tao aminy aza ny Fanahy....

Ka dia tsy asiana adihevitra be e! anjaran'ny tsi11 no mandinika fa dia izaho moa mihezaka ny manome izay "porofo" rehetra amin'ny fahamarinana toriana eto....

Ny Tompo anie hampahiratra ny masompanahintsika namana....
86. RBNIR ( 08/09/2015 22:03)
Vakio tsara fa hoy ianao ao amin'ny teboka faharoa hoe :
2- Tsy Mbola nomena ny Fanahy Masina dia lalàna no mpitaiza. Galatiana 5/ 18 : Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.

Sa lasa misy karazany indray koa ilay FANAHY? Moa v tsy io Fanahy io ihany ilay tonga tao amin'i Jesosy sa???

« Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy an jentilisa*, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray. [* Gr. Grika] » (1 Kor;12:13)

Dia anjaran'ny ts11 no mandinika.......
P.S: Nisy dia nisy tokoa ny fanomezana ny Fanahy tany amin'ny fanekena taloha, ary na dia talohan'ny fanekena taloha aza dia efa nisy ny Fanomezana ny Fanahy Gen.6:3 saingy tamin'ny olona voafidin'Andriamanitra irery ihany...
« Ary hoy Jehovah: Tsy mba hanapaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-polo amby zato taona ny androny. » (Gen.6:3)

Ary averina foana hatrany fa ny antony hanomezana ny Fanahy dia « Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezek.36:27)

Ary dia voaporofo izany tamin'ny nanomezana ny Fanahy an'i JEsosy.....
87. Hajarilala7 ( 09/09/2015 06:15)

Hoy ianao : Vakio tsara fa hoy ianao ao amin'ny teboka faharoa hoe :
2- Tsy Mbola nomena ny Fanahy Masina dia lalàna no mpitaiza. Galatiana 5/ 18 : Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.

Sa lasa misy karazany indray koa ilay FANAHY? Moa v tsy io Fanahy io ihany ilay tonga tao amin'i Jesosy sa???

88. Hajarilala7 ( 09/09/2015 06:21)

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR:

Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........
Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve??

Voalazanao namana,
Hoy mantsy ianao tary amin'ny lohahevitra Fampianarana tsy misy kilema tary hoe:
" Vakio tsara fa tsy ny didy folo rehetra nolazainy eto fa ny fitandremana ny andro sabata tsy nolazainy. Raha ny Didy Folo no tiany ho lazaina dia tsotra be ny hoe : Tandremo ny Didy Folo.
Mbola haveriko ihany tsy maninona izao :
1 -Mbola teo ambaninin'ny lalàna izay nomena tamin'ny alalan'i Mosesy no miseho ny tantara eo.
2- Tsy Mbola nomena ny Fanahy Masina dia lalàna no mpitaiza. Galatiana 5/ 18 : Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
3- Mbola fanekena taloha no niseho ny tantara noresahin'ny Soratra Masina eto."
Nanazava aho tamin'io hoe efa nilatsaka ny ra nefa mbola nitandrina Sabata ireo mpianany,

Eto indray ianao dia milaza fa hoe "mbola niandry ny Fanahy", dia io indray koa ary ny porofo fa rehefa tonga ny Fanahy dia mbola notandremana ihany ilay lalàna fa tsy rava tsy akory namana.... Ary i Jesosy mihitsy no nitandrina azy fa tsy hoe olon-kafa akory na dia tonga tao aminy aza ny Fanahy....

Ka dia tsy asiana adihevitra be e! anjaran'ny tsi11 no mandinika fa dia izaho moa mihezaka ny manome izay "porofo" rehetra amin'ny fahamarinana toriana eto....

Ny Tompo anie hampahiratra ny masompanahintsika namana....
Hoy ianao : Ary i Jesosy mihitsy no nitandrina azy fa tsy hoe olon-kafa akory na dia tonga tao aminy aza ny Fanahy....

Mibebaha ianao RBNIR fa tonga miteniteny foana!!! Jesosy mitandrina ny lalàna???? Natao ho an'iza ny lalàna??? Mbola avreiko eto indray fa tsy maninona é! mahatsara anreo ny teny averimberina rehefa tsy manana ny Fanahy mampahatsiaro ianareo : 1 Timoty 1/9-10 Ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna, fa ny mpandika lalàna sy ny maditra, dia ny tsy araka an' Andriamanitra sy ny mpanota, ny tsy masina sy ny olom-betaveta, ny mpamono ray sy mpamono reny, ny mpamono olona,sns... Inona amin'ireo no hitenenareo an'i Jesosy Kristy Tompo???? Mbola averiko eto indray : MIBEBAHA IANAREO MPITANDRINA LALANA mba handraisanareo ny Fanahy Masina!!!!
89. Hajarilala7 ( 09/09/2015 06:35)

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR:

Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........
Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve??

Voalazanao namana,
Hoy mantsy ianao tary amin'ny lohahevitra Fampianarana tsy misy kilema tary hoe:
" Vakio tsara fa tsy ny didy folo rehetra nolazainy eto fa ny fitandremana ny andro sabata tsy nolazainy. Raha ny Didy Folo no tiany ho lazaina dia tsotra be ny hoe : Tandremo ny Didy Folo.
Mbola haveriko ihany tsy maninona izao :
1 -Mbola teo ambaninin'ny lalàna izay nomena tamin'ny alalan'i Mosesy no miseho ny tantara eo.
2- Tsy Mbola nomena ny Fanahy Masina dia lalàna no mpitaiza. Galatiana 5/ 18 : Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
3- Mbola fanekena taloha no niseho ny tantara noresahin'ny Soratra Masina eto."
Nanazava aho tamin'io hoe efa nilatsaka ny ra nefa mbola nitandrina Sabata ireo mpianany,

Eto indray ianao dia milaza fa hoe "mbola niandry ny Fanahy", dia io indray koa ary ny porofo fa rehefa tonga ny Fanahy dia mbola notandremana ihany ilay lalàna fa tsy rava tsy akory namana.... Ary i Jesosy mihitsy no nitandrina azy fa tsy hoe olon-kafa akory na dia tonga tao aminy aza ny Fanahy....

Ka dia tsy asiana adihevitra be e! anjaran'ny tsi11 no mandinika fa dia izaho moa mihezaka ny manome izay "porofo" rehetra amin'ny fahamarinana toriana eto....

Ny Tompo anie hampahiratra ny masompanahintsika namana....
Tsy asiana ady hevitra ahoana é!!! Manetre-tena rehefa RESY LAHATRA! 2 Timoty 4/2 Misy ny fandresen-dahatra fa aza miavonavona.

Ianareo milaza fa manana ny marina nefa mitandrina lalàna! Tsy natao ho an'ny olona marina ny lalàna! Ny FANEKENA VOALOHANY sy ny FANEKENA FAHAROA samy nangalànareo sombiny ny lalàna sy ny finoana dia hanaovanareO fampianaran-diso, hamitahana olona izay tsy manam-pahalalana sy tsy manam-potoana handinihina Soratra Masina ary indrindra izay TSY MANANA ny FANAHY MASINA. Sombin-kanina no nomena an'i Jodasy sy ny amboakely Jaona 13/ 26 sy Matio 15 : 27 ,

MIBEBAHA IANAREO MPITANDRINA LALANA!!!!
90. Hajarilala7 ( 09/09/2015 06:39)
Ireto ny adresse email-ko : madatsar@yahoo.com sy teny.fiainana@ymail.com

Raha mila fihaonana fa aza matahotra na menatra fa MANDRAKIZAY no resahina fa tsy andro na volana na taona.

Ny fahasoavan'i Jesosy Tompo anie ho aminareo!
91. RBNIR ( 09/09/2015 07:32)
Hajarilala7:

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR:

Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........
Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve??

Voalazanao namana,
Hoy mantsy ianao tary amin'ny lohahevitra Fampianarana tsy misy kilema tary hoe:
" Vakio tsara fa tsy ny didy folo rehetra nolazainy eto fa ny fitandremana ny andro sabata tsy nolazainy. Raha ny Didy Folo no tiany ho lazaina dia tsotra be ny hoe : Tandremo ny Didy Folo.
Mbola haveriko ihany tsy maninona izao :
1 -Mbola teo ambaninin'ny lalàna izay nomena tamin'ny alalan'i Mosesy no miseho ny tantara eo.
2- Tsy Mbola nomena ny Fanahy Masina dia lalàna no mpitaiza. Galatiana 5/ 18 : Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
3- Mbola fanekena taloha no niseho ny tantara noresahin'ny Soratra Masina eto."
Nanazava aho tamin'io hoe efa nilatsaka ny ra nefa mbola nitandrina Sabata ireo mpianany,

Eto indray ianao dia milaza fa hoe "mbola niandry ny Fanahy", dia io indray koa ary ny porofo fa rehefa tonga ny Fanahy dia mbola notandremana ihany ilay lalàna fa tsy rava tsy akory namana.... Ary i Jesosy mihitsy no nitandrina azy fa tsy hoe olon-kafa akory na dia tonga tao aminy aza ny Fanahy....

Ka dia tsy asiana adihevitra be e! anjaran'ny tsi11 no mandinika fa dia izaho moa mihezaka ny manome izay "porofo" rehetra amin'ny fahamarinana toriana eto....

Ny Tompo anie hampahiratra ny masompanahintsika namana....
Tsy asiana ady hevitra ahoana é!!! Manetre-tena rehefa RESY LAHATRA! 2 Timoty 4/2 Misy ny fandresen-dahatra fa aza miavonavona.

Ianareo milaza fa manana ny marina nefa mitandrina lalàna! Tsy natao ho an'ny olona marina ny lalàna! Ny FANEKENA VOALOHANY sy ny FANEKENA FAHAROA samy nangalànareo sombiny ny lalàna sy ny finoana dia hanaovanareO fampianaran-diso, hamitahana olona izay tsy manam-pahalalana sy tsy manam-potoana handinihina Soratra Masina ary indrindra izay TSY MANANA ny FANAHY MASINA. Sombin-kanina no nomena an'i Jodasy sy ny amboakely Jaona 13/ 26 sy Matio 15 : 27 ,

MIBEBAHA IANAREO MPITANDRINA LALANA!!!!

Ahoana moa no hanekeko fampianarana mifanohitra amin'ny nampianarin'i Jesosy namana!!!
Ianao anie mihezaka manohitra izay lazaiko fotsiny fa tsy misy valiteny anakiray mba mitombina mihitsy e, (ny marina anefa dia anankiray)
Vakio tsara ny valiteninao eto sy ary amin'ny lohahevitra "fampianarana tsy misy kilema fa"
1- tamin'ny voalohany dia hoe mila latsaka ny rà vao tena nanomboka ny hoe ambany fahasoavana tsy misy lalàna intsony, (nomeko ny porofo fa ireo mpianatra vehivavy dia nitandrina ny lalàna hatrany na dia "efa latsaka aza ny rà".
2- Nilaza indray ianao avy eo hoe ka mbola tsy tonga ny Fanahy Masina (dia io noporofoiko io fa "Tonga tamin'i Jesosy ny Fanahy Masina" nefa Izy mbola nitandrina ny lalàna ihany...
3- Rehefa niteny an'io aho dia hoy indray ianao etsy ambony hoe
"Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve?? Efa nilaza taminao ny Soratra Masina sy izaho fa mbola testamenta taloha na fanekena taloha tamin'i Jesosy Kristy mbola teo amin'ny nofo,ota, ka inona indray notsindrinao amin'izany??
Ahoana moa namana no mbola mahatao amin'ny nofo an'i Jesosy Kristy tamin'io fotoana io nefa hoy ny tenin'Andriamanitra hoe : « ...... ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. » (Jaona 3:6) Efa nateraky ny Fanahy ange IZY tamin'io satria efa nandray ny FANAHY MASINA e!!!
92. Hajarilala7 ( 09/09/2015 16:12)

EFA NOLAZAIKO ARY MBOLA HAVERIKO ETO FA DIFOTRY NY LALANA NY SAINAO!
Hoy ianao 2- Nilaza indray ianao avy eo hoe ka mbola tsy tonga ny Fanahy Masina (dia io noporofoiko io fa "Tonga tamin'i Jesosy ny Fanahy Masina" nefa Izy mbola nitandrina ny lalàna ihany...
Sady mamaly ny (3) ihany koa aho : Jesosy no nidinan'ny Fanahy Masina ary feno ny Fanahy dfa ny olona ho vonjena no tsy mbola nomena ny Fanahy Masina satria Jesosy tsy mbola niditra teo amin'ny voninahiny.
Na efa FENO ny Fanahy aza ny Tompo dia mbola tao amin'ny fanekena taloha ihany, nateraka tao Izy (Galatiana 4/ 4) fa tsy mbola nalatsaka ny ràny. Ny ho zanak'Andriamanitra no tsy mbola nandray ny Fanahy tamin'i Jesosy tety satria tsy mbola niditra teo amin'ny voninahiny Izy ary ny fanekena vaovao koa tsy mbola vita.
Henjana ny mampahalala fahamarinana ny olona tsy manana ny Fanahy Masina! Indrindra fa ny mpitandrina lalàna eto dia TENA TSAPAKO ny zavatra nisy tamin'i Kristy niady hevitra tamin'ny Fariseo sy ny mpanoradalàna!

Hoy ianao : Ahoana moa namana no mbola mahatao amin'ny nofo an'i Jesosy Kristy tamin'io fotoana io nefa hoy ny tenin'Andriamanitra hoe : « ...... ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. » (Jaona 3:6) Efa nateraky ny Fanahy ange IZY tamin'io satria efa nandray ny FANAHY MASINA e!!!
Angaha tsy tonga nofo Jesosy? mba hamonjy ny olona mitafy nofo? F'angaha tsy nohombohana ny nofony teo Golgota??? Na olona any amin'ny garabola amin'ny fivavahana aza ve tsy ahatakatra izany??? Fa inona no atao hoe ateraky ny Fanahy???? Efa tsy misy nofo intsony izany fa Fanahy aminareo???

Mbola AVERIKO : MIBEBAHA IANAO!!!
93. Hajarilala7 ( 10/09/2015 06:21)

Strong3:

Ahoana ny hevitrao..?
Galatiana 3 : 10. Fa izay rehetra amin'ny asan'ny lalàna dia eo ambanin'ny fanozonana; fa voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàna (Deoteronomia 27:26).

toy ny milàza io soratra masina io fa tsy afaka @ Jiosy (israely) ny ozona; izany hoe lasa olom-boaozona ny israely na dia marina aza fa firenena nofidina izy ireo, saingy nitsimbadika izany noho ny tsy fahatanterahana t@ fankatoavana ny lalàna rehetra..araka ny gal 03/10 ...tapany farany.
Ary Kristy efa niteny tamin'ny Jiosy izay nino Azy ao amin'ny Jaona 8: 32 "ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo". Mbola misy ozona tao.
94. Hajarilala7 ( 10/09/2015 06:27)
Jaona 8:4 Dia hoy ireo taminy: Mpampianatra ô, ity vehivavy ity azo olan-tanana nijangajanga. "Ary ao amin' ny lalàna, Mosesy dia nandidy antsika fa hotoraham-bato izay vehivavy manao toy izany; fa ahoana kosa hoy Ianao?"

Mba fantaro ny hevitr'i Kristy eto! Raha any aminareo izany no misy io dia tonga dia maty??? Satria izay no lalàna, tsy avy handrava ny lalàna mantsy i Kristy!
95. Hajarilala7 ( 10/09/2015 06:30)

Hajarilala7:

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR:

Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........
Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve??

Voalazanao namana,
Hoy mantsy ianao tary amin'ny lohahevitra Fampianarana tsy misy kilema tary hoe:
" Vakio tsara fa tsy ny didy folo rehetra nolazainy eto fa ny fitandremana ny andro sabata tsy nolazainy. Raha ny Didy Folo no tiany ho lazaina dia tsotra be ny hoe : Tandremo ny Didy Folo.
Mbola haveriko ihany tsy maninona izao :
1 -Mbola teo ambaninin'ny lalàna izay nomena tamin'ny alalan'i Mosesy no miseho ny tantara eo.
2- Tsy Mbola nomena ny Fanahy Masina dia lalàna no mpitaiza. Galatiana 5/ 18 : Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
3- Mbola fanekena taloha no niseho ny tantara noresahin'ny Soratra Masina eto."
Nanazava aho tamin'io hoe efa nilatsaka ny ra nefa mbola nitandrina Sabata ireo mpianany,

Eto indray ianao dia milaza fa hoe "mbola niandry ny Fanahy", dia io indray koa ary ny porofo fa rehefa tonga ny Fanahy dia mbola notandremana ihany ilay lalàna fa tsy rava tsy akory namana.... Ary i Jesosy mihitsy no nitandrina azy fa tsy hoe olon-kafa akory na dia tonga tao aminy aza ny Fanahy....

Ka dia tsy asiana adihevitra be e! anjaran'ny tsi11 no mandinika fa dia izaho moa mihezaka ny manome izay "porofo" rehetra amin'ny fahamarinana toriana eto....

Ny Tompo anie hampahiratra ny masompanahintsika namana....
Tsy asiana ady hevitra ahoana é!!! Manetre-tena rehefa RESY LAHATRA! 2 Timoty 4/2 Misy ny fandresen-dahatra fa aza miavonavona.

Ianareo milaza fa manana ny marina nefa mitandrina lalàna! Tsy natao ho an'ny olona marina ny lalàna! Ny FANEKENA VOALOHANY sy ny FANEKENA FAHAROA samy nangalànareo sombiny ny lalàna sy ny finoana dia hanaovanareO fampianaran-diso, hamitahana olona izay tsy manam-pahalalana sy tsy manam-potoana handinihina Soratra Masina ary indrindra izay TSY MANANA ny FANAHY MASINA. Sombin-kanina no nomena an'i Jodasy sy ny amboakely Jaona 13/ 26 sy Matio 15 : 27 ,

MIBEBAHA IANAREO MPITANDRINA LALANA!!!!

Ahoana moa no hanekeko fampianarana mifanohitra amin'ny nampianarin'i Jesosy namana!!!
Ianao anie mihezaka manohitra izay lazaiko fotsiny fa tsy misy valiteny anakiray mba mitombina mihitsy e, (ny marina anefa dia anankiray)
Vakio tsara ny valiteninao eto sy ary amin'ny lohahevitra "fampianarana tsy misy kilema fa"
1- tamin'ny voalohany dia hoe mila latsaka ny rà vao tena nanomboka ny hoe ambany fahasoavana tsy misy lalàna intsony, (nomeko ny porofo fa ireo mpianatra vehivavy dia nitandrina ny lalàna hatrany na dia "efa latsaka aza ny rà".
2- Nilaza indray ianao avy eo hoe ka mbola tsy tonga ny Fanahy Masina (dia io noporofoiko io fa "Tonga tamin'i Jesosy ny Fanahy Masina" nefa Izy mbola nitandrina ny lalàna ihany...
3- Rehefa niteny an'io aho dia hoy indray ianao etsy ambony hoe
"Raha feno ny Fanahy Masina Jesosy dia inona no tianao tenenina? Hoe nefa mbola nitandrina lalàna ve?? Efa nilaza taminao ny Soratra Masina sy izaho fa mbola testamenta taloha na fanekena taloha tamin'i Jesosy Kristy mbola teo amin'ny nofo,ota, ka inona indray notsindrinao amin'izany??
Ahoana moa namana no mbola mahatao amin'ny nofo an'i Jesosy Kristy tamin'io fotoana io nefa hoy ny tenin'Andriamanitra hoe : « ...... ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. » (Jaona 3:6) Efa nateraky ny Fanahy ange IZY tamin'io satria efa nandray ny FANAHY MASINA e!!!

EFA NOLAZAIKO ARY MBOLA HAVERIKO ETO FA DIFOTRY NY LALANA NY SAINAO!
Hoy ianao 2- Nilaza indray ianao avy eo hoe ka mbola tsy tonga ny Fanahy Masina (dia io noporofoiko io fa "Tonga tamin'i Jesosy ny Fanahy Masina" nefa Izy mbola nitandrina ny lalàna ihany...
Sady mamaly ny (3) ihany koa aho : Jesosy no nidinan'ny Fanahy Masina ary feno ny Fanahy dfa ny olona ho vonjena no tsy mbola nomena ny Fanahy Masina satria Jesosy tsy mbola niditra teo amin'ny voninahiny.
Na efa FENO ny Fanahy aza ny Tompo dia mbola tao amin'ny fanekena taloha ihany, nateraka tao Izy (Galatiana 4/ 4) fa tsy mbola nalatsaka ny ràny. Ny ho zanak'Andriamanitra no tsy mbola nandray ny Fanahy tamin'i Jesosy tety satria tsy mbola niditra teo amin'ny voninahiny Izy ary ny fanekena vaovao koa tsy mbola vita.
Henjana ny mampahalala fahamarinana ny olona tsy manana ny Fanahy Masina! Indrindra fa ny mpitandrina lalàna eto dia TENA TSAPAKO ny zavatra nisy tamin'i Kristy niady hevitra tamin'ny Fariseo sy ny mpanoradalàna!

Hoy ianao : Ahoana moa namana no mbola mahatao amin'ny nofo an'i Jesosy Kristy tamin'io fotoana io nefa hoy ny tenin'Andriamanitra hoe : « ...... ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. » (Jaona 3:6) Efa nateraky ny Fanahy ange IZY tamin'io satria efa nandray ny FANAHY MASINA e!!!
Angaha tsy tonga nofo Jesosy? mba hamonjy ny olona mitafy nofo? F'angaha tsy nohombohana ny nofony teo Golgota??? Na olona any amin'ny garabola amin'ny fivavahana aza ve tsy ahatakatra izany??? Fa inona no atao hoe ateraky ny Fanahy???? Efa tsy misy nofo intsony izany fa Fanahy aminareo???

Mbola AVERIKO : MIBEBAHA IANAO!!!
Jaona 8:4 Dia hoy ireo taminy: Mpampianatra ô, ity vehivavy ity azo olan-tanana nijangajanga. "Ary ao amin' ny lalàna, Mosesy dia nandidy antsika fa hotoraham-bato izay vehivavy manao toy izany; fa ahoana kosa hoy Ianao?"

Mba fantaro ny hevitr'i Kristy eto! Raha any aminareo izany no misy io dia tonga dia maty??? Satria izay no lalàna, tsy avy handrava ny lalàna mantsy i Kristy!
96. RBNIR ( 10/09/2015 06:42)
Hajarilala7:

Mba fantaro ny hevitr'i Kristy eto! Raha any aminareo izany no misy io dia tonga dia maty??? Satria izay no lalàna, tsy avy handrava ny lalàna mantsy i Kristy!

Izay ilay ataoko hoe tsy mamaky tsara ny hafatr'i ny namana ianao fa mitady izay hanoherana fotsiny ihany,
Efa nambarako fa misy ny lalàna efa tsy tandremana intsony:
1- satria efa nofoanan'i Jesosy toy io lazainao io (lalàna izay tafiditra ao amin'ny sokadin-dalàna atao hoe lalàna ateraky ny fandikan-dalana)
2- satria efa tanteraka (ny lalàna rehetra momba an'ny fisoronana satria ny tabernakely efa nafindra any an-danitra dia ny mpanalalàna efa tsy misy intsony afa-tsy Jesosy...

Fa misy ho aho ny làlàna tsy maintsy mbola tohizana ny fitandremana azy toy ny tsy fijangajangana, tsy famonoana olona, tsy maka fanahy an'Andriamanitra tsy miondrika afatsy amin'i Jehovah Andriamanitra irery, ny Sabata (fehiny ny didy folo) satria i Jesosy mihitsy hoy aho no nampianatra fa mbola tandremana ireny ary hita taratra tamin'ny fiainan'ny mpianatra izany......
97. endriny ( 10/09/2015 07:02)

RBNIR:

Efa notsindriko tsara kosa e! EFA FENO NY FANAHY MASINA I JESOSY hoy aho tamin'io fotoana io vakio tsara fa vao avy nilatsahan'ny FANAHY MASINA IZY........

Mampihomehy be koa ity... fa hay kay izany Jesosy indraindray tsy tena feno ny fanahy Masina... Nataoko fa hoe iray ihany izy telo ary miaraka foana
98. Hajarilala7 ( 10/09/2015 07:05)

RBNIR:

Hajarilala7:

Mba fantaro ny hevitr'i Kristy eto! Raha any aminareo izany no misy io dia tonga dia maty??? Satria izay no lalàna, tsy avy handrava ny lalàna mantsy i Kristy!

Izay ilay ataoko hoe tsy mamaky tsara ny hafatr'i ny namana ianao fa mitady izay hanoherana fotsiny ihany,
Efa nambarako fa misy ny lalàna efa tsy tandremana intsony:
1- satria efa nofoanan'i Jesosy toy io lazainao io (lalàna izay tafiditra ao amin'ny sokadin-dalàna atao hoe lalàna ateraky ny fandikan-dalana)
2- satria efa tanteraka (ny lalàna rehetra momba an'ny fisoronana satria ny tabernakely efa nafindra any an-danitra dia ny mpanalalàna efa tsy misy intsony afa-tsy Jesosy...

Fa misy ho aho ny làlàna tsy maintsy mbola tohizana ny fitandremana azy toy ny tsy fijangajangana, tsy famonoana olona, tsy maka fanahy an'Andriamanitra tsy miondrika afatsy amin'i Jehovah Andriamanitra irery, ny Sabata (fehiny ny didy folo) satria i Jesosy mihitsy hoy aho no nampianatra fa mbola tandremana ireny ary hita taratra tamin'ny fiainan'ny mpianatra izany......
Rehefa tandremana ny lalàna dia tandremana daholo fa tsy misy ajanona raha tamin'ny andron'ny lalàna. Ary izay ilay efa nolazaiko teo ambony hoe : maka kely (sombiny)ao amin'y lalàna ianareo izay mora atao, dia maka kely koa (sombiny) ao amin'ny fanekena vaovao dia akambanareo ireo mba hanaovanareo fampianarana entina mandresy lahatra olona ho volosana.

Hoy ianao RBNIR : ny Sabata (fehiny ny didy folo) < Raha ny nambaranao io indray mantsy izao dia "mpanoradalàna moderne" indray ianareo Ianareo indray no mampianatra izao fa ny andro sabata no fehin'ny didy folo. OMEO ny toko sy andininy ao Soratra Masina ka nasain'i Jesosy notandremana ny andro Sabata dia hanaiky anao aho.

Ny sabata ho an'ny fanahy no omen'ny Tompo fa tsy sabata andro!

Tsy marina noho i Saoly, izay lasa Apostoly Paoly, ianareo raha ny fahamarinana araka ny lalàna kanefa dia nataony fatiantoka izany noho ny fihoaran'ny fahasoavan'i Kristy. (Asan'ny Apostoly 22 :3)

Mbola mankahery anareo mitandrina sy mampitandrina lalàna aho, MAHEREZA, satria raha olona tsy handova fiainana mandrakizay ihany, asaivo mitandrina lalàna fa efa miharatsy ny fiainana amin'izao andro farany izao. Ataovy toy ireny ddahalo miova fo tany atsimo ireny é!
99. RBNIR ( 10/09/2015 08:21)

Ka ianao ange tsy mamaky tsara dia miteniteny foana e,
Tsy hoe ilay lalàna amin'ny maha lalàna tokony hotandremana azy no novonoina sy noravana fa:
* ilay sora-tanana tety ivelany Kol.2:14 no novonoina ary nosoloina soratra anatiny ao amin'ny fanekena vaovao Heb.8:10
Ilay lalàna teo aloha ihany no soratana ao am-po....
Ny fomba hanantanterahany an'izay dia omeny ny Fanahy masina « Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezek.36:27)

Fanekena taloha : soratra ivelany ilay lalàna-------> fanekena vaovao (soratra anatiny) saingy tsy niova fa ilay lalàna teo aloha ihany....
Ny mpanoratra an'ilay vaovao dia ny Fanahy Masina

Inona no tsy mazava amin'izany????
100. Hajarilala7 ( 10/09/2015 15:55)

Hoy ianao : Efa nambarako fa misy ny lalàna efa tsy tandremana intsony:
Dia iza no nampahafantatra anareo izay lalàna tsy tandremana intsony??? Efa nambarako taminareo anie fa ny lalàna dia natao ho an'ny mpanota é! Toa ny Fariseo sy ianareo namany, ary ianareo no isany. Jaona 7/ 19 : Tsy Mosesy va no nanome anareo ny lalàna? nefa tsy misy eo aminareo mankatò ny lalàna. Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?
Ny zanak'Israely izay nomena ny lalàna no tenenin'i Kristy Jesosy eto an! Dia ianareo Malagasy indray no mitandrina ny lalàna sy mampitandrina ny olon'Andriamanitra ny lalàna!!! Asan'ny Apostoly 15/ 10 : Koa nahoana ianareo no maka fanahy an' Andriamanitra amin' ny fametrahanareo zioga amin' ny vozon' ny mpianatra, izay tsy zakan' ny razantsika na isika entina? Ny Apostoly no nitory an'io ary hoy Paoly Apostoly ao amin'ny Galatiana 1:8 Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.

Raha ny mpanota no asainareo mitandrina ny lalàna dia tsara fa izay no antony nanovana ny lalàna.

Hoy ianao : * ilay sora-tanana tety ivelany no novonoina ary nosoloina soratra anatiny ao amin'ny fanekena vaovao - Ilay lalàna teo aloha ihany no soratana ao am-po...

Aza dia adala toy izany é! Kotozafy ihany izany no Alexis - Toamasina ihany izany no Tamatave. Toa miteny ianao hoe : ilay Toamasina no tsy tiany dia nalefa any Tamatave izy!! Ianao tsara miaraka amin-dry Foy Hehy sy Gothlieb dia tena mety. Miala tsiny fa tena mampihomehy ianareo. Raha zaza amin'ny fahalalana dia tena voafitakareo!
Ary fetsy ianareo kah!!! Ny talapetraka no nalainareo dia nataonareo madecasol

Lioka 5:38 Fa ny divay vaovao (izay ilay didy vaovao)dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao, dia samy haharitra izy roroa.

Hoy ianao : Ny mpanoratra an'ilay vaovao dia ny Fanahy Masina
dia tena .....
Fa tamin'ny alalàn'ny inona no nanoratana ny didy sy ny lalàna teo amin'ny vato fisaka tao an-tendrombohitra Sinay é???

Tsy mbola reraka aho miteny aminareo diso lalana hoe : MIBEBAHA IANAREO mba handraisanareo ny Fanahy Masina hanananareo fahafahana sy hitarika anareo ho amin'ny marina rehetra fa tsy hampitandrina anareo intsony ny lalàna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2476