FANEKENA TALOHA SY NY FANEKENA VAOVAO

141. Hajarilala7 ( 18/09/2015 16:06)
Hajarilala7:

[quote=Hajarilala7]
[quote=Hajarilala7]
[quote=Hajarilala7]

[quote=RBNIR]
Namana hajarilala, aleo tsy miteny hoy aho toy izay miteniteny foana....
Izao teny izao v dia tokony ho lazain'ny olona milaza ho mpanompon'Andriamanitra?
Citation ity
" Tsy izaho intsony no velona, ka raha izaho no asainao mitandrina ny andro sabata, mitandrina ny hoe Aza mijangajanga" sns.... dia miala tsiny fa ny Tompon'ny Sabata, dia Kristy Jesosy, sady faran'ny lalàna no efa velona ato amiko sady ivelomako. Diso adresse ianareo izay mampitandrina ny lalàna raha izaho no asainareo mitandrina izany.

Dia nampianao hoe : Hazavaiko fa sao tsy azonao RBNIR ilay hoe "Fa Kristy no faran' ny lalàna" = Izy no arrivée

Raha ireo no raisina dia hoe : tsy nitandriana ny lalàna intsony i Kristy ary tsy notandremany intsony ilay hoe "Aza mijangajanga".........
Mba menatra e!!!!! Aleo mangina hoy aho fa miteniteny foana!!!!

142. Hajarilala7 ( 18/09/2015 16:10)
RBNIR:

143. Hajarilala7 ( 18/09/2015 16:10)

144. RBNIR ( 01/06/2017 05:18)
Hajarilala7:

Raha ireo no raisina dia hoe : tsy nitandriana ny lalàna intsony i Kristy ary tsy notandremany intsony ilay hoe "Aza mijangajanga".........
Mba menatra e!!!!! Aleo mangina hoy aho fa miteniteny foana!!!!

Fampianarana mampanota olona ity fampianaran'ingahy samuelson edward ity....Araka io lazain'i Hajarilala7 io dia hoy izy hoe tsy nitandrina ny lalàna intsony hono i Kristy ary tsy notandremany intsony ilay hoe Aza mijangajanga.....

Ny tena marina (notandremany tsara) tahaka ny nitandremany an'ireto didy madikinika "voasoratra ireto"....
« Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly* fanahy.[*Devoly = mpiampanga, na mpanendrikendrika] » (Matio 4:1)
« Ary nifady hanina efa-polo andro sy efa-polo alina Izy, koa nony afaka izany, dia noana. » (Matio 4:2)
« Dia nanatona ny mpaka fanahy ka nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto. » (Matio 4:3)
« Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra (Deo. 8. 3). » (Matio 4:4)
« Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin'ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon ny tempoly, » (Matio 4:5)
« dia nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12). » (Matio 4:6)
« Hoy Jesosy taminy: Voasoratra hoe koa: Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao (Deo. 6. 16). » (Matio 4:7)
« Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, » (Matio 4:8)
« dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. » (Matio 4:9)
« Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deo. 6. 13). » (Matio 4:10)

Izay "rehetra voasoratra" dia notandremany tsara avokoa afatsy ireo tandindona sy aloka fahiny ihany.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3716